Jesoa=mpanao mazia
1. tsimiandravola
(
01/12/2007 23:14)
Diniho sy sainontsika tsara ity.
Raha mahefa ny zava-drehetra i Jesoa satria "créateur", "tout puissant" etc...
Dia tsy misy antony mihitsy tsy ahavitany ny fahagagana nataony amin'ny alalan'ny "teny" tsotra.Ohatra hoe "mahirata ianao",dia nahiratra ilay jamba. "Mitenena ianao" dia miteny ilay moana. "Sitràna ianao" dia sitrana tokoa ilay marary."Mitsangana ianao Lazara" dia na ny fasana aza mipatitaka itsanganan'i Lazara...
Ny mifanohitra amin'izany no miseho matetika.Hita mihitsy fa mikononkonona i Jesoa.Misy "Technique" ao.C'est un technicien.Et les Magiciens sont avant tout des techniciens.
Ohatra izao ilay naka vovoka dia nasiany rora vao napetany tambony mason'ilay Jamba,avy eo nasainy nankany amin'ny piscine de Chloé.
Dé jereo daholo ny miracle fa tout relève de la technique, et donc technique magique.
NB:Il est passé (on le sait) en Egypte ,le "harvard" de la magie,pour apprendre tout ce qu'il sait faire de magie.Comme Alexandrie est "la Mèque" de l'alchimie .(on y reviendra)

novalian'i rabilabila ny 17/12/2007 16:42
2. ikaretsaka
(
02/12/2007 00:45)
tany Eyypta n(aiza ho aiza any ejypta) izany ny fianarana Harry potter t@ izany!
de tany aleksandria ny faculte de chimie sy medecine sy science nat!
milay kosa an...
mety atao film be :-D:-D

3. hery
(
02/12/2007 07:20)
Mba lozika ry tsimiandravola a.
Hatramin'izay ianao niteny hoe tsy misy i Jesoa... dia amin'izao miteny hoe mpanao mazia indray izy :-)
Tsy diso fipetraka ve ity resakao ity?

4. niryna
(
02/12/2007 08:27)
tsimiandravola:
Diniho sy sainontsika tsara ity.
Raha mahefa ny zava-drehetra i Jesoa satria "créateur", "tout puissant" etc...
Dia tsy misy antony mihitsy tsy ahavitany ny fahagagana nataony amin'ny alalan'ny "teny" tsotra.Ohatra hoe "mahirata ianao",dia nahiratra ilay jamba. "Mitenena ianao" dia miteny ilay moana. "Sitràna ianao" dia sitrana tokoa ilay marary."Mitsangana ianao Lazara" dia na ny fasana aza mipatitaka itsanganan'i Lazara...
Ny mifanohitra amin'izany no miseho matetika.Hita mihitsy fa mikononkonona i Jesoa.Misy "Technique" ao.C'est un technicien.Et les Magiciens sont avant tout des techniciens.
Ohatra izao ilay naka vovoka dia nasiany rora vao napetany tambony mason'ilay Jamba,avy eo nasainy nankany amin'ny piscine de Chloé.
Dé jereo daholo ny miracle fa tout relève de la technique, et donc technique magique.
NB:Il est passé (on le sait) en Egypte ,le "harvard" de la magie,pour apprendre tout ce qu'il sait faire de magie.Comme Alexandrie est "la Mèque" de l'alchimie .(on y reviendra)
=))=))Ary toa mahafantatra tsara ny fahagagana nataony hianao =D=D Ignorance na denial no dikan'izany.mahafantatra fa manda sy manohitra.
Handalina ny tenin'Atra no mba fanirianay ka raha mahita hianao handalinana ny anao dia alefaso fa vonona izahay hijery na tsy andray aza.Aza fatra mpanenjika fa tsy nisy nanenjika mihoatra an'i Saoly.
Raha mangataka Amin'ilay ATratray hianao dia omeny anao tokoa ireo zavatra tsy fantatrao,satria lany andro fa tsy mahita na tsy te hiteny hianao fa miroaroa ny sainao dia mitsikera sy mahita ho tenenina foana.
