Jesoa=mpanao mazia
21. Fody
(
02/12/2007 22:43)
Raha analyser-vana ny fametrak'i Fody ny "questionnement" dia azo lazaina fa "arbitraire" ny tapany voalohany (premisse).Noho izany dia tsy mitombina mihitsy ny tapany faharoa.(à 2 points de vue au moins)
Mba asehoy hoe ilay analyse hojerena kely!
Mbola misy hafa koa ity: "en partant du monde et des puissances qui y résident, on se fait quelque idée de leur cause. En effet, à voir une maison, on se fait une idée de l'architecte, car la maison ne s'est pas sans lui; ainsi à voir le soleil, les planètes et les astres, la terre et l'air, tous les vivants, on conclut que cela ne s'est pas fait sans art, qu'il existe un Dieu artisan de l'univers (dèmiourgos ho theos): ainsi, c'est par les ouevres qu'on s'élève à l'idée de l'artisan (dia tòn ergòn ton texnitèn katanoountes)" Philon no nilaza an'io.
Fanamarihana: filosofy greka no nilaza an'ireo fa tsy olona mpino akory.
Araka ireo dia izo: Ny masoandro dia zava-boaary fa tsy zanahary. Noho izany mbola misy ny ambony noho izy. Ka ataoko fa hadalana be, ary tena adala be mihitsy raha efa nahalala ilay Mpahary no andeha handa azy indray ka hanompo zava-boaary.
Soyez raisonnable, meme votre dieu (le soleil) n'est pas un etre raisonnable!
22. tsimiandravola
(
02/12/2007 23:02)
Fody:Dia aiza amin'io no milaza fa i Jesoa na i Jehova no Andriamanitra.Tsy misy ifandraisany mihitsy.Ny AT toa an'i Fijo angaaha no tsara anontanian'i Fody an'io,fa tsy ny Agnostika toa ahy.Ny ahy dia i Jehova sy i Jesoa ary i Allah no laviko tsy ho andriamanitra.Na andriamanitra fa "vongany".
Mbola misy hafa koa ity: "en partant du monde et des puissances qui y résident, on se fait quelque idée de leur cause. En effet, à voir une maison, on se fait une idée de l'architecte, car la maison ne s'est pas sans lui; ainsi à voir le soleil, les planètes et les astres, la terre et l'air, tous les vivants, on conclut que cela ne s'est pas fait sans art, qu'il existe un Dieu artisan de l'univers (dèmiourgos ho theos): ainsi, c'est par les ouevres qu'on s'élève à l'idée de l'artisan (dia tòn ergòn ton texnitèn katanoountes)" Philon no nilaza an'io.
Fanamarihana: filosofy greka no nilaza an'ireo fa tsy olona mpino akory.
Araka ireo dia izo: Ny masoandro dia zava-boaary fa tsy zanahary. Noho izany mbola misy ny ambony noho izy. Ka ataoko fa hadalana be, ary tena adala be mihitsy raha efa nahalala ilay Mpahary no andeha handa azy indray ka hanompo zava-boaary.
Soyez raisonnable, meme votre dieu (le soleil) n'est pas un etre raisonnable!
Bonne nuit!
23. piste
(
02/12/2007 23:27)
Efa nolazaiko teto fa eritreretiko ho poizina amin'ny mpiara-belona ny kristianisma dia mi-réagir aho na dia agnostika aza.Fa tsy hoe agnostika dia matory fotsiny.
Raha izany injay dia mbola mankahery anao aho hi-reagir bebe kokoa. Tandremo anefa fa sao tsy haharaka ny aina.
Torohevitra : raha tiana hono ny handresy ny fahavalo dia tsy maintsy fantarina izy aloha.
Ny olana anefa dia tsy fantatrao akory inona marina ny Christianisme, à plus
forte raison son Dieu.
Tsy milaza mihitsy izany fa raha tsy levona ny "teniko" (ny kristianisma) araka ny filazan'ny NT,dia porofo izany fa madio tsy misy pentina izy ,ary marina.
