Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa

21. fijo ( 02/10/2007 23:00)
ao fa hiaraka isika ao amin'io,"petankotista io ka"
ika an,io fa misy pointe manaraka ahy koa
22. rabilabila ( 02/10/2007 23:22)
Fiffi>>>

ary ny baiboly zany tsy porofo ?


Inona no porofoin'ny baiboly ? Ny fisian'atra sy jesosy ve ?

Ny tantaran'i Darafify izao voarakitra any anaty boky .Nisy izany i Darafify.

I Hary Potéra koa torak'izany

I Mogily konko.

Ary i Bilansy Nézy aza adino.

.......
Inoanao angamba ny fisiany ? Izany tsy manaporofo hoe nisy izy.Conviction-nao fotsiny izany fa tsy porofo toa ny siansa milaza fa atomes ny vatanao iray manontolo ,tsy fisaka ny tany , ny tantaran'i Adama sy Eva dia tantara notsongaina tany amin'ny Summériens ,na koa ny hoe avy any Moyent-Orient no niavian'ny olombelona fa tany afrika na asia.

Vokam-pikarohana ireo ary marihiko ary antitranteriko foana fa ny zavatra lazain'ny siansa androany mety ho diso rahampitso ;Tsy hoe miovaova hevitra akory ny siansa an!!Raha maka ohatra akaiky aho dia :ny fizika newtonnienne ,sy ny relativité.




23. rabilabila ( 02/10/2007 23:41)

Tsimiandravola>>>>

Ny tiako lazaina fotsiny dia amin'ny adihevitra toa itony dia tokony ezahina fadiana ny teny iray tsy mifanaraka amin'ny tiana holazaina .Ny fampiasàna ny teny hoe porofo dia filazàna fa tsy ho azo ozongozonina ilay hevitra .


A mediter pour tous:

Les dix commandements de l'idéologue:



1-Tu feras passer le singulier pour l'universel.

2-Tu occulteras le travail accompli,faisant ainsi passer pour naturels lesmarchandises et les textes culturels

2-Tu te serviras de fausses analogies;

4-Tu donneras l'impression de l'objéctivité,de manière à occulter ton parti pris particulier

5-Sur ton sujet ou débat , tu traçeras soigneusement les limitesde ce qui est acceptable (en d'autres termes ,tu contrôleras l'ordre du jour)

6-Tu donneras l'explication la plus simple comme étant nécessairement la milleure- ce qui est SOPHISME.

7-Tu rendras ordinaire ce qui est hors de l'ordinaire .

8-Tu embrouilleras et feras en sorte que l'on s'attarde à la surfacedes choses plutôt qu'au phénomène en son entier.

9-Tu créeras et alimenteras l'illusion que l'histoire conduit exactement au moment présent et à la situation actuelle.

10-Tu deviendras expert dans l'art et la pratique de l'OPFA (on ne peut pas faire autrement).
.

source ? the no-nonsense guide to global média de p. Steven et valables pour tout les forumistes dogmatiques ( disciples de born again ,ou des ID ,les experts en wawatage .......,bercés par le sophisme et le paralogisme en tout genre).
24. diamondra27 ( 03/10/2007 00:16)
raha tsy diso aho dia manana blog i tsimiandravola e! mba azonao averina omena anay eto ve le blog-nao?

de hono ho 'aho: eritreritra mandalo ny ahy: misy fotoanany angah no ipoiranao eto fa toa ohatran'ny miandry occasion izany foana ianao vao miditra manambara fa tsy misy Jesoa.

====> tara train fa inona moa le porofo volou?
25. cutie ( 03/10/2007 01:54)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 03-10-2007 00:17:43
Lohateny : Re : Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa
fanitsiana kely,i fijo dia tsy mino ny fisian'nadriamanitra ,fa mino ny fisian'i jesoa.saingy tsy jesoa amin'ny maha mesia azy ,fa olombelona toa ahy sy ianareo

voaray tompoko :lol:
26. Fiffi ( 03/10/2007 05:31)
rabilabila:

Inona no porofoin'ny baiboly ? Ny fisian'atra sy jesosy ve ?

