Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
chipie1
(
14/10/2005 07:40)
Kiaka
inona kay no album nivoaka farany e ? tsara ve ?...
tohiny
novalian'i raygasy ny 25/10/2005 14:57
LazaRandri
(
14/10/2005 04:55)
Hugues Rajaonson
Io ve ilay mpampianatra teny am faculte DEGS? Lasa sekretera jeneralin'ny Energie et Mines ingahy rainy. hahahahahaha!
Tsy fankahalana sanatria fa raha mbola olona toy ireny no mitantana an’ity fir...
tohiny
novalian'i pitchou ny 18/10/2005 18:34
xxx
(
13/10/2005 11:32)
fanampian'A/tra
hono ho'a ry reto, ilay A/tra ivavahanao hono rehefa tsy manampy anao mivantana be (ara materialy, ohatra ara-bola, aretina sns) de tsy izy izany (na hoe tsy tsara izany). Izany hoe tsy alehany izay i...
tohiny
novalian'i daran ny 19/10/2005 08:52
ratole
(
13/10/2005 09:04)
Mitady namana any New Delhi sy Bangkok
Mba mitady namana any New Delhi sy Bangkok raha misy misy ato @ serasera na koa mba mahafantatra e!
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i diloo ny 26/10/2005 21:50
xxx
(
13/10/2005 08:45)
ahoana ity loza voajanahary lava ity e?
iza ianareo no efa namaky ilay boky hoe "le réscapé de l'enfer?" tena nahaliana ahy izy io ary raha tena marina tokoa de mahalasa saina ihany. Fa ny fanontaniana de hoe "sitrak'A/tra tokoa ve ny fis...
tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:45
Jane
(
13/10/2005 07:03)
Aôna ozy nareo
Zakanareo ve ry reto raha ny vadinareo mampirafy anareo @ havanareo akaiky, ohatra soeur na cousine???
Dia inona no ataonareo raha sendra izany nareo?...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 20/10/2005 16:23
cutie
(
13/10/2005 03:34)
mitady tononkiran'i Lalatiana ze mahay
ty le tonony kely mba haiko , fa tsy tadidiko ny sasany :)
"Matoa tsy nitady ahy tsony izy ngamba efa tofoka, na hafatra aza tsy napetrany , manoratra manorisory "
"Enao lay zay tiako indrindra nana...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/11/2005 10:47
Solitikabe
(
13/10/2005 00:07)
Tsy ilaina amin'ny fampandrosoana ve ny demokrasy?
Tsy ilaina amin'ny fampandrosoana ve ny demokrasy?
Io fanontaniana io no mipetraka raha mijery ny fandrosoan'ny sinoa sy ny Japoney ny mpitazana. Dia jerena koa ny tany vaventy rehetra, fa tsy misy i...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 14/10/2005 03:58
Solitikabe
(
13/10/2005 00:01)
Saika vita omaly ny fara-fitondran-dRa8
Tena nidiran'andro Ra8, ka dia efa saika faly be ny mpanohitra. Fa nidofotra ilay Helico tany Fandriana....
tohiny
novalian'i jentilisa ny 04/11/2005 07:10
memerz
(
12/10/2005 21:46)
klé molety sy tanalahy
niresaka ireto zatovolahy siantifika;
Dia hoy ny iray, ahoana no hanavahan'ialahy clé à molette sy tanalahy,
-teo ny iray dia nisaointsaina be teo ary tsy nanakvaly
-Dia hoy ilay iray hoe:hapetra...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:06
boubounezy
(
12/10/2005 20:01)
gasy musulman
fa maninn no lasa betsaka ny gasy mivadika musulman??? misy tombotso be ve ny manao musulman sa ny sa ny resaka christianisme no efa tsy milay, sa te hamampy isa ireo musulman ny gasy??? mety tsara an...
tohiny
novalian'i Naliy ny 16/11/2005 10:53
boubounezy
(
12/10/2005 19:42)
gasy musulman
FA MANINN NO LASA BETSAKA NY GASY MIVADIKA MUSULMAN??? MISY TOMBOTSO BE VE NY MANAO MUSULMAN SA NY SA NY RESAKA CHRISTIANISME NO EFA TSY MILAY, SA TE HAMAMPY ISA IREO MUSULMAN NY GASY??? METY TSARA AN...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 17/10/2005 14:54
zama91
(
12/10/2005 17:30)
projet autoroute d'ivato
toa ohatran'ny efa naheno aho hoe hanamboatra autoroute ra8 mampitohy an'Ivato sy alarobia ary periferika manodidina an'i tana,mba aiza ho aiza izy izay ankehitsiny ...
tohiny
novalian'i zama91 ny 01/05/2014 17:27
zama91
(
12/10/2005 17:26)
Rahoviana no hitranga ,no tonga bemolanga
Araka ny voalaza ny gazety panapress avy atsy la reunion dia voalaza fa misy reserve petrole tres important ao amin'ny canal de mozambique''en la comparant meme a la mer du nord''izay tena nampanakare...
tohiny
novalian'i zama91 ny 15/10/2005 10:12
Achia
(
12/10/2005 16:31)
mialatsiny fa
mialatsiny fa diso adresse io nataoko eo ambony io ry zareo a!:^):^)...
tohiny
novalian'i routa ny 19/10/2005 15:19
Achia
(
12/10/2005 15:44)
routa
manahoana e! izho ihany;;ilay misionera saika ho avy androhany dia tsy tonga fa misy tsy ampy ny ttasiny; ka @ manaraka indray zany:valio raha voaray...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/10/2005 07:55
nirvana
(
12/10/2005 13:09)
MITADY TRANO
Slt o! so dia mba misy mahita trano ahofa kay azfdy ? Ao @ ireto quartier reto: Ankadifotsy, faravohitra, Antaninandro, Ampandrana, Ambondrona. Misy jiro misy rano.
Loyer max: 450000 Fmg na 90000 Ari...
tohiny
novalian'i tranotovo ny 24/04/2017 09:47
ralambo
(
12/10/2005 05:29)
Tetezamita hono
Ahoana ry zareo no mba fijerinareo mikasika ilay hetsi-panoherana nataon'i Pr Zafy Albert, Pasteur Andriamanjato Richard, Voninahitra Jean E sy ireo Arema tany Toamasina ny asabotsy lasa teo. Hanangan...
tohiny
novalian'i Stone ny 14/12/2005 23:18
xxx
(
12/10/2005 04:48)
Hi hi hi hi hi hi ! MOn Père sy Frère
Hi hi hi hoy izah eto ambony
Marina izany fa tsy vazivazy
Fa misy le olona tena mpanala azy
Ka ato amin'ny namana miserasera
De maro rey olona ireny mon-Pères
Raha izaho aloha de tsy nahala...
tohiny
novalian'i cutie ny 31/12/2005 20:17
Herimiafina
(
12/10/2005 04:45)
Ny tena fitiavana anefa dia fandeferana, hehehehehe
Fa saingy tsy fantatsika tsara le atao hoe mandefitra fa lazaintsika fa fandeferana daholo izao rehetra ataotsika amin'ny olontiantsika izao.
Tantara iray momba ny fandeferana:
Tiako ilay olona ne...
tohiny
novalian'i hesham ny 07/11/2005 19:26
