Aiza ihany izy ity ê?
21. Fody
(
14/11/2007 20:22)
Ireto ary mba misy fanamarihana kely:
1 - I Lioka raha manao ny genealogien'i Jesoa ao amin'ny Lc3, 23 - 38: dia miainga eo amin'i Jesoa miverina makany amn'i Adama: ascendante
Ho an'i Matio kosa (Mt 1, 1 -17) dia manomboka eo amin'i Abrama makany amin'i Jesoa: descendante
2 - Ho an'i Matio dia miisa 14x3 ny taranaka miainga avy eo amin'i Abrama ka hatrany amin'i Jesoa.
Ho an'ny Lioka kosa dia 7x11, ary tsy misy mpanjaka hafa akoatra an'i Davida ao.
3 - Jereo fa i Matio dia mampiasa ny Verbe: "egennèsen" (niteraka) eo am-pitanisana ny rehetra.
I Lioka kosa dia tsy mampiasa an'io verbe io fa sostentive no ampiasaina arahin'ny génétive : huios (zanak'i...).
Dia jereo ny maha samihafa azy, izay tsy mampifanohitra ny hevitra velively fa mampifameno azy kosa. Ny fomba fitantarana eto koa dia mampiseho ny maha izy ny tsirairay.
Ny resaka hoe: olon-dratsy no niavian'i Kristy, tsy dia mampaninona anay loatra. Io dia mampiseho ny indrafon'Andriamanitra amin'ny olona. Mampiseho koa fa ny fihevitr'olombelona tsy mba fihevitr'Andriamanitra.
Ary farany: ny lanja omen'Andriamanitra ny olona manoloana azy. Ho anao dia izay manao ratsy dia mendrika hovonoina sy tsy hanan-taranaka, ho an'Andriamanitra kosa, izay nahary ny olona ho tsara, dia mbola manantena fa raha lavo ny olona mbola mahay miharina, ary raha nanao ny ratsy izy androany mbola ho tonga saina ka hanenina ary hiverina hanao ny tsara indray avy eo.
22. ikaretsaka
(
14/11/2007 20:32)
misaotra an'i fody, ireto teny 2 ireo mihitsy no notadiaviko fatratra...
dia misaotra koa nizara @ ilay miakatra sy midina :wink:

23. tsimiandravola
(
14/11/2007 20:47)
Fody:Hitantsika amin'izao voalazan'i Fody izao ary fa mitombina daholo ny kritikan'ny tsy mpino,satria izy mpino mihitsy no manindry ,ary vao maika aza manipika ny contradiction misy ao anaty Baoboly.Ataoko mihitsy aza fa ny "Fanahy Masina" izay ni-inspirer ny fanoratana ny Baiboly mihitsy no feno "cotradictions".
Ireto ary mba misy fanamarihana kely:
1 - I Lioka raha manao ny genealogien'i Jesoa ao amin'ny Lc3, 23 - 38: dia miainga eo amin'i Jesoa miverina makany amn'i Adama: ascendante
Ho an'i Matio kosa (Mt 1, 1 -17) dia manomboka eo amin'i Abrama makany amin'i Jesoa: descendante
2 - Ho an'i Matio dia miisa 14x3 ny taranaka miainga avy eo amin'i Abrama ka hatrany amin'i Jesoa.
Ho an'ny Lioka kosa dia 7x11, ary tsy misy mpanjaka hafa akoatra an'i Davida ao.
3 - Jereo fa i Matio dia mampiasa ny Verbe: "egennèsen" (niteraka) eo am-pitanisana ny rehetra.
I Lioka kosa dia tsy mampiasa an'io verbe io fa sostentive no ampiasaina arahin'ny génétive : huios (zanak'i...).
Dia jereo ny maha samihafa azy, izay tsy mampifanohitra ny hevitra velively fa mampifameno azy kosa. Ny fomba fitantarana eto koa dia mampiseho ny maha izy ny tsirairay.
Ny resaka hoe: olon-dratsy no niavian'i Kristy, tsy dia mampaninona anay loatra. Io dia mampiseho ny indrafon'Andriamanitra amin'ny olona. Mampiseho koa fa ny fihevitr'olombelona tsy mba fihevitr'Andriamanitra.
Ary farany: ny lanja omen'Andriamanitra ny olona manoloana azy. Ho anao dia izay manao ratsy dia mendrika hovonoina sy tsy hanan-taranaka, ho an'Andriamanitra kosa, izay nahary ny olona ho tsara, dia mbola manantena fa raha lavo ny olona mbola mahay miharina, ary raha nanao ny ratsy izy androany mbola ho tonga saina ka hanenina ary hiverina hanao ny tsara indray avy eo.
