Amiko dia tsy nisy ny Jesoa araka ny NT satria:
1. tsimiandravola
(
05/04/2007 19:29)
-Ny NT ihany dia efa ahafahaka manamporofo an'izany dia ho hitantsika tsikelikely eto izany
novalian'i Salut ny 10/04/2007 13:18
2. rush
(
05/04/2007 19:49)
dia rehefa aminao hoe tsy misy Izy dia tazomy ho anao izany fa aza eto no hanaovana wawawa lava mahasorena zao e!
3. kiranil
(
05/04/2007 20:15)
Inona no tombotsoa @ filazana hoe tsy nisy Jesosy Kristy.
Ho an'ireo mino sy manaiky an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy mantsy dia nampianariny handeha amin'ny Fitiavana. Hitia an'Andriamanitra sy hitian'ny namana tahaka ny tena; ary mba hanana ny fanantenana amin'ny fiainana mandrakizay miaraka Aminy rahatrizay miala eto an-tany;
Efesiana 5:2 ary mandehana amin'ny fitiavana, toy ny nitiavan'i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana [fanatitra alatsa-dra] amin'Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika.
Kolosiana 3:14 Ary aoka ho ambonin'izany rehetra izany ny fitiavana, fa fehin'ny fahatanterahana izany.
ITesaloniana 3:12 Ary ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra, dia tahaka anay aminareo koa,
Mbola betsaka ny azo lazaina fa www.baiboly.org raha te ahafatatra bebe kokoa.
Misaotra.

4. Fiffi
(
05/04/2007 20:17)
heu...raha zah aloha de tsy mila porofo fa de mino azy zah ary mihaina @ io fisiany io.....ampy ahy zay!
7. tsimiandravola
(
05/04/2007 20:57)
rush:Ka ny mba mahasorena anie dia toa ohatran'ny mila porofo ny sasany toa an'i Ra-Salut ê!'Zao indray ary lazaina azy ê:
dia rehefa aminao hoe tsy misy Izy dia tazomy ho anao izany fa aza eto no hanaovana wawawa lava mahasorena zao e!
Aza mikitikitika rambon-tsoavaly hono hoe sao voan'ny dakany!
Aiza ve ka izaho ,tsimiandravola no hantsiana lazaina fa tsy afa-manaporofo ny tsy fisian'i Jesoa ara-tantara!
Io Baiboly io ihany no mitantara ary mampilaza an'ilay Jesoa (personnage central) fa ny olona hendry dia tsy manorina ny tranony eo ambony fasika satria rejefa avy ny riaka dia hirodana izany.Sa ahoana tsara moa ilay tena tenin-kira?
Hany ka hehezin'ny akoho tokan'anaka ankehitriny ny lainga marivo tototry ny krisianna.Eo vao may volon-tratra dia velona ny soketa sy ny fandavana ny porofo entin'ny olona...:D
8. fijo
(
05/04/2007 21:04)
sady ra salut io anie mitady profo fa asaivo manome anie rah amahita lazaina e
11. Vahinala
(
05/04/2007 22:04)
Mandreraka be kosa le resaka e, io finoana io ange tsy hifanerena e, izay tsy mino tsy mino fotsiny ary zay mino d mino ampy zay, tsitako hoe inn no varany hiezahana hanazavana be eo foana hoe tsy misy Andriamanitra, rehefa tsy mino ianao d tano anao irery any fa ianao tsy aharesy lahatra ny mino mba tsy hino toa anao mihitsy na inona lazainao na inona, ary ny mpino koa mety tsy aharesy lahatra anao mba hino dia samia manaja ny finoany d ampy zay tsy asiana resaka be.
12. tsimiandravola
(
05/04/2007 22:10)
Vahinala:Tsy ny andriamanitra anie no voatery ho tsy misy e!AVADIKAREO FOANA ANGE LE RESAKA ê!
tsitako hoe inn no varany hiezahana hanazavana be eo foana hoe tsy misy Andriamanitra, rehefa tsy mino ianao d tano anao irery any fa ianao tsy aharesy lahatra ny mino mba tsy hino toa anao mihitsy na inona lazainao na inona, ary ny mpino koa mety tsy aharesy lahatra anao mba hino dia samia manaja ny finoany d ampy zay tsy asiana resaka be.
