mba asio cohéence ny resaka ê!
21. xxx
(
14/11/2007 14:19)
Fody:
Asa raha mba mandinika sy mba milaza zavatra misy cohérence tokoa ratsimiandravola na tsia, fa mba vakio anie izato fanazavana mba omeny e!
Ity no nasaina nohazavainy:Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.
Dia izao no valin-teny azo. Lazainy fa fanazavana hono.
Izao ary raha tsy azon'ny Fody ê:
Raha izaho i Fody ovaiko aloha voalohany indrindra ny pseudo satria izany Fody izany anie raha oharina amin'ny akoho dia tena sady kely tsy misy ohanina no mpangala-bary ê.Ny akoho aza mbola voan'ny hoe :"milohan'akoho",mainka fa ny Fody!
Raha ovàna indray mba ahitàna dikany mba mendrika dia mety azo atao hoe "fanafody" ,nefa toa tsy misy ifandraisany.Ny atahorana aza dia sao lasa V ny F!Aza hitako.
NB Ireo voalazako ireo dia tsy misy Cohérence mihitsy ka aza raisina afa-tsy amin'ny vazivazy ê!
Manaraka an'io dia milaza izy fa agnostika, izay faritany hoe:Doctrine philosophique qui écarte toute spéculation sur l'absolu en le déclarant inaccessible à notre connaissance.Nefa mbola sahy miresaka dieu ihany izy; hoy izy mantsy ery ambony ery:Disons que c'est Zanahary mon dieu
Tsy te hamaly an'i Fody fotsiny anie izany i Tsimiandravola ê!
Satria i Fody ,ary i Fody irery,araka ny voalazan'i fijo,no tsy mahita ny cohérence eo amin'ny valiteny nataon'i Tsimiandra.
Aminy izany dia mody adala i Fody na te hampiesona!
22. Fody
(
14/11/2007 19:42)
Tsy te hamaly an'i Fody fotsiny anie izany i Tsimiandravola ê!
Satria i Fody ,ary i Fody irery,araka ny voalazan'i fijo,no tsy mahita ny cohérence eo amin'ny valiteny nataon'i Tsimiandra.
Iza ilay rehetra?
De angaha tsy hitan'i xxx koa ity zavatra nolazain'i pissoa ity?
Maro iza avy izany Kristianina izany ry Fijo ?
Toa i Pissoa sy Ikaretsaka sy i Fody ihany no Kristianina namaly teto. I Soanja tsy haiko izy na Kristianina na tsia. Asa i Fijo raha tena mandinika ilay valin-teninay
De aminao ve de mba misy cohérence ny zavatra lazain'i tsimiandravola io? Io averiko io dia vakio tsara!
Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.
Manaraka an'io dia milaza izy fa agnostika, izay faritany hoe:
Doctrine philosophique qui écarte toute spéculation sur l'absolu en le déclarant inaccessible à notre connaissance.Nefa mbola sahy miresaka dieu ihany izy; hoy izy mantsy ery ambony ery:
Disons que c'est Zanahary mon dieu
Mba mandinika vao miteny e!
23. tsimiandravola
(
14/11/2007 19:58)
tsimiandravola:
Niryna:
Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao?
Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa.
Tonga dia manao coq à l'âne
Niryna:
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;
Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana. Nomerao 6:24-26
Niryna:Mazava loatra fa ny masoandro no andriamanitra, automatique io,tsy mana-tsafidy ilay vonin-kazo
Raha ny voninkazo tanamasoandro aza manaraka sy mahafantatra manaraka ilay masoandroNiryna:Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.
ahoana tokoa re no fifaliana miandry antsika sy ho diavintsika raha manaraka ny sitrapon'Atra isika e!
Niryna:.Aza raisina ohatra ary ny tournesol tsy manan-tsafidy ê.Tsy misy ifandraisany mihitsy.
Anisany fahasoavana iray lehibe nomeny antsika ny safidy
Dinihontsika tsara, hitantsika ve? ny démarche "intellectuelle" mahazatra ny olona dévote?
