Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa
61. fijo
(
04/10/2007 20:25)
100tinl;fa ngaha rehefa tsy mino dia tsy mahazo mamaky baiboly????izay le lesoba be aminareo mpino sasany.raha hanohitra olona iray ianao ,dia fantaro aloha ny momba azy hoy ilay rangahy kelimaso izay.
ary hoe za mino an'i jesoa i tsimiandravola tsy mino azy.izany tsy olana,fa samy tsy mino an'andriamanitra izahay.izany hoe samy tsy mino angano

62. majesty
(
05/10/2007 11:24)
Tsimiandravola:raha vao maka reference @ the da vinci code isé dia lasa mi s'orienté any amin'ireo katô ny resaka,ny antony dia noho izy ireo tsy nahalala ny tena marina momba ny soratra masina tany aloha tany satria nofefena ho an'ireo olona ambony ihany ny famakiana soratra masina,dia ny daholo be tsy nanana tombotsoa ny hamaky azy,ary rehefa tsy maharaka izay tena marina ny vahoaka dia eo no mipetraka ny anganongano sy ny atsanga tsy aman'orana izay noforonin'ireo voalaza fa olona ambony ka mbola arovan'io antokom-pinoana io mafy hatramin'izao na dia efa hita fa tsy mifanaraka @ soratra masina izany.Dia tsy gaga intsony aho raha tsy mino ny fisian'i Jesoa isé no tsy mino ny fisian'Atra ihany koa,satria mety sanatria anisan'ireo nanaran-driandrano tao anatin'io finoana io ka raha vao sendra ny fampianarana iray vaovao "milaza ny tsy fisian'Atra dia niova taranja tanteraka".
Miresaka ny @ "change" isé,dia toa ny mitarika ahy avy hatrany any @ resaka "carma" eo @ finoana Boudhista,kanefa ny boudhista aza manaiky ny fisian'i Jesoa fa ny an'isé indray tonga dia mitsipaka ankitsirano.

63. xxx
(
05/10/2007 16:07)
majesty:Tsy mifankahazo resaka ianareo sy tsimiandravola ny amin'ilay resaka "change"
Miresaka ny @ "change" isé,dia toa ny mitarika ahy avy hatrany any @ resaka "carma" eo @ finoana Boudhista,kanefa ny boudhista aza manaiky ny fisian'i Jesoa fa ny an'isé indray tonga dia mitsipaka ankitsirano.
tsimiandravola:Resaka fanodikodinan-dresaka le izy (fanovana sizé) fa tsy tokony ampifandraisina amin'ny "carma".
Miala tsiny amin'i rabilabila aho raha matahotra ny atao hoe "change".Vokio ny famaritana an'io .Jereo ny "Lexilogos" (=dictionnaire online) ,na hafa ,fa omeko eto ambany ny famaritana nataon'i D Massé azy.Ny fanontaniana hoe inona no atao hoe porofo? dia ataoko fa mety handrebireby fotsiny.Donc "change".Tsy te hamaly an'io aho noho izany.
(citation)CHANGE n. m. vénerie. Feinte de la bête qui, pour échapper à la meute, fait lever une autre
bête, afin de détourner sur celle-ci la poursuite des chiens.
Donner le change, Faire lever une autre bête pour que les chiens en suivent la voie. - Fig.
Détourner quelqu’un d'un but... tromper en lui faisant prendre adroitement une chose pour une
autre (Dict. Larousse illustré).
Christ donne le change sur Messie, christianisme sur messianisme, chrétien sur christien, Paroles
du Seigneur sur Révélations du Marân, Royaume de Dieu sur royaume de David, Rédemption ou
salut du monde sur délivrance d'Israël, etc. Toute la linguistique chrétienne: nativité, péché,
sauveur, tous les miracles, dont quelques-uns soit des faits historiques traités en allégorie,
constituent des changes, que l'Eglise (la bête, en vénerie) donne aux critiques (meute de
chiens), pour les détourner de la poursuite de la vérité, pour les jeter hors de la voie historique.
Mais le change des changes, c'est le Saint-Esprit: « %%%%%%% » (Hagion pneuma). Tout ce
qui est « pneumatique » est contraire à la vérité, historique. Le Saint-Esprit n'a été inventé que
pour mentir à l'histoire, ou la truquer. « Jésus-Christ » est une création de l'Esprit, de l'Esprit de
Dieu, naturellement. Aussi, dans le selon-Matthieu (XII, 31), les scribes font prendre à Jésus ses
précautions : « Le blasphème contre l'Esprit ne sera point pardonné ». Évidemment, sans l'Esprit,
tout le christianisme s'écroule, historiquement, comme un souffle s'évanouit. Toutefois, dans les
Évangiles, l’Esprit ne souffle pas où il veut. Le dieu Jésus ne peut pas manquer d'appui. Dans
Jésus-Christ, il y a encore le Crucifié de Ponce-Pilate, l’homme de chair qui a une histoire. Et c'est
pourquoi les Évangiles contiennent tant de vérité historique; ils atténuent, ils allégorisent, la
réalité transparaît tout de même.
