Jesoa=mpanao mazia
81. ikaretsaka
(
06/12/2007 20:23)
he he he ... sa tsy izany moa ry piste?
ny aty pearl harbor no malaza ko
ny aty pearl harbor no malaza ko
82. Fody
(
06/12/2007 20:42)
Koa satria moa ianao rakaretsaka mahay teny latina dia indro teny latina no omeko hovakinao, dia diniho tsara àry!
"sed sunt quidam ex vobis qui non credunt sciebat enim ab initio Iesus qui essent credentes et quis traditurus esset eum 66 et dicebat propterea dixi vobis quia nemo potest venire ad me nisi fuerit ei datum a Patre meo"
"dico enim per gratiam quae data est mihi omnibus qui sunt inter vos non plus sapere quam oportet sapere sed sapere ad sobrietatem unicuique sicut Deus divisit mensuram fidei"
"sed non omnes oboedierunt evangelio Esaias enim dicit Domine quis credidit auditui nostro ergo fides ex auditu auditus autem per verbum Christi"
Hamaranako azy dia teny fampisainana:
"si quis autem putat se religiosum esse non refrenans linguam suam sed seducens cor suum huius vana est religio"
Misaotra!

83. ikaretsaka
(
06/12/2007 21:20)
dia hifampiteny latinina eto isika mirahalahy fa dia miala tsiny ho an\'ny tsy miteny tsy fantatra ary:-D
Cur tu me vexas?
Animadvertistine, ubicumque stes, fumum recta in faciem ferri?
Dolus damnat quod non intelligunt. nefa Cognito quis Deo enim religuos accepimus, Fide dedimus.
ficta voluptatis causa sint proxima veris
cupiditas ex homine, cupido ex stulto numquam tollitur
Cave ne ante ullas catapultas ambules
Fac ut vivas!
Habetis bona deum. Domine Tecum, orate!:wink:
anao indray!

85. rabilabila
(
06/12/2007 21:31)
piste:
Na izany na tsy izany Rabilabila dia tsy izay voasoratra rehetra @ ireny site ireny akory dia fiable daholo. Firifiry izao no donnée momba ny M/kara no diso be voizin\\\'ny internet.
Ka aza manao telimoka @ sisa. Ary hafa koa hoe ny namaky ni-renseigner sy ny nandalina azy.
Ary ny hanakianako anao dia ianao miseho efa mahalala sahady nefa karazana information fotsiny no azonao fa tsy connaissance approfondie. Dia hangina ve aho raha mahita zavatra soratanao diso be. Au moins moa @ domaine mba nianarako.
Averiko indray:
Rehefa zavatra mahaliana ahy, ka mba noezahiko nodinihina na nohezahiko nohalalinina ,dia mitondra ny anjara birikiko aho ,fa tsy ianareo akory no hanakana ahy .
Aza manahy ianareo fa tsy manana \"réponses à tout \" aho ,rehefa misy resaka mahaliana ahy dia mamàky(anareo) fotsiny aho aloha, dia mikaroka ,mankàny amin\'ny bibliothèques ,manontany specialistes.Ary misaotra anareo aza aho hanosika ahy hikaroka sy handalina be-be kokoa.
Soa fa nisy ny internet , ny bibliothèques , ny librairies , ny mpampianatra , ny mpikaroka ,.........izay fitaovana entina handranitan-tsaina .
Ary hono ho\'aho : Inona no atao hoe connaissances approfondies ? Izay nianarana sy nazahoana diplaoma ihany ve ?
Teli-moka a?
Izaho tsy manana doutes amin\'ny capacité-n\'ny cerveau -ko handalina sy hisivana izay \"marina\" par expériences reproductibles ,izay arguments mifandray amin\'ny vinavinako ,ary raha rseaka fiabilité indray ,amiko tsy misy zavatra fiable ohatran\'ny zavatra nahitana porofo.
Marihiko etoana fa vokatry ny fandanjalanjana ny arguments pour et contre no nandraisako ny décision-ko ( toa ireo protestà nivadika katolika na ny inverse ).
Aza matahotra ,minoa fotsiny ihany fa mbola en etat de marche ny cerveau-ko ka rehefa misy zavatra manitikitika ahy dia manana outil aho eto am-pelan-tanako ,etsy akaiky etsy ny bibliothèque ,ny fac koa tsy lavitra ,raha mbola misy boky tsy ananako ary ny mpampianatra (ankoatran\'ny zavatra nianarako ) dia feeeeeeeeeeno manodidina ahy .
ARY NY FIANARANA TSY VITA MANDRA-PAHAFATY..
