Aiza ihany izy ity ê?
61. tsimiandravola
(
15/11/2007 21:22)
Fody:
...Fa angaha moa nisy indray i Jesoa?
I jesoa ao amin'ny Baiboly dia sady Andriamanitra no olombelona arakja ny asaina hinonan'ny olona.Izany hoe Hybride.
Toy izany koa ny fisian'i jesoa sy ny tsy fisiany.
Raha i Jesoa araka ny azon'ny mpino faritana ao anaty baiboly dia tsy nisy io.
Fa ny "Jesoa" izay mesia historika,ary tena nisy mihitsy ,fa nataon'ny kristianna izay hahavasoka ny tantara momba azy dia nisy dia nisy tokoa.Fa tsy mino aho fa ho tantin'izay olona mbola te hanohy hino ny hahafantatra ny tena momba an'io Jesoa io.Izy io dia Jiolahy ,membre ny parti National Judaique,Zelota,Sikera,Sefon'ny Boanarjesy,.Maty faha-pontsy Pilaty,maty dia nalevina ary izay no nataony.
Arrestation à Lydda.Crucifié la tête en haut.Nanoratra ny Apokalypsa tamin'ny version araméenne....Dans le désordre io.
etc etc...
Dia aza mody tsy mahalala ny position efa nananako hatramin'ny voalohany...mitady hamily resaka fotsiny.
62. ikaretsaka
(
15/11/2007 21:26)
ny kely fantatro fotsiny ity an!
Ekeko hoe HS, fa nataoko HS sahady hialan'ny sasany mba tsy ho HS
Bar'
ny dikan'ny hoe "Bar'" ( Arameen sy hebrio) dia hoe Zanak'i
Raha ohatra bar'abbas izany dia hoe zanak'i Dadany (Abba=Dada, Abbas=Rainy)
Bar'Junah= zanak'i Jonah
---> tsara ny mba manana notion ana Jiosy alohan'ny hitenitenenana foana !
Momban'ny Zelote
lay zelaotin'i Tsimiandra..Zelaoty le ataon'i Jiosy hoe "Kh'a nai" (lasa nindramin'ny angalisy hoe knight) ve?
sa le ataon'ny Grika hoe Zalos= Mpialona sy sarotiny??
Raha le jiosy manko dia ny antoko faha 4 amin'ny "secte an-dry zareo t@ zany: Fariseanina, Sadoseanina, Esenesy, ary ny Kh'anai
Fa nadikan'ny Grika hoe Zelaoty=mpiady @ Romanina aby satria ny kh'a nai no betsaka niditra zelaoty

63. ikaretsaka
(
15/11/2007 21:29)
farizianina=ireo traditionalists
Sadoseanina/mpanora dalana=ireo constitutionalists
Enesianina=mpiasam-panjakana
Zealoty=miaramila
(ireo no filaharan'ny Rafitra Jiosy talohan'ny nidiran'ny romanina)