Averiko kely eto ny Sizé satria aho toa mahita fa iadivanareo (i xxx sy i Fody) ny momba azy.Raha miresaka "cohérence" sy "incohérence" aho dia mikasika ny fomba fanaon'i Niryna sy ny Kristianna maro.
Raha azoko tsara ny mahasahirana an'i Fody dia tsy tokony hi-kritika an'i Niryna aho raha tantoa ka ny lazaiko aza tsy "cohérent"(Nefa tsy hitako izay "incohérence" amin'ny phrase-ko aloha.Ny hoe d'accord na tsy d'accord ianareo dia ekeko,fa ny fitsaràna izany ho incohérent dia laviko).
Dia averiko aminareo eto fa izaho dia tsy manana problème de conscience amin'ny fitsarana olona satria aho tsy matahotra ny ho tsaraina.Ianareo Kristianna kosa nefa,indrindra i Fody,dia tsy manana fahafahana hitsara ahy satria sao ho voatsara (araka ilay hoe aza mitsara dia tsy ho tsaraina ianao)
Ka aza avily any amin'ny "incohérence" n'i Tsimiandravola ny resaka fa any amin'ny incohérence n'i Niryna sy ny Kristianna.(Sao lasa HS)
Misaotra:D
26. Fody
(
14/11/2007 20:34)
Ka raha resaka cohérence no jerena, ry namana, dia ny anao no tena tsy misy. Porofo mivaingana tsy azonao lavina ireo ambony ireo, fa tsy manendrikendrika aho akory.
Ary aza malaky miaro tena amin'ny hoe: "aza mitsara fa mbola tsaraina" fa hevitra mitombina sy misy cohérence lazaina raha tena lehilahy sy mba tena manana ny maha izy ny tena. Sa ny hafa tenenina hoe asio cohérence fa ny anao tsy asina? Tsy izany ve no mpitari-bato vilam-bava, hafa no tondroina nefa zavatra hafa no hatao?
Mba mandinika e!

27. tsimiandravola
(
14/11/2007 21:31)

Ny kristianna tompolahy hajaina dia tsy tokony ho solafaka mihitsy satria tsimaintsy mizotra amin'ny "morale" kristianna voasoritra.Ary tsara aminareo mihitsy ny mitandrina an'izany satria sao voasoketanay indray ianareo hoe mpanararaotra ny fahamorampon'Andriamanitrareo.
Raha tsorina dia tokony halavirinareo ny fangalarana akoho rehefa tonga ny alatsinainy,satri manafoana ny vavakareo ny Alahady izany.
Izahay kosa dia tsy voafehin'ny morale kristianna,ka na dia vilam-bava kely aza i Tsimiandravola dia tsy mi-dramatiser an'izany.
Manana morale hafa izahay ary mety kokoa ho an'ny fiaraha-monina nohon'ny an'ny Kristianna.Saingy tsy izany no resaka eto aloha.
Dia hendre tsara ,ary aza mibaiko libre penseur ê!Ny anareo atrehina dia aza atao tratry ny masoandro milentika ny fahaviniranareo aminay :D
28. fijo
(
14/11/2007 22:31)
iza ilay rehetra.ny mpamaly teto izao dia za irery no tsy kristianina,ny sasany nahita sy nanamarina ny voalaza i pissoa moa mbola miahiahy ny finoan'i soanja satria tsy mitovy aminy.
i fody avy dia manenjika be satria hoe tsy mpino i tsimiandravola;izay le hoe aza manenjika olona

29. ikaretsaka
(
14/11/2007 23:44)
zahay sy i pissoa sy i soanja tsy mifampiahiahy finoana ka, ny fijery fotsiny no samihafa fa i pissoa mihery havie de soanja havanana de za ampovoany fa ny zavatra jerena sy inoanay 1 ihany:wink:
30. pissoa
(
15/11/2007 09:39)
iza ilay rehetra.ny mpamaly teto izao dia za irery no tsy kristianina,ny sasany nahita sy nanamarina ny voalaza i pissoa moa mbola miahiahy ny finoan'i soanja satria tsy mitovy aminy.
i fody avy dia manenjika be satria hoe tsy mpino i tsimiandravola;izay le hoe aza manenjika olona
Ary mba mahay mamaky ve i Fijo ity ary sa tsia ? Iza avy izany MARO izany no nanontaniako anao teo. Izay no mahatonga ny fitanisana olona/finoana. :wink::-D
31. Fody
(
15/11/2007 14:01)
Fa inona aloha ilay hoe: manenjika? Mba farito kely azafady!