87. piste
(
06/12/2007 22:44)
Izaho tsy manana doutes amin'ny capacité-n'ny cerveau -ko handalina sy hisivana izay "marina" par expériences reproductibles ,izay arguments mifandray amin'ny vinavinako ,ary raha rseaka fiabilité indray ,amiko tsy misy zavatra fiable ohatran'ny zavatra nahitana porofo.
Ary raha tsy hi-doute Rabila dia ny olona no hi-douter an'ingahy. Satria ny loharanon'ny fahaizana hono dia avy @ doute
Sa tsy izay moa ilay "doute cartésienne"
Dia samy tratry ny fety dadaben'ny Noely daholo ary.
88. rabilabila
(
06/12/2007 23:51)
Ary raha tsy hi-doute Rabila dia ny olona no hi-douter an\'ingahy. Satria ny loharanon\'ny fahaizana hono dia avy @ doute
Sa tsy izay moa ilay \"doute cartésienne\"
Jereo kely ny contexte-n\'ny phrase sy ny contenu-any azafady.Ai-je fait une reflexion philosophique Môsieur le Professeur?
Que Môsieur ait fait de la philosophie ,je n\'en doute pas .
En voilà une autre façon d\'utiliser le verbe \"douter\"(sa Ramose tratran\'ny déformation professionnelle ka mahita filozofia isaky ny vodimototra ?)
Et en utilisant ce verbe du premier degré,je peux construire la phrase suivante:
Je ne doute pas = je suis dans la certitude sur le fait que je suis en bonne santé , mon cerveau est encore en etat de marche ,et donc que mes neurones puissent encore fonctionner.
Ary ,hono ho\'aho Ramose : fahaizana tokoa ve sa fahalalàna ny avy amin\'ny doute?
90. rabilabila
(
07/12/2007 00:49)
Pouy!!! Tsy mitambatra ouz ny Ramose-anay fa mifandray : ny fahalalàna ,hono , no avy amin'ny doute ;fa ny fahaizana , hono ,vokatry ny fahalalana kou!!! Sa?:snif:mety tsy mahay n'innina ve lé Ramose-anay?
91. ikaretsaka
(
07/12/2007 04:41)
mety hafa fijery aminao fotsiny izy ry zanako
ny anareo izany avy any ambany fa ny ahy avy aty ampovoany no hijereko azy...
1)ny fahaizana afaka douter-na, dia lasa mahalala ianoa hoe tena mahay na tsia
2) ny doutes afaka jerena, dia fantatra (fahalalana ho'zy nareo fa fantatra no ampiasaiko satria io no mamehy azy kokoa)
3) ny fahalalana koa anefa afaka douter-na
3) ny doutes koa anefa ilaina "fahaizana" ..ny "mahalala" azy, misy olona tsy mahay sy mahalala ny zavatra doute-ny,
de miodikodina eo zanako..
karaha "iza no aloha ny akoho sa ny atody"

92. Fody
(
07/12/2007 10:46)
Cur tu me vexas?
Animadvertistine, ubicumque stes, fumum recta in faciem ferri?
Dolus damnat quod non intelligunt.
???
Cognito quis Deo enim religuos accepimus, Fide dedimus.
Fa avy aiza ny "fahalalana"? (tsorina aloha fa samy hafa ny atao hoe: fahalalana sy ny fahaizana)
Dia mba farito kely ny atao hoe: "finoana" ho anao aloha?
Dia averiko ihany sady ataoko matavy ny hoe: "si quis autem putat se religiosum esse non refrenans linguam suam sed seducens cor suum huius vana est religio"
93. piste
(
07/12/2007 11:11)
Que Môsieur ait fait de la philosophie ,je n'en doute pas .
Tsy araky Rabila ny tiako lazaina, aleo ampifandraisako @ ilay teninao farany ity :
Firifiry moa ireny olona mamo ireny no tsy manaiky fa mamo izy, ary sûr mihitsy hono izy fa tsy mamo. Tahaka izay koa ny adala sasany: tsy mihevitra ny tenany ho adala mihitsy izy ary sûr @ izany.
Ka raha tsy mi-douter @ fahaizanao intsony ianao dia izay no atao hoe : fanaperana. Nefa Andriamanitra irery no manana an'izay nature parfaite izay.
Ary rehefa mihevi-tena ho fanaperana dia tsy mikaroka intsony, ary manana tendance hitsikera na hanatebaka ny hafa.
Ary ny mampalahelo dia tsy manana esprit d'ouverture intsony satria mi-s'enfermer sur soi.
Pour arriver à la certitude il faut douter, c'est dans ce sens que toutes les sciences ont évoluées.
