loka pazzapa: tia scandale ny rta hampalaza azy kokoa
21. fasaly
(
03/10/2005 12:50)
sasa:
ka zay injijna raha amy herintaona de mb manantena loka goavana ho an'ny mpandresy fa mendrika ho andry zareo izany, fa resaka decapotable ve no handrandraina ao kosa tsy ho maty antoka na akanjo iray valise, na sakafo be, avion sns....
efa nanao copie ny tsar'ac aty ivelany ny rta de tokony hataony copie kou ny valisoa sy fanarahana azy ireny aorianan'ny villa pazzapa.
raha tle grande écran zany inona no dikan'izany e!
nefa hita fa niditra niroborobo ny vola niditra grace n'ilay ankizy, fa karazana explot le izy e! tsy scandale fotsiny.

22. raeleo
(
04/10/2005 04:51)
Tsy dia mety ny mitsara be fahatany, ary mba mijere sy mihaino tsara :loka voalohany :ordi+imprimante+studio, izany hoe azo hanaovana enregistrement ny hira izay hatao fa tsy mila mitady studio intsony (izay lafo dia lafo ny ora fanaovana an'io), mba manontania ny vidin'izany fa lafo lavitra noho ilay écran géant ireo.
23. sasa
(
04/10/2005 08:00)
Fasaly fa njy ve ahoana fa nisy vazaha tonga anie tao niaraka tamin'ny président ny Senat ka le vazaha io in an'i Star ac moa fa tsy tadidiko teo, ary ny RTA efa niteny mintsy hoe mety hivoaka an'i Madagascar indray ny PAZZAPA amin'ny taona manaraka, hi hi hi hi hi hi le fahalafosan'ilay loka aloha tsy haiko fa na izany aza somary hafahafa ihany ilay fomba nanomezana azy e.
F'angaha kou tsy henonareo le hoe ho avy tsy hoe ela ny concert Pazzapa, hi hi hi hi mbola vola be ho an'i Rta kou izay e.

24. soafara
(
04/10/2005 10:33)
Rehefa tsy mahalala n'inon'inona sy valeur ny zavatra dia akombona ny vava satria mahamenatra ny ignorance; Ary izay mihitsy ilay mahavoa antsika, f'angaha izy io ordinateur mora vidy sy tsy arifomba ohatry ny anareo novidina tsikelikely ny unités rehetra ? Mba fantatrareo moa hoe inona daholo no vitan'io studio io ? Fa inona no dikan'izay Télé na ngeza sahala amin'ny vatan-dohanareo aza ? Faharoa : angaha nisy noterana nanao pazzapa fa tsy maimay daholo ? Angaha nareo noterana hijery koa , Tsy mahay mi-zappe ? Avadika ny chaîne rehefa tsy tia. Ary rehefa tsy mbola ni-organiser zava-dehibe ohatr'ireny dia akombona ny caquet !!! ny tsy manao sy tsy mahay n'inon'inona ihany no be vava. Aza mijery RTA intsony rehefa tsy faly. Ny RTa angaha an'ny fanjakana ka hoe hanao zavatra gratuit ho antsika ? Tsy maintsy mitady vola izy !!!! Ny téléphone azon'i Stéph dia tsy ohatry ny téléphone-nao, fa betsaka ny zava-bitan'iny, afaka maka sary iny, manao caméra iny; Aza mba arriéré ihany, ohatr'ireo miantso any amin'ny Kidaona. Izaho dia olon-tsotra fa tsy RTA akory fa azavaiko aminareo fa izany no business.:evil::oops::oops:
25. sasa
(
04/10/2005 11:20)
soafara,
iza no tena tianao tenenina am le resaka klou e? ady hevitra anie no atao eto fa aza manaratsy olona mintsy, d le vatan-dohanareo!! he he he ny vatan-dohanao kou angamba no otran'ilay télé matoa ampotovizinao amzany ny olona eto, d sao d enao no tsy mahay mi-zappe am le resaka eto klou? d ny caquet anao kou akombony fa aza d tezitra be fa ny olona rehetra ato tsy misy tezitra. hi hi hi hi sao d mba ny phone anao aloha no tsy otran'ny azon'i stephane e, aza d milaza tena re fa mahamenatra an, marina e! d izao kou mety ho enao mintsy no anisan'ilay mpi-phone any am kidaona an, otraotran'ny fanoratrao izao mintsy manko le fitenin'ilay olona mpiantso any kou?
hi hi hi hi hi hi.
d izay aloha fa raha mbola ao enao d aza mora tezitra intsony an!
d izao no tadidio izay zavatra tsy tianao atao am tenanao d aza atao amin'olona intsony an! zany an! ny dikan'izay aza manambany sy manaratsy olona.
hi hi hi hi fangatahana farany mba préciseo le nareo raha mety sao d tsy tokony hamaly manko za nefa namaly anao ka vao maika enao ho tezitra eo:-D:-D:-D:-D