Mba jereo raha misy lojika sy cohérence ny zavatra nolazain'i tsimiandravola:
Io dia lahateny tsy misy cohérence na kely aza. Na ny fehezanteny, na ny hevitra dia tsy misy ifandraisany mihitsy.
Raha raisina tsikelikely aloha dia izao: fehezan-teny voalohany: Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil. Raha jerena maimaika dia misy fehezan-kevitra (proposition) roa ao amin'io fehezan-teny io, izay ampifandraisin'ny mpampiankina "satria" (adverbe). Ny voalohany dia milaza hoe: Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika. Aiza amin'io anefa ny Lazaina (sujet). Raha mamaky tsara ianao dia ahita fa tsy misy sujet ao. Isika ve no sujet sa ny masoandro sa ny tournesol? Raha lazaina fa ny masoandro, ny sitapon'iza no tsy narahin'ny masoandro? Raha lazaina fa isika indray ny sitrapon'iza no tsy narahantsika? Tsy mbola asina teny moa ny incohérence ao anatinio fehezan-kevitra iray io. Dia lasa ny saina ka te hiteny hoe: mety adinony angamba ny faingo manelanelana ny masoandro sy ny isika. Nefa raha izay dia azo lazaina fa samy sujet avokoa ny masoandro sy ny isika. Andeha hojerena indray àry aloha ny tohiny: satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil: Aiza no tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol? Ao amin'ny masoandro ve sa ao amin'ny olona? Vao maika mihamaizina. Raha lazaina fa ao amin'ny olona dia tena diso satria ny olona dia mila ny masoandro (mila hafanana sy hazavana). Raha lazaina fa tsy mila an'io ny olona, dia adala tsimiandravola mandray azy ho andriamaniny.
Avy eo izy tonga dia miteny hoe: Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova. Tsoa-kevitra avy hatrany, tsy misy hevitra tena mazava mialoha azy. Avy aiza io?
Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra. Ary avy eo dia hevitra notsipahany tery aloha no anohanany azy. Ary raha tena jerena akaiky aza dia tsy misy ifandraisany amin'izay voalazany mihitsy.
Raha mangataka fanazavana momba an'io zavatra nolazainy io dia ity no fanazavana azony nomena: Izao ary raha tsy azon'ny Fody ê:
Raha izaho i Fody ovaiko aloha voalohany indrindra ny pseudo satria izany Fody izany anie raha oharina amin'ny akoho dia tena sady kely tsy misy ohanina no mpangala-bary ê.Ny akoho aza mbola voan'ny hoe :"milohan'akoho",mainka fa ny Fody!
Raha ovàna indray mba ahitàna dikany mba mendrika dia mety azo atao hoe "fanafody" ,nefa toa tsy misy ifandraisany.Ny atahorana aza dia sao lasa V ny F!Aza hitako.
NB Ireo voalazako ireo dia tsy misy Cohérence mihitsy ka aza raisina afa-tsy amin'ny vazivazy ê!
Ary raha mampiseho aminy fa tena tsy misy cohérence mihitsy ny zavatra lazainy dia teny feno fihatsina no mba hany havaliny.
Ohatra ihany moa io.
Raha mamaky ny tohin'ny resaka kosa dia izao no azo omena:
1 - Ny agnostika araka ny anehoan'i tsimiandravola azy eto dia olona tsy mba manana moral (satria araka ny heviny dia efa norobain'ny kristianisma daholo ny zavatra rehtra ka tsy manana moral intsony izy)
2 - Tsy manana sens d'autrui na kely aza, ary ny hafa tsy mitovy hevitra aminy (indrindra ny kristiana) dia fahavalo avokoa, porofon'izany ny teny feno fihatsina mameno ny forum efa hatramin'ny volana déc 2006.
