Aiza ihany izy ity ê?
1. tsimiandravola
(
13/11/2007 23:45)
I Matio milaza fa i Jesoa dia taranak'i Davida avy amin'i Salomona.Nefa i Lioka avy amin'i Natana.
Io Natana io nefa dia zanaka faha-3 n'i Davida.I Salomona kosa zanaka faha-4.Ambonin'izany dia tsy iray Reny i Natana sy i Salomona.
Avy amin'i Salomona,zanak'i Davida si I Betsabetsa (vadin'i Oria izay nampamonoin'i Davida tsotra izao)(i Betsabetsa dia consentente)...avy amin'ireo olona manao adultère sy criminel ireo no nifidianan'i Matio ny ho razamben'i Jesoa,mpamonjy ny mpanota kristianna hatrany ambohi-mitsimbina ka hatrany Antanimena, Tsy hadino ry zareo etsy Ambavahadimitafo sy Ambatonakanga dll ...
Izay tokoa angamba ilay voalaza hoe:"c'est avec la chose la plus vile du monde que Dieu a sauvé ..." A peu près io fa izaho tsy te hitsimpona.Sy ny hoe "la folie de Dieu est plus sage que la sagesse des hommes".
Mba menatra ho'aho ianareo re Niryna sy ry Kiranyl sy LD fa tsy naripadripaky ny inquisiteurs foana ny Cathares sy ny Templier!Matoa naripaka ireny dia satria nolazaina fa hérétiques satria nahalala ny fahamarinana.Tsy nodoradoram-poana ny Bibliothèque sy ny documents antique maro....(tohizo)
Tsy vitan'ny nozanahin'ny vazaha ho'aho isika fa mbola nampitondrainy takaitra lasa tandra vadikoditra mihitsy e!
Lasa marqueur de la pauvreté ho'aho ny finoana an'i Jesoa,Jereo tsara ny relation de proportionalité eo amin'ny richesse/progrès misy amin'ny pays iray sy ny prosperité des philosophies obscurantistes.Dia ho hitantsika fa ny fahantrana dia vokatry ny haizintsaina avy amin'ny finoana.
Miandry ndray ny sophisme avoakanareo ê.:D

novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:23
3. ikaretsaka
(
13/11/2007 23:58)
ny fantatro fotsiny aloha ilay resaka "zanaka",@ fitenny hebrio sy arameique dia mitovy amin'ny niece sy ny neveu ihany!
Ohatran'nyteny gasy ihany io e! raha any ambanivohitra sy any @ ntaolo dia .. na atao hoe zanak'anabavy -drahalahy lasa zanaka fotsiny aza izy rehefa ela ny ela! Raha rakoto no olomanga eo @ tanana 1 moa rabe no olomanga eo @ tanana 1, dia rehefa mankary le zaza de zanak'i Rakoto (no ilazan'ny olona ao azy) moa rehefa mankary (dia zanak'i Rabe)
Jereo fotsiny ireny hoe fikambanan'ny terak'i Ranona, raha tsy indraindray ny Teraky ny zokin'io "anona" voalaza io koa ao, saingy ilay zandriny no nalaza dia iny e
na aminareo mianakavy fotsiny aza: rehefa mandeha eny ny taona sy ny volana, rehefa lavidavitra ohatra hoe 7 eme generation.. tsy hay intsony hoe iza marina no niteraka an'i dadabean-dadan dadabe !
amiko karazarazan'izany io!
"Filozof'Ika" tsotsotra izany e!

4. fijo
(
14/11/2007 00:00)
izany hoe raha azoko kosa anie dia takona tsy hazava ny tena marina e.takoman'ny dikan teny
5. ikaretsaka
(
14/11/2007 00:04)
efa eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeela ihany anie za no niteny hoe io tsimpotsimpona io ange ka mahatakona fa "lost in translation" ny hiafarany e
6. xxx
(
14/11/2007 00:13)
ikaretsaka:
ny fantatro fotsiny aloha ilay resaka "zanaka",@ fitenny hebrio sy arameique dia mitovy amin'ny niece sy ny neveu ihany!