26. fasaly
(
04/10/2005 12:02)
sasa!
ka izay injinaja e!
vola be ho an'i rta fa ny loka omeany tsy de mankaiza nefa ny ankizy no tena mampidi-bola.
ka tena star'ac no ataon'i pazzapa kabefa jereo ny loka omena ny mpandresy anie e! 1Million d'euro:wink:
de aiza amizany le loka ao raha izany anefa mba efa pazzapa faha telo io.:cry::cry:

27. fasaly
(
04/10/2005 12:10)
soafara:
to tonga fofona be:lol:
otsan'ni telefone-ko zany raha afaka angalàna sary, afaka andefasana mail sns.. nefa aza ny ahy azoko gratuit...:wink:
raha tele otsan'ny haben'ny loha de mbola kely ecran zany:-D:-D:-D
ny ordi tsy vidiana tsikelikely izany:wink:
tsy maintsy mbo manoratra eto kosa zay te hamoaka ny heviny e! fa tsy misy hoe be vava zany.
matoa nisy ny nanokatra ny ady hevitra de afaka mamaly malalaka ny olona ange e! tsoonaleeee!

28. estine
(
04/10/2005 12:31)
nga ita ry reo a:!: toan'ny ady ondry /omby mifaha etsy
@semino io oie! omby mifa mozakely,vao nahazo omby mifaha mahia kely izao ny tetsy miandrarivo t@ lahady teo(eny ambanidia izany) dia ohatran'izay ny fiasantsika gasy aary efa fantatriny vaza,indrdindrda fa ry kelimaso sy ry lavao orona be rony nareo kosa ve tsy natsikaritra fa na ireo mpanolotra aza vaobotra ihany hanolotra ny loka satria tsy mifanentana @ahavolentan'ny STAR ACCADEMIE AN'ny RTA.Voany teo @mpitsara angaba iHaja fany vahoaka no iTahiry,nefa izay tian'ny kil no azoany vola be rapitso.ka raha hifanditra eto isika ny vola be aloha efa lasan'ny ORANGE?RTA?MADACOM? SYNY SPONS RHT......:!:Iza koa moa no mahalala izay voting tao trucagy aloha tsifera e8O
vola io koa:idea::?: agegen'izay mandatsa dranomaso:cry: ka na otrina valerany tsy ampafiriny ny efa azony,miagatra nyrta de izay ry soafara a!8O

29. fijo
(
04/10/2005 21:47)
fasaly an,tsy mitovy koa ny any sy aty e.
fa raha aty aloha ny vidina TV,raha tsy le fisaka an,dia eo amin'ny 600 na 700 euros eo ho eo,fa raha ordi dia misy manomboka amin'ny 599 ka hatramin'ny 1300 euros,ka asa izay nahazo tsara izy roalahy.

30. sasa
(
05/10/2005 05:53)
fijo hi hi hi hi izy mianadahy kan, bandy le tahiry d sipa le Haja kou :-D:-D
31. moi
(
05/10/2005 06:32)
Mba saika hafahafa ihany aho tamin'ireny loka tel portable ireny, hay moa tsy Orange no nanome ny loka fa DLCOM, Ka loka omena ve tsy natao ho zaraina, na dia saika efa nahazo portable daholo aza ry zareo tao ? ary mba tsy tsotsotra sahala amin'ny efa azo tao amin'ny villa ireny fa mba hafa mihitsy.
Fa ny fijeriko ny loka dia izao : i Hery no tokony nomena ny Ordi fa izy nahavita programation, i Tahiry no tokony nomena ilay materiels de sport fa mpikotrana ; An-dRobbi kosa ny Playst2
Fa ilay ordi koa ve tsy ilay efa nampisaina tao amin'ny villa koa e, ilay nanaovana enregistrement-ny Tsiki2 lava ?
Ary ilay Télé raha amidy mba lafolafo ihany ?
Fa ny tena vidin'ny ordi, miaraka amin'ny Studio kosa aloha tena lafo e, indrindra raha livré avec licence daholo ny ao anatiny, miaraka amin'ny manuel sy ny CD...

