Jesoa=mpanao mazia

61. piste ( 04/12/2007 21:06)
Rehefa miteny hoe mpianatra dia disciple no dikan'zany na koe hoe nahazo influence tany amin'i....( mandàna aloha miverina mianatra mba ahafantatra ny subtilité rehetra ).Io ohatran'ny hoe :ireo izy madeha miady ho an'ny mahantra eny rehetra eny dia disciples -i Abbé Pierre daholo . Azo amin'izay ?

Izay manafangaro zavatra izay no mbola tsy mahalaza anareo. Ny hahafantarana ny olona intelligent Baina dia ny fahaiza-manavaka à, et avec précision! Soa ity forum fa tsy devoir ka afaka miteniteny foana ianareo.

Eh oui !!Nandritry ny siècle iray dia ny thomisme no doctrine officielle n'ny eglise izay napetrak'i Léon XIII ;ary tamin'ny réforme-n'ny Vatican II vao notsoahina io fa nolazaina hoe tsy misy an'izany intsony.

Dia mbola averina ihany ny havendranana.

Eh oui !! Tsy misy mampianatra an'i D'aquin izany any am-pianarana fa i Aristote sy ireo philosophes nanana écrits na pensées mafonja no nianarana tany .Ny olona tena nianatra Téolojia ,na koa liana ara-tantara no "mety" mahafantatra izany D'Aquin izany.

Ny zavatra ho'aho rehefa tsy hay dia aleo mangina na manontania am-panetren-tena. Raha olona nianatra filosofia dia tsy maintsy mandalo @ St Thomas ry Bainina.
Ary ianao olona tsy nianatra filosòfia akory dia midedadedaka mahalala zavatra.Fantatra ihany anie ny fomba fi-raisonner nareo.
62. fijo ( 05/12/2007 00:26)
y fantatro fotsiny aloha dia natao izay ihatahana amin\'ny Size.

io dia fomba fiady efa mahazatra ato.

Mbola misy hafa koa ity: \"en partant du monde et des puissances qui y résident, on se fait quelque idée de leur cause. En effet, à voir une maison, on se fait une idée de l\'architecte, car la maison ne s\'est pas sans lui; ainsi à voir le soleil, les planètes et les astres, la terre et l\'air, tous les vivants, on conclut que cela ne s\'est pas fait sans art, qu\'il existe un Dieu artisan de l\'univers (dèmiourgos ho theos): ainsi, c\'est par les ouevres qu\'on s\'élève à l\'idée de l\'artisan (dia tòn ergòn ton texnitèn katanoountes)\" Philon no nilaza an\'io.

raha io no jerena ,dia manamarina fa tsy dia mila hoe tsimaintsy mahay ny teny nanoratana vao hafaka handinika sy ahalala ilay resahana
63. rabilabila ( 05/12/2007 00:41)
Bingo!!!! Encore un qui fait une fixation sur ma personne.

Izaho angaha moa ni-prétendre hoe nianatra filozofia tany am-pianarana( si!si! kay kilasy famarànana )?

Midedaka ? Plutôt tsy zakanao angamba ny zavatra tenenina no tena marina.Inona no tokony hanakana ahy tsy hiteny momba ny siansa ,na ny cultures hafa ,na mozika ,na tantara ...? Rehefa zavatra mahaliana ahy, ka mba noezahiko nodinihina na nohezahiko nalalinina ,dia mitondra ny anjara birikiko aho ,fa tsy ianao akory no hanakana ahy .

Aza manahy ianao fa tsy manana "réponses à tout " aho ,rehefa misy resaka mahaliana ahy dia mamàky fotsiny aho dia mikaroka ,mankàny amin'ny bibliothèques ,manontany specialistes.Ary misaotra anareo aza aho hanosika ahy hikaroka be-be kokoa.

Ny hahafantarana ny olona intelligent Baina dia ny fahaiza-manavaka à, et avec précision!

Ny olona intelligent mahay mamaky au 2nd ,3ième,4ième degré ....fa tsy important aminy ny précision ,ary fantatra foana ny fomba fi-raisonner-ny.

