tsotsotra fa milay

1. Jemes ( 02/10/2005 11:13)
Nisy rangahy iray sendra nandalo teny antanimbary ka nahita mpanetsa ka hoy izy :
Manakory ianareo izato mpanetsa,de izao no navaliny ilay mpanetsa, tsy zato izahay , fa izahay miampy ny atsasakay miampy anao vao ampy zato izahay.
Firy marina ary ilay mpanetsa?

Izay mahay aoka tsy amaly aloha ee,fa avelao klo ampiasa coco eo
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:46
2. Mifenty ( 02/10/2005 13:21)
aleo zany aho tsy hamaly le
3. majakely ( 02/10/2005 13:42)
zah koa tsyhamaly! hihihi!
4. Jemes ( 02/10/2005 14:34)
valio am izay ary , izahay mahay ee, izany koa no hialanareo bala eo, lol
5. sonwin ( 02/10/2005 15:42)
66 ny isan'ny mpanetsa
6. sasa ( 03/10/2005 07:13)
mifenty sali sali elah an

frera ki za ve lesy no saika hamaly d an'lah no tonga aloha klé=D=D=D=D=D
7. sonwin ( 03/10/2005 13:20)
mbola afaka mandefa any ho any elah ka:°)
8. sasa ( 03/10/2005 13:45)
tsy mety intsony kou efa tsy azo tazomina intsony klé :-D:-D:-D:-D
9. Jemes ( 03/10/2005 15:47)
Tena tsy mahita foronina intsony za kle, le jesosy nampijalina sisa no tsy mbola misy nahamarina
10. Jemes ( 03/10/2005 15:56)
Aleo ampiko any ity fa tsssssssss.Iza no mpanjaka ny biby ?
Avy eo njay iza no mpanjaka ny biby kely ?
11. Veloo ( 03/10/2005 17:15)
ny liona
ny bibi kely i Jemes :-D:-D:-D
12. mamzelkely ( 04/10/2005 06:30)
ts misy...:-D
13. sasa ( 04/10/2005 07:19)
veloo njy ity akia d mampmé mintsy:-D:-D:-D:-D
14. ari.malala ( 04/10/2005 12:03)
ny liona no mpanjakan'ny biby d liona kely zany no mpanjakan'ny bibikely ko! Sa v diso zany?:roll:
15. Veloo ( 04/10/2005 13:24)
sasa :-D:-D:-D:-D ka tsy aiko retsy a :-D:-D:-D
ari.malala nahita ny valony ny liona kely zany =))=))=))
16. sonwin ( 04/10/2005 19:36)
:-D:-D
17. sasa ( 05/10/2005 04:46)
ari.malala njy ity wa misen mintsy, mba kozy e:-D:-D
18. mamzelkely ( 05/10/2005 05:57)
ari.malala< marina ky zany a.. =))
19. sasa ( 05/10/2005 11:08)
:-D:-D:-D
20. sonwin ( 05/10/2005 12:10)
mihomehy owa ny olona dia mihomehy foana ndray e:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0522