Amiko dia tsy nisy ny Jesoa araka ny NT satria:
21. nikopol
(
06/04/2007 08:04)
Jesus de Nazareta aloha sura fa nisy e ! Ohatran'ny fisian'ry Socrate sy ry Platon, ary ry Homere sy ny sisa ...
Tsy ny baiboly ihany no nitantara ny fanombohana an' i Jesus tamin'ny azo fijaliana fa nisy soratra hafa koa ... Tamin'izany andro izany, izay lazaina fa meloka rehetra dia niombohana daholo, fa matetika aloha ny mpilaiso no tena voatomboka e !
Ny maha -zanak'Andriamanitra azy indray dia izay ilay fanontaniana nipetraka tamin'izany andro izany, ka tsy nino ry lerony dia niombohona i lery ...
Ny ahy mba misy eritreritry bary manitikitika ahy dia hoe, raha navela ho fatin'ny fahaterana tahaky ny rehetra ve i jesoa dia mety ho nisy ny kristianisme na lasa mianaka be tahak'izao hianantsika izao ?

22. monstre
(
06/04/2007 08:38)
Raha ny adi-hevitra rehetra teto no novakiana dia sarotra be no mitsara hoe misy sa tsy misy ilay Dimbaka avy any Nazareta eh!
Ny azo ambara aloha dia nino ny fisian'ny ZANAHARY ny Malagasy. Azo porofoina izany amin'ny boky na raki-tabela mitantara ny tena maha-malagasy.
Ny Kristianisma indray dia zava-baovao tena mbola voa haingana no fantatsika gasy, vao telo na roanjato taona mahery kely io no fantatsika!
Ny fisainana malagasy koa anefa dia efa nilaza t@ angano sy ohabolana maro fa nisy zanaka io ZANAHARY io ary indraindray nidina namonjy ny vahoakany(nitady vady sns...).
Noho izany dia tsy hita izay tena hevitra azo tsoahina! Raha tsy mino ny angano(na ohabolana) ianao dia afaka tsy mino ny baiboly koa satria mitovy ihany ireo, samy tsy hay izay tena zava-nisy tany. Samy nentina nitaiza ireo; ny soa toavina malagasy mampianatra anao hiaina tsy misy rahoraho ary ara-pilaminantsaina anivon'ny fiarahamonina, dia toa izany koa ny soa toavina kristiana!
Ny hoe fivavahana sy fandrosoana indray dia zavatra roa tsy azo afangaro! Ny finoana na tsy dia tsy tokony ho vato misakana amin'ny fivoarana: be ny firenena kristiana no mandroso toa an'ny Vatican sns... be koa anefa ny firenena dia tsy dia hita firy hoe tena mino ve nefa dia mandroso.
Ny fandrosoana tsy miankina @ finoana fa miankina amin'ny fahazotoan'ny tsirairay avy
Farany tsara ny mianatra fa mety hisy fetra no takatra ny saina. Isika rehetra samy mianatra fa tokony samy handinika: raha test natao t@ Carbone 14 no natao dia mety tsy azo hinoana, isika rehetra mahalala ny fetra mahamarina an'izany. Fa raha test tamin'ny zavatra hafa ankoatran'io singa iray teo aloha io dia mety azo hinoana no fahamarinany. Na izany na tsy izany izaho tsy CHimiste, na Physicien na bandy nanao archeologie ka tsy afaka manazava lalina.
Izay ry zalahy fa tohizo ny adi-hevitra fa mahasoa izany, aza avilana be sy entim-po fotsiny anefa

23. Vahinala
(
06/04/2007 10:09)
cutie > Tsy resaka mamadika resaka fa amiko manokana Jesosy dia Andriamanitra ihany, zany ny finoako donc misy izy. Refa tsy mino izay tsy mino afaka tsy mino d zay fotsiny fa io resaka fivavahana io raha hiadina hevitra sarotra be satria samy manana ny finoany sy fisainany ny tsirairay.
jentilisa > Mitovy hevitra aminao
jentilisa > Mitovy hevitra aminao
24. Vahinala
(
06/04/2007 10:11)
Tsy misy olombelona afaka milaza fa efa nahita an'Andriamanitra nefa misy fiteny manao hoe sambatra izay tsy nahita nefa mino ary Jesosy no nisolo tena azy tety antany nanaporofo tam olombelona fa misy tokoa ny Andriamanitra tompon'ny zavadrehetra.