Ka fanontaniana ho an'i Fody koa ary ity:mifameno ve sa mifanohitra ny tetiaran'i Jesoa,raha i Salomona no izy araka i Matio,ary i Natana no izy arak'i Lioka?
Ka asa na d'accord amin'ny filazan'i Fody ianareo mpiombom-pinoana aminy na tsia?Sa aleonareo miafina ao ambany ny hela-pody?
Ary ny Fody dia fantatrareo ihany,sady tsapako fa araka ny fisiokany dia nandia fianarana momba théolojia i Fody,satria manipy origine éthimologique grec héhéhéhé!
Sa diso aho?
24. kiranil
(
14/11/2007 20:57)
miarahaba,
Izao vao tafaverina eto fa miala tsiny.
1.
fanamarihana kely aloha: Batseba fa tsy 'Betsabetsa'.
Marina io voalazan'ingahy io. Nijangajanga tokoa Davida ary ratsy teo anatrehan'Andrimanitra ny zavatra nataony. Ary mbola nampamono olona koa aza izy.
Iarahantsika manaiky fa ratsy zavatra nataony.
Kanefa izao : Davida tsy nanamafy ny fony rehefa tonga saina t@ ny zavatra ratsy vitany, nanetry tena izy, torotoro fanahy ary nihaiky ny fahadisoana teo anatrehan'Andriamanitra.
Jereo ao @ salamo 51, ny tena atao hoe fibebahana sy fiverenana amin'Andrimanitra izany.
Salamo nataon'i Davida, fony Natana mpaminany nankao aminy rehefa naka an'i Batseba izy. Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, araka ny fahasoavanao; araka ny haben'ny fiantranao vonoy ny fahadisoako.
Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana.
Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
Taminao dia taminao ihany no nanotako, ary izay ratsy eo imasonao no efa nataoko, mba ho marina Hianao, raha miteny, ary tsy hanan-tsiny Hianao, raha mitsara. sns...
2. Jehovah Andriamanitra dia Masina, Marina, tsy mankasitraka ny fijangajangana sy famonoana olona, kanefa dia fantaro fa be famindrampo koa Izy, raha toa ka tonga saina ny olona, mihaiky ny fahotana vitany, ary miala @ izany ratsy izany fa tsy averina indray rahampitso ilay ratsy natao teo!
Izao no lazain'i Jehovah: Fa izao zavatra izao no nataon'ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy Sady mangovitra noho ny teniko. Isaia 66:2
Tsy hanao tsinotsinona ny olona izay tena mihaiky ny fahotany Andriamanitra.
"Ny fanatitra ho an'Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona. " Salamo 51:17
3. Ny mampalahelo @ izao dia betsaka ary maro dia maro ny olona no tsy miraharaha izany "adultere" sy "fijangajangana" izany. Lasa atao normal ny manitsakitsaka tokatrano, mifangala-bady, mifampila samy lehilahy na samy vehivavy, ary mitombo ny fanolanana zaza tsy ampy taona sns..
Ny Tenin'Andriamanitra anefa dia mazava :
"Fa fantatrareo ny didy nomenay anareo avy tamin'i Jesosy Tompo.
Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana" ITesaloniana 4:3
Io ilay vavahady èty sy lalana tery mankany amin'ny fiainana nampianarin'i Jesosy Kristy.
"Midira amin'ny vavahady èty hianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny làlana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.
Fa èty ny vavahady, ary tèry ny làlana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy."
Ny lalana mankany @ fahaverezana dia azo atao daholo, mijangajanga sns.. tonga @ ilay fitenenana hoe "tsisy bedy".. Diniho tsara ange e?
4. @ manaraka indray, fa mbola maro ny azo lazaina...
misaotra.
Izao vao tafaverina eto fa miala tsiny.
1.
Avy amin'i Salomona,zanak'i Davida si I Betsabetsa (vadin'i Oria izay nampamonoin'i Davida tsotra izao)(i Betsabetsa dia consentente)...avy amin'ireo olona manao adultère sy criminel ireo no nifidianan'i Matio ny ho razamben'i Jesoa,

25. tsimiandravola
(
14/11/2007 21:18)
kiranil:
miarahaba,
Izao vao tafaverina eto fa miala tsiny.
1.Avy amin'i Salomona,zanak'i Davida si I Betsabetsa (vadin'i Oria izay nampamonoin'i Davida tsotra izao)(i Betsabetsa dia consentente)...avy amin'ireo olona manao adultère sy criminel ireo no nifidianan'i Matio ny ho razamben'i Jesoa,
fanamarihana kely aloha: Batseba fa tsy 'Betsabetsa'.