Ny Jesoa no tsy nisy ,ary ny Jehova no Mythe.
Ny Andriamanitra dia resaka hafa indray izany!
13. Vahinala
(
05/04/2007 22:14)
tsiamiandravola > Ary fa anga mbola tsy renao ilay hoe Andriamanitra tokona olona telo ? Ray, zanaka (Jesosy), ary ny fanahy masina ?
Za aloha tsy d tia miady hevitra mikasika ny fivavahana loatra e satria sujet saropady io, sady za tsy miezaka manakatra zavatra be zany na hoe mametraka fanontaniana fa mino fotsiny aho dia ampy ahy izay.

14. tsimiandravola
(
05/04/2007 22:29)
Vahinala:
tsiamiandravola > Ary fa anga mbola tsy renao ilay hoe Andriamanitra tokona olona telo ? Ray, zanaka (Jesosy), ary ny fanahy masina ?
Za aloha tsy d tia miady hevitra mikasika ny fivavahana loatra e satria sujet saropady io, sady za tsy miezaka manakatra zavatra be zany na hoe mametraka fanontaniana fa mino fotsiny aho dia ampy ahy izay.
Be loatra ny olona ohatranao ka mampalahelo!Raha apetra ka ny fanontaniana hoe :"fa loz'innn ity nahazo ô ô ô!!?" (teninkiran'i Eric manana io) nahoana no mahantra ny firenentsika? Dia satria mbola ao anaty "ténèbre" isika mianakavy.
Ataontsika ahoana ny hampianatra sy hanoro ireo mpiray tanindrazana amintsika,raha isika nahazo instruction sy fahalàlana aza manao soavaly tampi-maso??Fahafahana mandinika,liberté de pensée aza tsy fantatsika akory??
Dia lazaovy fa tsy fitiavana izany kritika izany fa fanenjehana sy fankahalàna!!!
Fiffi â!Je t'aime bien tu sais!:-*
15. piste
(
05/04/2007 22:46)
Ireo bandy miseho ho athée eto @tanàna ireo dia sady mampalahelo no mampihomehy. Mba te hanara-damaody nefa ny saina handinika izany tsy maharaka akory hany ka izay rehetra lazain'ny olona io dia ekena sy tohanana avokoa. Mahantra leitsy laisany fa mieritrereta ihany à.
Nolazaina tery aloha fa hita sy voaporofo hono ny taolam-balon'i Jesoa é, dia iny fa roboka izy mianakavy( mba tsy hilazana izy mirahalahy)manohana an'iny hevitra iny. Dia eto indray fa tsy nisy ara-tantara dia iny indray fa mihazakazaka manohana an'iny.
Dia mahantra izany raha olona. Dia tsy menatra ve ianareo @ izao toetra mampiseho hamaivanan-doha asehonareo izao. Tsy manana foto-kevitra tena ijoroana fa dia faly hanara-kefa fotsiny. Mba tongava saina ihany ry zalah.
Tsy ny tsy finoanareo no kianiko fa ilay honneteté mihitsy no tsy ananareo. Raha mba nianatra ihany dia mba lòjika @ tenanareo.

16. Vahinala
(
05/04/2007 23:31)
tsimiandravola > Io hoa na inona fanazavana ataonao na inona tsy hanova ny finoako sy izay mpino rehetra mihitsy ianao, na hanazava zao rehetra izao aza d reraka eo fotsiny ianao, tsy mila fahalalàna sy instuction izany ny finoana fa amiko mino aho d zay ary tsy mila porofo koa aho vao afaka ny hino fa sambatra aho manana an'Andriamanitra eo am fiainako ary Andriamanitra dia Jesosy ihany, ianao tsy mino d tano ho anao ny hevitrao fa aza terena ny olona hitovy hevitra aminao ary za tsy handresy lahatra anao akory hoe minoa satria c pas la peine, samy manana ny fisainany io.