Eny mpanao miracle i kristy,misy olana aminao angaha izany? Na ny fonao io ary no tendreny dia hiova fo tokoa hianao ary ho foana izany fanenjehina Azy
izany.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4747b0c5684a8
Mahereza hatrany mikatsaka ny marina fa hianao no hitory ny filazan-tsara erak'izao tontolo izao raha mitohy ny fanontaniana sy ny fikarohanao Azy.
Tsarovy fa tiantsika mpanonta Izy.
Mivoha ho an'ny rehetra ny varavarana raha mitady Azy isika.
Ho an'i kristy ilay Mpanavotra,Mpanasitrana,Mpamela heloka,Mpampihavana,Mpamonjy ny rehetra izay mitady sy mangetaheta Azy,Mpahefa ny zavatra rehetra,Mpanao fahagagana izay tsy takatry ny sain'olombelona ny heriny sy ny fitiavany.Ho Azy Irery anie ny dera sy laza ary ny voninahitra.Ho antsika rehetra kosa ny fahasoavana izay ao amin'ny Tompo mahery.Amena
5. piste
(
02/12/2007 09:29)
Pbl ndry zalahy ireo dia mamaky boky na mijery site any momba ny fanoherana ny kristianisme. Dia izay no taterina eto. Dia rehefa mandeha anefa ny adi-hevitra dia hita fa osa be ny fanohanan-kevitra ataony. Antony : hevitra nindramina dia tsy voafehiny.
Izay no lazaiko fa athée manara-damaody avokoa ry zalahy milaza azy ho athée ireo. Tsy mahazaka ny onjan'ny secularisme aty Europe dia izao sisa no ataony.
Mahereza ry zalah, mbola be ny ezaka atao.

6. tsimiandravola
(
02/12/2007 09:45)
hery:
Mba lozika ry tsimiandravola a.
Hatramin'izay ianao niteny hoe tsy misy i Jesoa... dia amin'izao miteny hoe mpanao mazia indray izy :-)
Tsy diso fipetraka ve ity resakao ity?
Asa na izaho no pahina na marenina na ianareo no tsy mandinika!Tsy afaka ny handray conclusio lozika intsony ve??
Efa niteny aho teto ary efa namerimberina foana fa "ny Jesoa araka ny famaritana kristiana ao amin'ny baiboly no tsy nisy ara-tantara". Fa ny "Jesoa",na ny marina kokoa ,ny "mesia" ,izay brigand ,dia nisy dia nisy tokoa.Ary ny simbon-tantara momba an'io brigand io sy ny namany dia hita taratra ao anaty NT,satria avy amin'ny tantaran'io no namoronana ny kristianisma.
Sa ,raha tian'i Hery dia avela hifangaro ihany ireo olona roa samy hafa ireo :dia ny Jesoa-nareo sy i Kristy Mesia avy ao Gamala.
Matoa aho mampiasa ny teny hoe "Jesoa" dia satria izay no anarana ahafantaranareo azy.Ary na ny nom de bar mitzva an'i Jesoa aza dia nofafana.Satria ny Jesoa dia Nom commun toy ny Mesia sy Kristy ihany.
Hatramin'izay nampahatongavan'ny kristianna nofo ny "verbe" izay ihany mantsy no tena tonga ny olana.Fa taloha samy niteny izay tiany ho tenenina daholo ny "spiritialiste".Izany rahateo no nahatonga ny fisian'ny évangiles et écrits marobe izay voatery nataon'ny Eglizy ho Apocryphe taty aoriana.
Merci!
7. tsimiandravola
(
02/12/2007 10:01)
piste:Ataoko fa i piste dia anisan'ireo mahatsapa (c'est un aveu) fa ny internet dia anisan'ny fitaovana nentin'ny fandrosoana ahafahana manao fifanankalozan-kevitra mahomby.Anisan'ny fitaovana ahafahana miady amin'ny obscurantisme ihany koa.Misy ny tsara,misy ny ratsy,fa anao no mifantina.