Mais, après la mort, l'homme de chair disparu, le Saint-Esprit en prend à son aise. C'est à l'Esprit
que sont dus les Actes des apôtres et les lettres apostoliques, celles de Paul tout
particulièrement. Jamais l’intention de tromper ne fut plus manifeste, jamais impostures plus
cyniques. C'est le défi de mauvais juifs et de Levantins judéo-hellènes jeté à l'histoire; c'est le
mensonge élevé a la hauteur d'une institution, et mis a son service, — L'institution jésus-
christienne.(fin de citation)(Note15,P11:l'énigme de Jésus Christ Tome1)
64. gasynamana
(
05/10/2007 18:57)
Ny zavatra tsy mazava amin'ny sasany dy tsiandravola dia hoe: Ny baiboly dia mirakitra ny experience-ny olona maro niaraka tamin'Andriamanitra. Misy hevitra mety mifanohitra ao, nefa mifameno satria ny tsirairay dia samy nanana ny fomba nifandraisany tamin'Andriamanitra. Noho izany tsy azo lavina ny fisian'Andriamanitra sy ny fahatongavan'i Jesoa ho nofo, ho olombelona.
Raha manana porofo 1000 aza ise ry tsimiandravola, ny olona manana fifandraisana manokana amin'i Jesoa tsy mihontsona amin'izay petra-kevitra petatokon'ise mihitsy.
Fa hanampy an'ise amin'ny fandresen-dahatra ny mpino hoe tsy misy Jesoa dia izao: ovay ny tantaran'ireo olo-masina nitondra ny fery diminy: François d'Assis, Thérése d'Avila, Padre Pio, Marthe Robbin... Mbola misy an'ilay hostia niova ho nofo velona iny koa (ny toerana misy azy @izao aloha tsy fantatro, fa efa an-taonany maro izay mbola tsy miova izy io). Ovay na amboary ... Mazoto

65. tsimiandravola
(
05/10/2007 20:24)
gasynamana:
...Fa hanampy an'ise amin'ny fandresen-dahatra ny mpino hoe tsy misy Jesoa dia izao: ovay ny tantaran'ireo olo-masina nitondra ny fery diminy: François d'Assis, Thérése d'Avila, Padre Pio, Marthe Robbin... Mbola misy an'ilay hostia niova ho nofo velona iny koa (ny toerana misy azy @izao aloha tsy fantatro, fa efa an-taonany maro izay mbola tsy miova izy io). Ovay na amboary ... Mazoto
Araka ny filazan'i Salmo1 atsy ambadika dia "hita be mihitsy 'itony hoe katolika".:lol:
tsy hoe ratsy nohon'ny propesta akory ny katolika ,mitovy ihany ireo satria samy nandova lova iray ihany.
Ny mahagaga ahy fotsiny dia toy ny miresaka amiko i gasynamana ,toy ny mieritreritra fa tsy mahalala n'inon'inona mihitsy aho ny amin'ny fahagagana rehetra niseho teto europa.Hatrany Lourdes,ka hatrany La salette,..Na mise en scène na vénération de reliques izay nirongatra be indrindra tamin'ny moyen age dia fantatro daholo....
Na ny Pape bicephale ,na ny suaire de Turin,,,na ny relique de la croix en bois na ny prépuce n'i Jesoa izay orokorohan'ny Masera antsoina hoe les Urulines,...fantatra daholo ireny...
Ary HOAX daholo...
Izaho anie katolika no niala ê!
Fihetsika natao hanjonoana ny olona (izaho tsy hanao hoe hanjonona ny bado akory)fotsiny ireny fa ny tena mahatsikaiky dia ny fitediavan'ny kristianna mandrank'ankehitriny ny hamorona,hihisoka porofo hoe entina anamarianana fa nisy marina i Jesoan'ny baiboly.
Izany no izy re ry Gasy...ô
66. xxx
(
05/10/2007 20:31)
Tena tsy valian'i tsimiandravola mihitsy aho a ! Isaky manoratra izy heveriko fa mba izaho amin'izay no hovaliana fa tsy mety ho izaho mihitsy.
Aiza ny porofo fa io ilay tadidiny ?
Porofo faharoa ny tsy nisian'i Jesoa Kristy (extrait Angalisy no nataoko mba hanararaotan'izay te hianatra teny Angalisa araka ny filazan'i Niryna)
Luke10:18 He replied, "I saw Satan fall like lightning from heaven.... » .
Fa mba iza azy no miteny eto raha fantatrao? Alao omeko ny valiny=Jesoa
Misy zava-niseho tadidin'i Jesoa matoa izy milaza fa nahita an'i Satana nivarina toy ny tselatra avy any an-danitra, sa ahoana? Inona ary io tadidiny io???