32. moi
(
05/10/2005 06:36)
Ny loka dia tsy voatery ho tianao, indrindra koa tsy nisy promesse hatrany am-boalohany ny amin'ny loka hozaraina.
33. estine
(
05/10/2005 06:39)
raeste 'ty e! tsika gasy koa aloha tsy mahay mijery zavatra ihany 1dr1dr,netsika manko de habetsahana ihany fa tsy kalitao ,otran'ny misakafo io raha 2na3plats tsy mionona ny gasy 'zay hafeno kibo ihany no ady eo:lol: ka ra fone kely ny any bob ,klave an jaza neni stan de ho tsika hoe kely,tokony hapina kalitao 'zany ny filososia gasy de kiana hafa ndray @pazapaza 4 le plaista aloha tsy de mijajika pounah e! nefa iny noizy ka de ze masoa ry kala ataon'ny razana e:?::wink: FA METY HALAZA OLOHA IZY 4 E:wink::idea::^)
34. moi
(
05/10/2005 06:41)
Ny resaka hoe exploitation, tsy tao ihany no nisy izany (raha lazaina fa nisy) fa any amin'ny orinasa maro dia maro ; raha ny zone franche izao, ampahafirin'ny tombony azon'ny orin'asa no mba karaman'ny mpiasa ? Resaka karama (tsy zone franche no misy ahy) fa misy avo dimampolo heny ny karaman'ny lehibe ny an'ny mpiasa maro an'isa !!!
Ny any aminareo no asa !! Sa tsy fantatrareo ny bilan-ny orinasanareo ? Jereo fa raha tsy patron ianao dia ...

35. estine
(
05/10/2005 07:09)
edrey tsy atao mahagaga io (tsy zone aho oloha ary tsy manaratsy fa ady hevitra @ fanararaotana no ataotsika eto) jerena fotsy ny "exploitation "eto @tsika atao ahoana fa refa azona 1 lovia isaky ny fotoana isakafoana de 'zay na very aza ny zo sy andevozina eto @tanin'ny tena ny tena de manaiky satria mahantra e na manampahaizana sy talenta oh: mahay mandy/mihira aza de vidin'ny olona ary fetsen'ny olona @ fone kely.....:(rovina vao ho lasa ny gasy e:!::?::idea::?::roll:
36. sasa
(
05/10/2005 12:16)
hi hi hi moi sy estine, izany tsy ho afaka intsony nin nin ataontsika fa raha ny hevitro aloha, aleo manao ny mendrika foana e:-D:-D
38. moi
(
06/10/2005 06:07)
Ary raha mba manao fanonerana iny fizaran-doka iny moa ny RTA amin'ny concert hataony manaraka dia ahoana ?
Izany hoe asiany loka ilay concert, dia asiany vote SMS toy ny mahazatra ?
Za aloha mbola resy lahatra ilay hoe tsy nitovy ny tian'ny jury sy ny public e ! ary efa nilaza ohatra tafahoatra aho tany ho any hoe possible ny hoe Nampoina 6ème omena scooter, ary Haja 2ème omena lecteur DVD fotsiny !
Mbola tany ho any amin'ny Prime7 aho no efa nanoratra izay fa tsy tadidiko ilay lohahevitra, kanjo dia ...

39. sasa
(
06/10/2005 07:19)
moi marina izany kan, ny tian'y Rta sy ny mpijery anie samy hafa e, hita be amreny kou
40. estine
(
06/10/2005 08:05)
enareo ko reto tena mahita :lol::lol::lol lol:=D izy aloha tsy anao pub be zany loka fanampiny 'zany fa kitranotrano io de alainy ko ny blanco hanampy azy jereo tsara anie ra asiany sira otrany Sitraka(l) intsony iny Tahirinareo iny e:roll::!::?: bô ty aho eto8O:( jereo anie ny hiran'i sitraka ra mbô niakatra hit parady mitsi:?::oops: tsiako nglongane za mantsy otran' mbô mijery ireny ihany ny RTA ve hirara ny paké efa iondany de majy nividiany loka hoan'ny mahantra manapahaizana :cry::cry:
tena maponaelle aloha ry pzzapa III @ fijerintsika fa ny kolikoly sambatra be ry zareo
blanco=bianco hihihihihi misaly @ireoa!^:^^:^