Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jemes, milahatra araka ny daty
Jemes ( 06/10/2005 16:30)
Andrebabe
Tena nisy ary tena marina ve le tanàna atao woe Andrebabe, naheno feo aho fa tena zavanisy marina hono izy io,ka mila fanazavana fanampiny ny tenanay fa tena lina... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/11/2005 21:25
Jemes ( 02/10/2005 11:13)
tsotsotra fa milay
Nisy rangahy iray sendra nandalo teny antanimbary ka nahita mpanetsa ka hoy izy : Manakory ianareo izato mpanetsa,de izao no navaliny ilay mpanetsa, tsy zato izahay , fa izahay miampy ny atsasakay m... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:46
Jemes ( 02/10/2005 10:54)
mahagaga
Inona ary no nahatonga any jesosy nampijalina ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 19:55
Jemes ( 29/09/2005 08:23)
Anana tsy fihinana
Inona ary ny anana tsy fihinan`ny lehilahy? Andao njay ary ô? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/10/2005 20:45
Jemes ( 24/09/2005 18:26)
inona ary ?
Nisy vitsika sy omby hono,de natsoiny levitsika hono le omby woe amby anie elah e,de aona hoy ilay omby,amby anie elh bitsibitsiako e, de btsitsibitsiany le vitsika teo hono le omby ,ka nony vao tapit... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077