Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa

1. tsimiandravola ( 02/10/2007 19:25)
Porofo faharoa ny tsy nisian'i Jesoa Kristy (extrait Angalisy no nataoko mba hanararaotan'izay te hianatra teny Angalisa araka ny filazan'i Niryna)

Luke10:18 He replied, "I saw Satan fall like lightning from heaven.... » .

Fa mba iza azy no miteny eto raha fantatrao? Alao omeko ny valiny=Jesoa
Misy zava-niseho tadidin'i Jesoa matoa izy milaza fa nahita an'i Satana nivarina toy ny tselatra avy any an-danitra, sa ahoana? Inona ary io tadidiny io???
Tsy inona io akory fa ny zavatra natrehiny tamin'ny fahitana ka itantarany ny zavatra hitany toy izao*:

Rev 12:8 « ...But he was not strong enough, and they lost their place in heaven. 9The great dragon was hurled down—that ancient serpent called the devil, or Satan, who leads the whole world astray. He was hurled to the earth, and his angels with him. »

Fa iza no miteny an'io? Tsy iza akory fa i Joanin'i Patmos,antsoina hoe Joany!

AAAAHHHH!!! Joany izany =i Jesoa? Et oui!!

Io Joany io no antsoin'i D Masse hoe Yaonnes.Izy io ilay nofantsihina faha-Pontsy Pilaty,nalevina tao Golgotha,notsoriahan'ny Christiens (tsy Chrétiens fa Christiens),ary naleviny tany Samarie.Rakatr'i Julien (Empereur antsoina hoe Julien l'apostat,c'est pas pour rien),ary nofongariny ary nataony incinération dia naparitany ny lavenony....mba anamporofoiny eo anatrehan'izao tontolo izao fa io olona maty ka nalevina io ,izay nataon'ny Jiosy ho toy ny andriamanitra dia tsy nitsangana tamin'ny maty araka ny filazan'ny Christiens (mésianista) ....
Vokatr'izany dia tsy levon'ny vavonin'ny Christiens mihitsy io toe-javatra io ka nankahalany an'i Julien.Araka ny filazan'i D Masse dia tsy tenin'i Julien no natao imolony nialohan'ny nialany aina (la flêche de Parthe)fa teny hafa avy amin'ny Christien manao hoe « Tu as vaincu Galliléen ».(Ny circonstance nahafaty an'i Julien aza dia mazava fa trahison avy amin'ny Christiens ,ary hita taratra izany araka ny « cris de victoire » avy amin'izy ireo .)Io dia tonga amin'ilay filaza ihany hoe tena niaiky mihitsy hono i Badeda (prof de philo gasy malaza ho athé) fa misy Atra.

Tsy tazan'ireo « Fanahy Masina » (=scribes) daholo anie ireo détails kely tokony ho nahamailo azy ireo mba hofafana ê.

NB*:Avant les évangiles,il n'y avait qu'un seul évangile ,l'unique,le seul authenthique ,le seul sur lequel tous les autres blablablas sont basés...Lequel??? il s'agit de l'Apocalypse.Voici la clé qui vous expliquera tout ce qui vous semble obscure dans les 4 évangiles.Bien sûr avec des suppréssions/extrapolations/torsions de toute sortes.


novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:45
2. rabilabila ( 02/10/2007 19:38)
Tsimiandravola>>>

Izaho aloha dia efa fantatrao angamba ny hevitro raha tsy diso aho ;fa izao :

Inona no tena atao hoe :POROFO

Resaka honnêteté intectuelle fotsiny no tiako hosoritana .Tsy misy manana ny porofon'ny nisiany ary tsy misy manana porofon'ny tsy fisiany aloha hatramin'izao .
Ireo izay mitompo teny fantatra milaza ho manana porofo dia azona hanolorana ilay contradictios miohatra amin'izay eritreretiny .
Amiko manokana dia azo atao ny manao fanamarihana ny contradictions rehetra izay omen'ny fikarohana eran-tany :na arkeolojika io na filozofika , na izay siansa rehetra azo hitodihana mba azahoana fanazavàna bebe kokoa momba an'izao tontolo izao (univers).
Soava tsarà .
3. Fiffi ( 02/10/2007 19:40)
"tsimiandravola" :
Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa
:-w:-w
4. Fiffi ( 02/10/2007 19:42)
rabilabila:

