yoga

1. jon ( 05/10/2005 12:31)
tsy hatahorana hisy efeny ve ny fanaovana ny yoga!
raha ohatra misy olona iray voan'ny aretina vokatrin'ny yoga de haona no tokony hatao !
novalian'i jon ny 06/10/2005 15:20
2. ravakamalala ( 05/10/2005 12:53)
aretina inn ohatra?
3. lary ( 05/10/2005 13:18)
Mila avoaka devoly tsotra zao e, na misy na tsisy aretina ka le yoga ange efa aretina e:lol:
4. Herimiafina ( 05/10/2005 15:27)
Tsy zakan'ny saina izany anaka fa olona voafidy no afaka manao izany. Rha mbola tsy tratran'ilay zavatra fantatro izay dia aza manao an'io.

Grand pouvoir grande responsabilité.
5. xxx ( 05/10/2005 18:50)
fa inona ilay zavatra fantatrao ry Herimiafina
6. Herimiafina ( 05/10/2005 20:55)
Misitery zany anaka.
7. LazaRandri ( 05/10/2005 23:26)
tandremo fa tsy amelany raha tsy miogaoga! :)
8. Herimiafina ( 06/10/2005 04:50)
Betsaka tokotrany ny mpanao Yoga ankehitriny any Dago any sirtout le Yoga style Raja. Misy style maromaro mantsy izy io e.

Rehefa lasa mivoatra loatra ny saina de tsy maharaka ny vatana. Ny zavatra heritreretin'ny saina mantsy matetika tsy vitan'ny vatana foana, ohatra, manao tour de Mada tsy ankijanona: possibla ao antsaina fa mety tsy possibla ara-batana izay mila repos matetika.

Hany ka.....(Anjaranao ny miheritreritra ny tohiny).:-w
9. xxx ( 06/10/2005 08:48)
aza mifanena @ ilay atao hoe "grand maître" @ farany rehefa manao io yoga io fa hahita ny anganonao ianao...
10. menakely ( 06/10/2005 14:39)
salut,
f'angaha ilay Yoga tsy karazana sport;
otrany Dr-ko niteny ndana manao Yoga; maka renseigemnt @ mairie misy enao.
Tsy mazava @ko:inona kay ilay Yoga ary misy karazany firy ilay Yoga;
mba ambarao raha misy mahalala fa otrany sadaikatra be dray zaho.
11. jon ( 06/10/2005 15:20)
ka inona izany no tokony ho atao raha voany izany saina mivotra lotrany izany ilay olona nanao yoga !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2746