Jesoa=mpanao mazia
41. Fody
(
03/12/2007 19:48)
Ny "Agnôstos" dia ignorant no dikany fa "agnoia" no midika hoe: ignorance.
Tsy io ihany rabilabila no mametraka ny fanontaniana hoe: pourquoi fa ny filosofia rehetra mihitsy. Ny valin'ny fanontaniana avy eo no tsy mampitovy ny hevitra satria samy an-dalam-pikarohana.
Fehiny : Normal be raha ry Platon , ry Philon sns no indraminareo rehefa hi-justifier ny hevitrareo ianareo ,satria ireo no philosophes manamafy ny finoanareo .Fa tsy normal kosa raha hodianareo tsy hita ny pensées philosophiques hafa rehetra toa an-dry Aristote ,ry Epicure ,......satria tsy mifanaraka aminareo ny heviny .
Tsy fantatrao tokoa fa i Saint Thomas d'Aquin dia nandray ny filosofian'i Aristote. Azonao vakina ny Somme Theologique. Mbola misy maro hafa koa fa tsy tadidiko ka tsy mety ny manome zavatra tsy sur.
Un simple croyant hésite de faire le tour de la question de peur de perdre sa foi.
Izay dia hevitrao ihany, ary fomba fijerin'ny AT mihevitra fa izy no tena mandinika, fa ny hafa non.
Ny tiako ampafatarina anao fotsiny dia hoe: ny pretra ny fiangonana katolika, araka ny fahalalako azy, dia mandalina ny antsoina hoe: filosofia mialohan'ny hanaovany ny teolojia. Izay dia mandiso ny fomba fiheveranao.
Ny kristiana rehetra koa dia tsy fondamentalista avokoa ka aoka hazava.
agnosticisme= doctrine selon laquelle l'existence de Dieu et d'autres êtres spirituels n'est ni certaine, ni impossible. Nalaina tao amin'ny
Microsoft ® Encarta ® 2007. © 1993-2006 Microsoft Corporation.
Io koa misy famaritana iray hafa ny antsoina hoe agnosticisme.
Dia mba vakio sy jereo izay volazan'i tsimiandravola dia farito hoe: isan'ireo antsoina hoe: agnostika ve izy?
42. tsimiandravola
(
03/12/2007 19:55)
Fody:De maninona i Tsimiandravola na agnostika na AT?
Dia mba vakio sy jereo izay volazan'i tsimiandravola dia farito hoe: isan'ireo antsoina hoe: agnostika ve izy?
Tsy hitako mihitsy izay hiadian-kevitra amin'izany .Ny fantatro fotsiny aloha dia natao izay ihatahana amin'ny Size.
Afa-tsy ny hoe "diversion" hoy aho.Na ny ezaka ataon'i Fody ny itediavana irika hanamavoina ahy mba tsy hinoina na hanasiana sirany ny hevitro fotsiny.
Amin'io dia efa nolazaiko hoe ny "touriste" sendra mandalo no aleo haka ny anatra tiany halaina,dia efa ampy ahy izay.Ary izany rahateo no mission noeritreretiko hotontosaina eto .
Merci!
43. ikaretsaka
(
03/12/2007 20:57)
Un simple croyant hésite de faire le tour de la question de peur de perdre sa foi.
miombon-kevitra fa hitariko kely
tsy voatery "simple croyant" ihany io fa izay manana conviction(s) knefa a tsy manana arguments hanaporofoany iny convictions iny ka mitebiteby rehefa critiquer-na !
44. rabilabila
(
03/12/2007 21:36)
Aza tsimponina ilay zavatra lazaiko fa tohizo hatramin\'ny farany:
hoy aho hoe :ny agnostique dia mametraka ny fanontaniana hoe : pourquoi ? ary izany tsy midika hoe tsy maitsy misy \"parce que \" raha mbola tsy hita ny valiny..
Oadray !! Inona no nataon\'i D\'Aquin (izay marihina fa mpianatr\'i Aristote ) ? Tsy nandray izy fa niezaka nampifandrindra ny pensée kristianina sy ny philo -n\'i Aristote .Il a tout bonnement \"usurpé\" Aristote de son savoir pour faire de la philosophie d\'Aristote transformée en Thomisme qui est devenu la doctrine officielle de l\'eglise .
Na i Wojtyla aza mbola nilaza hoe :\"ianaro ny philosophie-n\'i Aristote \" satria nahoana ? Ny daholobe tsy mahalala an\'izany D\'Aquin izany fa i Aristote no fantany (encore de l\'usurpation ).
