Ny vola no hozatry ny ady

1. tsimiandravola ( 24/11/2007 19:46)
Arahabaina daholo indray ny mpisera!

Ny NT dia manatsidika zava-nisy ombieny ombieny.Zava-nisy mikasika ny Mesia ,sy ireo andiana Zelota (Boanarjesy),izay mpiara-dia sy mpandroba niaraka taminy.

Mila vola ny revolisiona: nisy mihitsy aza ny mpitam-bola:ny fiantso azy dia Jodasy Iskariota.

Vao nahita \"péager\" ny Mesia dia tsy nangataka CV akory fa tonga dia nanome \"cdi\" (contrat de travail à durée indeterminée).Hoy izy : \"manarahy ahy\". Lery koa moa tsy nisy fisalasalana ,tsy naharay lamba fa tonga dia nanaraka.

Voalaza ao amin\'ny NT fa nisy fihinanam-be tany an-tranon\'i Levi nony avy eo.

Iza avy no tao? \"péagers\" maro ,sy olon-kafa maro ary indrindra fa \"des gens de mauvaise vie \" maro
(Luc5:29 et Mat 9:10)

Ny tohin\'ny fanazavana moa dia avy amin\'ny \"Fanahy Masina\"(=ireo Scribes de l\'Eglise) milaza fa tsy ny salama no mila fanafody fa ny marary...

Ny tena marina dia ilain\'ny \"mouvement\" ny vola.Ilaina ny ressources ahazahoam-bola.Tsy misy tsara mihoatra ny finamanana (collaboration) amin\'ny \"péagers\" no tena efficace.Sady tsy afa-miala koa ireo péagers ireo fa tsy maintsy miray tsikombakomba.

Toy ny \"taxe révolutionaire\" notakian\'ny ETA tamin\'ny commerçant Basques.Resaka Mafiosi io.

Sarintsarin-teny fotsiny ilay nampangalan\'i Jesoa vola tao ambavan\'ny \"trondro\".Fomba ilazana fotsiny fa raha misy mahasahy mitaky vola amin\'ny \"fils des rois de la terre\" (izay exempts d\'impot),dia izy ihany no ho volosana.Iza rahateo no maka izany vola ambavan\'ny \"trondro\" izany? Tsy iza akory fa ilay \"costaud\" indrindra amin-dry zareo dia ilay \"vato\"=,\"roc\"= \"pierre\"= \"simon\",Rain\'i Jodasy Iskariota.

Sady atranga kely ny lohan\'ilay antsy mifaraingo atao hoe \"Sica\" (nana-sikera ny sikera),no miteny hoe \"aboul les frics\".

Ka misy ve amintsika sahy mandà fa ilain\'ny revolisionera rehetra ny vola? :D
novalian'i rijadolly ny 08/12/2007 06:08
2. ikaretsaka ( 24/11/2007 22:55)
za lo zanaka fikambanana revolisionera anankiray matanjaka tokoa ary manaiky fa ilaina ny vola e
fa tsy ho ahy fa ho an'ny fikambanana, mba hampitombo ny revolutionisme ataony... (eo no maha samihafa azy:wink:)
3. rijadolly ( 25/11/2007 11:02)
fa tsy ho ahy fa ho an'ny fikambanana, mba hampitombo ny revolutionisme ataony... (eo no maha samihafa azy)

Ilaina marina ny vola nefa mijanona eto an-tany, tsy mahavidy ilay famonjena,tsy afaka mamaly na manafaka ahy amin'fahotako,
4. fijo ( 27/11/2007 23:55)
ka avelao hoanay ary ny vola rah atsy mahavonjy anareo le hoany ankoatra e
5. rijadolly ( 28/11/2007 15:01)
fijo:

ka avelao hoanay ary ny vola rah atsy mahavonjy anareo le hoany ankoatra e



6. ikaretsaka ( 28/11/2007 18:42)
rijadolly:

fa tsy ho ahy fa ho an'ny fikambanana, mba hampitombo ny revolutionisme ataony... (eo no maha samihafa azy)

Ilaina marina ny vola nefa mijanona eto an-tany, tsy mahavidy ilay famonjena,tsy afaka mamaly na manafaka ahy amin'fahotako,


fa manampy ahy @ asa fanasoavana ireo namako eto an-tany:wink:
7. fijo ( 28/11/2007 23:34)
izay mbola lavitra ka tsy takany.
8. rijadolly ( 02/12/2007 13:52)
Ikaretsakà>aza adinoina ny tsy namanao an!(l)(l)manjary adino aty eo.
fijo> fa natoro ho an' madinika sy tsy manam-pahaizana tahakanay
9. ikaretsaka ( 02/12/2007 17:58)
rijadolly> ny ahy aloha dia izay no ilaiko vola e.. hanitarana ny zavatra eto an-tany mba hanasoavana ireo namana (za tsy manana "tsy namana")
ohatra sekoly , fiangonana, hopitaly, oniversite, tranona katrami,
tsy ara panahy ihany manko ny finoana fa mikasika ny maha olona rehetra koa ... izany hoe ara -batana sy ara-tsaina ihany koa!

Rijadolly> tsy hoe madinika sy tsy manam-pahaizana 'hoatranareo" no tiana lazaina @ io.. fa ngamba ireo nanao hoe sarotra be izany ka tsy takatray.. sady niala tsikelikely moramora (faramparan'ny Jaona 6 ao) .. io le refus de comprendre!

ka ianao koa ve hiala?:lol::wink:
10. rijadolly ( 08/12/2007 06:08)
rijadolly:
Ikaretsakà>aza adinoina ny tsy namanao an!manjary adino aty eo.
ika:
rijadolly> ny ahy aloha dia izay no ilaiko vola e.. hanitarana ny zavatra eto an-tany mba hanasoavana ireo namana (za tsy manana "tsy namana"
ohatra sekoly , fiangonana, hopitaly, oniversite, tranona katrami,
tsy ara panahy ihany manko ny finoana fa mikasika ny maha olona rehetra koa ... izany hoe ara -batana sy ara-tsaina ihany koa!
jero http://baiboly.katolika.org/boky/Lioka/6 ny valiny fa tsy izy rehetra fa misy andininy vitsivitsy,tsy omeko fa sao lazain'sé oe mitsipona aho sady Baiboly Katolika io dia mampazoto an'sé mamaky tsara.
rijadolly:
fijo> fa natoro ho an' madinika sy tsy manam-pahaizana tahakanay
dia ny mahagaga ahy fa ikaretsaka no namaly
ikaretsaka:
Rijadolly> tsy hoe madinika sy tsy manam-pahaizana 'hoatranareo" no tiana lazaina @ io.. fa ngamba ireo nanao hoe sarotra be izany ka tsy takatray.. sady niala tsikelikely moramora (faramparan'ny Jaona 6 ao) .. io le refus de comprendre!
ka ianao koa ve hiala:lol::wink:?
sa i ifiretsakajoka io namaly io.saody i karetsaka ihany àry fijo fa te hampiresaka fotsiny nareo:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1025