Aiza ary izany lòjika-nareo izany :
1- tsy izaho no nilaza an'io
2- inona no ifandraisan'ireo
De toutes façon ,levona ho azy eo ihany io rehefa ela ny ela.Fa matoa aho mihezakezaka ny hi-accelerer an'izany fahalevonany izany dia nohon'ny fahantran'ny fireneko izay mbola rendrika be ary miesona mihitsy ao anaty obscurantisme.Ataoko fa tsara dia tsara ny mitady "raccourci" amin'ny lafiny maro.
Ataoko hoe : mivaha ialahy nefa sao dia mafy loatra izany.
Dommage fohy loatra ny andro iainana ka tsy hotratranao intsony ilay vokatry ny ezakao.
Bon, afaka manafatrafatra any @ taranak a fara aman-dimby rangahy dia mba mitohy ny tolona é.
Efa renareo angamba ny slogan kristiana manao hoe "Madagascar4Christ"=misy mitady ny hanao repoblique kristiana mihitsy i Madagasikara,fa efa hitako hatry ny ela.
Raha ny kristianina sasany na antokom-pivavahana sasany no manao an'izay dia tsy midika fa izy rehetra no momba an'izay.
Tsotra ê=Tsy eto amin'izao tontolo izao ny fanjakan'i Kristy ê (raiso an-tendrony indray ary io!)
Tsotsa koa é, aza afindra aty ny aretinareo efa mpandray an-tendrony.
Izap izy ry rahalahy a, tsy pbl amiko mihitsy na hitabataba hanohitra ny fivavahana kristianina rangah. Fa kosa mba ataovy @ lojikany kosa é. Manjary hihomehezan'ny olona fotsiny.
Jereo fotsiny raha ny fomba fitsaboan'i Jesoa olona no jerena dia samy hafa fa tsy mitovy daholo. Ny sasany lazainy hoe : mitsangàna dia sitrany ilay malemy.
Mahirata dia mahiratra( BArtimé jamba)
sns.
Teny fotsiny no fa tsy misy action hafa dia sitrana ilay olona.
Ireo rehetra ireo anefa dia fanahy inianao tsy nojerena fa ilay tantaran'ilay teraka jamba iry ihany no nasianao maso.
Izay no nilazako fa sady partiel be, mba tsy ilazana fa tsy ao mihitsy ny analisen-drangahy.
24. ikaretsaka
(
03/12/2007 00:28)
lasa mahery fiteny ianoa iznay ry lahalahy.. fa iombonako hevitra e AMDG:wink:
25. rabilabila
(
03/12/2007 02:09)
Fanamarihana:
- Philon ( raha i Philon d\'Alexandrie ) dia sady Rabbin no filosofy jiosy tao anatin\'ny diaspora jiosy tany Alexandrie ,tamin\'ny période hellénique .Niaina tamin\'ny fotoanan\' Paul l\'Avorton izy ary ny kolotsainy dia ny fifangaroan\'ny tany niainany (Egypte) ,ny fianakaviany (Jiosy) , ny langue dominante ( grika).Izy no anisan\'ireo Jiosy niezaka nisintona ny Jiosy hanaiky ny kristianisma izay natombok\'i Paul .Ary izy dia specialist\'i Moise sy ny pentateuque amin\'ny ankapobeny.
-Ny filozofy grika rehetra dia tsy voatery hino (na andriamanitra tokana ,na andriamanitra maro ),ary ny filozofy \"tsy mpino \" rehetra dia tsy voatery ho grika.
-Tsy misy filosofy atao hoe Portique akory fa filozofy de l\'école portique no misy .Ary ny \"stoicisme\" no hevitra mivohy ireo filozofy ireo ary mbola période hellenique ihany koa.
Soa fa nisy ny internet , ny bibliothèques , ny librairies , ny mpampianatra , ny mpikaroka ,.........izay fitaovana entina handranitan-tsaina .Soa fa nanana safidy te-hanitatra fa tsy nionona fotsiny tamin\'izay nomena tao anatin\'ny fianakaviana. Tsy vokatrin\'ny \"revélation\" izy ireo ,ary soa fa tsy nodorana sy nanaisorana fa \"libres\" tanteraka ,ka asakasak\'izay tsy hanararaotra fa hionona fotsiny amin\'ny \" lazaiko aminareo marina dia marina tokoa............\"

Pbl ndry zalahy ireo dia mamaky boky na mijery site any momba ny fanoherana ny kristianisme. Dia izay no taterina eto. Dia rehefa mandeha anefa ny adi-hevitra dia hita fa osa be ny fanohanan-kevitra ataony. Antony : hevitra nindramina dia tsy voafehiny.