Tsy misy manana ny porofon'ny nisiany ary tsy misy manana porofon'ny tsy fisiany aloha hatramin'izao .
ary ny baiboly zany tsy porofo ? :roll:


5. menalamba ( 02/10/2007 19:57)
Avy aiza indray ity 8O ??!!
6. ratonga ( 02/10/2007 20:17)
otran'ny mahalina indray ty resaka ity fa toizo ry tsimandraivola ra mbola misy é:lol:
7. ikaretsaka ( 02/10/2007 20:23)
ny dikan'ny hoe porofo dia hoe misy these dia no contrevana t@ antithese...
efa nisy these izany:wink:
8. cutie ( 02/10/2007 20:32)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 02-10-2007 22:17:52
Lohateny : Re : Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa
otran'ny mahalina indray ty resaka ity fa toizo ry tsimandraivola ra mbola misy é

:-D:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 02/10/2007 20:54)
"tsimiandravola":
Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa
vakio ny baiboly de ho hitanao ny porofo ......
10. tsimiandravola ( 02/10/2007 20:57)
rabilabila:



Inona no tena atao hoe :POROFO




Miala tsiny amin'i rabilabila aho raha matahotra ny atao hoe "change".Vokio ny famaritana an'io .Jereo ny "Lexilogos" (=dictionnaire online) ,na hafa ,fa omeko eto ambany ny famaritana nataon'i D Massé azy.Ny fanontaniana hoe inona no atao hoe porofo? dia ataoko fa mety handrebireby fotsiny.Donc "change".Tsy te hamaly an'io aho noho izany.

(citation)CHANGE n. m. vénerie. Feinte de la bête qui, pour échapper à la meute, fait lever une autre

bête, afin de détourner sur celle-ci la poursuite des chiens.

Donner le change, Faire lever une autre bête pour que les chiens en suivent la voie. - Fig.

Détourner quelqu’un d'un but... tromper en lui faisant prendre adroitement une chose pour une

autre (Dict. Larousse illustré).

Christ donne le change sur Messie, christianisme sur messianisme, chrétien sur christien, Paroles

du Seigneur sur Révélations du Marân, Royaume de Dieu sur royaume de David, Rédemption ou

salut du monde sur délivrance d'Israël, etc. Toute la linguistique chrétienne: nativité, péché,

sauveur, tous les miracles, dont quelques-uns soit des faits historiques traités en allégorie,

constituent des changes, que l'Eglise (la bête, en vénerie) donne aux critiques (meute de

chiens), pour les détourner de la poursuite de la vérité, pour les jeter hors de la voie historique.

Mais le change des changes, c'est le Saint-Esprit: « %%%%%%% » (Hagion pneuma). Tout ce

qui est « pneumatique » est contraire à la vérité, historique. Le Saint-Esprit n'a été inventé que

pour mentir à l'histoire, ou la truquer. « Jésus-Christ » est une création de l'Esprit, de l'Esprit de

Dieu, naturellement. Aussi, dans le selon-Matthieu (XII, 31), les scribes font prendre à Jésus ses

précautions : « Le blasphème contre l'Esprit ne sera point pardonné ». Évidemment, sans l'Esprit,

tout le christianisme s'écroule, historiquement, comme un souffle s'évanouit. Toutefois, dans les

Évangiles, l’Esprit ne souffle pas où il veut. Le dieu Jésus ne peut pas manquer d'appui. Dans

Jésus-Christ, il y a encore le Crucifié de Ponce-Pilate, l’homme de chair qui a une histoire. Et c'est

pourquoi les Évangiles contiennent tant de vérité historique; ils atténuent, ils allégorisent, la

réalité transparaît tout de même.