Inona no niafaran\'i Aristote ? Voasazy voatery nifindra monina .Satria nahoana?Il a osé revoquer en doute l\'existence de dieu .Eh voilà !! Allez! affecté....!!!
Marina dia marina tokoa fa ny ankabeazan\'ny prêtres dia olona nianatra sy nandalina ny philo ,tsy laviko mihitsy izany akory saingy noho ny conviction personnelle -ny dia vitsy dia vitsy no sahy hanaiky ,hampianatra , na hametraka fanontaniana fotsiny aza !!!! Raha tsy izany dia.....Affecté!!!
Aza adino fa 1996 i Wojtyla vao niteny hoe:la théorie de Darwin était « plus qu’une hypothèse »…
Araky ny efa nolazaiko efa ela fa maro dia maro ireo papyrus hita ,ireo bokin\'ny exegètes maro nanao remise en question ,eo philosophes de l\'antiquité na koa tamin\'ny période hellenique , ireo prêtre na abbé nanao remise en question .Inona no nahazo azy ireo ? sesi-tany , nodorana ny bokiny .....
Ny antony ? hoy i Léon X ( pape florentin ):\" Ah! combien nous sommes enrichis par cette fable du Christ....\"
hamaranako azy:
hoy i Tsimiandravola:
Il est plus intéressant pour les puissants de ce monde ( de quelques obédiences que ce soit ) de maintenir ces pôvres gens la tête dans le sac ...dans le noir ,en leur promettant qu\'ils s\'emanciperont et seront libres dans l\'au -delà ( des vierges pour les uns ...) Eh bé!!

..... dia raisiko indray io \"ignorance\" ho entina mampahatsiahy fa izy io indrindra no \"entam-barotry ny kristianisma\".Ka namehezany ny olo-maro ,eny fa hatramin\'izao aza.
Il est plus intéressant pour les puissants de ce monde ( de quelques obédiences que ce soit ) de maintenir ces pôvres gens la tête dans le sac ...dans le noir ,en leur promettant qu\'ils s\'emanciperont et seront libres dans l\'au -delà ( des vierges pour les uns ...) Eh bé!!
45. ikaretsaka
(
03/12/2007 22:23)
misy teny izay koa
'I have read in Plato and Cicero sayings that are wise and very beautiful; but I have never read in either of them: Come unto me all ye that labor and are heavy laden.'' 9st Augustin
'I have read in Plato and Cicero sayings that are wise and very beautiful; but I have never read in either of them: Come unto me all ye that labor and are heavy laden.'' 9st Augustin
46. Fody
(
04/12/2007 11:07)
Hoy rabilabila:
Rehefa miresaka "ignorance " aho eo dia ilay "maso tapina ao anatin'ny aizina" na voile ,ilay ignorance associé amin'ny obscurantisme no resahiko fa tsy ilay sens grec "agnoticismos" akory .
Dia hoy kosa tsimiandravola:
Tsoriko eto fa tsy ilaina ny mahay teny Grika na Latina,na Hebrio mba ahafahana mahita ny fahamarinana ,tsy ilaina ny fandratoana fianarana teolojia vao hahita mangirana.Maro ny fomba ,ary tsotra dia tsotra ahafahana miala amin'ny aizina nandetehan'ny Eglizy antsika mianakavy hatramin'izay taon-jato maro lasa izay.Ny voalohany amin'ireny fomba ireny dia ny "raison"=Ny liberté de pensée.Vao izay no mitontona dia rava daholo ny "édifice" rehetra naorina teo amin'ny obscurantisme.
Dia mbola nampiany hoe:
Izany tompoko no fomba fampidiran-kizo ny olona araka ny fiantsonao azy.Ary raha hoe izao olona rehetra izao tediavinareo hahay grec sy Latin daholo vao ho afaka hiala amin'ny obscurantisme dia efa mazava izany fa "illusoire".Ny marina noho izany dia tianareo izy ireny hijanona ao amin'ny Aizina satria amin'izay izy no afaka mi-servir ny interet-nareo.
Dia hoy aho hoe: tena ilaina ny mahay ireo teny averimberinao ireo. Tsy mba hahaizana teolojia fotsiny, fa handalinana zavatra hafa koa. Angamba tsy fantatrao fa saika ny akamaroan'ireo voambola teknika rehetra ampiasaina amin'ny sehatra maro dia nalaina avy amin'ny teny grika sy latina. ka na dia izay ihany aza dia mba mandinika fa sao ianao no tena mampiditra ny olona ao anatin'ny hazina mangitsokitsoka.
47. rabilabila
(
04/12/2007 12:36)
Eh oui!! il n\'est pas utile de connaître ces langues pour les communs des mortels:
- Ny dokotera rehefa hanao diagnostic sy préscription dia tsy mila ny latin sy grec akory vao afaka hanao izany .
- Ny naturaliste rehefa hametraka anarana amin\'izay zava-baovao hitany dia mampiasa izany ho an\'ny naturaliste sy ireo olona hampiasa ny valim-pikarohany mba tsy hanaovany hoe : machinchose de la famille de machin ,dérivé de chose ,ny fampiasàna ny teny grika na latin dia mahafehy io dénomination lavabe io donc le public averti!!!!
Fa i Andriantsilavo- n\'ny alan\'ny Mikea tonga dia mahafantatra fa izao io ary izao no asany azo ampiasaina izy io rehefa misy an\'izao sy izao , fa tsy nila nianatra latin na grec akory izy.
- Tous les mots en latin, grec ,arabe ....izay tsy nilaina novaina dia najanona ary fantatry ny olona rehetra ny dikany .
Tsy ny fahaizana na ny tsy fahaizana ireo teny ireo akory no tsy mampiditra na mampiditra ny olona ao anatin\'ny haizina ,fa ny fitenenana (dans n\'importe quelle langue) hoe: ity ny fahamarinana , ity ihany ary ity hatrany .
Raha vao miteny izay ny olona mànana \"autorité\" iray ,na mpitondra fivavahana io na mpitondra fanjakàna ,na mpampianatra na ray aman-dreny ......dia tonga dia castration de tout esprit critique no dikan\'izany ,donc laisser les gens dans le vide intellectuel ==> Obscurantisme.

48. ikaretsaka
(
04/12/2007 13:42)
- Ny dokotera rehefa hanao diagnostic sy préscription dia tsy mila ny latin sy grec akory vao afaka hanao izany .
satria izy dokotera, dia ny asa ataony dia voafetra @ diagnos sy ny prescribin ihany
fa misy kao ny homeopathe manao latin be manadala ka:-D
sady ilaina daholo rehefa langue!
ianao ihany no niteny hoe
Nihil Argumentum ad ignorantiam! k'hony e?:wink:
49. pissoa
(
04/12/2007 15:58)
Otran'ny manosika hino an'Andriamanitra izany resaka ato izany ... :-D:-D:-D
Toa misy hoe aleo ny olona handinika sns aloha ! Fa rehefa atosika hoe ka diniho hatrany am-potony aza ... dia toa misy manao "aoka tampoka", tsy ilaina indray !
Sa za no tsy mahazo ny resaky ny manam-pahaizana ato :oops::oops::oops:
:-D:-D:-D

50. rabilabila
(
04/12/2007 16:21)
il n'est pas utile de connaître ces langues pour les communs des mortels:.
Nanao précision kosa aho ry Ika a!!,efa niteny aho hoe tsy commun des mortels fa public averti..Andray !! 'ty tsimpotsimponareo ity ho'aho rankizy :wink:
Mazava ho azy fa ny mila ireo teny ireo izay efa nanomezako ohatra etsy ambony (naturaliste) ary nampianao ny "homéopathe " dia mazàva ho azy ,ny dénomination internationale -n'ny plantes no manery azy hahay ilay teny ,na koa hanana notion déclinaison sns.....
Fa hoy aho hoe :I Andriamatoa Andriantsilavo -n'ny alan'ny Mikea tsy mila ....
Ary ity farany ity izay mikasika ny fahamaizinan-tsaina dia tsy misy hifandraisany amin'ny langues akory (araky ny heritreritry ny sàsany eto):
Tsy ny fahaizana na ny tsy fahaizana ireo teny ireo akory no tsy mampiditra na mampiditra ny olona ao anatin'ny haizina ,fa ny fitenenana (dans n'importe quelle langue) hoe: ity ny fahamarinana , ity ihany ary ity hatrany .
Raha vao miteny izay ny olona mànana "autorité" iray ,na mpitondra fivavahana io na mpitondra fanjakàna ,na mpampianatra na ray aman-dreny ......dia tonga dia castration de tout esprit critique no dikan'izany ,donc laisser les gens dans le vide intellectuel ==> Obscurantisme.
