loka pazzapa: tia scandale ny rta hampalaza azy kokoa
1. stephan
(
02/10/2005 13:30)
Dia mbola mitohy indray ny fihetsika ataon'ny rta hampalaza azy bebe kokoa. Niangatra indray izy teo amin'ny fizaran-doka:
Ny an'i Tahiry izay voalohany dia ordinateur miaraka amin'ny imprimante no azony, ny an'i Haja kosa dia tele tres large écran (tsy mba hoe grand ecran fa ilay tena ngezabe mihitsy) no azony. Tsy fantatro ny tena vidin'ireo any ivelany any fa raha ny eto an-toerana dia maty atsasany ny sandan'ny loka azon'ny voalohany.
Ny an'i Stephane fahaefatra koa dia finday (mitovy amin'ny loka fahavalo sy fahafito no azony) nefa fahaefatra ny lehilahy ( na izy nojereko aza tena kivy dia kivy tokoa).
Tsikaritra: saiky i Haja no natao voalohany fa tsy nety; noho izany nampifamadihana ny an'ny voalohany sy ny faharoa. Dia aleo indray ny hafa no hanohy ny tohiny.

novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:38
2. lanto
(
02/10/2005 14:31)
Angaha tsy voafaritra mialoha hoe izao ny ookan'ny voalohany, ny faharoa sns ? Ohatr'izany koa ve tam heritaona ? Ohatry ny naheno koa aho hoe nisy valeur kokoa ny an'ny faharoa no ho voalohany fa tsy haiko zay fahamarinany aloha.
3. valie
(
02/10/2005 18:31)
Eeeee! nga hita rizareo a!
Koa ze tiny ihany io koa. Tam heritaona tokoa aloha efa tsikaritro ihany zay resaka loka zay e! Ny an'ilay aoriana ndray no tsara no ilay eo aloha.
Tsss, koa ino moa no azo atao fa d ny mijery e!
Mba nampalaelo koa zany Stephane koa . Mba fahaefatra v d mitovy am loka azon'ny faha 7 sy faha 8.
Tsss, toa ho kivy amzany ny mpandray anjara kty!
Tsy mety mintsy zany a!

4. tafita
(
02/10/2005 18:49)
Koa io anie ny toen-tsaina Malagasy nolovaina tamin'ny andraon'ny fitondran-.-- iza moa fa tsy tadidiko intsony . Mbola misy ihany ny mamelo-maso ny resaka akamakama sy titina. Io indrindra anefa no anisan'ny loza mitatao tsy mampandroso ny firenena .
O K
O K
5. fasaly
(
02/10/2005 19:22)
de ho aiza amizany loka zany hono e! raha ny vola miditra ho an'i rta amzany pazzapa zany kousa de tena tokony ho zavatra hafa ambony noho izany no azon'ny voalohany e! hita hoe manao copie ny star'ac le izy, nefa anie jereo ny prix izay mahazo ny voalohany aty e! 1M d'euro be zao, fa fitaovana marina le ankizy ka! tena tsy mety. mba te halaza fotsiny angamba matoa hiditra ao amy pazzapa fa raha izaho manokana de aleoko tsy manao raha ry zalahy no tena mahazo amilay izy. amizay mbola misy halatra ihany kou!
6. pika
(
03/10/2005 05:34)
raha nisy fifaninana natao ka hoe omby no loka izay voalohany dia rehefa avy eo anefa zank'omby kely no natolotra dia ie
ny tiako apetraka de zao raha niditra nanao PAZZAPA ireo ankizy ireo tsy nisy nifanarahana hoe izao no loka azon'ny ... na izao sy izao
ny fahitana azy aza dia efa nihezahiny ny haome loka azy 10 mianadahy nefa ny pazzapa 1sy2 anie ka ny 4 ihany no nahazo loka e
tsy ho voavidin'ireo ankizy ireo vola ny fianarana azony tao sy ny vacances .... raha hanontaniantsika angamba ny hevitr'izy ireo sy ny RAD dia tsy hiteny izany fa faly aza
fasaly koa anie mety tsy tafa raha manao satria mety tsy dia lasa loatra @ hira sy dihy e:-D:-D rariny raha tsy hanao fa sao ataon'ny olona fimehezana fotsiny

7. goga
(
03/10/2005 06:06)
Mazava ho azy fa resaka commerce io, izay tsy idirako lalina, fa zavatra hafa mihitsy no tiako hatsipy dia ny hoe : samy manao izay ho afany ny haino aman-jery rehetra eto amin'ny tanana hisintonana kil. Raha atao anefa ny fampitahana dia ny rta no misongadina kokoa. Ny fiheverako sy ny fandalinako dia noho io station io tsy mba manao politika (loko politika) fa dia mifototra tanteraka amin'ny resaka komersialy. Ny soa fianatsa !
8. fasaly
(
03/10/2005 06:40)
pika: zany ve? sao ho gaga raha ahita ahy handihy sy hihira eo kou! ary toi ngah.....mlay kou e!:-D:-D:-D
hi fa tena misy manipulation be mintsyny pazzapa kou!
sady misy fiangarana be.:wink:

9. fasaly
(
03/10/2005 06:42)
goga:
hita hoe tena mandeha mintsy ny comersialy ndry zareo an! indrindra noho nisian'ny pazzapa de tena nivoatra be mintsy. antony nampidibola be hatrany ny pazzapa sinon tsy nanohy tsony zareo.