Aza matikambo miseho ho mpanadina sy maika ny te-hanenjika @ sisa fa mianara ny atao hoe subtilité-n'ny language .
64. fijo ( 05/12/2007 00:50)
ny olona intelligent koa anie tsy voatery hoe mahay be e."le precision"no tiako marihina eto.andrianampoinimerina dia tsy nianatra fa intellignet be.

tsara ny mahay;ilaina io,fa rah ahilaza hoe izay ihany no lalantokana...tsy ekeko
65. pissoa ( 05/12/2007 08:49)
:-D:-D:-D:-D:-D

mety mbola hitatra any amin'ny famaritana ny atao hoe intelligent indray ity resaka ity raha izao soratrareo izao no arahiko. :lol:
66. ikaretsaka ( 05/12/2007 18:50)
fijo:

y fantatro fotsiny aloha dia natao izay ihatahana amin\'ny Size.

io dia fomba fiady efa mahazatra ato.

Mbola misy hafa koa ity: \"en partant du monde et des puissances qui y résident, on se fait quelque idée de leur cause. En effet, à voir une maison, on se fait une idée de l\'architecte, car la maison ne s\'est pas sans lui; ainsi à voir le soleil, les planètes et les astres, la terre et l\'air, tous les vivants, on conclut que cela ne s\'est pas fait sans art, qu\'il existe un Dieu artisan de l\'univers (dèmiourgos ho theos): ainsi, c\'est par les ouevres qu\'on s\'élève à l\'idée de l\'artisan (dia tòn ergòn ton texnitèn katanoountes)\" Philon no nilaza an\'io.

raha io no jerena ,dia manamarina fa tsy dia mila hoe tsimaintsy mahay ny teny nanoratana vao hafaka handinika sy ahalala ilay resahana

mila ka.. raha peintre ve izao ohatra no tsy mahalala hoe potserina ny pinceau rehefa mandoko izao na izao no jeu de kolera ahavitana izao loko izao dia borosy no ampiasaina eto sy eto raha te hano sary an zao
ilaina ihany izany ilay mahay kely ny base..

omeo gitana ry olona tsy nahita gitara mihitsy dia jereo hoe inona ny ataony raha tsy natoron'ialahy ny fomba fampiasana azy izy..
na ireny le mpisalaka be any @ amazone ireny no omen'ialahy pataloha... kozy iny raha tsy lasa lobaka

ilaina ihany aloha ny mianatra sy mandinika le.. tsy maintsy ilay olona mahay mipataloha no hanampy hanazava ilay ilaina ny pataloha fa tsy tonga de @ izao fotsiny

67. fijo ( 05/12/2007 21:48)
za anie eo ambony tsy manda hoe tsy ilaina le mahay e,fa raha izay fotsiny no atao hoe lalantokan atsy ekeko
68. ikaretsaka ( 05/12/2007 23:54)
ny fahaizana sy ny fandalinana ary ny fitiavana mandalina ny tsy mbola hay sy tsy fantatra no tena cle e
69. Fody ( 06/12/2007 13:18)
Aza matikambo miseho ho mpanadina sy maika ny te-hanenjika @ sisa fa mianara ny atao hoe subtilité-n'ny language

Fanamarihana: raha handika na hamerina izay voalazan'ny hafa dia havanana tokoa ianao rabilabila fa raha miditra amin'ny fandalina kosa dia mivila tanteraka.

Ohatra: raha niresaka "agapo" aho teto dia nolazainao fa avy amin'ny "agapè" io, izay nanondrona ny fiaraha-misakafo ny kristiana. Io dia araka izay voasoratra tao amin'ny wikipedia. Tsy lavina fa marina io. Saingy ny fandikanao azy avy eo kosa dia dika vilana mihitsy. Satria hoy ianao: "izany akory tsy midika fa tsy niara-nisakafo ny olona taloha". Tsy fantatrao, ary tena tsy hainao, ny dikan'ilay hoe fiaraha-misakafo eto. Tsy hainao, ary tsy fantatrao ny hoe: ahoana no natsoina amin'ny hoe: "agapé" io fiaraha-misakafo io...