Izaho izaho mbola tsy manana capacité hoe : professeur izany satria mbola badolahy vao mianatra.
Ary ,hono ho'aho Ramose : fahaizana tokoa ve sa fahalalàna ny avy amin'ny doute?
fahaizana : connaissance plutot intellectuelle, ou théorique.
Fahalalana : connaissance intérieure, réelle. Fruit de la relation ou expérience vécue.
Ary mbaampio tosika ilay tsianjery atsy Rabila fa Ika tsy tena manao loatra fa ilaozan'i lery mananihany.
En voilà une autre façon d'utiliser le verbe "douter"(sa Ramose tratran'ny déformation professionnelle ka mahita filozofia isaky ny vodimototra ?)
Tsy araky Rabila ny tiako lazaina, aleo ampifandraisako @ ilay teninao farany ity :
Je ne doute pas = je suis dans la certitude sur le fait que je suis en bonne santé , mon cerveau est encore en etat de marche ,et donc que mes neurones puissent encore fonctionner.
Firifiry moa ireny olona mamo ireny no tsy manaiky fa mamo izy, ary sûr mihitsy hono izy fa tsy mamo. Tahaka izay koa ny adala sasany: tsy mihevitra ny tenany ho adala mihitsy izy ary sûr @ izany.
Ka raha tsy mi-douter @ fahaizanao intsony ianao dia izay no atao hoe : fanaperana. Nefa Andriamanitra irery no manana an'izay nature parfaite izay.
Ary rehefa mihevi-tena ho fanaperana dia tsy mikaroka intsony, ary manana tendance hitsikera na hanatebaka ny hafa.
Ary ny mampalahelo dia tsy manana esprit d'ouverture intsony satria mi-s'enfermer sur soi.
Pour arriver à la certitude il faut douter, c'est dans ce sens que toutes les sciences ont évoluées.
Izaho izaho mbola tsy manana capacité hoe : professeur izany satria mbola badolahy vao mianatra.
Ary ,hono ho'aho Ramose : fahaizana tokoa ve sa fahalalàna ny avy amin'ny doute?
fahaizana : connaissance plutot intellectuelle, ou théorique.
Fahalalana : connaissance intérieure, réelle. Fruit de la relation ou expérience vécue.
Ary mbaampio tosika ilay tsianjery atsy Rabila fa Ika tsy tena manao loatra fa ilaozan'i lery mananihany.
94. rabilabila
(
07/12/2007 12:11)
Ka raha tsy mi-douter @ fahaizanao intsony ianao dia izay no atao hoe : fanaperana
Oviana aho no niteny hoe tsy mi-douter ny fahaizako?
Hoy aho hoe :tsy mi-douter ny capacité-ko handalinasy hisivana aho , satria ny cerveau-ko dia mbola en état de marche.
Matoa aho miteny hoe mandalina ,ny dikan'izany ,mazava ho'azy fa mbola tsy ampy.Ary inona no teniko farany ? Ny fianarana tsy vita mandra-pahafaty
Nefa Andriamanitra irery no manana an'izay nature parfaite izay.
Io indray dia conviction personnelle.
Ary ny mampalahelo dia tsy manana esprit d'ouverture intsony satria mi-s'enfermer sur soi..
Pour arriver à la certitude il faut douter, c'est dans ce sens que toutes les sciences ont évoluées.
Quand je suis dans la certitude hoe en etat de marche ny cerveau-ko , c'est un fait ;raha tsy izany aho tsy afaka nanoratra teto akory ,ary raha tsy izany ianao tsy niraharaha ny fisiako eto akory.
Hafa ny fampiasàna ny verbe "douter" ao anatin'ny contexte ordinaire ,toa ireo fehezan-teny rehetra nosoratako tetsy ambony tahaka ny hoe : Que Môsieur ait fait de la philosophie ,je n'en doute pas ,tsy hitako izay maha-philosophique io fehezan-teny io .Il ne faut pas tout ramener à la philo quand il n'y a pas lieu d'être.
Raha ilay tapany faharoa ao amin'ny fehezan-teny no-quoter-ko indray dia ekena tanteraka ,satria ny doute eo tsy ao anatin'ny contexte ordinaire fa voapetraka tsara ho "doute scientifique".
Ary raha ilay resaka fahaizana sy fahalalàna indray dia izao no fahitako azy:
Ny doute no loharanon'ny fahalalàna(connaissance ) ,ary ny fahaizana(savoir) no vokany.