25. pimaso
(
06/04/2007 11:58)
tsiminadravola moa ? > raha tsy nisy izy, dia ho foana Ianao io,
sambatra izay mino kanefa tsy mahita,
ary mbay tany @ izay fa tena diabolika ianao,
mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony,
Amen
sambatra izay mino kanefa tsy mahita,
ary mbay tany @ izay fa tena diabolika ianao,
mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony,
Amen
26. rakaroka
(
06/04/2007 14:04)
Sarotra ny resaka "Jesoa" raha ny marina satria misy ireo tsy mahafantatra no tsy te ahalala raha tsy izay anarana izay: sady tsapa no re no hita: on vous comprend les chrétiens donk midika izany fa ny phrasen-drizareo dia izay monja ihany, ary mihariharymihitsy hoe hadino hatr@ Atra Ray aza matetika fa i Jesoa no voatory betsaka. Ka ilay fampianarana toa izay no tsy nidirako églizy intsony satria efa "fantatro" ny routine tsy mampivoatra noho izany!...
27. Salut
(
06/04/2007 16:59)
Tsimiandrandravola:
Eto aloha dia efa hita fa na ianao tompon-kevitra aza dia efa miaiky fa diso ny hevitra notohananao hatramin'izay. Saingy izirizirina moa fa sarotra ny miaiky ndray fa marina ny anay.
Ny dikan'izany amiko dia fanafoanana na fisakanana ny resaka mba tsy hisy satria: tsy afaka hihaino intsony ianao. Ary noho ny fankahalana tafahoatra ao aminao dia fananaovana amboletra amin'ny hevitra efa hita fa diso sisa no atao
.
Matahotra ny marina dia manova resaka foana, tsy sahy manohy hatramin'ny farany ny resaka natomboka satria matahotra ny ho kofona.
Oh: Jereo kely ity zavatra voasoratrao ity, alohan'ny nivadihana taty io:
Eto izao dia efa hita fa tsy mahalala izay zavatra lazainao akory ianao.
1 - Tsy ny ny Kristiana no nahatonga nofo an'i Kristy fa ny Fanahy Masina
2 - Ny Arianisma dia nanaiky sy nino izany. Ny tsy neken’ny Arianisme kosa dia ny filazana fa Andriamanitra i Jesoa.
3 - Ny arianisma dia tamin’ny taonjato fahatelo no niforona fa tsy efa ela araka ny filazanao.
Farany dia na inona na inona ny finoako sy ny filozofiako dia tsy afaka manamarina ny anareo mihitsy ny fahadisoan'ny ahy.Izany hoe raha diso sy vendrana aza ny ahy dia tsy izany akory no mahamarina ny anareo kristiana ê!
Eto aloha dia efa hita fa na ianao tompon-kevitra aza dia efa miaiky fa diso ny hevitra notohananao hatramin'izay. Saingy izirizirina moa fa sarotra ny miaiky ndray fa marina ny anay.
Ny dikan'izany amiko dia fanafoanana na fisakanana ny resaka mba tsy hisy satria: tsy afaka hihaino intsony ianao. Ary noho ny fankahalana tafahoatra ao aminao dia fananaovana amboletra amin'ny hevitra efa hita fa diso sisa no atao
.
Matahotra ny marina dia manova resaka foana, tsy sahy manohy hatramin'ny farany ny resaka natomboka satria matahotra ny ho kofona.
Oh: Jereo kely ity zavatra voasoratrao ity, alohan'ny nivadihana taty io:
Ny marina dia Kristy fictif no resahana tamin'izany andro izany,ka izany indrindra no nahafahana sy nahasahian'ny antokon'olona hafa tsy nanaiky ny maha andriamanitra azy aloha voalohany,ary ny tsy nanekeny ihany koa ny fahatongavany ho nofo.Io farany io indrindra no nahatonga ny fisian'ny Arianisme.Izany hoe efa nisy ny Arianisme fa teto fotsiny vao nisongadina satria nampatongavany ho nofo (izany hoe namoronany fahaterahana) ny kristian'ny sasany.Io kosa no nahatonga ny kristiana tamin'izany andro izany hantsoina hoe "kristiana vaovao" (satria nampahatonga nofo ny kristy izay "fanahy"fotsiny hatreo).
Eto izao dia efa hita fa tsy mahalala izay zavatra lazainao akory ianao.
1 - Tsy ny ny Kristiana no nahatonga nofo an'i Kristy fa ny Fanahy Masina
2 - Ny Arianisma dia nanaiky sy nino izany. Ny tsy neken’ny Arianisme kosa dia ny filazana fa Andriamanitra i Jesoa.
3 - Ny arianisma dia tamin’ny taonjato fahatelo no niforona fa tsy efa ela araka ny filazanao.