Pbl ndry zalahy ireo dia mamaky boky na mijery site any momba ny fanoherana ny kristianisme. Dia izay no taterina eto. Dia rehefa mandeha anefa ny adi-hevitra dia hita fa osa be ny fanohanan-kevitra ataony. Antony : hevitra nindramina dia tsy voafehiny.
Veloma lava noho izany ny teny tsy valiana fanaon'ny pasitera sy ny mopera sy ny fanatika isan-karazany.(Vous n'avez qu'à bien vous tenir)Tsapako koa nefa fa ny ankabeazan'ny site kristianna gasy dia tsy misy "forum".Savez-vous pourquoi????
Ny hoe hevitra nindramina indray dia mifototra aminareo kristiana indrindra izany.Et là ,suivez mon regard hoy ny vazaha.
piste:Voalohany aloha dia tsy athée aho,efa naveriko foana koa io (on dirait qu'ici on parle avec des sourds).Faharoa ,ny amin'ny resaka lamaody dia ataoko fa tsy marina mihitsy izany.Ny lamaody dia resaka "futile",resaka "superflue" ,resaka "frivole".Ka raha amaivaniko sy amavoiko ny kristianisma dia izy no lamaody.Porofon'izany:vokatra be ny sekta sy ny kristianisme any amin'ny tany mahantra.Tena lamaody mihitsy io any.Ary ny lamaody mandalo,fa ny "raison" mitoetra.Taiza ianao no mbola nahita tany Europe hoe nihamaro hono ny katolika na ny protestant? Ny sekta no nihamaro.:D
Izay no lazaiko fa athée manara-damaody avokoa ry zalahy milaza azy ho athée ireo. Tsy mahazaka ny onjan'ny secularisme aty Europe dia izao sisa no ataony.
Mahereza ry zalah, mbola be ny ezaka atao.
8. pissoa
(
02/12/2007 10:25)
tsimiandravola:
Diniho sy sainontsika tsara ity.
Raha mahefa ny zava-drehetra i Jesoa satria "créateur", "tout puissant" etc...
Dia tsy misy antony mihitsy tsy ahavitany ny fahagagana nataony amin'ny alalan'ny "teny" tsotra.Ohatra hoe "mahirata ianao",dia nahiratra ilay jamba. "Mitenena ianao" dia miteny ilay moana. "Sitràna ianao" dia sitrana tokoa ilay marary."Mitsangana ianao Lazara" dia na ny fasana aza mipatitaka itsanganan'i Lazara...
Ny mifanohitra amin'izany no miseho matetika.Hita mihitsy fa mikononkonona i Jesoa.Misy "Technique" ao.C'est un technicien.Et les Magiciens sont avant tout des techniciens.
Ohatra izao ilay naka vovoka dia nasiany rora vao napetany tambony mason'ilay Jamba,avy eo nasainy nankany amin'ny piscine de Chloé.
Dé jereo daholo ny miracle fa tout relève de la technique, et donc technique magique.
NB:Il est passé (on le sait) en Egypte ,le "harvard" de la magie,pour apprendre tout ce qu'il sait faire de magie.Comme Alexandrie est "la Mèque" de l'alchimie .(on y reviendra)
Mba lojika ry tsimiandravola a ! :-D:-D:-D
Raha hoe nampiasa teknika fooooona Izy dia mety ho marina ny teninao hoe mpanao mazia mazia ...
Fa efa voalazanao ihany fa niteny fotsiny Izy dia nitsangana Lazara, sitrana ny marary sns. Noho izany, amiko dia mahefa ny zavatra rehetra tokoa Izy ... saingy tsy nanao ny sitrapon'i tsimiandravola fotsiny no nataony tety an-tany ka hoe teny daholo no tokony nampiasainy fa tsy nampiasa fitaovana ! Amin'ny maha-mahefa ny rehetra Azy dia manana fahafahana beeeeeee mihitsy Izy hampiasa izay fitaovana tiany ampiasaina !