Ny tantaran'i Darafify izao voarakitra any anaty boky .Nisy izany i Darafify.
ny baiboly de tsy mitovy am bokin'darafify.......Tokana....


27. tsimiandravola ( 03/10/2007 06:10)
diamondra27:

raha tsy diso aho dia manana blog i tsimiandravola e! mba azonao averina omena anay eto ve le blog-nao?

de hono ho 'aho: eritreritra mandalo ny ahy: misy fotoanany angah no ipoiranao eto fa toa ohatran'ny miandry occasion izany foana ianao vao miditra manambara fa tsy misy Jesoa.

====> tara train fa inona moa le porofo volou?
Salut!
Miala tsiny fa maikamaika handeha hikandra.
Ny blaogy dia
http://www.geocities.com/tsinisijesoa/hohita.html
sady vao nasiako an'ilay hoe "evanjely kanonika".
Ny fotoana ipoirako eto dia tsy hoe voafetra ,fa miankina amin'ny fotoanako sy ny hatsaran'ny andro any ivelany.Indraindray aho manao vtt,matetika aho manao petanky,anontanio ra-fijo.Nga te ho petankotista i diamondra?
Ny occasion aloha dia bonne foana eto fa izaho indray no tsy maharaka.Aiza ve ka 99,99% évangélisés daholo!Sady izay indray efa siekla maro.

Fa izao e:asa na aiza i diamondra no mipetraka na aiza fa izahay sy i ra-fijo mitady 3ème hanaovana triplette mixte.Resaka petanky io an ,fa tsy hoe resaka "amitiée profonde" akory.

Le porofo voalohany dia fomba filaza ihany iny .Efa nanao aho mantsy hoe "porofo" tamin'ny voalohany ,de izay no nanasiako hoe faharoa an'ity.

Bonne Journée!


28. Ritsoka ( 03/10/2007 06:11)
...

Inona no porofoin'ny baiboly ? Ny fisian'atra sy jesosy ve ?

Ny tantaran'i Darafify izao voarakitra any anaty boky .Nisy izany i Darafify.

I Hary Potéra koa torak'izany

I Mogily konko.

Ary i Bilansy Nézy aza adino.


Fanontaniana iray apetrako :
FANTATRAO VE NY TSIRON'ITY SAKAFO HANIKO ITY ?

Angamba mety miara-mamaly ianareo rehetra hoe: TENA ADALA IO

ohatr'izany ny fandraisako ny ady hevitra amin'ity lohateny iray ity.

Ahoana moa no ahafantaran'ny olona iray izay tsy manandrana akory ny tsiron'ny sakafo iray? Tahaka izany ohatra izany koa ny anoharako ny mpandefa ity hafatra ity sy ny mpiady hevitra sasantsasany.
Efa tena nandalina ny Baiboly daholo ve ireo olona rehetra miady hevitra ireo sa mamaky ny Baiboly toy mamaky ny Roman.

mino aho fa tsy maintsy manana ny finoany daholo ianareo rehetra ireo : na Razana izany, na Vatan-kazo, na Masoandro, na Doany,... Fa ny lazaiko aminareo fotsiny hadiahadio tsara aloha vao manome : POROFO.

Tsy mbola hitako aloha izay POROFO hatrami'izao amin'ny hoe: Tsy misy (nisy) Jesoa.

...:!::!::!:
29. tsimiandravola ( 03/10/2007 06:15)
Bravo raBilabila amin'ilay 10 commandements.
Tsara mihitsy ny mahafantatra ny stratégie ampiasain'ny sophiste kah!
Izaho aloha dia efa nanapa-kevitra efa ela ny handinin-tena,ary efa nisy nilaza tamiko fa ny fomba mahomby indrindra ahafahana mahita mangarahara ny momba ny dévotion réligieuse dia ny fihatahana aminy aloha voalohany.