Ohatran'nyteny gasy ihany io e! raha any ambanivohitra sy any @ ntaolo dia .. na atao hoe zanak'anabavy -drahalahy lasa zanaka fotsiny aza izy rehefa ela ny ela! Raha rakoto no olomanga eo @ tanana 1 moa rabe no olomanga eo @ tanana 1, dia rehefa mankary le zaza de zanak'i Rakoto (no ilazan'ny olona ao azy) moa rehefa mankary (dia zanak'i Rabe)
Jereo fotsiny ireny hoe fikambanan'ny terak'i Ranona, raha tsy indraindray ny Teraky ny zokin'io "anona" voalaza io koa ao, saingy ilay zandriny no nalaza dia iny e
na aminareo mianakavy fotsiny aza: rehefa mandeha eny ny taona sy ny volana, rehefa lavidavitra ohatra hoe 7 eme generation.. tsy hay intsony hoe iza marina no niteraka an'i dadabean-dadan dadabe !
amiko karazarazan'izany io!
"Filozof'Ika" tsotsotra izany e!
Misaotra an'Ika aloha manome ny filozof'Ika voalohany ê.
Io 'lay lazain'i Tsimiandravola hoe "sophisme".
Amiko aloha dia tsy maha-afapo ny famalin'i Ika miohatra amin'ny lohahevitra.
Izaho aleoko tsy mamaly an'i Tsimiandravola.
7. xxx
(
14/11/2007 00:16)
ikaretsaka:
ny fantatro fotsiny aloha ilay resaka "zanaka"...
kely dia kely izay zava-pantatr'Ikaretsaka izany an!
8. soanja
(
14/11/2007 00:44)
tsimiandravola:
I Matio milaza fa i Jesoa dia taranak'i Davida avy amin'i Salomona.Nefa i Lioka avy amin'i Natana.
Io Natana io nefa dia zanaka faha-3 n'i Davida.I Salomona kosa zanaka faha-4.Ambonin'izany dia tsy iray Reny i Natana sy i Salomona.
Avy amin'i Salomona,zanak'i Davida si I Betsabetsa (vadin'i Oria izay nampamonoin'i Davida tsotra izao)(i Betsabetsa dia consentente)...avy amin'ireo olona manao adultère sy criminel ireo no nifidianan'i Matio ny ho razamben'i Jesoa,mpamonjy ny mpanota kristianna hatrany ambohi-mitsimbina ka hatrany Antanimena, Tsy hadino ry zareo etsy Ambavahadimitafo sy Ambatonakanga dll ...
Izay tokoa angamba ilay voalaza hoe:"c'est avec la chose la plus vile du monde que Dieu a sauvé ..." A peu près io fa izaho tsy te hitsimpona.Sy ny hoe "la folie de Dieu est plus sage que la sagesse des hommes".
Mba menatra ho'aho ianareo re Niryna sy ry Kiranyl sy LD fa tsy naripadripaky ny inquisiteurs foana ny Cathares sy ny Templier!Matoa naripaka ireny dia satria nolazaina fa hérétiques satria nahalala ny fahamarinana.Tsy nodoradoram-poana ny Bibliothèque sy ny documents antique maro....(tohizo)
Tsy vitan'ny nozanahin'ny vazaha ho'aho isika fa mbola nampitondrainy takaitra lasa tandra vadikoditra mihitsy e!
Lasa marqueur de la pauvreté ho'aho ny finoana an'i Jesoa,Jereo tsara ny relation de proportionalité eo amin'ny richesse/progrès misy amin'ny pays iray sy ny prosperité des philosophies obscurantistes.Dia ho hitantsika fa ny fahantrana dia vokatry ny haizintsaina avy amin'ny finoana.
Miandry ndray ny sophisme avoakanareo ê.:D
Amiko de izao Ratsimiandravola a, "aza misahirana amin'ny zavatra tsy hinoanao re fa vizaka fotsiny anie io atidohanao io e! "
Ampiasao amin'izay mahatsara ny sainao io o sao mivadika stress eo ny iafarany. Matoria tsara zany namako zany!