9. tsimiandravola
(
02/12/2007 11:02)
pisoa:Pisoa a!
Amin'ny maha-mahefa ny rehetra Azy dia manana fahafahana beeeeeee mihitsy Izy hampiasa izay fitaovana tiany ampiasaina !
Il faut bien vous tenir!
Là !tu fais un aveu!Peut être avec un "amortisseur" mais c'est un aveu quand même.
Càd Jésus se sert de technique=magicien.C'est un artiste,un comédien.:D
10. pissoa
(
02/12/2007 11:20)
merci mais je pas comprendre. je comprendre mieu zaponey ou sinwa ke francais. priere de vous exprimer en malagasy si vous souhaiter que je comprendre :oops::oops::oops::-D
11. caprio
(
02/12/2007 12:36)
tsimiandravola kosa mahita avaly foana fa refa tsy mino enao we misy jesoa dia aza resahina tsony
12. tsimiandravola
(
02/12/2007 12:41)
pissoa:I doesn't matter!Tidak apa apa!Ca ne fait rien!Wan tek tchiss bed!Tsy maninina izany!
merci mais je pas comprendre. je comprendre mieu zaponey ou sinwa ke francais. priere de vous exprimer en malagasy si vous souhaiter que je comprendre :oops::oops::oops::-D
Aza omena tsiny raha manavanana ahy ny miteny vazaha!Efa voazanaka ary tsy fidiny.Fa raha mba mitady hanisy "accent" kely ,na nuance kely dia lasa teny vazaha no manavanana kokoa.Et Je le regrette sincèrement.Tsy fitia te hizesta akory sanatria.
Nefa kosa araka ny maha ex colonisé ny Gasy,izay "francophone" , dia miala tiny aho raha milaza fa matetika dia mahazo teny vazaha ny ankabeazany.
Farany,avec tout le respet que je dois à Pisoa,dia tsy amin'i Pisoa irery aho no miresaka fa indrindra ho an'ny "touristes" izay mety mandalo eto amin'ity forum ity,donky à 80% des possesseurs d'ordinateur,donky,francophone.
13. tsimiandravola
(
02/12/2007 12:46)
caprio:Et pourquoi donc?
tsimiandravola kosa mahita avaly foana fa refa tsy mino enao we misy jesoa dia aza resahina tsony
Ny rehetra eto toa an-dry Niryna sy ry LD sy ry Kiranil....Mino izy ireny dia aeliny ny finoany nefa eritreretiko ho poizina ho an'ny mpiara-belona izany.
Dia izany no antony iresahako satria hatramin'izay tsy nisy mpanohitra mihitsy sahy nijoro.
désolé!
14. piste
(
02/12/2007 12:59)
Voalohany aloha dia tsy athée aho,efa naveriko foana koa io (on dirait qu'ici on parle avec des sourds).Faharoa ,ny amin'ny resaka lamaody dia ataoko fa tsy marina mihitsy izany.Ny lamaody dia resaka "futile",resaka "superflue" ,resaka "frivole".Ka raha amaivaniko sy amavoiko ny kristianisma dia izy no lamaody.Porofon'izany:vokatra be ny sekta sy ny kristianisme any amin'ny tany mahantra.Tena lamaody mihitsy io any.Ary ny lamaody mandalo,fa ny "raison" mitoetra.Taiza ianao no mbola nahita tany Europe hoe nihamaro hono ny katolika na ny protestant? Ny sekta no nihamaro.
Voalohany, fanahy iniako no nilaza anao ho "athée" fa tsy "agnostique". Antony, teneniteneninao fahatany fotsiny hoe agnostique fa tsy hainao no tena dikany. Raha olona indifférent @ existence de Dieu ianao dia tsy tokony hanana pbl @ kristianisme, Islamisme, Judaisme( samy monothéiste samy religion monothéiste). Satria, tsy mandraharaha izay fisiany ianao.
Ny attitude-nao anefa toa mi-critique ary mandany andro mamaky Baiboly hitsiponana izay azo toherina.
