Aiza ihany izy ity ê?
81. fijo
(
15/11/2007 23:31)
eo nareo mitam aloha hilalao domy fa za hamonjy an'i cutie hitady lanitra manga
82. ikaretsaka
(
15/11/2007 23:37)
Rabila: inona ary no tsy mampitombina an'io de atao ko hoe tssssssss yeahhhhhhh e:wink:
hazavao hazavao fa za liana foana
hazavao hazavao fa za liana foana
84. rabilabila
(
15/11/2007 23:48)
Ilay rapport 2000/ampolony no tian'i Ika asongadina :
Satria ve 2000 ans mahery no naharitra teo io "tantara " io ? dia ny dikan'izany izay fikarohana amam-polo taona natao ka mi-infirmer dia tsy misy dikany (inspiraka)?:wink:
Satria ve 2000 ans mahery no naharitra teo io "tantara " io ? dia ny dikan'izany izay fikarohana amam-polo taona natao ka mi-infirmer dia tsy misy dikany (inspiraka)?:wink:
85. fijo
(
15/11/2007 23:51)
ô letia an,taloha ny olona tsy nino fa mihodinany tany,fa fikarohana tsy ampy 10 taona dia naharava izay an.tandremo
88. ikaretsaka
(
16/11/2007 00:07)
rabilabila:
Ilay rapport 2000/ampolony no tian'i Ika asongadina :
Satria ve 2000 ans mahery no naharitra teo io "tantara " io ? dia ny dikan'izany izay fikarohana amam-polo taona natao ka mi-infirmer dia tsy misy dikany (inspiraka)?:wink:
ny antitra antitra ihany ho'zy ny gasy...
dia misy fiteny vakinankaratra izay hoe biriky 2 ve ro hanimbana ny trano?
89. xxx
(
16/11/2007 06:54)
ikaretsaka:

Disqualifié i Ika,...Marina ihany,raha izao valiteny izao no jerena ,ny fihetsik'i Tsimiandravola ery ambony.
Miady hevitra amin'ny borné.Dia ny tena no menatra hoy ny gasy...
90. xxx
(
16/11/2007 07:04)
xxx:
Disqualifié i Ika,...Marina ihany,raha izao valiteny izao no jerena ,ny fihetsik'i Tsimiandravola ery ambony.
Miady hevitra amin'ny borné.Dia ny tena no menatra hoy ny gasy...
Marina izany!
Sady tadidiko i ikaretsaka fa mpanararaotra be (opportuniste) rehefa misy opinion alefan'ny Athée ka azony amelezana anay évangélique sy protestant dia raisiny ho fitaovam-piadivany.
:twisted:
Tsy misy solidarité mihitsy amin'ny samy kristiana.Efa zatra mamely ny hafa finoana foana ny katolika sady milaza ny hafa rehetra ho sekta.
91. majesty
(
16/11/2007 08:36)
hoy ikaretsaka:
Tahaka ny fianarana rehetra ny soratra masina,tsy voatery ho hay avokoa izay rehetra voalaza ao ka izany no mbola hianarana azy isan\'andro isan\'andro satria misy zava-baovao hita foana,ary ny tsy fantatra dia tsy avela amin\'izay hoe tsy fantatra izay fa atao izay ahafantarana azy.Tsy midika velively izany fa hoe mitsimpona,izay no mahatonga ahy liana ihany koa amin\'ny hevitr\'ireo manana firehana samihafa izay mifanohitra ny an\'ny tena indraindray,fa azoko antoka r\'isé a,\"fantatro izay inoako\",tsy misy isalasalako ny amin\'izany.
Tena fantatrao koa ve? fa dia na tsy fantatra aza dia odiana fantatra?
ilaina ihany ny manao remise en question an\'io manko indraindray!
izay no anovoana \"soratra masina\" tsy izay hay, voatsimpona ary azoazo ihany fa maro tokoa ny tsy hay
Tahaka ny fianarana rehetra ny soratra masina,tsy voatery ho hay avokoa izay rehetra voalaza ao ka izany no mbola hianarana azy isan\'andro isan\'andro satria misy zava-baovao hita foana,ary ny tsy fantatra dia tsy avela amin\'izay hoe tsy fantatra izay fa atao izay ahafantarana azy.Tsy midika velively izany fa hoe mitsimpona,izay no mahatonga ahy liana ihany koa amin\'ny hevitr\'ireo manana firehana samihafa izay mifanohitra ny an\'ny tena indraindray,fa azoko antoka r\'isé a,\"fantatro izay inoako\",tsy misy isalasalako ny amin\'izany.
92. rijadolly
(
16/11/2007 15:58)
ny mahagaga ahy eto,dia mahita daholo ny mpino fa na ratsy aza i davida dia tsy olana fa andeferana sns.jereo eo ambony.
valiny
Marina tokoa fa Mpamono olona sy mpangala-badin'olona i Davida ka izany ny antony tsy nampanaovin'Andriamanitra ho izy ny nanao ny tepoliNY.Nisy ny famaizana,Ny ahazo ny tarany sy noho ny elony http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IISAMOELA&toko=12&andininy=7-12&dika= .Tsy nisy anefa olona nanana fibebahana(fanetretena) tsara tahaka Davida,izay no ilayn'Andriamanitra ka nahazony ity teny fampanantenana ityTsy novakian'zoky fojo indray ilay hoe jereo eto an!
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ITANTARA&toko=17&andininy=13-14&dika=ls-web
fijo> izaho koa ratsy noho i Davida ka,ary sé ahoana? Tsy misy olona tsy nahazo famindram-po raha olona tiaNY,ohatra akaiky i sé, http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&toko=5&andininy=17-18&dika=ls-web
93. ikaretsaka
(
16/11/2007 16:41)
xxx:
[quoteb]Disqualifié i Ika[/b],...Marina ihany,raha izao valiteny izao no jerena ,ny fihetsik'i Tsimiandravola ery ambony.
Miady hevitra amin'ny borné.Dia ny tena no menatra hoy ny gasy...
Marina izany!
Sady tadidiko i ikaretsaka fa mpanararaotra be (opportuniste) rehefa misy opinion alefan'ny Athée ka azony amelezana anay évangélique sy protestant dia raisiny ho fitaovam-piadivany.
:twisted:
Tsy misy solidarité mihitsy amin'ny samy kristiana.Efa zatra mamely ny hafa finoana foana ny katolika sady milaza ny hafa rehetra ho sekta.
[/quote]
izay no tsy maha borne an'i Ika.. tsy mila solidarite @ zavatra diso izy fa jereny @ lafiny rehetra sy ny zavatra miseho @ andavanandro.
Rehefa marina ny filazan'i tsimiandra mombana theme 1 ka tena izany tokoa no zava misy marina dia izay!
Raha zavatra hita fa tsy milamina kosa ve ny ataonareo dia heo satria ika Kristianina de hiaraka aminareo? doy e
94. ikaretsaka
(
16/11/2007 16:49)
Sady tadidiko i ikaretsaka fa mpanararaotra be (opportuniste) rehefa misy opinion alefan'ny Athée ka azony amelezana anay évangélique sy protestant dia raisiny ho fitaovam-piadivany..
Tsy misy solidarité mihitsy amin'ny samy kristiana.Efa zatra mamely ny hafa finoana foana ny katolika sady milaza ny hafa rehetra ho sekta
raha supposenafa jamba ve ianao dia izaho suppose hoe pahana dia hitako nareo fa ireny fa mitady mivarina any an-kady dia raha miteny aho hoe tsy any ny lalana fa aty, dia hoe solidarite solidarite fa ndao hiara hivarina aminareo any an-kady?
tsy mety kosa izany!
majesty:
Tahaka ny fianarana rehetra ny soratra masina,tsy voatery ho hay avokoa izay rehetra voalaza ao ka izany no mbola hianarana azy isan'andro isan'andro satria misy zava-baovao hita foana,ary ny tsy fantatra dia tsy avela amin'izay hoe tsy fantatra izay fa atao izay ahafantarana azy.Tsy midika velively izany fa hoe mitsimpona,izay no mahatonga ahy liana ihany koa amin'ny hevitr'ireo manana firehana samihafa izay mifanohitra ny an'ny tena indraindray,fa azoko antoka r'isé a,"fantatro izay inoako",tsy misy isalasalako ny amin'izany.
dia izay.. tsy ferana ao anaty boky ihany ny fianarana ny soratra masina fa alefa @ zavatra rehetra!
ohatran'ny heo raha hianatra teny gasy ve ianao dia hamehy tena ao ihany fa tsy hijery zavatra hafa hoe francais na tsy haiko aby..mba hanovozana azy bebe kokoa
95. fijo
(
16/11/2007 22:33)
Marina izany!
Sady tadidiko i ikaretsaka fa mpanararaotra be (opportuniste) rehefa misy opinion alefan'ny Athée ka azony amelezana anay évangélique sy protestant dia raisiny ho fitaovam-piadivany.
ô ry xxx an,ady hevitra ny eto.azo ampiasain adaholo izay hevitra mitranga .izay no maha ady hevitra azy.fa tsy adyn'olona;
za izao rehefa manao resaka momba ny kato,taoko miazakazaka daholo koa ny tsy kato miantsampy amin'izay.
fomba fanohanana aby io e,mety ny atsy no marina de arahina iny

96. ikaretsaka
(
16/11/2007 23:14)
Marina izany!
Sady tadidiko i ikaretsaka fa mpanararaotra be (opportuniste) rehefa misy opinion alefan'ny Athée ka azony amelezana anay évangélique sy protestant dia raisiny ho fitaovam-piadivany
ka raha zavatra mihariary kosa fa marina ilay opinion ... dia hoe ho lavina ve satria za tokony hiaraka aminareo..
dia hiray petsapetsa @ lainga sy ny zavatra tsy marina ao?
tsy mbo za zany!
98. fijo
(
16/11/2007 23:23)
ka izay le olana eto.misy avy dia hoe izahay sy izareo.
izay raha azoko ilay hoe"manamafy ny fanatonana ny fisarahana"
izay raha azoko ilay hoe"manamafy ny fanatonana ny fisarahana"