Marina io voalazan'ingahy io. Nijangajanga tokoa Davida ary ratsy teo anatrehan'Andrimanitra ny zavatra nataony. Ary mbola nampamono olona koa aza izy.
Iarahantsika manaiky fa ratsy zavatra nataony.
Kanefa izao : Davida tsy nanamafy ny fony rehefa tonga saina t@ ny zavatra ratsy vitany, nanetry tena izy, torotoro fanahy ary nihaiky ny fahadisoana teo anatrehan'Andriamanitra.
Jereo ao @ salamo 51, ny tena atao hoe fibebahana sy fiverenana amin'Andrimanitra izany.
Salamo nataon'i Davida, fony Natana mpaminany nankao aminy rehefa naka an'i Batseba izy. Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, araka ny fahasoavanao; araka ny haben'ny fiantranao vonoy ny fahadisoako.
Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana.
Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
Taminao dia taminao ihany no nanotako, ary izay ratsy eo imasonao no efa nataoko, mba ho marina Hianao, raha miteny, ary tsy hanan-tsiny Hianao, raha mitsara. sns...
2. Jehovah Andriamanitra dia Masina, Marina, tsy mankasitraka ny fijangajangana sy famonoana olona, kanefa dia fantaro fa be famindrampo koa Izy, raha toa ka tonga saina ny olona, mihaiky ny fahotana vitany, ary miala @ izany ratsy izany fa tsy averina indray rahampitso ilay ratsy natao teo!
Izao no lazain'i Jehovah: Fa izao zavatra izao no nataon'ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy Sady mangovitra noho ny teniko. Isaia 66:2
Tsy hanao tsinotsinona ny olona izay tena mihaiky ny fahotany Andriamanitra.
"Ny fanatitra ho an'Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona. " Salamo 51:17
3. Ny mampalahelo @ izao dia betsaka ary maro dia maro ny olona no tsy miraharaha izany "adultere" sy "fijangajangana" izany. Lasa atao normal ny manitsakitsaka tokatrano, mifangala-bady, mifampila samy lehilahy na samy vehivavy, ary mitombo ny fanolanana zaza tsy ampy taona sns..
Ny Tenin'Andriamanitra anefa dia mazava :
"Fa fantatrareo ny didy nomenay anareo avy tamin'i Jesosy Tompo.
Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana" ITesaloniana 4:3
Io ilay vavahady èty sy lalana tery mankany amin'ny fiainana nampianarin'i Jesosy Kristy.
"Midira amin'ny vavahady èty hianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny làlana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.
Fa èty ny vavahady, ary tèry ny làlana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy."
Ny lalana mankany @ fahaverezana dia azo atao daholo, mijangajanga sns.. tonga @ ilay fitenenana hoe "tsisy bedy".. Diniho tsara ange e?
4. @ manaraka indray, fa mbola maro ny azo lazaina...
misaotra.
Amiko izao no atao hoe "slalom",fihetsika "zigzag" fanaon'ny kristianna mba hanomezana ny atao hoe "change".
Sady masiaka no tsara fanahy i Andriamanitra.Sady be indrafo no mamono mahafaty.
Kanefa ny sasany ,indrindra ireo peuple élu, mahazo ankamerim-botsitra,ny sasany kosa tonga dia voajedaka.
Ny sasany efa,toa an'i Davida,mpamono olona ary feno rà ny tanany,tsy mifaditr'ovana,miseho ho mifona sy misarona gony fotsiny dia voavela ny helony,ary mbola voafidy ihany ho razamben'ny Tompo.:D
Remarque:efaarako mihitsy ny profil rehetra ato:
côté katolika :Kiranil-Salut-Fody ireo no tena raitra ,manaraka i Fody.
Côté propestà:I Niryna,LD,Daylynews...ireo no tena Raitra:lol:
Avertissement=Ataovy fohifohy ny anareo fa manjary sao ataoko toy ny anaovako ny an'i Niryna.Tsy voavakiko daholo.Ka manjary tsy interessant ny débat.Dia aza manomé "change" lalandava fa mba mijanona amin'ny Sizé!
27. pissoa
(
14/11/2007 21:43)
côté katolika :Kiranil-Salut-Fody ireo no tena raitra ,manaraka i Fody.
I Kiranil otran'ny anti-Katolika ! :wink:
hi hi hi Fody dia manaraka i Fody ... Dia mbola i Fody koa ve ny manaraka :-D:-D:-D
28. rijadolly
(
14/11/2007 21:56)
I Matio milaza fa i Jesoa dia taranak\'i Davida avy amin\'i Salomona.Nefa i Lioka avy amin\'i Natana.