Izay no lazaiko fa athée manara-damaody avokoa ry zalahy milaza azy ho athée ireo. Tsy mahazaka ny onjan\'ny secularisme aty Europe dia izao sisa no ataony.
Soa fa nisy ny internet , ny bibliothèques , ny librairies , ny mpampianatra , ny mpikaroka ,.........izay fitaovana entina handranitan-tsaina .Soa fa nanana safidy te-hanitatra fa tsy nionona fotsiny tamin\'izay nomena tao anatin\'ny fianakaviana. Tsy vokatrin\'ny \"revélation\" izy ireo ,ary soa fa tsy nodorana sy nanaisorana fa \"libres\" tanteraka ,ka asakasak\'izay tsy hanararaotra fa hionona fotsiny amin\'ny \" lazaiko aminareo marina dia marina tokoa............\"
26. ikaretsaka
(
03/12/2007 02:18)
-Ny filozofy grika rehetra dia tsy voatery hino (na andriamanitra tokana ,na andriamanitra maro ),ary ny filozofy "tsy mpino " rehetra dia tsy voatery ho grika.
mety koa io raha atao hoe tsy voatery tsy hino
28. Fody
(
03/12/2007 11:01)
Rabilabila: Misaotra anao amin'ilay fanamarihana fa tena marina izay voalazanao. Fa nataoko io mba hijerena raha tena mahalala ny tontolo greka sy Jiosy tokoa ingahy tsimiandravola be lazao io, na tsia. Dia hita sy fantatra izao fa tsy mahafantatra izy.
Tsimiandravola
Dia aiza amin'io no milaza fa i Jesoa na i Jehova no Andriamanitra.Tsy misy ifandraisany mihitsy.Ny AT toa an'i Fijo angaaha no tsara anontanian'i Fody an'io,fa tsy ny Agnostika toa ahy.Ny ahy dia i Jehova sy i Jesoa ary i Allah no laviko tsy ho andriamanitra.Na andriamanitra fa "vongany".
Araka izay nambaran'i rabilabila dia filosofy jiosy i Philon. Ny hevitra momba ny "analogie de l'artisan" dia nampiasan'ireo filosofy grika toa an-dry Platon, sns... Io methode io dia nanampy tokoa hanaiky fa misy Andriamanitra, ary tsy izay ihany, fa manazava fa raha misy Izy dia tsy hafa fa ilay tondron'ny Baiboly.
Ny ahy dia i Jehova sy i Jesoa ary i Allah no laviko tsy ho andriamanitra.Na andriamanitra fa "vongany"
Fa ny ekenao ho andriamanitra kosa dia ny masoandro an! Soyez raisonnable ry namana, eny fa na dia incapable ny amin'izany aza izay ekenao ho andriamanitra.
Lazainao fa "Vongany" ny Andriamanitra inoako nefa ianao tsy mahefa na dia zavatra iray fotsiny min'izay vitany aza.
Lazainao fa "vongany" ny Andriamanitra inoako nefa lazainao sy ekenao fa ny hatsarana rehetra dia azy, na hoe norobainy.
Lazainao fa "vongany" ny Andriamanitra inoako nefa izay inoanao dia mbola Izy no nahary azy.
Misaotra e!
29. tsimiandravola
(
03/12/2007 16:04)
Fody:
..Fa nataoko io mba hijerena raha tena mahalala ny tontolo greka sy Jiosy tokoa ingahy tsimiandravola be lazao io, na tsia. Dia hita sy fantatra izao fa tsy mahafantatra izy.
Ouuuuaie leh!
Raha azoko tsara izany ny tarigetra in Fody eto dia mitsapa ny bandy fotsiny!
Dia raha ohatra hono voa-demontrer-van'i Fody aho izany fa tsy nanao "Droit canonique" toy ireo mpianatra théologie catholique ao Toulouse na ireo mpianatra théologie protestant ao Aix en provence na ao Bâle (suisse)...De ahoana?
