loka pazzapa: tia scandale ny rta hampalaza azy kokoa
41. soafara
(
06/10/2005 10:04)
Fasaly sy sasa :
Izaho aloha tsy tonga fofona fa varina aminareo, f'angaha heverinao fa ohatry ny any aminareo aty Madagasikara e ! Tsy ao anatin'ny contexte iainan'ny olona aty nareo, hitako amin'ny famalinareo. Sarotra min'ny ankizy aty ny ahazo portable, ary ireny ankizy ni-participer ireny dia zanaka olona antonony fa tsy ireo zanaky ny be frime akory, mba fantatrareo moa fa sahirana mafy ny gasy aty ka ampy azy ireny ? Tsy manana moyen hividianana an'ireny, sady mahay mifaly amin'izay omena (io no antony mahatonga anareo any lavitra any, tsy mety afa-po). Constatation io, tsy fantatro aloha nareo na eto na tsy eto. Faharoa : fa nisy vola naloan'ny participants angaha ? Koa nahoana no tsy ho faly amin'izay azo, sa nisy ni-promettre hoe omeko an'itsy sy iroa ? Ary aza manaratsy ny kôfy avy aty amin'ny tànananay fa matoa ireny nahazo voalohany dia mendrika, sa Bira no mahery mandany crédit ? Tsy dia ataoko ahatonga fofona ahy izany fa ianareo no hitako toa tsy dia normal loatra. Aza ampitoviana amin'ny volan'ny Star Ac io fa ny antsika tsy ampy foana, samy mbamitady izay ahasoa azy daholo fa tsy asa soa io akory, na i TVM aza no manao ohatr'io dia toa izany ihany.:-* Ary bisous bisous afa aza tezitra, za anie olona mora tenenina e ! Sady hendry be, fa manitsy lalanareo aho amin'ny hevitra diso.

42. fasaly
(
06/10/2005 15:20)
soafara;
fa iza indray aza no nanaratsy ny kofa n'i toi zany e!:roll::roll::roll:
non tsy ny loka no tena zava-dehibe fa mba farafaharatsiny le 4 derniers final mba namoahana hira single hira nihirainy avy tao amy pazzapa miaraka amy clip video-ny avy, ny nahazo ny voalohany tokony mba namoaka album, kou efa starc mintsy no natao copie kou! tsy aleo ve atao mitovy hatramy farany.....! tsy ho voatery 1MILLION D'euro anie e! f'ita zao fa nampidibola tokoa ny tv kou in njay......? ny fanànana portable tsy olona mui frime dooly ka! misy ny azo vidiana mora eny antsisiny ohtara ilay occasion reny, sady zà tsy mi frime akour fa ny ahy aza mbo azoko gratuit tao amy orange kou tena nahavoa be za!

43. fijo
(
06/10/2005 21:08)
fasaly an,ndry kosa aza mampitovy an'ny TF1 sy RTA e.mifanalavitra be ireo.
46. ari.malala
(
07/10/2005 12:19)
hita kosa fa zay le slogan we sahia manao dingana lehibe ko! :) d @ herintaona zany grand pas fa tsy pas à pas tsony :) ke demand le pepl?