Io Natana io nefa dia zanaka faha-3 n\'i Davida.I Salomona kosa zanaka faha-4.Ambonin\'izany dia tsy iray Reny i Natana sy i Salomona.
Hadinon\'sé koa angamba fa i Natan niaraka nihirahira taminay.Ty koa misy Natana iray Mpaminany tamin\'andron\'Davida http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ITANTARA&toko=17&andininy=1-1&dika=ls-web
Tsimiandravola>aiza ao amin\' Baiboly hoe azafady ny ahitana ireo fa tena efa nikaroka ao nefa tsy nahita ny an\'Lioka fa ilay zanaky Davida hitako http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ITANTARA&toko=14&andininy=3-7&dika=ls-web http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IISAMOELA&toko=5&andininy=13-16&dika=ls-web dia naleoko nanontany? Misaotra mialoha ny fanomezanao boky ny toko sy andin.Sa Rabe dadan\'Lita tatsy andrefana no lazainao hoe Rabe dadan\'Farasoa atsy ambany antsinanana na Rabe razambenay sa Rabe anadahandreninay sa ilay nilalao baolina niaraka taminay.
Avy amin\'i Salomona,zanak\'i Davida si I Betsabetsa (vadin\'i Oria izay nampamonoin\'i Davida tsotra izao)(i Betsabetsa dia consentente)...avy amin\'ireo olona manao adultère sy criminel ireo no nifidianan\'i Matio ny ho razamben\'i Jesoa,mpamonjy ny mpanota kristianna hatrany ambohi-mitsimbina ka hatrany Antanimena, Tsy hadino ry zareo etsy Ambavahadimitafo sy Ambatonakanga dll ...Batseba fa tsy taoka betsabetsan\'sé zany http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IISAMOELA&toko=11&andininy=3-3&dika=ls-web Marina tokoa fa Mpamono olona sy mpangala-badin\'olona i Davida ka izany ny antony tsy nampanaovin\'Andriamanitra ho izy ny nanao ny tepoliNY.Nisy ny famaizana,Ny ahazo ny tarany sy noho ny elony http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IISAMOELA&toko=12&andininy=7-12&dika= .Tsy nisy anefa olona nanana fibebahana(fanetretena) tsara tahaka Davida,izay no ilayn\'Andriamanitra ka nahazony ity teny fampanantenana ity
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ITANTARA&toko=17&andininy=13-14&dika=ls-web
Tsy vitan\'ny nozanahin\'ny vazaha ho\'aho isika fa mbola nampitondrainy takaitra lasa tandra vadikoditra mihitsy e!
Ohatra ny marina tokoa io fa saingy nanao ny asany tokoa ny misionera tamin\'izany fa nisy nanodina ilay izy mba ahazony tombotsoa manokana.Ary mbola hita io fomba fiasa io amin\'izao fa tandremo.Ny sasany manao ny asa fitoriana @fo ny sasany eo akaiky eo ihany manodina ilay asa ahazoana tombony.
Lasa marqueur de la pauvreté ho\'aho ny finoana an\'i Jesoa,Jereo tsara ny relation de proportionalité eo amin\'ny richesse/progrès misy amin\'ny pays iray sy ny prosperité des philosophies obscurantistes.Dia ho hitantsika fa ny fahantrana dia vokatry ny haizintsaina avy amin\'ny finoana.
Ny fahantrana dia ahitana olona manankarena eo amboniny.Tsinotsinona ny harena eo ambonin\'fijalian\'hafa.
Tandremo ny mitady fifaliana eo ambonin\'fijaliany.
Tsy ny fifaliana no hiova fahasambarana
,fa tsy ny fahoriana ny manatena any am-parany?
29. fijo
(
14/11/2007 22:00)
ny mpino aloha dia efa mahazatra io fialana valinteny miodikodina io rehefa tsy hainy ny valiny.io tsy vaovao.
ny mahagaga ahy eto,dia mahita daholo ny mpino fa na ratsy aza i davida dia tsy olana fa andeferana sns.jereo eo ambony.
nefa vao resaka alazaza dia tsy hita taratra intsony ity famelana heloka ity?????
somary mivoaka aho fa tsikaritra ny ahy iny.
fa raha ityresaka eto ity.jesoa anie wa ka zazasary e.tsy hay izay tena rainy,hany ka samy naka fototra araka izay azony ny mpanoratra

30. cutie
(
14/11/2007 22:06)
fa raha ityresaka eto ity.jesoa anie wa ka zazasary e.tsy hay izay tena rainy,hany ka samy naka fototra araka izay azony ny mpanoratra
:-D:-D:-D:-D:-D
31. fijo
(
14/11/2007 22:11)
io izao porofo ko;samy milaza fiaviana izay tratrany aby ny mpianatra mba tsy aha wainina be azy
32. kiranil
(
14/11/2007 22:25)
côté katolika :Kiranil-
hiverina vetivety aloha fa tsy ny aritro ito zavatra ito.