Ary averiko farany : Tsy misy milaza mihitsy eto hoe mahay na tsia ,fa fifanakalozan-kevitra no atao eto ka samy mitondra izay anjara birikiny arak'izay fomba nandalinany,nahatsapàny,nianarany ,nandanjalanjany,conviction-ny,ny doute-ny (dans le sens philo) ,ny affirmation-ny ,ny objectivité-ny,ny subjectivité-ny ,ny intution-ny sns.........
95. fijo
(
07/12/2007 22:18)
70. Mpandefa : Fody [ Valio ] 06-12-2007 17:41:46
Lohateny : Re : Jesoa=mpanao mazia
Ny hoe mandalina anefa dia tsy vitany hoe mamaky dia izay.
Ary ny hoe manao fikarohana dia tsy midika hoe: mamondrona izay voalazan'ny hafa fotsiny.
Ny tena mahay mandalina dia ny olona mahay mandray, izany hoe: mahazo tsara izay zavatra raisiny aloha. Izay vao manomboka mitsikera, hanitarany ny fahalalany sy hamohahany zava-baovao.
soriko ny marina fa matoa ilay zavatra iray toheriko dia satria mahalala, na manana izay hevitra hanoherana azy aho, ary hevitra azo antoka fa marina (na farafaharatsiny maharesy lahatra ahy).
ouyyyyyyyy raha azony natao ny niteny hoe ianareo rehetra dia olona tsy misy mahay dia nolazainy.saingy tsy azony lazaina izay ,ka ovany ny hendrika hilazana azy fa izy irery no mahay mandalina sy mahay mamakafaka hevitra.
ary indrindra indrindra manana na mahalala ny marina.ohhhhhhhhhhhhhhhhh

96. piste
(
08/12/2007 09:20)
tsy mi-douter ny capacité-ko handalinasy hisivana aho , satria ny cerveau-ko dia mbola en état de marche.
Tena siora ve ianao fa mi-fonctionne tsara ilay izy.
Tsy misy milaza mihitsy eto hoe mahay na tsia ,fa fifanakalozan-kevitra no atao eto ka samy mitondra izay anjara birikiny arak'izay fomba nandalinany,nahatsapàny,nianarany ,nandanjalanjany,conviction-ny,ny doute-ny (dans le sens philo) ,ny affirmation-ny ,ny objectivité-ny,ny subjectivité-ny ,ny intution-ny sns.........
Bon affirmation-nao moa io, kanefa raha manaraka ny famoahanao hevitra dia toa ianareo athéisme( et je ne cesse de le répéter encore) no tena manana ny hazavana. Fa izahay kristianina dia mbola miaina ao anatin'ny obscurantisme.
Dia aiza rangahy no hisy fifanakalozan-kevitra @ izany intsony à
97. rabilabila
(
08/12/2007 09:51)

1ier quote: Raha mi-douter ny capacité-ko ianao (izay zo-nao tanteraka ) dia tsy hitako izay hamalianao ahy lava eto ,raha tsy hoe mahafinaritra anao ny miresaka amin'ny "adala"?A moins que fomba fiteny hafa hanompàna ahy io fehezan-teny io?
2ième quote:En tant qu'athée ,je ne donne que d'autres façons de voir les choses , d'autres "réalités" qui echappent (peut-être) aux autres et à chacun d'y refléchir ou pas ?
Sinon ,tout le monde a le droit d'argumenter ses propos et ses visions des choses.Et personne ,je dis bien personne ne vous empêche d'argumenter ,alors argumentez!! Mais ne nous traitez pas de "devoly " ,"miaramilan'i satana " , les "doutes sur notre capacité intellectuelle " ou autres noms d'oiseaux et adjectifs qui fleurissent dans les rubriques!!!
98. pissoa
(
08/12/2007 13:49)
o rankizy a, samy favi be sy be saina be sy mahay mandinika be daolo nareo fa aoka zay :-*:-D:-D:-D
tsy meko bonbons nareo am'krismasy :-D
tsy meko bonbons nareo am'krismasy :-D
100. rabilabila
(
08/12/2007 18:01)
pissoa:
o rankizy a, samy favi be sy be saina be sy mahay mandinika be daolo nareo fa aoka zay :-*:-D:-D:-D
tsy meko bonbons nareo am'krismasy :-D
Pissoa a! Izaho kosa tsy manaiky an'izao e!!
Tena siora ve ianao fa mi-fonctionne tsara ilay izy.
Efa saiky najanoko ihany fa nieritreritra ny havizan' ny Neninay nanosotra menaka ahy aho dia voatery satria tsy tiako raha tsy misy setriny ny hatsembohany sy ny havizanany .:)
Sinon sokolà ka !!fa tsy bombô :-D:-D