Faharoa : ny sekta angamba no phenomenal fa tsy ny Katolika velively. Efa 2000 ans izay razoky no nanenjehana an'io, ary miseho @ fomba isan-karazany izany, fa tsy nahalevona azy.
Farany : raha regards critiques hatrany no hijerenao ny Kristianisma sy ny Doctrine ampianariny dia tsy hahita ny marina ao ianao. Kanefa tsy miankina aminao velively ny fahamarinany.
Ary tsy Europe sy Amerika no centre du monde razoky fa mba sokafy ny maso tsara ny maso. Raha renivohitry ny athéisme indray dia ao ianao no afaka manao référence.
message

15. pissoa
(
02/12/2007 13:15)
tsimiandravola:
I doesn't matter!Tidak apa apa!Ca ne fait rien!Wan tek tchiss bed!Tsy maninina izany!
Aza omena tsiny raha manavanana ahy ny miteny vazaha!Efa voazanaka ary tsy fidiny.Fa raha mba mitady hanisy "accent" kely ,na nuance kely dia lasa teny vazaha no manavanana kokoa.Et Je le regrette sincèrement.Tsy fitia te hizesta akory sanatria.
Nefa kosa araka ny maha ex colonisé ny Gasy,izay "francophone" , dia miala tiny aho raha milaza fa matetika dia mahazo teny vazaha ny ankabeazany.
Farany,avec tout le respet que je dois à Pisoa,dia tsy amin'i Pisoa irery aho no miresaka fa indrindra ho an'ny "touristes" izay mety mandalo eto amin'ity forum ity,donky à 80% des possesseurs d'ordinateur,donky,francophone.
Tsimiandravola : miala tsiny fa tsy niezaka niteny mihitsy aho hoe mizesta ianao na sns. Nolazaiko anao fotsiny fa tsy mahay ny teninao aho, ka raha tinao ho azoko ny navalinao ny hevitro, ary hitohy ny resaka, dia ataovy teny gasy.
Tsy izaho irery no hiresahanao, marina izany ... fa rehefa ny hevitro no notanisainao (quote), ary mi-tutoiyer ianao, dia heveriko fa izaho no voakasika voalohany ! :-D:-D:-D
PS : Diso tsipelina foana ianao ... pissoa za fa tsy pisoa !
16. niryna
(
02/12/2007 14:24)
piste:
Pbl ndry zalahy ireo dia mamaky boky na mijery site any momba ny fanoherana ny kristianisme. Dia izay no taterina eto. Dia rehefa mandeha anefa ny adi-hevitra dia hita fa osa be ny fanohanan-kevitra ataony. Antony : hevitra nindramina dia tsy voafehiny.
Izay no lazaiko fa athée manara-damaody avokoa ry zalahy milaza azy ho athée ireo. Tsy mahazaka ny onjan'ny secularisme aty Europe dia izao sisa no ataony.
Mahereza ry zalah, mbola be ny ezaka atao.
:D=D=D ka ireo tsy mahalala an'Atra anie tsy omeny fahalalana mihitsy na hiova masoandro aza ny volana e. Fahendren'izao tontolo izao no heveriny fa ho izy ka toa adala daholo ny olona aminy =))=))=))
Tsy mpanao mazia velively i kristy ,asan'ny satana ny mazia lazain'ilay zalahy io,asan'ny maizina,manitsaka baiboly. Ny tenin'Atra anefa no nomeny antsika ka inona no mazia-mazia eo ? Aha! hay moa tsy fantany fa ny ranomasina aza nisaraka koa,ny rano aza niova ra ,ny tehina niova ho menarana ka nihinana ireo mpanao mazie-mazie izay nanao fahagagana ihany boom nohanin'ny bibilavan'i Mosesy ilay bibilavan'ny mpanao mazia-mazia =))=)):-$
kely sisa e,efa miahoaho any ny fanahin'i anti-christ ary io misy iray,mbola tsy afaka manoatra anefa fa mbola tsy avelan'ny FM ka dia mitady izay hanodikodinana ny saim-bahoaka,hay tsy ny mpanao politika ihany no manodina ny saim-bahoaka raha izany k'ty .