Dia ampinoin'i Fody ve izany ny olona fa tsy fiable ny zava-boalazako? Tsy valable satria tsy manana Bacc+5 ?Dia hiteny koa i Fody fa tokony hipetraka aho fa na ny philozofia na ny originn'i Platon aza tsy fantatro?
Tena Danza indray izany méthode izany ko leh!:lol:
Hitako anie efa nisy nilaza aho hoe "manara-damaody" fotsiny hono ireo AT sns ireo.
Je trouve que tout est bon aux "Fody" pour "noyer le poisson"!
Fody:
Io methode io dia nanampy tokoa hanaiky fa misy Andriamanitra, ary tsy izay ihany, fa manazava fa raha misy Izy dia tsy hafa fa ilay tondron'ny Baibol
Tsy vitan'izany ihany fa lasa "automate" ny mpino,eny fa na nandia fianarana tahaka ny inona aza.L'affirmation est bien gratuite.
Tsy hafa fa ilay tondroin'ny baiboly. Héhéhéhé!
Avec toutes les âneries que j'ai dénoncé dedans???
Mais je comprend,qu'est ce qu'on pourrait attendre des "croyants" de ton genre:Je crois même que tu es un "curé":D
Je me trompe?
Sûr mihitsy aho fa misy "curé" ny iray amintsika ireto:lol:
30. Fody
(
03/12/2007 16:07)
Tsetsatsetsa tsy aritra:
Ny AT toa an'i Fijo angaaha no tsara anontanian'i Fody an'io,fa tsy ny Agnostika toa ahy.
Ny teny hoe: agnostika ry namana dia avy amin'ny teny grika hoe: "agnoia" izay midika hoe: "ignorance".
Dia mbola araka ny hevitran-drabilabila: "ny ignorance no nahatonga ny haratsina".
Ary hamafisiko amin'izay voalazan'i Philon hoe: "L'ignorance (agnoia), apportant à l'ame une infirmité plus grave que celle du corps, devient la cause de toutes les fautes (pantòn hamartèma tòn aitia ginetai)".
Dia mba jereo sy diniho kely izay zavatra rehetra mba soratanao, andremato, fa raha ny fahalalako azy dia tsy agnostika ianao fa agnostista.
31. pissoa
(
03/12/2007 16:28)
tsimiandravola:
Ouuuuaie leh!
Raha azoko tsara izany ny tarigetra in Fody eto dia mitsapa ny bandy fotsiny!
Dia raha ohatra hono voa-demontrer-van'i Fody aho izany fa tsy nanao "Droit canonique" toy ireo mpianatra théologie catholique ao Toulouse na ireo mpianatra théologie protestant ao Aix en provence na ao Bâle (suisse)...De ahoana?
Dia ampinoin'i Fody ve izany ny olona fa tsy fiable ny zava-boalazako? Tsy valable satria tsy manana Bacc+5 ?Dia hiteny koa i Fody fa tokony hipetraka aho fa na ny philozofia na ny originn'i Platon aza tsy fantatro?
Tena Danza indray izany méthode izany ko leh!
Hitako anie efa nisy nilaza aho hoe "manara-damaody" fotsiny hono ireo AT sns ireo.
Je trouve que tout est bon aux "Fody" pour "noyer le poisson"!
Non - tsy mila an'izany retra retra zany zay vao mahita hoe tsy fiable ny tenin'i tsimiandravola fa mamaky forum serasera fotsiny :-D:-D:-D
32. tsimiandravola
(
03/12/2007 16:57)
Fody:
L'ignorance (agnoia), apportant à l'ame une infirmité plus grave que celle du corps, devient la cause de toutes les fautes
Ka raha sendra misy amintsika "mpandalo" izany hoe izao vao tonga eto amin'ity serasera ity dia aoka ianareo no hitsara ny amin'izay voalazan'i Fody sy ny voalazako.Satria aho tsy afaka hanala amin'ny asa izay efa nanokanany tena dia ny maha "curé" azy izany( satria io dia tsy nasiany démenti).
Ka mba hisian'ny anatra ho antsika "âme sensible" dia raisiko indray io "ignorance" ho entina mampahatsiahy fa izy io indrindra no "entam-barotry ny kristianisma".Ka namehezany ny olo-maro ,eny fa hatramin'izao aza.