51. rabilabila
(
04/12/2007 16:23)
Sa za no tsy mahazo ny resaky ny manam-pahaizana ato
Aiza kay izany ry pissoa ? misy angaha ato ?:-D:-D:-D
52. ikaretsaka
(
04/12/2007 16:44)
Nanao précision kosa aho ry Ika a!!,efa niteny aho hoe tsy commun des mortels fa public averti..Andray !! 'ty tsimpotsimponareo ity ho'aho rankizy
ooh ah ok:oops:.. tsy7 voatsimpoko iny kanefa kay akotry be .... azafady fa nanao vavan'ny mainka hihinana e:oops:
raha izay dia manaiky aho.
Raha vao miteny izay ny olona mànana "autorité" iray ,na mpitondra fivavahana io na mpitondra fanjakàna ,na mpampianatra na ray aman-dreny ......dia tonga dia castration de tout esprit critique no dikan'izany ,donc laisser les gens dans le vide intellectuel ==> Obscurantisme.
Tsy voatery kosa raha.. raha hoy aho an.. manazava ny antony sy ny arguments mitombina (izany hoe somary sarotra critiquer-na ) mba hahazoan'ny be sy ny bobaka azy====> Lumine in obscuranti!:wink:
53. rabilabila
(
04/12/2007 17:20)
Tsy voatery kosa raha.. raha hoy aho an.. manazava ny antony sy ny arguments mitombina (izany hoe somary sarotra critiquer-na ) mba hahazoan'ny be sy ny bobaka azy.
Ika a!! ny olona rehetra mi-prêcher pour sa chapelle foana .( ny prof de maths tsy hiteny mihitsy hoe ratsy ny maths na tsy misy hilana azy ,ary i Damopr tsy handeha hanatsatso mihitsy ny finoany indrindra fa raha "ignorant profond" no eo alohany) Ahooooooooooooooana moa no ahafahan-jareo any Ambatobevohoka hanana arguments mitombona somary sarotra critiquer-na raha toa izy ka tsy manan-tsafidy ?Si!si! ny arguments tena mitombona ary sarotra kritiké-na dia ny fanaovana asa sosialy mba hazahoana ny be sy ny bobaka .sa ?.
Ps: ignorant profond = celui qui ne sait pas qu'il ne sait pas. Sao dé...........ny mpandinika:lol:
54. ikaretsaka
(
04/12/2007 17:29)
ka izay ange ry Rabila e...
ekeko mihitsy izy hoe tsy hiteny izy hoe ratsy ny zao ... fa hiteny izy hoe izao satria zaozaozao zao aby ny antony.
ohatran'ny mpivarotra mangahazo io: miteny izy hoe tsara ny mahogo satria zaozaozaozao aby no mahatsara azy...
dia mandinika ianao (mampiasa ilay engrenages kely bedebe ao anaty loha ao) dia convaincu hoe andao jerena sy andramana hoe ! dia mihinana..
dia izay vao pouahhh.... na hmmmmm mamy izy izany!
saingy eo @ le pouaaaaah sy hmmmm no maha samihafa azy!
misy na pouaaaaah be aza dia ilay "zaozaozao" no ataony mandresy lahatra azy dia na magidy aza dia berk hmmmm
eo isika no mitovy hevitra
Asa raha azonao ny metaphor ko!

55. piste
(
04/12/2007 17:44)
Oadray !! Inona no nataon'i D'Aquin (izay marihina fa mpianatr'i Aristote ) ? Tsy nandray izy fa niezaka nampifandrindra ny pensée kristianina sy ny philo -n'i Aristote .Il a tout bonnement "usurpé" Aristote de son savoir pour faire de la philosophie d'Aristote transformée en Thomisme qui est devenu la doctrine officielle de l'eglise .
Na i Wojtyla aza mbola nilaza hoe :"ianaro ny philosophie-n'i Aristote " satria nahoana ? Ny daholobe tsy mahalala an'izany D'Aquin izany fa i Aristote no fantany (encore de l'usurpation ).
Io izao dia fitenanenam-poana, mba tsy ilazana fa fahadontoana.
- Thomas hono dia mpianatr'i Aristote( ivereno jerena kely azafady ny datation an'ireo olona roa voalazanao ireo.
- Dia ny thomisme indray hono no doctrine officielle de l'Eglise( iza no nanoro vohana anao an'izany)
- Dia nampiana indray hoe : ny daholo be hono tsy mahalala an'i Thomas fa i Aristote ihany. Farito tsara hoe : iza ilay daholo be. Fa raha domaine ny philos sy théo dia azo hihomehezana ianao.
Valim-panadinana : -20/20
Antony : niteniteny foana, milaza azy maharaka an'izao zvtr rehetra izao kanefa dia tsy misy marina na dia iray aza.