Tsy inona io akory fa ny zavatra natrehiny tamin'ny fahitana ka itantarany ny zavatra hitany toy izao*:
Rev 12:8 « ...But he was not strong enough, and they lost their place in heaven. 9The great dragon was hurled down—that ancient serpent called the devil, or Satan, who leads the whole world astray. He was hurled to the earth, and his angels with him. »
Aiza ny porofo fa io ilay tadidiny ?
67. tsimiandravola
(
05/10/2007 20:32)
Mahagaga ahy ny namaliako an'io post'i Gasynamany io satria io ilay natahorako hatramin'izay ka nantsoiko hoe "change".Lasa miova ny resaka. Ka voatery averiko kely ny tena sizé:
ito no votoatiny:
ito no votoatiny:
AAAAHHHH!!! iJoany izany =i Jesoa? Et oui!!
Io Joany io no antsoin'i D Masse hoe Yaonnes.Izy io ilay nofantsihina faha-Pontsy Pilaty,nalevina tao Golgotha,notsoriahan'ny Christiens (tsy Chrétiens fa Christiens),ary naleviny tany Samarie.Rakatr'i Julien (Empereur antsoina hoe Julien l'apostat,c'est pas pour rien),ary nofongariny ary nataony incinération dia naparitany ny lavenony....mba anamporofoiny eo anatrehan'izao tontolo izao fa io olona maty ka nalevina io ,izay nataon'ny Jiosy ho toy ny andriamanitra dia tsy nitsangana tamin'ny maty araka ny filazan'ny Christiens (mésianista) azy akory....
Vokatr'izany dia tsy levon'ny vavonin'ny Christiens mihitsy io toe-javatra io ka nankahalany an'i Julien.Araka ny filazan'i D Masse dia tsy tenin'i Julien no natao imolony nialohan'ny nialany aina (la flêche de Parthe)fa teny hafa avy amin'ny Christien manao hoe « Tu as vaincu Galliléen ».(Ny circonstance nahafaty an'i Julien aza dia mazava fa trahison avy amin'ny Christiens ,ary hita taratra izany araka ny « cris de victoire » avy amin'izy ireo .)Io dia tonga amin'ilay filaza ihany hoe tena niaiky mihitsy hono i Badeda (prof de philo gasy malaza ho athé) fa misy Atra.
Tsy tazan'ireo « Fanahy Masina » (=scribes) daholo anie ireo détails kely tokony ho nahamailo azy ireo mba hofafana ê.
NB*:Avant les évangiles,il n'y avait qu'un seul évangile ,l'unique,le seul authenthique ,le seul sur lequel tous les autres blablablas évangéliques sont basés...Lequel??? il s'agit de l'Apocalypse.Voici la clé qui vous expliquera tout ce qui vous semble obscure dans les 4 évangiles.Bien sûr avec des suppréssions/interpolations/torsions de toute sortes.
68. tsimiandravola
(
05/10/2007 20:37)
xxx:Mbola ho valiako io mbola tsy mazoto aho ,mbola mitady klé aho hoe aiza no hihinanako azy!:D
Tena tsy valian'i tsimiandravola mihitsy aho a ! Isaky manoratra izy heveriko fa mba izaho amin'izay no hovaliana fa tsy mety ho izaho mihitsy.
Satria anie tsy misy olona marenina mihoatra ny tsy te hihaino ê!
Ary tsy misy jamba nohon'ny tsy te hahita!
Ka toy izany no fandraisako an'io fitediavanareo porofo io!!!:lol:
69. pissoa
(
05/10/2007 20:54)
Mbola ho valiako io mbola tsy mazoto aho ,mbola mitady klé aho hoe aiza no hihinanako azy!
Satria anie tsy misy olona marenina mihoatra ny tsy te hihaino ê!
Ary tsy misy jamba nohon'ny tsy te hahita!
Ka toy izany no fandraisako an'io fitediavanareo porofo io!!!
=))=))=))
Aleo mitsy asehoko ny ps-ko sao bedy raha mihomehy be ao anaty xxx :oops:
Tsisy mangataka akory ianao dia mahay midedaka manome porofo, ka rehefa angatahiko porofo toa ilaozana mitsikera ny mety ho fahajambako ? Miandry porofo e ! :-D:-D:-D
70. fijo
(
05/10/2007 21:14)
majesty,efa nazavain'i hery teto,fa lainga izany oe tsy nahazo namaky baiboly izany ny mpino katolika.ka raha hanohitra an'izay ise,izy sy ika resahina fa ireo mahay kokoa ny momba izay.
tsimiandravola,aza gaga ise,fa amin'i gasynamana di aizy irery no mahay momba ny finoana.ny azy feno fa ny hafa yapany daholo.izay anie le nahatonga ahy hanontany hoe inoan no nidirana sekta e,satria ve mahita fa tsy ampy ny kato sy ny protest

71. andryrabe
(
05/10/2007 21:24)
tsotra reto ny resaka a, zay tsy mino,aleo tsy hino any, zay mino aleo izy hino fa ho hitantsika eo ny farany eee.