Ingahy ange ra-tsiminadravola azo lazaina hoe mahay hoe mahay zavatra be mihitsy e; fa ny mampalahelo dia hay kay zavatra diso le hain'ingahy..
Ingahyy moa ilay nilaza hoe masoandro=andriamanitra, dia ampoule 75-60watts=andriamanitra kely?
Izaho tsy katolika velively. Tsy mankasitraka ny doctrine sy dogme katolika, manao an'i olombelona ho Ray sy 'infaillible', ny fanaovana rozery ho fomba ahavoavonjy, ny fivavahana @ sarivato, ny afo fandiovana, ny 'inquisition' voalazain'ingahy ery ambony nandorana velona ny olona namaky sy nanaja ny Soratra Masina,...
kanefa ataoko mazava tsara eto fa tsy entiko ankahalana ireo namana katolika izany, fa mba hilazako kosa ny zavatra ampianarina ao izay mamitaka olona maro ana-lavitrisany... mihaino izy tsara; tsy mihaino, izy akory atao..
Eo ampandinihina ny "ordre des jesuites" izay misy an'ingahy ikaretsaka ito aho izao, dia aleo @ manaraka...
34. rabilabila
(
15/11/2007 00:12)
Ny fahantrana dia ahitana olona manankarena eo amboniny.Tsinotsinona ny harena eo ambonin'fijalian'hafa
Tsy marina kosa izany ry Rijadolly an!! Tsy afaka nadeha nanao vôkasy (1 million d'euros) Ingahy Ratzinger raha tsinotsinona ny harena eo ambonin'ny fijalian'ireo zaza voan'ny sida ,matin'ny hanoanana,matin'ny tuberculose ( 1million = 1 million ankizy vita vaksiny)
HS aho fa miala tsiny.
35. ikaretsaka
(
15/11/2007 03:45)
fijo:
maty elahy ry jezoita kely.fa efa voadinika ny amin'ialahy.
aleo izy aloha handinika.. mba tsy hitenitenenany foana :wink:
36. ikaretsaka
(
15/11/2007 03:47)
pissoa:
côté katolika :Kiranil-Salut-Fody ireo no tena raitra ,manaraka i Fody.
I Kiranil otran'ny anti-Katolika ! :wink:
sady milaaaay be mihitsy ny manao apologetics @ kiranil.. izy manko slalom zigzag izay tokoa..
37. majesty
(
15/11/2007 08:50)
Mahafinaritra ahy ny mamaky sy mandinika ny loha-hevitra soratan'i Tsimiandravola mikasika ny fanoherana ny finoana Kristiana fa vao maika manosika ahy hitrandraka hatrany hatrany ny soratra masina ka vao mainka manampy ny fahalalako ka ahasahiako milaza mandrakariva fa " FANTATRO IZAY INOAKO"
38. xxx
(
15/11/2007 09:32)
>Majesty
Io ilay hoe "Miara-miasa ny zava-drehetra ho an'izay tia an'Andriamanitra"

39. LazaDaddy
(
15/11/2007 10:14)
Hay ve nisy an'ito tato fa tsy novakiako e:)
tsimiandravoola> Tsy mifanipaka mihitsy ireo tetiarana nomen'i Matio sy Lioka ireo fa marina. I Matio manambara ny fihavian'i Josefa i Lioka koas milaza ny fihavian'i Maria (i Heli dia nantsoiny ihany koa hoe rain'i Josefa satia rafozany).
=> Samy taranak'i Davida i Maria sy i Josefa :)

40. LazaDaddy
(
15/11/2007 10:43)
Tsimiandravola> Misaotra anao aloha namoaka an'ito adihevitra ito na izany na tsy izany :)
Diniho tsara fa i Matio manambara ny fihavian'i Josefa, ny anjely niseho tamin'i Josefa,...
I Likoa manambara ny fihavian'i Maria. I Heli rain'i Maria dia nataony koa hoe rain'i Josefa satria rafozany. I Lioka manambara ny anjely niseho tamin'i Maria,....
Tsimiandravola> Tohizo ny famakiana Baiboly fa mahafinaritra :)