Nandamoaka

1. tsimiandravola ( 12/10/2007 21:34)
ny Mesia:
« En vérité, je vous le dis, cette génération ne
passera pas, que toutes ces choses n'arrivent »

Fa mbola tsy tonga ihany ireo voalaza na dia ni-passer aza ny générations maro ê.

Hany hery ,nahemotra daholo ny programa.Nasiana "ratures" bediabe ny "copie".Navarina any an-davaka mangitsokitsoky ny "apokrifa" ny asa-soratra maro (evangiles apocryphes etc)

Nolazaina fa tsy misy mahafantatra ny farany afa-tsy ny Ray ihany.Na ny Zanaka koa aza tsy mahafantatra.Nefa i Lery nilaza fa izy sy ny Ray iray ihany..

Dia alefaso indray hoe ny akrobasia ara-baibolin'i Niryna sns ho jerena...:D
novalian'i fijo ny 16/10/2007 21:43
2. ikaretsaka ( 12/10/2007 22:04)
ka mbola genereation 1 ihany isika ka... mbola olombelona!
rehefa miakatra dingana 1 ambonin'ny olombelona angamba...
3. tsaramaso ( 12/10/2007 23:18)
hahahah !!!!! aiza ndray ny dikan-teny e !!! "generation" # "taranaka" !!!!!

tsimiandravola:
Nolazaina fa tsy misy mahafantatra ny farany afa-tsy ny Ray ihany.Na ny Zanaka koa aza tsy mahafantatra.Nefa i Lery nilaza fa izy sy ny Ray iray ihany.
Marina daolo !!!!!!
4. ikaretsaka ( 12/10/2007 23:19)
ka tsika ve izao tsy mbola especen'olombelona sa ela efa espece de tsaramaso?
5. tsaramaso ( 12/10/2007 23:25)
ikaretsaka:

ka tsika ve izao tsy mbola especen'olombelona sa ela efa espece de tsaramaso?

tsleeee !!!! de efa tsisy ifandraisany sahady !!!!!! tsssssss

6. ikaretsaka ( 12/10/2007 23:27)
eee. efa espece de tsaramaso ialahy izany! tsaramaso OGM
7. tsaramaso ( 12/10/2007 23:34)
tsaramaso:
tsleeee !!!! de efa tsisy ifandraisany sahady !!!!!! tsssssss
de vo mainka nivoana ny kozin'i tsimiandravola !!!!!! trollifik tssssssssss !!!!
8. ikaretsaka ( 13/10/2007 03:55)
velabelaro ny tsy ifandraisany hoa fa aza manao affirmation gratii
9. xxx ( 15/10/2007 16:36)
ikaretsaka:

ka tsika ve izao tsy mbola especen'olombelona sa ela efa espece de tsaramaso?
Fa ahoana kosa no afangaro ny "espèce" sy ny "generation"?
Sao dia mba tsy mety fa mba aleo afenina ihany ny tongo-bakivaky!


10. majesty ( 16/10/2007 16:16)
vao maika mampalahelo fanintelony indray i tsimiandra :D
11. fijo ( 16/10/2007 21:43)
marina ve ny lazainy de mampalahelo izy.
ary ika sy tsaramaso aza manao klown fa tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0593