72. fijo
(
05/10/2007 21:34)
izay no tokony ho izy ry namana,saingy ny mahatonga ny resaka anie de izao e,ny mpino dia mihevitra fa ambony sy manana adidy hitarika ny tsy mpino.misaina koa izy"ny ankamaroany" fa tsy mahalala ninoninona ny tsy mpino ary diso avy hatrany.eo no niavian'ny resaka
73. andryrabe
(
05/10/2007 22:11)
ka aleo tsy ny resaka no atao be na ny fanakianana fa ny ho avy no banjinina eee
74. niryna
(
06/10/2007 01:05)
andryrabe:
tsotra reto ny resaka a, zay tsy mino,aleo tsy hino any, zay mino aleo izy hino fa ho hitantsika eo ny farany eee.
Marina izany fa ny mampihomehy dia tsy mahita vokantsoa ireo tsy mino,fa ny ao anaty baiboly ihany no alainy dia miteny ny mpino hoe hialaho,izahay tsy niteny hoe ireo andriamanitra kely izay tsy hinoananareo be mba hanavotra anareo?inona no tombotsoa azonareo mba zarao ho anay mpino fa ny anay dia ny manavotra ny fanahin'ireo izay mino an'Atra ka mba ho voavonjy ny fanahiny no tanjonay(salvation-salvation).Na iray ihany aza no voavonjy ny fanahy dia efa fifaliana lehibe izany.
Ondry zato ny iray very ary rehefa hita dia miara-mifaly daholo.Very ka hita indray,,maty ka velona indray.
ROMANA 10
8 Fa ahoana no lazainy? "Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao" (Deo. 30. 12-14), dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay;
9 satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao hianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena hianao.[i]
10 Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena.
11 Fa hoy ny Soratra Masina: "Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy" (Isa. 28. 16).
13 Fa "izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" (Joe. 3. 5).
14[i] Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?
15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: "Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly?" (Isa. 52. 7).
16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)
17 Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.
18 Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia; fa "Efa nivoaka ho any amin'ny teny rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin'ny faran'izao rehetra izao" (Sal. 19. 4).
19 Fa hoy izaho: Sao tsy nahalala ny Isiraely? Voalohany, Mosesy manao hoe: "Izaho hampialona anareo amin'izay tsy firenena, Dia amin'izay firenena adala no hampahasosorako anareo" (Deo. 32. 21).
20 Fa sahy mihitsy Isaia ka manao hoe: "Hitan'izay tsy nitady Ahy Aho, Ary niseho tamin'izay tsy nanontany Ahy."
75. niryna
(
06/10/2007 01:23)
Miainga any indray ireo mitady porofo kanefa ny ao anaty baiboly ihany no tadiaviny.
Tsy maninona izany fa ity no tongan'ilay tenin'ika hoe mitsimpona izay tiany sy ho eritreretany fa mifanaraka izay tiany.
Aleo aloha hiainga any amin'ny voalohany mba ahafantarana ny tian'ilay kristianay ho fantatrareo.
LIOKA 10
13 Lozanao, ry Korazina, lazanao, ry Betsaida! Fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin'ny lavenona.
14 Fa ho moramora kokoa ny ho amin'i Tyro sy Sidona amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
15 Ary hianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va hianao? Haetry hatrany amin'ny fiainan-tsi-hitahianao.
16 Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy.
17 Ary ny fito-polo lahy niverina tamin'ny fifaliana ka nanao hoe: Tompo ô, na dia ny demonia aza dia manaiky anay noho ny anaranao.
18 Fa hoy Jesosy taminy: Izaho nahita an'i Satana latsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra.
19 Indro, efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka sy handresy ny hery rehetra ananan'ny fahavalo hianareo, ka tsy hisy hampaninona anareo akory.
Ny mpino rehetra dia afaka manao ny asan'i kristy toy ny nataony,ny tsy mpino koa afaka saingy avy amin'ny alalan'ny satana fa tsy avy amin'ny alalan'ny FM.Misy fetrany ny asan'izy ireo satria ny asan'ny satana dia manana fiafarana.Tsy tiany ny nidina tety an-tany ka hatramin'izao izy mbola mitady hiverina sy handripaka izay tsy mpino manaiky hiaraka aminy(too bad, they don't believe but the door is already and still open to all of us who want to come to God.)
Lioka 10:19 : Izay mino an'i Kristy dia manana fahefana handroaka ny herin'ny devoly.
Efa naheno olona aho nasain'ity olona iray izay tsy fantany fa nana fankahalana azy ity olona.Nasiany poizina ilay zava-pisotro ka rehefa nitarika fivavahana ilay olona dia nisy maro tongotra nivoaka avy tao anatin'ilay zava-pisotro. aha, ahoana no fanazavanao izany?
Maro ny herin'ny devoly ka na dia iza na iza manana finoana dia mahatohitra izany.
Lioka 10:20 : ny kristiana dia nampianaran'ny Tompo mba hanetry tena,ho tia ny fahavalona .Ny fifalian'ny kristiana dia ny anarany ho voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana.