64. tsimiandravola
(
15/11/2007 21:33)
ikaretsaka:
Ah! mamaky apocrypha se deterono-cannonical kosa i tsimiandra:-D
Fa na izany aza miteniteny foana
Sao" Nag Hamandi" syrianina no novakianao?:wink: na karazana boky inspire avy tamin'izany?
eo no anombohantsika ny domaine de definition manko:wink:
ny histoire parallèle dia hita fa i Jesoa dia nisy "toy ny kambana " aminy nantsoina hoe "toma".Dia lehio no niseho taorian'ny nahafatesan'i
Tantaran'i Thomas aloha theorie be koa ary thesis be raha resaka Theology no hiresahana azy< fa tsotsoriko
satria vao mainka mitombo mitombo, ary io no anisan'ny naha samihafa ny romanina sy ny orthodoksa... tantara lava be fa araka ny domaine tianao hitondrana azy e:wink:
Aza misavirivolla amiko eo ry Ika â!
Fantatrao mazava tsara fa ny ankabeazan'ny documents "antique" rehetra dia :soit détruit,soit falsifié...Nasafotofoto aok'izany ny "Flavius Joseph",ny "Tacite",Noforonina ny "Egéssippé"
Natao haza lambo ny "écrits" hafa noho ny 4 évangiles dia natao "Apokriphe" ,dia natao tsy misy vidiny eo imason'ny olona sasana ati-doha.
Dia iza no andrasan'i Ika hitsako an'izany ho an'i Ika?Tsy iza fa ny olona toa an-dry Fody (izany hoe ry Mopera sy ry Dadapasy).Resaka voninahitra sy vola ary fahefana ny betsaka.
Donc "halatra".
65. tsimiandravola
(
15/11/2007 21:47)
ikaretsaka:Amin'ireto dia ihomehezan'i Fody fotsiny Ika fa hainy ohatry ny paosy io.
ny kely fantatro fotsiny ity an!
Ekeko hoe HS, fa nataoko HS sahady hialan'ny sasany mba tsy ho HS
Bar'
ny dikan'ny hoe "Bar'" ( Arameen sy hebrio) dia hoe Zanak'i
Raha ohatra bar'abbas izany dia hoe zanak'i Dadany (Abba=Dada, Abbas=Rainy)
Bar'Junah= zanak'i Jonah
---> tsara ny mba manana notion ana Jiosy alohan'ny hitenitenenana foana !
Momban'ny Zelote
lay zelaotin'i Tsimiandra..Zelaoty le ataon'i Jiosy hoe "Kh'a nai" (lasa nindramin'ny angalisy hoe knight) ve?
sa le ataon'ny Grika hoe Zalos= Mpialona sy sarotiny??
Raha le jiosy manko dia ny antoko faha 4 amin'ny "secte an-dry zareo t@ zany: Fariseanina, Sadoseanina, Esenesy, ary ny Kh'anai
Fa nadikan'ny Grika hoe Zelaoty=mpiady @ Romanina aby satria ny kh'a nai no betsaka niditra zelaoty
Miatsaraivelatsihy be izy matoa mody fanina amin'ireo.
Remarque fotsiny ho an'i Ika:
Ny teny hoe "ishcarioth" dia misy ny hoe "ish"=homme sy ny hoe "sica"=antsy mibiloka fandrobarana ny kibon'ny adversaire.Ny Judas ishcariot izany dia lehilahy terorista mampiasa "sica".
Ny hoe Bar-aba sy ny Bar-haba dia hoe zanaky ny ray sy hoe zanaka miafina.Dia fantaro fa amin'ny alalan'ny teny mitovitovy toy izany no nanaovana tsilalaon-teny namitahana ny olona toy ny amin'ny hoe "Nazareanna" sy ny hoe "thomas" sy "didyme"...
resaka attrape nigaud io ê!
66. tsimiandravola
(
15/11/2007 21:59)
ikaretsaka:
farizianina=ireo traditionalists
Sadoseanina/mpanora dalana=ireo constitutionalists
Enesianina=mpiasam-panjakana
Zealoty=miaramila
(ireo no filaharan'ny Rafitra Jiosy talohan'ny nidiran'ny romanina)
Tsy dia tiako manao z'inona ny hafa,nefa tiako havotana kely Ika satria sao amavoin'i Fody.
4 no isan'ny sokajy tao amin'ny rafi-piarahamonna Jiosy:
Sadotseanna
farizianna
Samaritana
Ary Esenianna
Ny Esenianna Zelota no nisy an-dry Boanarjesy mianakavy.
Ireo no Davidiste
Ny Sadotseanna sy farizianna kosa no nisy an-dry Heroda mianakavy.Ireo no Herodiste.Ireo no mpilela-body ny Romanna ka nahatonga an'dry Essenianna ho nasiaka be taminy.
Ary mpifandrafy be ireo noho ny antony maro( ho hita any aoriana)
Ny Samaritana moa dia ankilabao satria "zaza sary" no fijerin'ny Jiosy azy.
Ny Esenianna kosa dia tsy voatonina ao anaty Baiboly (NT)mihitsy satria ireo ihany no acteur.
(Toy izany koa ny fanononana ireo Eglizy 7 ao amin'ny Apokalipsa:fito ve ny Eglizy?Tsia nisy fahavalo izay niaingan'ny taratasy ho an'ny Eglizy Fito.Mazava ho azy fa ny azy tsy mba notononiny=Eglizin'i Hierapolis)
67. ikaretsaka
(
15/11/2007 22:07)
Ny ahy indray ny ahafantarako ny iskarioth dia hoe avy any Kerioth: (homme de keriot"
Kerioth dia tanana kely ao antsimon'i Hebron ankehitriny! Faritra Jodea ao ny ruines an'io tanana io ho an'ireo efa tany @ tany masina, mandehana mankany dia jerevo:wink:
Ary marina mihitsy fa mpanao ireny antsy mibiloka (karazana atsim-bilona) ireny noanisan'ny nampalaza io tanana io. fa toy an'Ambatolampy ihany io Ramose an.. raha mahay manao vilany ve ambatolampy dia hoe mpikaly be daholo, na hoe mahay manefy angady ve dia mpiasa tany?
Raha paosin-pantaloha ny an'i Fody ry tsimiandra , ny ahy paosin-dobaka an.. ary hitovizanay mirahal/dahy io ary samy rovi-pipetrahana teo izahay ary inoako aza fa dabilio iray ihany no nianaranay nianatra an'io ka...:wink:
kalma fotsiny...
Abba foana ny any anaty records ry Tsimiandra an, ary ny abba dia ray foana ka! tsy nisy H io
tandremo sao miteniteny foana sy mamorona @ zavatra tsy hay fotsiny fa sady hihomehezako no hihomehezany!
tsy haiko hoe iza @ izay no attrape nigaud :-D

