ankamatatra

1. xxx ( 03/10/2005 13:34)
inona ary zan :tsy akoho tsy gana nefa misy takorobabony??
2. sonwin ( 03/10/2005 13:45)
vorontsiloza
3. akamatiana ( 03/10/2005 14:07)
=))=))=))=)) dainnnnnnn xxx aaaa ,ny valiny veuuh?? otsan'toi mou ra tsisy toi de otsan'i bain'toi njay ary eeee=))=))=))=))
4. hery ( 03/10/2005 14:53)
Tsy hitako zay nahadiso an'ilay vorontsiloza :roll:
5. mumu ( 03/10/2005 14:57)
euhhhh tsy diso lohahevitra ve izy zany? :?:
6. mignone ( 03/10/2005 15:00)
ka ny vorotsiloza koussa mihira kou:-D
7. vale ( 03/10/2005 15:37)
xxx>ny valiny ve? Pé.is!Efa fantatro izay fa asio hafa indray ô!(sa tsy marina ny valin-teniko?) sao de mba hafa kosa alou ny anao ny valiny é?
8. xxx ( 03/10/2005 15:55)
marina io e!
9. chipie1 ( 03/10/2005 16:20)
vale > sao de tokony hofenoina le . io :-D:-D
10. babalahy ( 03/10/2005 16:20)
inona ary zan:" zavatra lavalava atsofoka anaty zavatra mandomando de mamoaka zavatra fotsifotsy"
11. sasa ( 04/10/2005 08:03)
babalahy sao d olona mibrosy nify d avy eo mandrora ilay dentifrisy avy eo, tsy haiko aloha rah marina an!
fa na izany aza diso adiresy ity kou:-D
12. mumu ( 04/10/2005 12:18)
sasa :-D
13. Veloo ( 04/10/2005 13:43)
sasa=))=))=))=))
14. ari.malala ( 04/10/2005 14:50)
sasa, intelizans an :-D
15. Veloo ( 04/10/2005 17:02)
ari.malala a nihinana tsonjo betsaka mihitsy i sasa io ka :-D:-D:-D
16. babalahy ( 04/10/2005 20:08)
mbola tsy izy r' ingahy sasa fa efa akaiky ny tena izy. rahampitso zaho manambara azy.
17. McFy ( 04/10/2005 21:45)
mumu marinany anjy

akamatiana sao d lavitsa loatsa kouss le valin-tenin'là bav kely :lol:
18. fijo ( 04/10/2005 21:49)
hafa indray hono fa mora loatra e.
19. mumu ( 05/10/2005 08:02)
McFy gaga ao mantsy nahita an'ty tato!

inona ilay izy ry babalahy :?:
20. bichette ( 05/10/2005 08:59)
zany ve tsy patenà cake ? ny sotro (lavalava) ampidirina anaty zavatra mandomando (ilay saladier ) dia mamoka zavatra fotsy (ilay pate voafangaro)=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.23