10. cristal
(
03/10/2005 07:26)
:lol:He ry zareo an!ny an'i thahiry anie iny tena afaka anaovany studio e!satria tena azo akana feo sy anaovana enregistrement ny hira zay tiany hoforonina iny tsara fa ny tena nahafaly dia teo @ nahazo an'i nampoina satria ny azy dia ny pla 2 tsy misy dikany ankory fa ny tena marina de mendrika izy 4 finalistes e!mazotoa daholo an!
11. max28
(
03/10/2005 07:46)
Ory zalahy sy zavavy an!
Normal loatra raha fidirambola ny pazzapa satria inona ary no ahafahany manakarama professionnels sy anaovany investissement be eo raha tsy misy vola. Sa hoe hanao asa soa fotsiny ve? ny ankizy mahazo fahaizana, fitafiana, sakafo be, laza, sipa... ny RTA mahazo vola sy public, ny public mahazo ambiance. Moi content, toi content pourquoi...
Fa na izany aza aloha DRODROKA sady KONJO ihany ra-stephane @ ilay portable kely e.

12. fasaly
(
03/10/2005 08:13)
ka zay njinja portabel ve no atao loka, aiza izy no tsy ho jojoka...
raha ampitahaina amy vola miditra ho an'ny tv io a!
ny fahaizana en plus ngah hoe de oui, fa zay sakafo lasa levina any iny fitafiana, mora tonta ireny tsy de important ny lazany, amin'niny moment ny pazzapa iny fotsiny fa zay misy mpanosika ihany no halaza après tsisy tosika tsony. oui tous le mondes contentent...... fa lay loka e! mamenatsa be....

13. sasa
(
03/10/2005 08:16)
:-D:-D:-D zara aza nisy an'ireny kou, ny vacances vita ny akanjo nentina nody firy valise, ny zavatra azo tam Nivea, sns mbola manginy fotsiny, ny akanjo ho entina mody firy valizy, ny zavatra hay tao be da be, no sady nitombo lanja daho fa voky sakafo isan-karazany, mbola nahazo loka indray avy eo, ka in na in azo teo d'efa reveo manja fa kilalao anie iny e, zara aza nahazo an'ireny kou.
14. fasaly
(
03/10/2005 08:39)
ka ny prix nobel kosa mbola mendrika ny hahazo ny maximum ny mpandresy e!
15. pika
(
03/10/2005 09:44)
marina izany ry sasa
io na atao hoe zavatra tsy misy dikany aza ny prix nomeny, mino aho fa tsy misy ankizy na iray aza t@ izy 10 nanenina nanao pazzapa.
isika mijery ety ivelany no mahita hoe tsy norme sns
ho andry zareo faly izy fahaizana ireny anie tsy voavidimbola e ny soa azo tao na dia nahita namana fotsiny aza .... voalazan'i sasa
ary tokony efa ho fantatra t@ 1 koa fa anisan'ny fitadiavambolan'ny RTA io ka tsy hitako izay blèm amin'izany
fa izany hoe fomba ny miresaka

16. bozimanga
(
03/10/2005 09:49)
fa hianao angaha adala no nanoratra ity ?
ny ordinateur azon 'ny tahiry anie ka ilay miaraka @ fandraisam- peo eh! ary mbola misy hafa ankoatra ireo .fa i haja faharoa aza no matiantoka satria ny azy television efa misy any an- trano no mba fanomezana omena azy
sady tsy azo atao hoe vaovao fa efa "bonne occasion "

17. pika
(
03/10/2005 10:10)
=D=D=D bozimanga
sady rahateo raha atao hoe ho lasa artiste ny pazzapa mendrika ny an'ny 1 mihitsy ny azony @ maha ho artista azy
raha tena mpanankato manandrama miditra studio ohatrinona
afaka mivelatra tsara sy mampitombo fahaizany izy amin'iny

18. kabotal
(
03/10/2005 11:08)
Ka le izy ange ry reto le fanao mahazatra ihany e. De zay mahasahy indray manao @ heritaona e. Tokony hiova famindra alouh ry zalahy fa tsy lasa e. Ny an-dry Hiary aza i Nampoina no nasesisesika teo fatsy lasa e.Asakasaky izay mbola hanao e
19. sasa
(
03/10/2005 11:50)
ka io wa misy manao foana eo, hi hi hi misy izao tamin'iny ve vao nitaingina decapotable d ahoana moa ny ankizy no tsy hanao amin'ny herintaona hi hi hi hi misy kou ny sasany tsy nandeha avion raha tsy pazzapa v d ahoana no tsy hanao? tonga d atomboy ny trave raha mbola mahasahy? amin'ny herintaona manko mety mbola hivelatra kokoa noho iny.:-D:-D:-D
20. fasaly
(
03/10/2005 12:43)
pika :
ka justement dinika no atao ato ka aza mora tonga fofona fa hevitra no avoaka ato e! jereo aloha ny votoantony sizé de matoa ny ankizy mamaly à base n'iny e! fa na blem na tsia de izay ny hevitry ny tsirairay, resaka loka pazzapa. mazava ve e!