20 Kanefa aza mifaly hianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.[/b]

76. niryna
(
06/10/2007 02:19)
Dia averiko indray tsy hitsimpona izay mifanaraka ny eritreritsika fotsiny isika fa jereo ny tantara fa aza finaritra ny maka ny tenin'Atra dia miteny izay tianareo
APOKALYPSY 12
1 Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin'ny tongony, ary misy satroboninahitra kintana roa ambin'ny folo amin'ny lohany,
2 sady bevohoka izy; ary mihetsi-jaza izy ka mitaraina satria marary fatratra efa hiteraka.
3 Ary nisy famantarana hafa koa hita tany an-danitra, ka, indro, nisy dragona mena lehibe manan-doha fito sy tandroka folo, ary misy diadema fito amin'ny lohany.
4 Ary ny rambony dia manala ny ampahatelon'ny kintana amin'ny lanitra ka manjera ireny ho amin'ny tany; ary ny dragona nijanona teo anatrehan'ilay vehivavy efa hiteraka mba handrapaka ny zanany, raha vao teraka;
5 ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka ny firenena rehetra amin'ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin'Andriamanitra, dia ho any amin'ny seza fiandrianany.
Io i kristy fa nankarina any an-danitra.
6 Ary ravehivavy kosa nandositra nankany an-efitra, izay nisy fitoerany namboarin'Andriamanitra, mba hovelomina any enim-polo amby roan-jato amby arivo andro izy.
7 Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin'ilay dragona; ary ilay dragona mbamin'ny anjeliny kosa dia niady,
8 nefa tsy naharesy, sady tsy nisy fitoerana ho azy intsony tany an-danitra.
9 Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy .
10 Dia nahare feo mahery tany an-danitra aho nanao hoe: Ankehitriny dia tonga ny famonjena sy ny hery sy ny fanjakan'Andriamanitsika, ary ny fahefan'ny Kristiny, satria nazera ilay mpiampanga ny rahalahintsika. Dia ilay miampanga azy eo anatrehan'Andriamanitsika andro aman'alina.
12 Ary noho izany mifalia, ry lanitra sy hianareo izay monina ao aminy. Loza ho an'ny tany sy ny ranomasina! Fa nidina ho aminareo ny devoly sady manana fahatezerana lehibe, satria fantany fa kely sisa ny androny.
13 Ary rehefa hitan'ilay dragona fa nazera tamin'ny tany izy, dia nanenjika ilay vehivavy niteraka ny zazalahy izy.
1-Ilay vehivavy dia hilazana ny faneken'Israely ny Mesia dia i Kristy izany.
Ary koa ny hilazana ny teny ao amin'ny GENESISY 37
8 Ary hoy ny rahalahiny taminy: Moa hanjaka aminay tokoa va hianao? na hanapaka anay tokoa va hianao? Ary izany nofiny sy teniny izany dia vao mainka nankahalany azy.
9 Ary nanonofy indray izy ka nolazainy tamin'ny rahalahiny; dia hoy izy: Indro, nanonofy indray aho; ary, indreo, ny masoandro sy ny volana ary ny kintana iraika ambin'ny folo niankohoka teo anatrehako.
10 Ary nambarany tamin'ny rainy sy ireo rahalahiny koa izany; dia niteny mafy azy ny rainy ka nanao taminy hoe: Manao ahoana izany nofy efa nonofisinao izany? Moa ho avy tokoa va aho sy ny reninao ary ny rahalahinao ka hiankohoka amin'ny tany eo anatrehanao?
11 Dia nialona azy ny rahalahiny; fa ny rainy kosa nitadidy izany zavatra izany.
14 Ary hoy ny rainy taminy: Masìna hianao, andeha, izahao na tsara ihany ny rahalahinao sy ny ondry aman-osy, na manao ahoana; ka miverena hilaza amiko. Dia nirahiny hiala avy teo amin'ny lohasahan'i Hebrona izy, dia nankany Sekema.
Ny kristiana dia manana an'Atra ho mpiharo azy na dia tamy toy liona handrimpaka sy handavo azy andro aman'alina aza ny satana sy ireo miaramilany ary ireo olona manaiky ampiasan'ny satana hanohitra ny tenin'Atra,dia tsy matahotra fa vonona mandrakariva izay fisedrana.Manana an'i kristy sy miaraka aminay ny FM ka tsy matahotra velively izahay.
2-Ny devoly tsy kely lalana ka hatramin'izao mbola miady ny anjelin'Atra ny anjelin'ny satana.
3-ny dragona mena dia satana mitady handripaka sy hamotika ny fanjakan'Atra sy i Kristy ary ireo izay mpanara-dia Azy.:roll::cry:
4- Hilazana ihany koa fa tsy manana anjara any an-danitra intsony satana ka dia tezitra ary mitady ny hamotehana ny fiainan'ireo mpanaradia azy,ary indrindra fa i kristy fony mbola zaza izy
5- kristy niakatra tany an-danitra
6-Entina hilazaina ihany koa eto fa nandritra ny fotoana nisavoritahan'Israely(tribulation)ary Atra nanampy azy ireo nanohitra ireo fivavahana nanohitra an'i kristy ary nanaiky fa kristy no Mesia( Deot 4:30-31)
Fa ireo izay manohitra ny finoana an'i Kristy ka lasa anti-kristy dia ho tsaraina amin'ny andro iray(Ez 11:17-21)

77. niryna
(
06/10/2007 02:39)
tohiny ho an'ireo izay manohitra ny tenin'Atra kanefa mitsimpona ny ao amin'ny teniny ihany.
7-Tsy ento an-tany ihany no hifandramatra ireo tsy tia ny tenin'Atra sy mankahala izany fa ireo izay lehibeny dia satana izany dia mbola mitady toerana satria efa very seza :D any an-danitra.
EFESIANA 6
11 Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.
12 Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra [lanitra].
8- vokatr'izany dia ho avy ireo tarin'i satana handrebireby ny mpino an'Atra,eny izy rahateo koa moa efa mpanendrikendrika lava (accuser),mitady izay hamotraka sy hanome fanafitohina ny zanak'Atra andro aman'alina
JOBA 1
6 Ary tamin'ny indray andro nony avy ireo zanak'Andriamanitra hiseho teo anatrehan'i Jehovah, dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy.
7 Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Avy taiza hianao? Dia namaly an'i Jehovah Satana ka nanao hoe: Avy nizahazaha teny amin'ny tany aho ka nivezivezy teny.
8 Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Efa nandinika an'i Joba mpanompoko va hianao? Fa tsy misy tahaka azy eny ambonin'ny tany, fa olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an'Andriamanitra ka mifady ny ratsy.
9 Ary Satana dia namaly an'i Jehovah ka nanao hoe: Moa tsy fanantenan-javatra va no atahoran'i Joba an'Andriamanitra?
10 Tsy Hianao va no nanao fefy manodidina azy sy manodidina ny tranony ary manodidina izay ananany rehetra? Notahinao ny asan'ny tànany, ka manenika ny tany ny omby amanondriny.
11 Fa ahinjiro ange ny tànanao, ka tendreo izay ananany rehetra - raha tsy handa Anao eo imasonao aza [Na: hahafoy Anao mihitsy.] izy e!
9- Tsy ho voahozingozin'izay hery tsy manankery intsony izahay fa efa voavidin'ny ran'i Kristy teo amin'ny hazo fijaliana.
10-efa fantatry satana fa kely sisa ny androny ary mitady izay haripany izy,ary mora ho azy izany fa maro ny tsy mpino noho ny mino.
11- Ireo izay mpanara-dia an'i Kristy dia tanjona iray ho an'i satana ny hamotika azy ireo.Mazava ho azy fa 80-99% ny olona no mino ny silamo kanefa dia ireo maro anisa ireo no mamono,mandripaka, mitetika, mandoro ny trano fiangonana'ny kristiana eran-tany.
Hita porofo izany eran-tany.
Saingy tsy afa miala ny kristiana fa mitia ireo mpiara-belona aminy,tsy mamaly ratsy izy ireo fa tsy maharesy ireo be noho ny vitsy.Saingy ny tsy hitovizany :roll::roll:
Manana an'i Kristy izahay mpiaro anay ka tsy matahotra ny ho faty intsony,na inona na inona izany.Ny nofonay sy ny vatanay no mety ho fatin'ireo mpanohitra an'i Kristy saingy ny fanahinay ,tsy misy na iray aza hanala izany.
Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina.
Fa izaho koa, ry rahalahiko, dia matoky ny aminareo fa feno fahatsrana hianareo, dia feno ny fahalalana rehetra sady mahay mifananatra koa Rom 15:12-13
Tiava mandrakariva ny fahavalonao ary mivavaha ho azy mba omen'Atra hery izy ireo hanaradia sy ho voavonjy izy sy ny fianakaviany. ^:^
(l)niryna

78. gasynamana
(
06/10/2007 10:14)
tsimiandravola,aza gaga ise,fa amin'i gasynamana di aizy irery no mahay momba ny finoana.ny azy feno fa ny hafa yapany daholo.izay anie le nahatonga ahy hanontany hoe inoan no nidirana sekta e,satria ve mahita fa tsy ampy ny kato sy ny protest
fijo: raha zaza 14 taona ianao no niala tamin'ny fiangonana, ka miseho ho mahalala noho izaho, tsy maninona. Saingy ilay fahalalanao dia sahiko no milaza fa tsy tapany fotsiny fa tena fari-bodiny mihitsy.
tsimiandravola: aminao izany dia sinema daholo ny fahagaga rehetra. Mpanao sinema daholo ireo olo-masina rehetra. Tantara noforonina daholo ireo tantaran'ny olo-masina sy olon-tsambatra rehetra. Misy amin'ireny anefa ny Malagasy, ary fantatry ny malagasy rehetra: Victoire Rasomanarivo. Misy koa ireo vahiny niasa tany Madagascar: Bezym. Mbola misy malagasy hafa fa mbola eo an-dalam-pikarohana ny momba azy ireo ny aty an-tanana.
I Padre Pio: dia tsy tamin'ny moyen age fa niaina ny taon-jato faha 20. Toy izany koa i Marthe Robbin.
Mbola misy koa ireo velona miasa manao ny ainy tsy ho zavatra (oh: P. Pedro, Fr Fazzio, Ireo maseran'ny Trano Fitiavana mikarakara ny sembana tsy misy mpiahy, sns...): Ho anao ho an'iza no anaovan'izy ireo an'izany? Sa mbola sinema koa??? Raha tsy misy Jesoa tsy ho nisy ireo. Tsy porofo no ilaina amin'ny fisian'i Jesoa fa FIAINANA satria izy tsy zavatra ka mila porofona ny fisiany, fa Olona izy sady Andriamanitra ka ny fifandraisany amin'ny olombelona dia mampiseho ny fisiany.
Mino ianao tsara, tsy mino ianao tsy terena; saingy raha ny Misy no ezahanao ho foanana dia ho levona ihany ianao fa Izy dia hanohy ny fisiany hatrany.
79. tsimiandravola
(
06/10/2007 10:46)
Miala tsiny amin'i niryna!
Ireo Posts no 73-74-75- dia sady lavabe no bedabe,..ary tsapa fa tsy discussion intsony fa azo kilasiana any amin'ny atao hoe "polique de non communication".Toy ny fanaon'ny Damompra na i Dadapasy eny amin'ny pilopiotra izay "kabary tsy valiana".
Raha jeren'i Niryna ny dikan'ny teny hoe "patelin",dia fantaro fa ny discour-nao dia "patelin".Miseho ho feno "morale" sy fitiavana (toy ny baiboly ihany),nefa ny tena marina dia misy revers de médaille mahatsiravina (cf tout l'apocalypse).
Raisiko kely fotsiny izao ity citation biblique nomen'i Niryna ity
Ny tiako ho marihina eto dia ny fototra nioronan'ny finoana judéochrétienne.Izy io dia copie=hala-tahaka tamin'ny fivavahana sy finoana paianna nanodidina azy ,ary nialoha azy .Paianna izay enjehan'ny Judéo chrétien mafy.Ataon'izy ireny izay azony atao rehetra mba ikosehana ny origine paienne ny soratra masiny,nefa mbola misy traces maro tsy afaka.
Tsy ho hitako ho détailler-vana fa omeko ambangovangony fotsiny izay tonga ato an-tsaiko:
Sady ho avy indray izao ny Noely ary efa manomboka mitondra vohoka ny masoandro indrai izao ny Vierge ka hiteraka izany ny 25 Décembre.
Tsy rediredy izany fa zava-misy,i Jesoa d'ailleurs dia lazaina fa soleil,fahazavana,l'étoile du matin.Rhefa maraina iza no étoile hitanao voalohany?Valiny=le soleil.
Jereo koa ny Lioka tsy tadidiko ny reference fa maika aho: Naniraka ny mpianany ny Mesia Krist mba hiditra ao an-tanana (par quelle porte? Seule qui restait c'est la porte du Poisson=signe de Jesus),dia hifanena amin'ny olona mitondra siny feno rano (=Verseau)mba hitantana azy hankany amin'ny trano hankalazany ny Paka (=Agneau)...Dia ataovy ny synthèse fa reference amin'ny zodiaque no betsaka fa na i Jerosalema,amin'io fotoana nanaovana ny redaction an'io,dia efa "voarodana tsy nisy niangana" (Après 135).Izany hoe efa tsy nisy na ny tanana na ny portes na ny olona mitondra siny.etc
Ensuite ,tout est interprété allégoriquement par les Chrétiens pour DONNER LE "CHANGE" (jereo ny Definition n'io teny io.
De misaotra!

APOKALYPSY 12:
1 Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin'ny tongony, ary misy satroboninahitra kintana roa ambin'ny folo amin'ny lohany,
2 sady bevohoka izy; ary mihetsi-jaza izy ka mitaraina satria marary fatratra efa hiteraka.
3 Ary nisy famantarana hafa koa hita tany an-danitra, ka, indro, nisy dragona mena lehibe manan-doha fito sy tandroka folo, ary misy diadema fito amin'ny lohany.
4 Ary ny rambony dia manala ny ampahatelon'ny kintana amin'ny lanitra ka manjera ireny ho amin'ny tany; ary ny dragona nijanona teo anatrehan'ilay vehivavy efa hiteraka mba handrapaka ny zanany, raha vao teraka;
5 ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka ny firenena rehetra amin'ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin'Andriamanitra, dia ho any amin'ny seza fiandrianany.
Io i kristy fa nankarina any an-danitra.
Ny tiako ho marihina eto dia ny fototra nioronan'ny finoana judéochrétienne.Izy io dia copie=hala-tahaka tamin'ny fivavahana sy finoana paianna nanodidina azy ,ary nialoha azy .Paianna izay enjehan'ny Judéo chrétien mafy.Ataon'izy ireny izay azony atao rehetra mba ikosehana ny origine paienne ny soratra masiny,nefa mbola misy traces maro tsy afaka.
Tsy ho hitako ho détailler-vana fa omeko ambangovangony fotsiny izay tonga ato an-tsaiko:
D massé:Betsaka dia betsaka tokoa ny reference amin'ny kintana amam-bolana,ny signe de Zociac:jereo fotsiny izao ny constellation de la Vierge,mitondra vohoka ny masoandro,eo ny constellation du Bouvier,Eo koa ny "Crèche",sy ny "Ane" (Cancer ireo),Eo akaikikaikin'izany koa ny Dragona, misy koa ny Serpent (serpent ancien hoy ny baiboly).Jereo fa mora dia mora ny fahitana izany rehetra izany amin'ny Google earth nouvelle version.
Il n'est pas douteux que les Ecritures juives ont fait des représentations
significatives du Zodiaque, avant les corrections d'Esdras, interdisant tardivement
dans la Thora les « images taillées des choses qui sont là-haut au ciel ou ici-bas sur
la terre », car il en reste assez de traces matérielles, sans compter toutes les
allégories fabriquées par les scribes juifs-chrétiens (Jésus, les miracles, la Pâque, la
résurrection, etc.) sur les signes du Zodiaque.
Note= L'interdiction mosaïque, d'ailleurs très tardive, de reproduire les « images des choses qui sont là-
haut, au ciel, et ici-bas sur la terre » , - signes animaux du Zodiaque, notamment, - est d'origine
égyptienne. Les hiérophantes égyptiens, dit l'évêque Synéslus (in Calvit), ne permettent pas aux
ouvriers ordinaires de faire les idoles ou l'image des dieux. Dans des antres sacrés, ils ont des coffres
qui renferment certaines sphères sur lesquelles ils composent ces images en secrêt, et à l'insu du
peuple qui méprise les choses simples et qui veut des prodiges et des fables ». Cet évêque est un fin
connaisseur. Les prêtres égyptiens avaient aussi des plans plats (planisphères) où étalent portées les
divisions des Signes en décans et sous-décans, avec les indications hiéroglyphiques de leurs
Influences (Gebélia: le Zodiaque égyptien). L'astrologue Julien Firmicus dit que les Egyptiens divisent
chaque signe du Zodiaque en trois sections ou décans ou chefs de dizaine, soit trois décans par mois
et 36 par an. (Astr. Liv.I, chap. IV, et liv. 18, chap. XVI).
Sady ho avy indray izao ny Noely ary efa manomboka mitondra vohoka ny masoandro indrai izao ny Vierge ka hiteraka izany ny 25 Décembre.
Tsy rediredy izany fa zava-misy,i Jesoa d'ailleurs dia lazaina fa soleil,fahazavana,l'étoile du matin.Rhefa maraina iza no étoile hitanao voalohany?Valiny=le soleil.
Jereo koa ny Lioka tsy tadidiko ny reference fa maika aho: Naniraka ny mpianany ny Mesia Krist mba hiditra ao an-tanana (par quelle porte? Seule qui restait c'est la porte du Poisson=signe de Jesus),dia hifanena amin'ny olona mitondra siny feno rano (=Verseau)mba hitantana azy hankany amin'ny trano hankalazany ny Paka (=Agneau)...Dia ataovy ny synthèse fa reference amin'ny zodiaque no betsaka fa na i Jerosalema,amin'io fotoana nanaovana ny redaction an'io,dia efa "voarodana tsy nisy niangana" (Après 135).Izany hoe efa tsy nisy na ny tanana na ny portes na ny olona mitondra siny.etc
Ensuite ,tout est interprété allégoriquement par les Chrétiens pour DONNER LE "CHANGE" (jereo ny Definition n'io teny io.
De misaotra!
80. tsimiandravola
(
06/10/2007 11:01)
Mbola ao anaty aizina tanteraka ianao ry Gasy namako.
Na ny katolika moyen aza dia efa lasa lavitra noho ianao.
Averiko kely aminao eto fotsiny ny post efa nataoko teto mitondra ny lohateny hoe "re-inventer l'Eglise":Boky nosoratan'i Brian Mc Laren izy io ary nahazo ny approbation n'ny Edition de la LLB sy ny librairie Chrétienne.
Tsy nataotaon'ny mpanoratra azy foana io fa misy zavatra tsapany ao amin'ny conviction'ny Eglizy=misy zavatra maro "PERIME" =lany andro.Ka raha tsy mihezaka mafy i Gasy namko mba hi-s'instruire dia aza mi-adresser post amiko manokana intsony fa mandany ny androko ny mamaly izany.
:-P