28. Salut
(
06/04/2007 17:14)
sady ra salut io anie mitady profo fa asaivo manome anie rah amahita lazaina e
Fa iza moa isika no kofona tamin'ny resaka nifanaovana raha tsy ianao e? Ianao no tsy afaka nanohana hatramin'ny farany ny fanaporofona ny tsy fisian'Andriamanitra.
Tsy mila porofona ny fisian'Andriamanitra rafijo satria efa miseho isan'andro eo amin'ny fiainana izy. Raha vao miteny fotsiny hoe: zava-bohary, lalana voajanahary, sns dia efa ao izy izay. Tsy izay ihany, fa ny fahaveloma dia avy aminy. Ianao manilika azy io dia tsy ho velona raha tsy misy azy.
Ny tiako hampitaina aminao farany dia hoe: mba mandiniha sy mieritrereta fa ianao izao no manao fanekem-boloky: milaza ny sasany fa hita ny taolam-balon'i Jesoa dia mino fa tena marina izany, milaza koa ny sasany fa i Jesoa io dia niaraka tamin'i Maria madalena dia inoanao koa fa marina izany, sns... izao indray milaza i Tsimiandra fa tsy nisy Jesoa dia sahy manamafy koa fa tena marina izany. Fa natao aiza ny saina handinihana e? Manana hazon-damosina fa mampalahelo.
29. cutie
(
06/04/2007 19:04)
Mpandefa : Vahinala [ Valio ] 06-04-2007 12:09:45
Lohateny : Re : Amiko dia tsy nisy ny Jesoa araka ny NT satria:
cutie > Tsy resaka mamadika resaka fa amiko manokana Jesosy dia Andriamanitra ihany, zany ny finoako donc misy izy. Refa tsy mino izay tsy mino afaka tsy mino d zay fotsiny fa io resaka fivavahana io raha hiadina hevitra sarotra be satria samy manana ny finoany sy fisainany ny tsirairay.
Tohizo hatrany aza le finoan-jy
de avelao koa ny sasany hanoy tsy hino le inoan-jy.
Tsy midika akory zany fa refa tsy mino le hinoan'ny kristiana de we lazaina fa tsy mpino . Zay no lazaiko @ le marina le mamadika resaka:lol:
vakio ny lazain'i monstre ao ambony ao de ho azon-jy le izy :lol:
ary mihariharymihitsy hoe hadino hatr@ Atra Ray aza matetika fa i Jesoa no voatory betsaka.
:lol::lol::lol::lol:
30. Vahinala
(
06/04/2007 19:12)
cutie, ok ka za ange tsy miteny izay tsy mino hoe avia mba hino na koa hoe maninn ry zareo fa mba nilaza ny hevitro fotsiny aho hoe sarotra be ny miady hevitra raha vao resaka fivavahana, saropady be io ary tsy solution mihitsy ny mifandresy lahatra hoe minoa ianareo na hoe aza mino ianareo. Za am maha mpino ahy d mino ny fisiany na Andriamanitra io na Jesosy io ary aza adino fa iray ihany ireo na d misy aza ilay hoe ray, zanaka, fanahy masina dia misy koa ilay hoe Andriamanitra tokana olona 3.
Sarotra be re zany an, za alo matetika ts d sahy miady hevitra be ra vao resaka finoana mintsy e, délicat be le sujet ary samy manana ny fiheverany azy ny tsirairay.
Sarotra be re zany an, za alo matetika ts d sahy miady hevitra be ra vao resaka finoana mintsy e, délicat be le sujet ary samy manana ny fiheverany azy ny tsirairay.
31. cutie
(
06/04/2007 19:14)
Sarotra be re zany an, za alo matetika ts d sahy miady hevitra be ra vao resaka finoana mintsy e, délicat be le sujet ary samy manana ny fiheverany azy ny tsirairay.
tsara ihany le miady hevitra indraindray ka
hahitana ny hevitry ny sasany, sao de mba misy azo raisina:lol:
Aleo samy maneho ny heviny aza refa tsy azoazon-jy le we miady hevitra:lol:
32. Vahinala
(
06/04/2007 20:16)
cutie > :lol::lol: tsy zany fa za tam mbola nianatra efa nifamaly tam ankizy mihitsy amin'io resaka fivavahana io, izy tonga d nanakiana be ny fiangonana misy anay, nanomboka tamzay aho d fay d somary tsy d sahy miady hevitra momba an'io intsony !:oops:
34. fijo
(
06/04/2007 20:58)
efa haiko io tsianjery io ry salut an,tsy mila porofo satria tsy misy ô
35. lanissa
(
06/04/2007 20:58)
ary mihariharymihitsy hoe hadino hatr@ Atra Ray aza matetika fa i Jesoa no voatory betsaka.
