Anana tsy fihinana

1. Jemes ( 29/09/2005 08:23)
Inona ary ny anana tsy fihinan`ny lehilahy?
Andao njay ary ô?
novalian'i Veloo ny 25/10/2005 20:45
2. mamzelkely ( 29/09/2005 08:37)
ana-bavy ooooooooo..:-D
3. Jemes ( 29/09/2005 08:39)
mamzelkely ve rangaha mahay be , za tsy anao tsony kan,
4. ari.malala ( 29/09/2005 08:45)
kiii! mamzelkely ko ranga rapide loatra ka! za vo naika hamaly mintsy! anabavy ê!
5. Jemes ( 29/09/2005 08:50)
Tokony izay mahay rangaha tsy miteny raha tsy any am farany an,avelao izay tsy mbola mahay aloha hiteniteny foana eo, am izay mba misy hiomehezana ee,sa aona hoy ianareo
Asiko iray njay avy eo de aza miteny izay mahay an
6. mamzelkely ( 29/09/2005 08:52)
ataovy eto ihany ary fa ts hamaly tsony za e....:-D
7. Jemes ( 29/09/2005 08:55)
Aoana njay ary ny mampiditra omby ao anaty frigo?
8. Jemes ( 29/09/2005 09:01)
De mbola tohizako ihany , nivory njay ary ny biby rehetra de inona no tsy tonga?
9. zakony ( 29/09/2005 09:06)
fa anga ny anabavy anana letie?

mampiditra omby anaty frigo :
-euh, vonoina alou ny frigo
-de vohaina ny varavarana
-de ampidirina ny omby
-dia rehefa hita fa omby:-D
-dia akatona ny varavarana

dia ny omby tsy tonga nivory satria mihidy any anaty frigo miala tsiny eee
10. lanto ( 29/09/2005 09:14)
le omby nandrasan'i zakony iny ve zany e ? :lol:
11. Jemes ( 29/09/2005 09:16)
ye, diso fa tsy izany ee, aona koa no fomba anatsofohana omby ao anaty frigo e, impossible izany
12. zakony ( 29/09/2005 09:26)
ka le izy ange omby e, omby ao anaty frigo...
lanto> ilay omby sadamena iny, fiandriko fahiny fa efa nandalo tany am frigo dia azonao an'eritreritra ny nifarany:/
13. pika ( 29/09/2005 09:52)
ny bibilava zany ve
14. booboo ( 29/09/2005 10:06)
euh... vohaina ny frigo dé asisika tao lé omby. Dé ny omby no tsy tonga t@ fivorian'ny biby aby aby fa hadino tao anaty frigo izy tsinn.

:°)tokony tsy namaly ve zà sa diso io ?

15. bozimanga ( 29/09/2005 12:14)
tena mampihomehy ialy izy sady mahafinaritra fa asio hafa in- 1 eh !
16. Jemes ( 29/09/2005 15:13)
Ity njay ary misy:Nifaninana nivalandrivotra( aleo tonga de atao woe nangetotra :b) ny filoha malagasy tao ampiangonana, de nangetotra voalohany hono i Ratsiraka, ka nataony mafy be mintsy ny azy ka niemotra tany aorina doly ny seza rehtra tao ampiangonana, nahazo tehaka nirefondretra izy , nandeha njay hono Zafy ka nanao izay faraheriny ka vaky doly njay ny varavaram-pitaratra rehetra tao ampiangonana, mbola nahazo tehaka nirefotra ihany ilay faharoa, nony tonga teo am Ravalo ary toro,ary tena nakany bahana mafy mintsy ny azy, ary izao no nahagaga vao tapitra ny azy de nisy fantsika nianjera,( nanao woe tlio,tlio ) , Taiza ary io fantsika io ?
17. sonwin ( 29/09/2005 15:41)
tany amin'ny tafo ve?
18. zakony ( 29/09/2005 15:46)
angamba nirodana ny seza tany andanitra;-)
19. Veloo ( 29/09/2005 16:12)
:-D:-D:-D:-D:-D
avy any @ patalohany :-D:-D:-D
20. sasa ( 30/09/2005 04:17)
=))=))=))=))=))=)) efa henoko io fa izany hoe hihomehy fotsiny aloha za,
le fantsika nianjera ve tsy ilay teo am tanan'i Jesosy iny d avy eo ilay jesoa nifantsika lasa nitampin'orona mintsy fa tena maimbo ny hetotry Ravalo=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2247