Tsoriko eto fa tsy ilaina ny mahay teny Grika na Latina,na Hebrio mba ahafahana mahita ny fahamarinana ,tsy ilaina ny fandratoana fianarana teolojia vao hahita mangirana.Maro ny fomba ,ary tsotra dia tsotra ahafahana miala amin'ny aizina nandetehan'ny Eglizy antsika mianakavy hatramin'izay taon-jato maro lasa izay.Ny voalohany amin'ireny fomba ireny dia ny "raison"=Ny liberté de pensée.Vao izay no mitontona dia rava daholo ny "édifice" rehetra naorina teo amin'ny obscurantisme.Ary izay no arovan'ny "Fody" mafy satria io no fihinanany kouh!
Dia samy veloma ny aina.
33. rabilabila
(
03/12/2007 17:45)
Fanamarihina:
Ny teny grika Agnôstos (ignorant),rehefa hampiasa ny racine sy ny philosophie ihany dia raisina amin\'ny sens epistemologique ilay zavatra fa tsy tokony tonga dia atao hoe ignorance = agnôstos ,donc il s\'en suit blablabla....
Ny agnosticisme dia firehan-kevitra (epistemologiquement) izay mametraka doute (fisalasalàna ) ,ny agnostique dia mametraka ny fanontaniana hoe : pourquoi ? ary izany tsy midika hoe tsy maitsy misy \"parce que \" raha mbola tsy hita ny valiny.
\"L\'agnosticisme n\'est pas à confondre avec une opposition spécifique au gnosticisme, qui est une doctrine liée aux débuts du christianisme, mais a un sens beaucoup plus général.\" ( source wikipédia ).
Manarak\'izany toa adino daholo ny écoles philosophiques rehetra tamin\'ny antiquités sy ny période hellenique : nisy écoles maromaro tokoa tamin\'ireo fotoana ireo toa ny sceptiques , ny epicurien ,ny atomistes , ny stoique ,ny portique,ny académie-n\'i Platon............izay nitondra hevitra marobe ?
Fehiny : Normal be raha ry Platon , ry Philon sns no indraminareo rehefa hi-justifier ny hevitrareo ianareo ,satria ireo no philosophes manamafy ny finoanareo .Fa tsy normal kosa raha hodianareo tsy hita ny pensées philosophiques hafa rehetra toa an-dry Aristote ,ry Epicure ,......satria tsy mifanaraka aminareo ny heviny .
Izay no maha-samihafa ny position agnostique/athée amin\'ny croyant.
Un agnostique a fait le tour de la question at decide ou ne decide pas de prendre position.La question principale qui l\'anime est :\"pourquoi ?\"
Un athée a fait le tour de la question et décide de ne pas croire.
Un simple croyant hésite de faire le tour de la question de peur de perdre sa foi.
Un fondamentaliste refuse de faire le tour de la question car pour lui il n\'y a qu\'une seule et unique vérité ,à savoir la leur .Et circulez ,il n\'y a rien à voir .

34. rabilabila
(
03/12/2007 17:55)
Fanamarihina adino :
Rehefa miresaka "ignorance " aho eo dia ilay "maso tapina ao anatin'ny aizina" na voile ,ilay ignorance associé amin'ny obscurantisme no resahiko fa tsy ilay sens grec "agnoticismos" akory .
13. Mpandefa : rabilabila [ Valio ] 20-11-2007 21:20:25
Lohateny : Re : D'où vient le mal?
Amiko , le mal vient de l'ignorance et du refus de comprendre.
Rehefa miresaka "ignorance " aho eo dia ilay "maso tapina ao anatin'ny aizina" na voile ,ilay ignorance associé amin'ny obscurantisme no resahiko fa tsy ilay sens grec "agnoticismos" akory .
35. Fody
(
03/12/2007 17:55)
Voalohany: efa nolazaiko teto fa tsy pretra aho. Kristiana aho ary miezaka miaina ny finoako, satria amiko ny hoe: mino dia tsy hevitra fotsiny, na fomba fijery, fa FIAINANA.
Faharoa: dia jereo raha ireo mpitondra fivavahana na ianao ratsimiandravola no mampidi-kizo olona. Ianao dia milaza fa tsy ilaina ny mianatra, tsy ilaina ny mandalina... Ka raha tsy mandray ahoana no hahafahana mandinika? Ny hoe mandinika dia misy point de depart foana fa tsy misy mandinika ao anatin'ny vide zany.
Ianao zao no tena mampidi-kizo ny olona, amin'izato liberté hafahafa lazainao. Amiko dia io no libertinage.
Aza adino fa raha tsy fantatrao izay tsikeranao dia na ianao miteniteny foana, na ianao mihitsy no tsy normal. Vokany tsy misy dikany, tsy misy lanjany ny tsikeranao.
Soyez raisonnable ry namana, na dia tsy capable amin'izany aza izay antsoinao hoe: andriamanitra.
Misaotra.
36. ikaretsaka
(
03/12/2007 18:00)
za koa aloha miombona amin'io tenin'i fody io e: fa aleo ilay izy atao teny gasy fa manjary hitakitarin'ny "mpandinika"
ny tsy fandalinana .ny tsy fitrandrahana, ny tsy fetezana, ary indrindra ny tsy faneken'ny tena sy ny saina amin'ny famehezana azy mba tsy handinika na hijery bebe kokoa, ny momban'ny lafin-javatra 1 na maromaro . no fototry ny hadisoana rehetra !
na amin'ny gnostika io na amin'ny agnostika, na amin'ny fanatique io na amin'ny Fan an'ika( euh tsy haiko ny teny mifanohitra @ fanatika fa azafady:-D)
na @ kristiaina sy ny finoana hafa

37. rabilabila
(
03/12/2007 18:51)
fa aleo ilay izy atao teny gasy fa manjary hitakitarin'ny "mpandinika"
tssssssleeeeeeeee!!!!! Enga anie ka tsy aty izany no miantefa.:o
38. ikaretsaka
(
03/12/2007 18:59)
oay leeeeeee.... tssssssssssss:?: tsy Rabila mihitsy ny lazaiko @ io
fa izay milaza azy ho mandinika ny teny rehetra
fa izay milaza azy ho mandinika ny teny rehetra
40. tsimiandravola
(
03/12/2007 19:48)
Fody:
Faharoa: dia jereo raha ireo mpitondra fivavahana na ianao ratsimiandravola no mampidi-kizo olona. Ianao dia milaza fa tsy ilaina ny mianatra, tsy ilaina ny mandalina... Ka raha tsy mandray ahoana no hahafahana mandinika? Ny hoe mandinika dia misy point de depart foana fa tsy misy mandinika ao anatin'ny vide zany.
Ianao zao no tena mampidi-kizo ny olona, amin'izato liberté hafahafa lazainao. Amiko dia io no libertinage.
Ny Size eto dia ny hoe Jesoa mpanao mazia.
Inona nefa no amadihan'i Fidy azy?
Ary efa ela io sizé io no efa nivadika.Ary indray mandeha izay aho efa nanao mahana amin'ny atao hoe "change".
Manmpahatsiahy ahy an'ity passage ity ilay izy na dia tsy dia resaka tsy mifandray aza: " Ils (les chrétiens) ont transféré la discussion sur un plan où la vérité n'a plus sa place,où la légende est reine, et sur cette légende que l'on discutera dorénavant."
Ka io dia fomba mahazatra ny kristiana.Dia io manova resaka io. Antsoina hoe manome "change".
Izany tompoko no fomba fampidiran-kizo ny olona araka ny fiantsonao azy.Ary raha hoe izao olona rehetra izao tediavinareo hahay grec sy Latin daholo vao ho afaka hiala amin'ny obscurantisme dia efa mazava izany fa "illusoire".Ny marina noho izany dia tianareo izy ireny hijanona ao amin'ny Aizina satria amin'izay izy no afaka mi-servir ny interet-nareo.
Izany antony izany indrindra no nihezahako nandikana ny bokin'i Luigi Cascioli "la fable du Christ".Ary mbola handikako koa boky hafa izay vao maika aza mahalikitra ny kristiana.May volon-tratra ve da mopra ah!
Genre :"le livre que l'Eglise ne veut pas que vous lisiez".
Tsisy fisaorana!