Conseil kely raha mbola hamerina fanadinana : tsy ny site rehetra akory no azo itokisana. Tsaratsara kokoa aza mamaky bokin'ilay olona mihitsy.
Aza dia matin-kambo @ sisa fa vao mainka mahasarotiny an'ny mpiadina.
Mazotoa.
56. ikaretsaka
(
04/12/2007 18:05)
Saika tsy hidirako lalina ity resaka ity kanefa tsy aritro:
"Rationalist" sy :Empiricist tokoa" i Md d'Aquin. Fa izy ary no ni modifier ny fomba "Aristote..nism??"(tsy tadidiko ny filaza azy)
jereo ny=Quinquae viae fa aza ny (via negativa ihany) , fa ny theorie an'i Aristote ihany no nandisoany an'i Aristote:wink:(momban'ny fisian' Andriamanitra..ohatra)
Piste, tena mila miverina mamaky summa Theologica aho fa tena tsy tadidiko, fa mba tohizo azafady:wink:

57. rabilabila
(
04/12/2007 18:43)
Mba ampianaro leiretsy a!!!
Aristote --> 384-322 avant notre ère
D\'Aquin --> 1225 -1274 de notre ère.
Rehefa miteny hoe mpianatra dia disciple no dikan\'zany na koe hoe nahazo influence tany amin\'i....( mandàna aloha miverina mianatra mba ahafantatra ny subtilité rehetra ).Io ohatran\'ny hoe :ireo izy madeha miady ho an\'ny mahantra eny rehetra eny dia disciples -i Abbé Pierre daholo . Azo amin\'izay ?
Eh oui !!Nandritry ny siècle iray dia ny thomisme no doctrine officielle n\'ny eglise izay napetrak\'i Léon XIII ;ary tamin\'ny réforme-n\'ny Vatican II vao notsoahina io fa nolazaina hoe tsy misy an\'izany intsony.
Eh oui !! Tsy misy mampianatra an\'i D\'aquin izany any am-pianarana fa i Aristote sy ireo philosophes nanana écrits na pensées mafonja no nianarana tany .Ny olona tena nianatra Téolojia ,na koa liana ara-tantara no \"mety\" mahafantatra izany D\'Aquin izany.
Boky novakiana ? \"Somme contre les Gentils\" Aiza no ahitàna azy ? ao amin\'ny bibliothèque de France ( Efa tany ? dia efa namaky an\'io ? )
Conseil:
Aza matikambo sy maika ny te-hanenjika @ sisa fa mianara ny atao hoe subtilité-n\'ny language .Ary tsy mila naoty avy any aminao akory fa sady tsy mpampianatro ianao ,no tsy disciple-nao aho ,no tsy ni-influencé ahy ianao.

58. ikaretsaka
(
04/12/2007 19:42)
ka io efa nolazaiko io anie rabila hoe ny teorian'i aristote ihany no naminganany an'i aristote e!
tsy io ihany no doctrine officiellen'ny taonjato faha 19 ka (naha papa an'i Leo 13)
ny doctrine scholastiques io.
Source: Papal History, Fordham University Press, 1997, reprinted 2007
tsy io ihany no doctrine officiellen'ny taonjato faha 19 ka (naha papa an'i Leo 13)
ny doctrine scholastiques io.
Source: Papal History, Fordham University Press, 1997, reprinted 2007
59. ikaretsaka
(
04/12/2007 19:43)
adinoko tsy ny scholastique ihany no doctrinen'nyt eglises.. fa boooobaka be
60. rabilabila
(
04/12/2007 20:28)
tsy io ihany no doctrine officiellen'ny taonjato faha 19 ka (naha papa an'i Leo 13)
ny doctrine scholastiques io.
Ekena tanteraka.Une doctrine no tokony nolazaiko izany!!
http://www.vatican.va/holy_father/leo_xiii/encyclicals/documents/hf_l-xiii_enc_04081879_aeterni-patris_fr.html
ny teorian'i aristote ihany no naminganany an'i aristote e!
Tsy namingana izy satria tsy ohatran'ny hoe:Fody Vs Ikaretsaka ,fa Raison Vs Foi na koa religion naturelle vs réligion revélée .Il s'en est inspiré ,raha ny marimarina kokoa ,dia il en a sorti quelque chose à la sauce chrétienne (izay no maha-scolastique azy).
Ny mahasamihafa azy koa dia i Fody mbola eo hamaly an'i Ikaretsaka ,fa i Aristote tsy teo intsony fa interprétation sisa no nataon'ny taty aoriana.:)