diso adiresy....

1. ari.malala ( 03/10/2005 14:47)
Nisy mpivady efa antitra ony zany, nande week end d hivantanan ao @ le hotely nivantanany t@ zaeo nanao volan-tanntely, fa t@ fotoana farany d tsy afaka tampoka le vhv, fa we miasa, d tsy afaka hande ny alakamisy. D tapaka zany ny hvt fa we rangah alo no hande ny alakamisy d zomà ramatoa no mande. Tonga soa tany @ hotely zany le ranga, d hitany fa misy ordi efaconnecté ao @ chambre. D handefa mail any @ vadiny izy, fa diso ny adresse mail nandefasany anazy. D nisy vhv vao avy nandevina ny vadiny, zany torana teo noho eo le vhv namaky mail, d niditra ny zanak'le vhv d namaky ze voalaza tao, d zao no voalaza tao :

ho an'ny vady malalako;
gaga angamba enao mandray ity mail ity avy amiko, misy ordi connectés ny chambre d afaka mandefa mail any @ zay tinao enao. Tonga soa aho, ary efa vonona koa izay hivantananao rahampitso. Miaka ny hahita anao aho. Mino aho fa ho tsara toy ny ahy ny dianao.

PS, tsy mila mitondra akanjo betsaka enao fa aty aza mafana be!


novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:44
2. sweetia ( 03/10/2005 15:40)
:-D
3. Veloo ( 03/10/2005 17:12)
=))=))=))=))=))
tsy ratsy retsy ry ari.malala a :-D
4. kiali ( 03/10/2005 19:15)
ahahah zany ka mapimé
5. Veloo ( 03/10/2005 21:18)
ie wa kiali marina mihitsy :-D:-D
6. Herimiafina ( 04/10/2005 04:29)
Toran'ny hafaliana ny hahita an'ileiry sa toran'ny tahotra k'lé. Tsy hitiavambady ve zany ity fahafatesana ity. hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
7. pika ( 04/10/2005 04:56)
:-D:-D:-D:-D
8. mamzelkely ( 04/10/2005 06:24)
milay ky ry ari.malala an..:-D =))
9. sasa ( 04/10/2005 07:13)
ari.malala bravo,=D=D=D=D hafa ihany wa ny ekipa solida mahita vaovao foana mintsy. d aleo amzay aloha za himé be mintsy=))=))=))=))=))=))=))=))=)):-D:-D:-D:-D
10. ari.malala ( 04/10/2005 07:30)
sasa, tena lasa b nvnitika mintsy enao zay tao ho a an!
11. sasa ( 04/10/2005 07:40)
ari.malala tsy haiko mintsy hoe maninona za ity fa toa falifaly sy mihomehy foana tato ho ato izay kou, fa na izany na tsy izany aloha tena mampmé kousa nama le blague an:-D mahita mintsy njy=D
12. pitchou ( 04/10/2005 09:04)
=))=))=))=))=))=))=))=)) zara tsy nisy telefonn aza tao d nataony we antsoiko enao rahalina!!! na we kelikely le farafara ato fa fomba moa ny mifampitaingina d tsy maninn!
13. sasa ( 04/10/2005 10:48)
pitchou ny anao kou ny loza kou.
14. ari.malala ( 04/10/2005 11:58)
pitchou, ny nandry no tena klounn! :-D=))=))=))
15. ratole ( 04/10/2005 12:41)
Dia izany marina no hoe efa voan'ny maso be tsy mahita (na bongo maso avy nandevina)ka tsy afaka nijery ny expediteur t@ mail
16. Veloo ( 04/10/2005 13:13)
pitchou =))=))=))=)) ie wa retsy de ahona moa raha tena nisy telefona? =))=))=))=))
17. ari.malala ( 04/10/2005 13:16)
any @ chambre na hotel v tsy hisy tel fa mba mail zany no tian'i bain alefa d nahatorana ol tsy mnatsiny izy ko ! :-D
18. Veloo ( 04/10/2005 13:20)
ari.malala a eny e mba mizesta be lery .... fa raha ohatra wa raha niantso izy :-D:{:{:-D:-D
19. ravakamalala ( 04/10/2005 14:11)
=))=))=))=))
20. sonwin ( 04/10/2005 19:35)
mihomehy ny olona dia hihomehy koa ka:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3149