30. tsimiandravola ( 03/10/2007 06:21)
Efa tena nandalina ny Baiboly daholo ve ireo olona rehetra miady hevitra ireo sa mamaky ny Baiboly toy mamaky ny Roman.
Tsy mihambo aho,fa na dia efa elaela ihany aza no tsy namakiako ny baiboly toy ny famakiko azy taloha dia tsy mino aho hoe latsaka ambanin'iza iza.Saingy araka ny fitenin'ny baiboly ihany io "la connaissance enfle,mais c'est l'esprit qui vivifie".Ary tsapako fa tena vivifié be ianareo ka tsy mahita intsony ny "raison" angamba.

Je me méfie toujours du "change" cf plus haut.
31. hery ( 03/10/2007 07:54)
Tsy hitako izay handaniana ron-doha, handalinana etsy sy eroa, hanaporofoana zavatra tsy misy :-)

Izaho izao mino hoe tsy misy an'izany mxwzòkjera izany. Dia tsy izaho mihitsy no hiezaka hiteny aminareo hoe tsy misy izany mxwzòkjera.

Mba mandania andro @ zavatra mahasoa e :-)
32. la ( 03/10/2007 08:11)
hery>=D=D=D=D=D:)
33. rabilabila ( 03/10/2007 09:10)
Hery >>>

Tsy mandàny andro ny mampitandrina ny olona tsy hionona fotsiny amin'ny zavatra eo am-pelan-tanany ,fa mba hànana "esprit critique ".

Ary mahasoa dia mahasoa tokoa ny fanànana eritreritra hiady amin'ny kobaka am-pava ,na avy aiza izy na avy aiza (auto-défense intellectuelle).

Am-po mieritreritra:)
34. Rafotsy ( 03/10/2007 11:12)
rabilabila:

Hery >>>

Tsy mandàny andro ny mampitandrina ny olona tsy hionona fotsiny amin'ny zavatra eo am-pelan-tanany ,fa mba hànana "esprit critique ".

Ary mahasoa dia mahasoa tokoa ny fanànana eritreritra hiady amin'ny kobaka am-pava ,na avy aiza izy na avy aiza (auto-défense intellectuelle).

Am-po mieritreritra:)

Ary maninona ary nareo mandany andro mi prouve ny zavatra heverinareo fa tsy mi existe !
Ou ni existe izy dia misy porofo ao amin'ny tantara ou bien tsy ni existe izy dia na ny anarany aza tsy ao akory !! :oops::roll:


35. rabilabila ( 03/10/2007 11:35)

Rafotsy >>>>


Ary maninona ary nareo mandany andro mi prouve ny zavatra heverinareo fa tsy mi existe !


Mbola tsy nahita ahy ianao ,na indray mandeha aza,nilaza fa porofo ny zavatra lazaiko .
Fa raha misy hevitra atolotra ahy ,dia tsikera no ataoko fa sanatria aho tsy nilaza mihitsy hoe :ny ahy no marina.
Par contre ,raha misy olona milaza amiko hoe :Izy no mitàna ny fahamarinana !! dia eo aho no manome izay valim-pikarohana efa misy hanasehoako ny maha-tsy-marina ny affirmations .

Marihiko anefa fa ny siansa tsy "figée " fa "évolutive" ,ary ny "dogmes" dia tsy maitsy ekena tsy misy alaharo-alaharo.

averiko indray:

Tsy mandàny andro ny mampitandrina ny olona tsy hionona fotsiny amin'ny zavatra eo am-pelan-tanany ,fa mba hànana "esprit critique ".

