ankamatatra

21. tomjerry ( 05/10/2005 12:12)
Red color:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
xxx:

inona ary zan :tsy akoho tsy gana nefa misy takorobabony??



pipe ngamba zanyeeeeeee!sa hay hitako le fotokazo manome mamy iny e!
22. tomjerry ( 05/10/2005 12:17)
=D=D=D=D=D=))=D=))=D=))=D=))=D
23. sasa ( 05/10/2005 12:20)
veloo sady izany tsonjo izany akia no laoka tiako njinja marina e, fa na d izany aza diso hono kou, atao ahoana fa mba efa nikaroka ihany aho kou:-D:-D:-D:-D
24. lanto ( 05/10/2005 12:44)
babalahy:

inona ary zan:" zavatra lavalava atsofoka anaty zavatra mandomando de mamoaka zavatra fotsifotsy"



Zany ve tsy sigara ? (miala tsiny raha efa nisy namaly fa tsy tazako)

25. chriscri ( 05/10/2005 21:58)
olona voan'ny gouatre! no valiny sa diso zany????

26. babalahy ( 06/10/2005 19:50)
Marina ny an'i Lanto.Olona mifoka sigara ilay izy.Misaotra betsaka t@ ezaka.
27. fijo ( 06/10/2005 20:59)
mahafaty ny sigara e
28. babalahy ( 07/10/2005 20:50)
Mifoka maty,tsy mifoka maty.Sa ahoana?
29. akamatiana ( 09/10/2005 18:28)
akamatiana sao d lavitsa loatsa kouss le valin-tenin'là bav kely
zoky ô efa nisy nanontany anah io ankamatatsa io nge é de ozy zah we afa-po de otsan'io navaliny anà , lasa lavitsa ve zah
30. mimiso ( 12/10/2005 18:33)
Akamatiana, tsy lasa lavitsa njy fa eto @ ankamatatra ihany,de za ko namanjy @le valiny ooooooooo:lol::lol::lol::lol:
31. akamatiana ( 16/10/2005 21:00)
mimiso hahahha hohohooh hihihihih , ka njy iany nge nanao io ankamantatra io taminah e!:-P
32. Herimiafina ( 17/10/2005 01:08)
mimiso, akamatiana, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
33. akamatiana ( 17/10/2005 07:28)
Herimiafina he he he nga? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549