68. tsimiandravola
(
15/11/2007 22:27)

Raha izany izany no famalin'Ika dia mamelahy ahy milaza fa tsy misy mitombina ,ary tsy misy hafa amin'ny boloky i Ika.
Satria fahanan'dry Damopra lalitra (toa ahy ihany taloha) dia mitelina.
Mazava ho azy fa ny nigaud izany dia i Ika.Sady mitelina fotsiny ny voatsakon'ny "vatican".Tandremo ary sao "miIka":D
69. tsimiandravola
(
15/11/2007 22:31)
Ny tananan'i Keriot dia tsy nisy,ary tsy misy.Lainga io.Toy ny tsy nah nisy ny grotte de la nativité koa.Toy ny tsy nampisy ny tananan'i Nazareta talohan'ny 3ème siècle.
Fomba anafenana ny marina daholo ireny.
Raha izaho Ika mivadika bodhista fa tsy mendrika ny olona toa an'i Ika izany Jesoa kristy izany!Aisa ve ka "Sikera" Leeeeeh!!!
:-D

70. ikaretsaka
(
15/11/2007 22:48)
efa tany angaha i tsimiandra ka afaka nanaporofo ny tsy fisiany?
tsy mety boudista aho fa raha tanya ho efa ela no nahita nirvana fa tsa voako fa aleoko ihany eto an-tany aloha mandra pa:-D

71. ikaretsaka
(
15/11/2007 22:55)
fa entre pas antsika sy tsimiandra...
mila mianatra be ramose!:wink: ny 2000 taona mahery tsy takon'ny inspiraka tampoka ampolon-taonany :-P logique be izany
raha boribory misy rambony no nampianarina hoe "a" sy natao hoe a, dia tsy vita tsotra n'ny hoe tokony boribory misy tandrony ilay izy satria a tsy tian-Dramose ny naha boribory misy Rambony azy taty afara dia amoronana izao atsanga rehetra izao!
Raha philosophe Ramose mety mahay an'izany kosa e?

72. tsimiandravola
(
15/11/2007 22:56)
ikaretsaka:Mba ohatra fotsiny le Boudhista fa araka ilay boky novakiako izay hoeah dia hoe:
efa tany angaha i tsimiandra ka afaka nanaporofo ny tsy fisiany?
tsy mety boudista aho fa raha tanya ho efa ela no nahita nirvana fa tsa voako fa aleoko ihany eto an-tany aloha mandra pa:-D
"...La portion la plus noble de l'humanité"= ireo Européens.
Izany hoe mba indraindraina,sy manindraindra tena koa nefa ...nefa ...nefa...
Nefa ny andriamanitra mba hita hotompoina dia firingana Sikera
Izay koa anga le mba nanaovako hoe :
Tsimiandravola:
..avy amin'ireo olona manao adultère sy criminel ireo no nifidianan'i Matio ny ho razamben'i Jesoa,mpamonjy ny mpanota kristianna hatrany ambohi-mitsimbina ka hatrany Antanimena, Tsy hadino ry zareo etsy Ambavahadimitafo sy Ambatonakanga
Ireo koa ary tsy ireo ihany dia mba partie noble de l'humanité nefa dia "Sikera" no tompoina.Efa tena Nigaud mihitsy.:-D
73. fijo
(
15/11/2007 22:57)
hoy i fody:
"Na teny nanoratana ny baiboly aza tsy hainao ahoana no asahinao milaza ho tena mahalala izay tena voalaza ao?
raha io valinteny boribory io no jerena,dia hialako tsiny aminareo mpino gasy sasany,fa tsy misy dikany izany ny baboly teny gasy sy frantsay ary anglisy.ka mianara daholo aloha teny hebreo sy jisy fa mamaky lainga ianareo.
dia mbola hoy ihany izy:
"Ny fanimbazimbana atao sy ny teny hafahafa rehetra dia midika fa matahotra ianao ny hifanandrina"
fanmbonian tena re izao ry havana.asa manidina tokoa ngaha ka mahatsiaro tena ho ambony.