Miambena isika fa efa maimbo sy lian-dra ry zalahy.
18. tsimiandravola
(
02/12/2007 17:10)
piste:Efa nolazaiko teto fa eritreretiko ho poizina amin'ny mpiara-belona ny kristianisma dia mi-réagir aho na dia agnostika aza.Fa tsy hoe agnostika dia matory fotsiny.
...Raha olona indifférent @ existence de Dieu ianao dia tsy tokony hanana pbl @ kristianisme, Islamisme, Judaisme( samy monothéiste samy religion monothéiste). Satria, tsy mandraharaha izay fisiany ianao.
Ny attitude-nao anefa toa mi-critique ary mandany andro mamaky Baiboly hitsiponana izay azo toherina.
piste:Eo dia averiko ho anareo samy ianareo kristiana indray ny ady kitrana....
Faharoa : ny sekta angamba no phenomenal fa tsy ny Katolika velively.
piste:Tsy milaza mihitsy izany fa raha tsy levona ny "teniko" (ny kristianisma) araka ny filazan'ny NT,dia porofo izany fa madio tsy misy pentina izy ,ary marina.Tsia! De toutes façon ,levona ho azy eo ihany io rehefa ela ny ela.Fa matoa aho mihezakezaka ny hi-accelerer an'izany fahalevonany izany dia nohon'ny fahantran'ny fireneko izay mbola rendrika be ary miesona mihitsy ao anaty obscurantisme.Ataoko fa tsara dia tsara ny mitady "raccourci" amin'ny lafiny maro.Fa sao lazain'ny kristianina eo indray fa raha tsy ny finoana an'i kristy dia tsy misy zava-banona eto Madagasikara.Efa renareo angamba ny slogan kristiana manao hoe "Madagascar4Christ"=misy mitady ny hanao repoblique kristiana mihitsy i Madagasikara,fa efa hitako hatry ny ela.
Efa 2000 ans izay razoky no nanenjehana an'io, ary miseho @ fomba isan-karazany izany, fa tsy nahalevona azy.....
Tsotra ê=Tsy eto amin'izao tontolo izao ny fanjakan'i Kristy ê (raiso an-tendrony indray ary io!):D
Ary raha levona moa ny kristianisma,tsy hitady fivavahana hafa indray ve hihomehezana!! :D
Araka ny nolazain'i Voltaire: "S'il n'y avait pas de réligion,de quoi ririons-nous?! "
19. Fody
(
02/12/2007 20:52)
Ary raha levona moa ny kristianisma,tsy hitady fivavahana hafa indray ve hihomehezana!!
Ohatra hoe: iverina hivavaka amin'ny mahasoandro ve?
Nefa fantaro fa efa ela no nilazan'i Portique hoe: "il faut un ordonateur des cosmos , ce peut etre qu’un etre raisonnable; or ce ne point l’homme; c’est donc un etre meilleur que lui."
Ny masoandro ve nefa mba etre raisonnable?
20. tsimiandravola
(
02/12/2007 21:43)
Fody:*
Ohatra hoe: iverina hivavaka amin'ny mahasoandro ve?
Nefa fantaro fa efa ela no nilazan'i Portique hoe: "il faut un ordonateur des cosmos , ce peut etre qu’un etre raisonnable; or ce ne point l’homme; c’est donc un etre meilleur que lui."
Ny masoandro ve nefa mba etre raisonnable?
Il faut heuuuuuuu!
Mampatahotra ihany io hoe "il faut" io.Io no mahatonga ny olona hamoromporom-panao andriamanitra satria mampiasa an'io il faut io à tort et à travers.
Raha analyser-vana ny fametrak'i Fody ny "questionnement" dia azo lazaina fa "arbitraire" ny tapany voalohany (premisse).Noho izany dia tsy mitombina mihitsy ny tapany faharoa.(à 2 points de vue au moins)