Mais, après la mort, l'homme de chair disparu, le Saint-Esprit en prend à son aise. C'est à l'Esprit

que sont dus les Actes des apôtres et les lettres apostoliques, celles de Paul tout

particulièrement. Jamais l’intention de tromper ne fut plus manifeste, jamais impostures plus

cyniques. C'est le défi de mauvais juifs et de Levantins judéo-hellènes jeté à l'histoire; c'est le

mensonge élevé a la hauteur d'une institution, et mis a son service, — L'institution jésus-

christienne.(fin de citation)(Note15,P11:l'énigme de Jésus Christ Tome1)





11. ikaretsaka ( 02/10/2007 21:05)
preuve no anontaniana ko change no avoaka

:roll:
12. simplex ( 02/10/2007 21:19)
fijo (tsy mino an'A/tra ) tatsy ambadika tatsy:
ny sekata dia tsy manana fanazavana zavatra,fa maka andiany avy ao anty baiboly izy ,mba hanohanany ny heviny.de jereo fa izay no betsaka ao.ary tsy mandroso hevitra koa,fa mody manontany eo,miandry ny hevitrao,dia iny no hitadiavana fika baiboly hanoherana azy
13. cutie ( 02/10/2007 21:32)
Hoy i fijo (tsy mino an'A/tra ) tatsy ambadika tatsy:

i fijo hono tsy mino ny fisian'i jesoa koa:lol:
14. tsaramaso ( 02/10/2007 21:41)
Hoy i Ndrema : "Ento miakatra ity firenena ity"
Hoy i Zafy : "Ento miakatra ity firenena ity"

donky zany : Ndrema = Zafy !!!!!!!! Et oui !!!! hahahahahahahhaa

15. tsimiandravola ( 02/10/2007 22:02)
tsaramaso:

Hoy i Ndrema : "Ento miakatra ity firenena ity"
Hoy i Zafy : "Ento miakatra ity firenena ity"

donky zany : Ndrema = Zafy !!!!!!!! Et oui !!!! hahahahahahahhaa


Raha tsara tokoa ny masonao dia ho hitanao fa misy izany hoe "avatar" izany hoe "pseudonyme" izany,izany antsoina hoe "recoupement" (mila critères maro io:lafiny toetra,teny,tantara,tetiarana sns...)
Tsotra loatra ny raisonnement-nao sady hita fa toa raisinao ho hanihany le izy DONC "CHANGE" toy ny atahorako etsy ambony.

Averiko kely nefa ity satria basé aminy ny raisonement-ko
NB*:Avant les évangiles,il n'y avait qu'un seul évangile ,l'unique,le seul authenthique ,le seul sur lequel tous les autres blablablas sont basés...Lequel??? il s'agit de l'Apocalypse.Voici la clé qui vous expliquera tout ce qui vous semble obscure dans les 4 évangiles.Bien sûr avec des suppréssions/extrapolations/torsions de toute sortes.


16. ratonga ( 02/10/2007 22:07)
Hoy i tsaramaso :" Ndrema = Zafy "
Hoy i Ndrema :" Zafy = Zéfa "

donky zany : tsaramaso = Zéfa !!!!!!!! Et oui !!!! hahahahahahahhaa =))=))=))=))=))=))=))=))=))
17. simplex ( 02/10/2007 22:07)
tsimiandravola:
Avant les évangiles,il n'y avait qu'un seul évangile ,l'unique,le seul authenthique ,le seul sur lequel tous les autres blablablas sont basés...Lequel??? il s'agit de l'Apocalypse.Voici la clé qui vous expliquera tout ce qui vous semble obscure dans les 4 évangiles.Bien sûr avec des suppréssions/extrapolations/torsions de toute sortes.
iza no niteny an'io? :P
18. fijo ( 02/10/2007 22:17)
fanitsiana kely,i fijo dia tsy mino ny fisian'nadriamanitra ,fa mino ny fisian'i jesoa.saingy tsy jesoa amin'ny maha mesia azy ,fa olombelona toa ahy sy ianareo
19. tsimiandravola ( 02/10/2007 22:47)
(Entre parenthèse kely)
fijo:

fanitsiana kely,i fijo dia tsy mino ny fisian'nadriamanitra ,fa mino ny fisian'i jesoa.saingy tsy jesoa amin'ny maha mesia azy ,fa olombelona toa ahy sy ianareo

Salut fijo.
-mamangy amin'ny fahoriana aloha na dia tara aza.Ty le hoe ranomaso tsy amam-paty fa dia ialana tsiny.

-Rehefa tsy mety aminareo ny pantekotista dia ndao ho any amin'ny assemblée des vieux ,pétankotista.Je commence à bien savoir pointer.Je vais inscrire mon fils à St Julien (l'apostat lol)
Tchao!


20. tsimiandravola ( 02/10/2007 22:52)
simplex:
iza no niteny an'io?
Curieux mihitsy i simplex ity an!:o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0627