Anana tsy fihinana
22. Jemes
(
30/09/2005 07:59)
sasa:
=))=))=))=))=))=)) efa henoko io fa izany hoe hihomehy fotsiny aloha za,
le fantsika nianjera ve tsy ilay teo am tanan'i Jesosy iny d avy eo ilay jesoa nifantsika lasa nitampin'orona mintsy fa tena maimbo ny hetotry Ravalo=))=))=))=))
tena izay njinja ary enao izany anie tena maha ymintsy ee, ary otrany film efa nandeha doly izany ataoko izany kle, tena tsy anao intsony za raha izany
24. mamzelkely
(
30/09/2005 12:35)
sasa< njay no rapida tam'iny fa za ko efa saika hamaly fa za ts avelan jemes tsony...:( =))
26. mamzelkely
(
30/09/2005 14:58)
fa ny ana ny nahenoko azy de le we le "jesoa ao am esca io no lasa nitapon'orona..." =))
27. vale
(
30/09/2005 15:34)
Hiverina kely @ le tetsy ambony aho: fa angaha ny vehvavy "anana" ry Jemes???Raha izany d mbô hazavao hoe fa tena very be mihintsy aho ny @ izany!
28. sasa
(
03/10/2005 07:59)
James alefaso foana lesy fa mampmé foana anie io an, aza manao an'izany elah fa alefaso mba hiarahantsika mihomehy kou,:-D:-D:-D:-D
mamzelkely sy ari.malala le miaraka mihomehy no tena mahafinaritra kan, na aza no namaly :-D:-D
mamzelkely sy ari.malala le miaraka mihomehy no tena mahafinaritra kan, na aza no namaly :-D:-D
33. sonwin
(
03/10/2005 13:37)
mijery fitaratra za eo de mi-pimaso amin'ny tenako ka:wink: (eto ndray toi):lol:
34. sonwin
(
03/10/2005 13:38)
mijery fitaratra za eo de mi-pimaso amin'ny tenako ka:wink: (eto ndray toi):lol:
36. mamzelkely
(
04/10/2005 06:39)
sonwin< za ve zany eto ndray zany..:roll: ie eto ndray za ka...:-D