9. ikaretsaka
(
14/11/2007 03:07)
xxx:
ikaretsaka:
ny fantatro fotsiny aloha ilay resaka "zanaka"...
kely dia kely izay zava-pantatr'Ikaretsaka izany an!
zahako aza tsy nanam-potoana nandefesana akory fa misaotra anao nandrefy:wink:
10. niryna
(
14/11/2007 06:25)
tsimiandravola:
I Matio milaza fa i Jesoa dia taranak'i Davida avy amin'i Salomona.Nefa i Lioka avy amin'i Natana.
Io Natana io nefa dia zanaka faha-3 n'i Davida.I Salomona kosa zanaka faha-4.Ambonin'izany dia tsy iray Reny i Natana sy i Salomona.
Avy amin'i Salomona,zanak'i Davida si I Betsabetsa (vadin'i Oria izay nampamonoin'i Davida tsotra izao)(i Betsabetsa dia consentente)...avy amin'ireo olona manao adultère sy criminel ireo no nifidianan'i Matio ny ho razamben'i Jesoa,mpamonjy ny mpanota kristianna hatrany ambohi-mitsimbina ka hatrany Antanimena, Tsy hadino ry zareo etsy Ambavahadimitafo sy Ambatonakanga dll ...
Izay tokoa angamba ilay voalaza hoe:"c'est avec la chose la plus vile du monde que Dieu a sauvé ..." A peu près io fa izaho tsy te hitsimpona.Sy ny hoe "la folie de Dieu est plus sage que la sagesse des hommes".
Mba menatra ho'aho ianareo re Niryna sy ry Kiranyl sy LD fa tsy naripadripaky ny inquisiteurs foana ny Cathares sy ny Templier!Matoa naripaka ireny dia satria nolazaina fa hérétiques satria nahalala ny fahamarinana.Tsy nodoradoram-poana ny Bibliothèque sy ny documents antique maro....(tohizo)
Tsy vitan'ny nozanahin'ny vazaha ho'aho isika fa mbola nampitondrainy takaitra lasa tandra vadikoditra mihitsy e!
Lasa marqueur de la pauvreté ho'aho ny finoana an'i Jesoa,Jereo tsara ny relation de proportionalité eo amin'ny richesse/progrès misy amin'ny pays iray sy ny prosperité des philosophies obscurantistes.Dia ho hitantsika fa ny fahantrana dia vokatry ny haizintsaina avy amin'ny finoana.
Miandry ndray ny sophisme avoakanareo ê.:D
Dia izay izy izany,izay no ahafantaranao azy:D
11. tsimiandravola
(
14/11/2007 07:29)
xxx:
Izaho aleoko tsy mamaly an'i Tsimiandravola.
Io dia "démission"
Soanja:Io dia "démission" koa ary lasa mivadika anatra ho an'i Tsimiandravola,.Aiza ihany ary ity atidoha ampiasaina ity?
Amiko de izao Ratsimiandravola a, "aza misahirana amin'ny zavatra tsy hinoanao re fa vizaka fotsiny anie io atidohanao io e! "
Ampiasao amin'izay mahatsara ny sainao io o sao mivadika stress eo ny iafarany. Matoria tsara zany namako zany!
Ikaretsaka:Io koa dia "démission",ary mahagaga io amin'Ikaretsaka satria Ikaretsaka dia mikaretsadretsaka atsy sy aroa,ary mandeha mafy nohon'ny fiarakaretsaka aza.Fa rehefa fotorina ny marina dia mi-démissionne :-D
zahako aza tsy nanam-potoana nandefesana akory ....
Niryna:I Niryna indrindra no mety ho lasa "Apotre Paul à l'envers" raha mampiasa kely dia kely fotsiny ny "raison" amin'ny toeran'ny "foi".Ary atahoranao mafy dia mafy mihitsy io "raison" io.Tsy mahagaga izany fa izy io dia mahazatra ny kristianna ny manentsina,manempotra azy amin'ny vavaka sy amin'ny tsimpontsimpona toy ny hoe : "ny fihevitro tsy fihevitrareo hoy i Andriamanitra" .