Ary mahasoa dia mahasoa tokoa ny fanànana eritreritra hiady amin'ny kobaka am-pava ,na avy aiza izy na avy aiza (auto-défense intellectuelle).
36. xxx ( 03/10/2007 12:00)
tsimiandravola:

Porofo faharoa ny tsy nisian'i Jesoa Kristy (extrait Angalisy no nataoko mba hanararaotan'izay te hianatra teny Angalisa araka ny filazan'i Niryna)

Luke10:18 He replied, "I saw Satan fall like lightning from heaven.... » .

Fa mba iza azy no miteny eto raha fantatrao? Alao omeko ny valiny=Jesoa
Misy zava-niseho tadidin'i Jesoa matoa izy milaza fa nahita an'i Satana nivarina toy ny tselatra avy any an-danitra, sa ahoana? Inona ary io tadidiny io???
Tsy inona io akory fa ny zavatra natrehiny tamin'ny fahitana ka itantarany ny zavatra hitany toy izao*:

Rev 12:8 « ...But he was not strong enough, and they lost their place in heaven. 9The great dragon was hurled down—that ancient serpent called the devil, or Satan, who leads the whole world astray. He was hurled to the earth, and his angels with him. »



Aiza ny "porofo" fa tsy maitsy misy zava-niseho tadidiny vao afaka milaza an'io izy ?
Ary aiza ny "porofo" fa io ilay tadidiny ?
37. rabilabila ( 03/10/2007 12:01)
Ritsoka>>>>



Ahoana moa no ahafantaran'ny olona iray izay tsy manandrana akory ny tsiron'ny sakafo iray? Tahaka izany ohatra izany koa ny anoharako ny mpandefa ity hafatra ity sy ny mpiady hevitra sasantsasany.
Efa tena nandalina ny Baiboly daholo ve ireo olona rehetra miady hevitra ireo sa mamaky ny Baiboly toy mamaky ny Roman.


Angamba tsy misy exegète eto akory fa samy mamaky sy mandalina daholo ihany .
-Ny fomba famakianao sy fandalinanao an'i Voltaire tsy ho voatery hitovy amin'ny ahy .
-Ny fomba famakiako sy ny fandalinako an'i Stephen Hawkin tsy hitovy mihitsy amin'ny siantifika mahafantatra sy nianatra momba ny cosmologie.
Ary betsaka ny ohatra azo raisina.....
Ny tiako hosoritana dia ny capacité-n'ny tsirairay haka na tsy haka distance amin'ny zavatra vakiany (na inona io vakiany io na inona ).

Raha ilay resaka sakafo sy ny tsirony indray ( na dia fantatro aza fa ohatra io nomenao io ) dia:

Ireo izay tsy nihinan-kisoa ( izay biby tsy mandinika fa mivaky kitro ) dia tsy ahafantatra mihitsy fa raha ritina amin'ny fanihy famille-n'ny manavy (voalaza fa tsy fadiana ao amin'ny déotoronomia ) ,dia tena matsiro dia matsiro tokoa .:wink:


Farany:

mino aho fa tsy maintsy manana ny finoany daholo ianareo rehetra ireo : na Razana izany, na Vatan-kazo, na Masoandro, na Doany,...


Heritreritrao manokana io ka tsy hitako izay hanomezan-tsiny anao tant que tsy imposer-nao amin'ny hafa ilay izy .
38. Rafotsy ( 03/10/2007 12:06)
Rabibilava : miala tsiny aho fa tsy ianao akory no novaliko direct !! fa valiny en général no nataoko !:oops:
39. rabilabila ( 03/10/2007 12:12)
Rafotsy >>>

Lapsus revelateur-n'ny fandinihanao ahy angaha ilay RABIBILAVA ?:oops::lol:
40. diamondra27 ( 03/10/2007 13:04)
ka le porofo volou wambola tsy haiko sy tsy hitako fa inona le izy?

tsimiandravola: misaotra namaly, aleo dinihina tsara le izy de miverina eo ihany mamaly anao.

Raha resaka petanky indray de tena mankafy za saingy za lavitra anareo sy fijo koa. Nefa tahaka izay bonne ekipa tsika 3 :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.041