miala tsiny @ ze nanoratra an' io
zao no tokony ho fantatrao, Andriamanitra dia tokana fa miseho amin' ny fomba 3 @ maha RAY Azy, @ maha Zanaka Azy ( Jesoa Kristy ) ary @ maha Fanahy Azy, arakaraky ny zavamisy iasany no andraisany ireo endriny ireo, noho izany raha vao miresaka ny iray @ reo ianao dia efa miresaka azy 3 miaraka satria tokana ihany ireo, raha manadino ny 1 de manadino azy 3.
fehiny: tsy afaka misaraka ireo fa tokan ihany, tsy azonao sarahana
37. rakaroka
(
06/04/2007 21:07)
lanissa:

Dia ahoana aza lay tenin'i Jesoa hoe: "raha azo atao dia esory amiko ity anefa aoka tsy ny sitrapoko anie no atao fa ny Anao?".Sa resaka "comedie hoe mody tsy mitovy hevitra?...:roll::roll::?:
38. lanissa
(
06/04/2007 21:09)
Sa resaka "comedie hoe mody tsy mitovy hevitra?...
tsy misy an' zany resaka mody tsy mitovy hevitra zany ka
tsy haiko na fantatrao fa i Jesoa raha taty de sady tena Andriamanitra no tena olombelona ihany koa
39. tsimiandravola
(
06/04/2007 21:58)
Salut:Tsy miaiky mihitsy aho fa misy teny kely hadino fotsiny e!Zany hoe zaranareo aza misy ho tsingolohana.Ny hevitra notohanako hatramin'izay dia tsy diso mihitsy ary itompoako sy asosako foana.
Eto aloha dia efa hita fa na ianao tompon-kevitra aza dia efa miaiky fa diso ny hevitra notohananao hatramin'izay.
Miresaka ny hoe kofona ary ianao dia tozohy ity lalan-kevitra ity ho hita eo izay kofona isika:
Ka izao lay izy:Ao amin'i Matio dia voalaza fa tamin'ny andro n'i Heroda no teraka i Jesoa.Nampamono zaza maro mihitsy aza izy mba hanafoanana an'i Jesoa kely.I Heroda nefa maty tamin'ny (-)4.I Lioka indray nampiteraka an'i Jesoa tamin'ny andron'ny recensement (+)6.Dia ataovy ny kajy,firy ny elanelan-taona?Amiko dia 10 taona farafahakeliny.Ka iza ary no Tena Evanjely marina amin'ireo?Ny an'i Lioka izay sady dokotera hono ary nanao fanadihadiana matotra tokoa araka ny nolazainy an'i excellent théophile (LK:1-20) ....sa ny an'i Matio izay sady vavolombelona nanatri-maso ny fahaveloman'i Jesoa hono no apostoly rahateo.
Asa aloha izay havalinao fa arak'ireo voalazako ireo dia efa porofo iray voalohany izany fa "construction ny evanjely sy ny personnage antsoina hoe Jesoa,ary manamafy ny efa notohanako hatramin'izay aho hoe tsy nisy i Jesoa fa kristy maro karazana samy nanana ny azy ny antokon'ny Eseniana isan'isany ka izany no nahatonga ny evangile be dia be ,fa ny efatra fotsiny no voatana,amin'izay efatra efa noovaovana sy notampitampenana be ihany.
Dia miandry ny valiny avy aminao alohan'ny porofo faharoa manaraka.
40. prime
(
07/04/2007 06:19)
Tsimiandravola> Raha resaka "chronologie" no tianao anaporofoana ny tsy fisian'i Kristy voalohany dia lavitra ny marina ianao...
Ny fanontaniana tena mipetraka kokoa aza dia hoe, i Matio sy Lioka tsongainao marina ve no nanoratra ny filazantsara roa resahinao ireo?... Na inona valiny na inona valiny dia mitombina hatrany ny fisian'i Kristy satria na Heroda resahinao, na ny fanisam-bahoaka noresahinao dia samy nisy avokoa... ary mbola mitohy ireny porofo ireny hatrany amin'ny Pontio Pilato sy ny mpikambana tao amin'ny Synedriona ka hatrany amin'ny fisian'ireo Apostoly niparitaka nitory ny Vaovao Mahafaly, sady voaporofon'ny fitsanganan'ny fiangonana rahateo...