Liste des messages
Liste des messages, inserés par stephan, par ordre de date
stephan
(
02/10/2005 13:30)
loka pazzapa: tia scandale ny rta hampalaza azy kokoa
Dia mbola mitohy indray ny fihetsika ataon'ny rta hampalaza azy bebe kokoa. Niangatra indray izy teo amin'ny fizaran-doka:
Ny an'i Tahiry izay voalohany dia ordinateur miaraka amin'ny imprimante no a...
suite
répondu par fijo le 07/10/2005 19:38
stephan
(
26/09/2005 14:23)
rta sy ny islamizasiona!
Zavatra tsikaritro tamin'ny prime pazzapa farany teo no ambarako! lazaina manko fa resaka momba ny fivahinianana no loha-hevitra tamin'io. Nieritreritra aho izany hoe rehefa resaka fivahinianana masin...
suite
répondu par nanourand le 10/11/2005 22:01
stephan
(
22/08/2005 14:34)
pazzapa 3 fahatelo: iza ary no handresy?
Nasiako pazzapa 3 fahatelo ho tohin'ny adi-hevitra roa voalohany. Satria efa vitsivitsy ihany sisa ny tavela ao amin'ny pazzapa dia aleo aseho hoe iza ary no mety handresy?
Ny ahy izao araka ny e...
suite
répondu par pitdra le 25/10/2005 21:57
stephan
(
29/06/2005 11:45)
tsy fahasambarana no tadiaviko?
Ao amin'ny hiran'ny Ainga dia misy teny manao hoe: [b]tsy mitady olona hahasambatra ahy aho fa olona iray hotiaviko[/b]. Ahoana ny hevitrao amin'izany?...
suite
répondu par fijo le 12/07/2005 22:30
stephan
(
25/05/2005 07:02)
fitaovam-piadiana tao amin'ny magro!
Ahoana ny hevitrareo amin'ity hoe nisy nahita izany fitaovam-piadiana tao amin'ny magro toamasina izany?
Fanafenana ny marina ataon'ny fanjakana ve sa hetsika mba hirotahan'ny olona amin'ny orinasa t...
suite
répondu par pika le 01/06/2005 05:14
stephan
(
20/05/2005 05:58)
fantanao!
Io izany no solon'anarana tadiaviko fa tsy misy an'izany kay ato! sao dia ato amin'ny serasera ato ihany ianao fa mitady anao aho! misaotra a!...
suite
répondu par fijo le 18/07/2005 20:11