Dia izay izy izany,izay no ahafantaranao azy
Ka ny but -ko eto sy any an-kafa ary amin'ny fiainako dia tsy ny hamadika an'i Niryna ho Paoly à l'envers akory,fa ny mba ahafahan'ny "esprit fragile" hivelatra sy hihahatanjaka mba hanoherany ny fanasana ati-doha fanaon'i Nyrina.Ary soa ihany in Niryna fa mpanao tsimpona lavabe ka tsy voavakin'ny olo-maika toy ny ankabeazan'ny mpisera mandalo.
hitohy fa mbola handeha .Bonne journée daholo!:D
12. tsimiandravola
(
14/11/2007 07:35)
Miala tsiny fa tsy ampy kely:
Taloha izaho tsy sahy nitsara satria nanaiky ny "injonction" manao hoe "aza mitsara dia sy ho tsaraina".
Amin'izao fotoana izao dia vitako ny mitsara,tsy misy problème de conscience mihitsy.
Ianareo mpino kosa dia "tsy afa-mitsara ahy" .Sa ahoana?
Izaho libre ny hitsara,fa ianareo voafatotra.
Indroa ary aho fa mitsimpona kely:
"Quand Tsimiandravola et les Athées ,les libres penseurs ,les rationalistes etc vous affranchissent ,vous serez réellement libres":lol:

13. ikaretsaka
(
14/11/2007 13:45)
tsimiandravola:
Hoy i Ikaretsaka:
zahako aza tsy nanam-potoana nandefesana akory ....
Io koa dia "démission",ary mahagaga io amin'Ikaretsaka satria Ikaretsaka dia mikaretsadretsaka atsy sy aroa,ary mandeha mafy nohon'ny fiarakaretsaka aza.Fa rehefa fotorina ny marina dia mi-démissionne
nandrefesana ny tiako lazaina raha nataon'i XXX hoe
kely dia kely izay zava-pantatr'Ikaretsaka izany an!
zahako ka
za lo tsy maninona raha "Tsarainao" e! za "mitsara" anao koa manko
ary tsy novalianao ange ilay theoriako momba ny "zanaka" e!
alefaso ny arguments tsy mam,pitombina azy.... raison raison ....
14. xxx
(
14/11/2007 13:55)
mahagaga ry tsimiandravola fa manao démission daholo izahay milaza ho mpino, démission @ ilay discussion-nao nefa tsy misy manao démission @ finoanay . Mahagaga an !
15. ikaretsaka
(
14/11/2007 14:00)
avoahay xxx raha miteny anaran'i tsimiandravola...
eo aza mahagaga, gaga nefa miafina:-D
eo aza mahagaga, gaga nefa miafina:-D
16. xxx
(
14/11/2007 14:04)
ikaretsaka:
avoahay xxx raha miteny anaran'i tsimiandravola...
satria nahoana ?
ikaretsaka:
gaga nefa miafina:-D
tsy incompatibles ireo
17. ikaretsaka
(
14/11/2007 14:10)
ko ny anaran'i tsimiandra lazainao tsara nefa ny anaranao afeninao.. izany ve de mba compatible? izany ve de fair?:-D
18. xxx
(
14/11/2007 14:53)
ikaretsaka:
ko ny anaran'i tsimiandra lazainao tsara nefa ny anaranao afeninao.. izany ve de mba compatible? izany ve de fair?:-D
je m'appelle "xxx" :-D
19. ikaretsaka
(
14/11/2007 14:56)
nanomboka oviana? enao ange fantatro fa ataoko xxx ny anaranao izany manomboka androany! voaray!:°)
20. xxx
(
14/11/2007 17:24)
Milaza ny tantaran'ny herezy sy ny templie sy ny karazany i tsimiandravola de mamaritra fa ny Kristiana no nanao ireny , ataonao ao anaty harona iray izy rehetra , fantaro fa ny kristiana tao aorian'ny andron'ny apostoly ka haramin'izao dia tsy mitovy mihitsy , izany tantarainao izany dia t@ andron'ny romana t@ izireo nivadika ho kristiana fa mba diniho anie ny nataondry Paoly apostoly sy ny namany e! raha mba nanao izany izy e! ohatra omeko anao t@ izy tany Efezy na ao @ bokin'ny Efesiana de dinio miadana misaotra