Toy izany koa ny filazana hoe: mifanohitra ny evanjelista, ka nilazako taminao fa tsy ny baiboly novakinao no fopla fa ianao mamaky azy, satria ny interpretation-nao dia mivila tokoa. Na angamba nandika izay hita tany ho any ka tsy nandinika intsony fa manao teli-moka fotsiny.

Mbola misy hafa moa fa ny tiana hasongadina kosa dia ny hoe: alohan'ny hilaza zavatra, na hanohitra hevitra iray dia fantaro daholo aloha ny hevitra manodidina azy mba tsy hitenitenenana foana.

Misaotra.
70. rabilabila ( 06/12/2007 16:19)
Titre: Fody,le retour ,na koa :Ny entan-jaray mora zaka.

Fody:

Valiny: efa nosoratako teny rehetra teny.
Plutôt tsy zakanao angamba ny zavatra tenenina no tena marina.Inona no tokony hanakana ahy tsy hiteny momba ny siansa ,na ny cultures hafa ,na mozika ,na tantara ...? Rehefa zavatra mahaliana ahy, ka mba noezahiko nodinihina na nohezahiko nalalinina ,dia mitondra ny anjara birikiko aho ,fa tsy ianao akory no hanakana ahy .

Aza manahy ianao fa tsy manana "réponses à tout " aho ,rehefa misy resaka mahaliana ahy dia mamàky fotsiny aho dia mikaroka ,mankàny amin'ny bibliothèques ,manontany specialistes.Ary misaotra anareo aza aho hanosika ahy hikaroka be-be kokoa.

Soa fa nisy ny internet , ny bibliothèques , ny librairies , ny mpampianatra , ny mpikaroka ,.........izay fitaovana entina handranitan-tsaina .Soa fa nanana safidy te-hanitatra fa tsy nionona fotsiny tamin'izay nomena tao anatin'ny fianakaviana. Tsy vokatrin'ny "revélation" izy ireo ,ary soa fa tsy nodorana sy nanaisorana fa "libres" tanteraka ,ka asakasak'izay tsy hanararaotra fa hionona fotsiny amin'ny " lazaiko aminareo marina dia marina tokoa............"

Ary eto aza aho mbola hindrana an'i Ikaretsaka:

67. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-12-2007 00:54:28
Lohateny : Re : Jesoa=mpanao mazia
ny fahaizana sy ny fandalinana ary ny fitiavana mandalina ny tsy mbola hay sy tsy fantatra no tena cle e

71. Fody ( 06/12/2007 16:41)

Ny hoe mandalina anefa dia tsy vitany hoe mamaky dia izay.

Ary ny hoe manao fikarohana dia tsy midika hoe: mamondrona izay voalazan'ny hafa fotsiny.

Ny tena mahay mandalina dia ny olona mahay mandray, izany hoe: mahazo tsara izay zavatra raisiny aloha. Izay vao manomboka mitsikera, hanitarany ny fahalalany sy hamohahany zava-baovao.

Ny olona mahay mandalina dia mahay manavaka izay zavatra ho raisiny, fa tsy mandraindray fahatany.

Misaotra.
72. ikaretsaka ( 06/12/2007 17:02)
marina ny voalazanao.. ka enga anie ka ho ianao no haneho izany voalohany..

Aza tezitra fa milaza ny zavatra hitako sy nohalaliniko teto fotsiny sy remarques aho .. momba ny nosoratanao
dia ianao anefa no toa mpamondrona tenin'olona @ ilay hitanao fa metimety aminao ato ...
raha diso aho dia miala tsiny, moa raha marina kosa dia mba miangavy
enga anie ka hiova izay..sa?
73. pissoa ( 06/12/2007 17:28)
people ... please grow up :oops::-D:-D:-D
74. piste ( 06/12/2007 17:29)
Na izany na tsy izany Rabilabila dia tsy izay voasoratra rehetra @ ireny site ireny akory dia fiable daholo. Firifiry izao no donnée momba ny M/kara no diso be voizin\'ny internet.
Ka aza manao telimoka @ sisa. Ary hafa koa hoe ny namaky ni-renseigner sy ny nandalina azy.
Ary ny hanakianako anao dia ianao miseho efa mahalala sahady nefa karazana information fotsiny no azonao fa tsy connaissance approfondie. Dia hangina ve aho raha mahita zavatra soratanao diso be. Au moins moa @ domaine mba nianarako.