3 - Ny agnostika dia olona tsy manana esprit critique fa esprit de critique no ananany.
4 - Ny libérté ho azy dia libértinage.

33. fijo
(
15/11/2007 23:20)
I Soanja tsy haiko izy na Kristianina na tsia. Asa i Fijo raha tena mandinika ilay valin-teninay
i pissoa no nilaza an'io ery ambony ery fa tsa mba ahako an.
manenjika rehefa mihezaka manohitra be fotsiny ny lazain'ny olona iray.na marina io na diso de diso foana.
toa io ataon'ise io mihintsy ry fody an.

34. Fody
(
16/11/2007 11:58)
Hay moa izany rehefa mitsikera ny zavatra diso, sy tsy mitombina lazainareo dia manenjika ny dikany?
Lasitra iray ihany kay ireto miseho ho athée eto ireto: samy tsy valin-teny aby nefa samy miteniteny foana.
35. niryna
(
16/11/2007 12:57)
Fody:
Hay moa izany rehefa mitsikera ny zavatra diso, sy tsy mitombina lazainareo dia manenjika ny dikany?
Lasitra iray ihany kay ireto miseho ho athée eto ireto: samy tsy valin-teny aby nefa samy miteniteny foana.
=D=D Mahereza fody a,ny Tompo anie hanome teny eo ambavanao mandrakariva.:-*
36. ikaretsaka
(
16/11/2007 17:20)
Fody:
Hay moa izany rehefa mitsikera ny zavatra diso, sy tsy mitombina lazainareo dia manenjika ny dikany?
Lasitra iray ihany kay ireto miseho ho athée eto ireto: samy tsy valin-teny aby nefa samy miteniteny foana.
tsy ny athee ihany no manao io tapany voalohany io ry fody.. fa misy na ireo evanjelicvals sy biblika aza rehefa tsikeraina de....
37. fijo
(
16/11/2007 22:45)
fa ry fody ve tsy mahatsapa tena hoe tsy mahatanty tsikeraina???aoka nama.
38. Fody
(
17/11/2007 20:09)
Tsikerao izay lazaiko fa vonona aho hanome fanazavana ampy, fa tsy hanao ohatra ny fanaon'ny hafa (tsimiandravola): rehefa miteny ny zavatra tsy mety lazainy dia fiantsina no avaliny azy; na hanao ohatra ny fanaonao: toton'omby bory na bontolo be fotsiny.
39. xxx
(
18/11/2007 18:44)
Fody:
...Ny voalohany dia milaza hoe: Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika. Aiza amin'io anefa ny Lazaina (sujet). Raha mamaky tsara ianao dia ahita fa tsy misy sujet ao. Isika ve no sujet sa ny masoandro sa ny tournesol? Raha lazaina fa ny masoandro, ny sitapon'iza no tsy narahin'ny masoandro? Raha lazaina fa isika indray ny sitrapon'iza no tsy narahantsika?...
Miala tsiny raha mandray tsy raisina fa misy sujet mazava tsara io fehezanteny io.
Mahagaga mihitsy ny tsy ahitan'i Monsieur Fody azy.
Raha esorina ny hoe "toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro"
Dia manome izao ny ambiny:
"tsy manaraka ny sitrapony isika":hita amin'io fa ny "isika" ny "sujet".
Noho izany dia "mise en apposition" ilay nesorina tetsy aloha.
Ka raha tsy fahaizana teny gasy no miseho eto dia tsara raha mandeha mandalina an'io grammaire io aloha izay tsy mahay fa manjary mihodina fotsiny ny foto-dinika.
Miala tsiny amin'ny mpandray anjara amin'ny forum izay voatery mivoaka ny dinika noho ny tsy fahampiana toy izany ,fa tsapa fa mateti-pihavy loatra ny toe-javatra toa io.