fitaovam-piadiana tao amin'ny magro!

1. stephan ( 25/05/2005 07:02)
Ahoana ny hevitrareo amin'ity hoe nisy nahita izany fitaovam-piadiana tao amin'ny magro toamasina izany?
Fanafenana ny marina ataon'ny fanjakana ve sa hetsika mba hirotahan'ny olona amin'ny orinasa tiko? amin'izay lazaina fa tsy tian'ny olona intsony Ravalo
novalian'i pika ny 01/06/2005 05:14
2. rpk ( 25/05/2005 07:11)
:roll::roll::roll:
3. xxx ( 25/05/2005 07:43)
Mila POROFO HENTITRA SY MAZAVA ny zavatra rehetra vao azo lazaina hoe marina.
Zay, tapitra
4. pika ( 25/05/2005 09:21)
tsy hay intsony izay tena marina fa raha tena marina tokoa anie izany dia
5. Tanala ( 25/05/2005 11:53)
Raha ny vary tao Iavoloha ary misy mangalatra sy ny velo an-Ra8 tao Ambotsirohatra.
Nga mahagaga izany fitaovam-piady eto @ ntsika e, vao telo taona anie zay no nozaina basy ny tanora malagasy e.
6. Chuan ( 25/05/2005 14:16)
Zay rehetra nilaza fa nahita izany dia tsy nisy afaka nanamafy na nanome porofo fa fitaovam-piadiana no tao ! Ny tao amin`ny Fitondràna nanamafy fa fitaovam-pamokarana ilay izy . Tsy hay tsony izay marina ! Izaho aloha mino fa tsy marivo salosana ohatry ny taloha intsony ny gasy ka handairan`ity tsaho sy honohono rehetra ity !
7. bonny ( 25/05/2005 15:14)
izao aloha e!!! isika tsy tokony mihitsy hino resaka na siosio .Mety ambadika politika koa anie io e!!HOETINA HANAKOROTANA SAIM-BAHOAKA fotsiny
tank ke tsy misy porofo mivaingana dia = siosio
sa ahoana hoy nareo??
8. zandrypte ( 25/05/2005 15:30)
stephan:

Ahoana ny hevitrareo amin'ity hoe nisy nahita izany fitaovam-piadiana tao amin'ny magro toamasina izany?
Fanafenana ny marina ataon'ny fanjakana ve sa hetsika mba hirotahan'ny olona amin'ny orinasa tiko? amin'izay lazaina fa tsy tian'ny olona intsony Ravalo



nisy fitaovana tao @magro masoka ,no nahita fitaovana saisi t@ barrage nefa etsy ampita misy camp militaire boka avieo tsy hita ireo fitaovana ireo
mitsinjo vodi-andro merika sahady ra-8
9. zefalah ( 25/05/2005 22:46)
volaony de zao: resaka tiko alo dia tsy tian'olona.
satria tia-tena.
faitako an'le resaka fitaovanam-piadiana.
mato io nisy dia marina.
mino fotsiny iany fa ny fandrakana malagasy dia fandrakan'ny Biby..andrakan'ze mahay mandahateny sy be voninahitra.
10. zefalah ( 25/05/2005 22:56)
volaony de zao: resaka tiko alo dia tsy tian'olona.
satria tia-tena.
faitako an'le resaka fitaovanam-piadiana.
mato io nisy dia marina.
mino fotsiny iany fa ny fandrakana malagasy dia fandrakan'ny Biby..andrakan'ze mahay mandahateny sy be voninahitra.
11. lilbon ( 26/05/2005 04:27)
'naon daholo!
izao no lazaiko anareo
voalohany ,io resaka io de sarotra inoana ho honoho fotsiny.manarak'izany,dia sénateur amperinasa no namoaka an'io tao @gazety
2)namafisin'ny manam-boninahitra vitsy ny fisian'io zavatra io.
3)ireo olona ireo dia saika olona assérmenté na nanao fianihanana teo @baiboly.
4)tsy ireo ihany anefa no nahita izany fa fokontany 1 manontolo
5)raha hoe mila porofo mazava isika ,dia hoe tampoka ihany ny fahitana an'ireny ka tsisy hiomanana
12. bixela ( 26/05/2005 12:46)
stephan:

Ahoana ny hevitrareo amin'ity hoe nisy nahita izany fitaovam-piadiana tao amin'ny magro toamasina izany?
Fanafenana ny marina ataon'ny fanjakana ve sa hetsika mba hirotahan'ny olona amin'ny orinasa tiko? amin'izay lazaina fa tsy tian'ny olona intsony Ravalo


ilay senateur nahita azy ary de mbola nanizingizina fa fitaova piadiana ilay izy izay niarahany nijery niaraka t@ manamboninahitra.raha misy an'izany eto mada dia manomana ady ny mpitondra satria ny miaramila tompon'andraikitra torahana blow,ny mahagaga de tsisy perquiqition zany zavatra izany nefa zava doza
13. jentilisa ( 27/05/2005 08:52)
Ary inona moa ilay naseho tao amni'ny mbs indray mandeha iry rehefa namoaka io voalohany La Gazette?
14. pwarkerry ( 27/05/2005 20:19)
zao letsy no azo lazaina amin'io an !
ravaolomnana de tsy matoky intsony ny miaramila !
noho izany de manofana paramilitaire izy mba hiaro azy .
io fitaovampiadina nafarana io de tena azo lazaina fa mitombona ny fisiany .
maro lotra ireo mercennaire gaigilahy no miaraka ami FILOHA eny IAVOLOHA .
eto amitsika izy ireo mba hanofana milisy ou cas ou le chose tourne mal avec les militaires.
tokony ho mailo ihany isika gasy so de !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
15. fijo ( 30/05/2005 23:23)
za aloha tsy mino raha tsy misy porofo e.
16. pika ( 01/06/2005 05:14)
ianao ve tsy mahalala resaka politika e raha misy marina izany ry zalahy daholo anie no ao @ fitondrana e hatrany @ kely indrindra ka hatrany @ lehibe izay mitady ....mmmmmm hainao ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3709