75. ikaretsaka ( 06/12/2007 17:34)
Ary eto aza aho mbola hindrana an'i Ikaretsaka:

67. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-12-2007 00:54:28
Lohateny : Re : Jesoa=mpanao mazia
ny fahaizana sy ny fandalinana ary ny fitiavana mandalina ny tsy mbola hay sy tsy fantatra no tena cle e

mandalina ho'a an.... sao de heo mamaky fotsiny:

alalinina koa ny "fiabilite" an'ilay zavatra
76. Fody ( 06/12/2007 19:23)
Aza tezitra fa milaza ny zavatra hitako sy nohalaliniko teto fotsiny sy remarques aho .. momba ny nosoratanao
dia ianao anefa no toa mpamondrona tenin'olona @ ilay hitanao fa metimety aminao ato ...
raha diso aho dia miala tsiny, moa raha marina kosa dia mba miangavy
enga anie ka hiova izay..sa?

Tsoriko ny marina fa matoa ilay zavatra iray toheriko dia satria mahalala, na manana izay hevitra hanoherana azy aho, ary hevitra azo antoka fa marina (na farafaharatsiny maharesy lahatra ahy).

Ohatra iray ity raha ohatra ka tsy mbola hitanao:
Hoy ianao:
amiko dia safidy no nomen'andriamanitra antsika fa tsy ny finoana.. ny finoana dia
isika ihany no ni develop an'io finoana io araka ny zavatra manodidina iainantsika!
raha univers silamo no iainana dia mino tokoa ohatra... fa mino @fomba silamo..
raha univers extra terrestre (ohatra hoe lehibe tany roswell TX) dia mino fa nisy ..
sy ny sisa sy ny sisa

Io izao dia tena hevi-diso be. Hevi-diso tsy araka ny fiheverako, fa sady manohitra ny Evanjely io no manohitra ny fampianaran'ny fiangonana, ary mandà ilay lazainao hoe: fahafahana.

Fa hoy i Jesoa ao amin'ny Evanjely: "Izany no nilazako taminareo fa tsy misy mahay manatona ahy raha tsy nomen'ny Ray azy izany" (Jn6, 66).

Ny fampianaran'ny Fiangonana dia milaza mazava fa Fanomezan'ny Fanahy Masina ny Finoana. sns....

Ianao miresaka fahafahana nefa izay zavatra lazainao dia tsy ahitana taratra ny hoe: fahafahana, fa fanaraha-drenirano. Satria silamo ny manodidina ahy dia silamo koa aho izany....

Dia diniho amin'izay!

Misaotra.
77. ikaretsaka ( 06/12/2007 19:49)
za ange miteny fotsiny e...
fa miala any miala any!:-D

Tsy misy mahay manatona ahy raha tsy nomen'ny raiko azy izany.. ny inona?---> ny safidy hino mba hahafahana... hanantona! !

Fanomezan'ny Fanahy Masina ny "safidy hino"... manaiky aho .... saingy ianao kosa no mi develop an'io mba hoe hino na tsy hino!!

na i Fijo na i Tsimiandra na i Rakapy, na i Rabila (iza koa no tsy mino ato moa)
dia ekeko fa nahazo io fanomezana "safidy Hino" io aby , fa saingy t@ fomba hafa no ni developpen-drey zareo azy!

Sa ahoana hoy ianao? tsy nahazo io fanomezana io izy ve sa?
velabelaro ary! "ctiticize me, get an reason to prove i'm wrong" hoy i St Ambroise izay
78. piste ( 06/12/2007 19:53)
rahampitso ny fetin'i St Ambroise, mpampibebaka an'ingahy St Augustin. Sa tsy izay moa ry Ika. ?
79. ikaretsaka ( 06/12/2007 19:56)
voalazan'ise, sady zoma voalohany... hmmm
80. pissoa ( 06/12/2007 20:20)
moa androany fetin'ny Santa Claus, HS be :-P:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2376