17. cutie
(
05/04/2007 23:44)
Tsy ny andriamanitra anie no voatery ho tsy misy e!AVADIKAREO FOANA ANGE LE RESAKA ê!
Ny Jesoa no tsy nisy ,ary ny Jehova no Mythe.
Ny Andriamanitra dia resaka hafa indray izany!
mazava :lol::lol::lol::lol:
ary marina koa le mamadika resaka:-D
18. kiranil
(
06/04/2007 00:21)
zao ny fahitako ny raisonnement an-ra tsimiandravola:::
1- ohatra ny milaza ny hoe ::
"SATRIA IZAHO TSY FRANTSAY, DIA AMIKO TSY NISY ARA-TANTARA I NAPOLEON BONAPARTE, NA I LOUIS XIV" ..
dia hono hoa hanaiky izany ve ny mpianatra Histoire 1ere annee eny Akantso???
na koa hoe:
"SATRIA IZAHO TSY AMERIKANA, DIA TSY NISY ARA-TANTARA GEORGE WASHINGTON SY PETE SAMPRAS MPILALAO TENNIS"
Diniho tsara fa hidona @ rindrina ihany aho ny hiafarany. satria olona tena nisy no lazaiko tsotra izao fa tsy misy.
Sa izay angamba ilay antsoina @ hoe "manenjika aloka" aminy...
2- Naninona no nanaiky nametraka ny daty 2007 ao @ io ordinateur ampiasan'ingahy io ny scientifique tampipahaizana toa an-dra fijo, raha tsy nisy ara-tantara Jesosy Kristy???? Misy reference napetraka mazava tsara no nahatonga io 2007 isika izao, fa tsy tonga ho azy
3- www.allaboutgod.com ny fanazavana maro na ara-scientifika na tsia ny @ Andriamanitra (Jehovah) sy ny Jesosy Kristy Zanany.
4- misaotra.. fa tohizana @ manaraka raha mbola tsy maty... :lol:

19. eprom
(
06/04/2007 05:51)
nahoana no mahantra ny firenentsika? Dia satria mbola ao anaty "ténèbre" isika mianakavy.
Atchouum!!!! salut indray enao Mr Tsimiandravola. Haaaa!!! Mbola anaty maizina ny firenena an!!! Sssshh..Averina eto foana ve le resaka kle...Za anefa mino fa raha ny gasy rehetra izao no mba manaja ny didy folo! Na de hoe tsy izy rehetra aza fa le "aza mangalatra" sy "aza mamono olona" fotsiny. Mbola mila map ve vao handroso?
20. jentilisa
(
06/04/2007 07:32)
Marina fa resaka mpandeha eto foana izy io fa ianareo koa vao tairiny dia mamaly avy hatrany...ho avy hoy izy dia avelao ho avy e! aza taitran'izany!
Indro tokoa fa aizina no manarona ny firenena ary aizim-pito no mandrakotra azy...fa iindro kosa nisy mazava nipoitra tsikelikely ka lasa nameno ny faritra rehetra. Henika azy ny firenen-drehetra...
Moa azonareo ve ny dikan'izany? Nihananazava ny olona nanantena (atao hoe manana ny finoana ary niandrandra ny lanitra fa tsy variana niondrika nijery ny tany izay endriky ny fahalalana tsy misy finoana) ilay fahazavana avy any an-danitra tsy mba iandrasan'ny tsy mino loatra zavatra.
Ny tsy mino variana mikorofoka ao anaty aizina fa ny mino kosa mitazana sady mandray ilay fahazavana mba hanazava azy io ary hahita tsara izy na dia any anatin'ny antsoin'ny sasany hoe aizina aza. Ahoana ary ny fijerin'ny tsy mino io zavatra nosoratako io?
Akaiky indray manko ny Paska dia atao indray izay isian'ny adi-hevitra! hehe