74. fijo
(
15/11/2007 23:01)
Ny resaka hoe: olon-dratsy no niavian'i Kristy, tsy dia mampaninona anay loatra. Io dia mampiseho ny indrafon'Andriamanitra amin'ny olona.
hoy i fody ihany io an,
de lasa aiza io indrafo io rehefa resaka fanalanjaza???

75. tsimiandravola
(
15/11/2007 23:03)
ikaretsaka:
fa entre pas antsika sy tsimiandra...
mila mianatra be ramose!:wink: ny 2000 taona mahery tsy takon'ny inspiraka tampoka ampolon-taonany :-P logique be izany
raha boribory misy rambony no nampianarina hoe "a" sy natao hoe a, dia tsy vita tsotra n'ny hoe tokony boribory misy tandrony ilay izy satria a tsy tian-Dramose ny naha boribory misy Rambony azy taty afara dia amoronana izao atsanga rehetra izao!
Raha philosophe Ramose mety mahay an'izany kosa e?
Entre nous ,là tu déconnes .J'ai l'impression que tu verses carrément dans le "sophisme".Parce que tu crois que je vais m'amuser à ce genre de philosophie? Tu ferais mieu de la garder.Quand je trouve que c'est suffisamment interessant de répondre ,je le fais.Mais là l'interet se perd.
76. fijo
(
15/11/2007 23:06)
hi hi i izay le kristianina ratsimiandra rehefa tsy te hamaly an.ahodiny ny resaka
77. tsimiandravola
(
15/11/2007 23:11)
fijo:Nieritreritra aho hatreo hoe i lery no tena anisan'ny kato mba "sensé" ,lasa nivaralila ihany ny farany.Kif kif bouricot amin-dry Niryna sy ry Fody indray leh!:D
hi hi i izay le kristianina ratsimiandra rehefa tsy te hamaly an.ahodiny ny resaka
78. fijo
(
15/11/2007 23:13)
an na ,tsy mitovy kosa lery sy fody ka;ity farany tena efa tsy eto antany intsony fa ao anaty nofy tanteraka
79. ikaretsaka
(
15/11/2007 23:28)
tsimiandravola:
fa entre pas antsika sy tsimiandra...
mila mianatra be ramose!:wink: ny 2000 taona mahery tsy takon'ny inspiraka tampoka ampolon-taonany :-P logique be izany
raha boribory misy rambony no nampianarina hoe "a" sy natao hoe a, dia tsy vita tsotra n'ny hoe tokony boribory misy tandrony ilay izy satria a tsy tian-Dramose ny naha boribory misy Rambony azy taty afara dia amoronana izao atsanga rehetra izao!
Raha philosophe Ramose mety mahay an'izany kosa e?
Entre nous ,là tu déconnes .J'ai l'impression que tu verses carrément dans le "sophisme".Parce que tu crois que je vais m'amuser à ce genre de philosophie? Tu ferais mieu de la garder.Quand je trouve que c'est suffisamment interessant de répondre ,je le fais.Mais là l'interet se perd.
ni demissione sahady ve .... vaoi eo fotsiny... alefaso ny porofo manaraka e!
type ana philosophy aby izany, ary raha te hizara sy hiady hevitra avoahay ny hevitra fa aza malaky miala rehefa tsisy alahatra...
tsory fotsiny hoe mamorona sy tsisy alahatra intsony aho fa notapenan'i 'Ika ny daomy!
tsotra be ange izao no miteny izany e...
rehefa convaincu an'ny arguments an'i tsimiandra za de miteny hoe okay! sy hoe marina izany.
fa rehefa samy tsy convaincu.. sehoy @ zay ny mason-daomy hisaina:-D
mamoaka doube 6 ndray ny bandy dia lazaina fa manao "sophisme"! Ko! nga nisy ankiteny teo hoe "tsy ankandefa rehefa double 6" na hoe "dominay gistra?" hita fa hevitra sy argument no ampiadiana ko lety nga ahoana:-D
Mitady hanao 7 sy enina ana zoera lety lery ry fijo an!:-D
80. rabilabila
(
15/11/2007 23:30)
ny 2000 taona mahery tsy takon'ny inspiraka tampoka ampolon-taonany logique be izany
Tsy hoe te- hisavily ny resakareo roalahy aho fa io fehezan-tenin'i Ika io kosa dia tsy logique mihitsy fa plutôt paralogisme (argumentum ad ignorantiam).
Ika aaaaaaaaaaaaaaaaaa! Inona ary 'ty .tsssleeee:oops: