gasy musulman

1. boubounezy ( 12/10/2005 19:42)
FA MANINN NO LASA BETSAKA NY GASY MIVADIKA MUSULMAN??? MISY TOMBOTSO BE VE NY MANAO MUSULMAN SA NY SA NY RESAKA CHRISTIANISME NO EFA TSY MILAY, SA TE HAMAMPY ISA IREO MUSULMAN NY GASY??? METY TSARA ANGAMBA NY MIDITRA @ IO NEFA NY OULA MUSULMAN ITAKO RETRA ZAY EFA HO 100% MINTSY TO MPAMONO VADY AMANJANAKA NO SADY MPANOPA RAZAN'OULA MINTSY SY MPITENY RATSY BE RA VO MITENY KELY NY VAVANY. FA ZA ALOU RAOULA TENA MATAOTRA ANIRENY MINTSY A! ITAKO ZAO EO AMPITA NY MISY AHY DE MAMELATRA TAPIS AO ANDAKOZY LE OUL DE MIVAVAKA BE MITSIGOLINGOLIKA DE VITA ZAY, MIFAMONO IZY MIANAKAVY SADY MIFAMALY BE.
DE INN FOTSINY ZANY NO NAMPENARINY CORAN NY MUSULMAN? "bismilah rouahman, rouahim, amdililah"
inn no itenenana anizany isakiny miteny ratsy sy mifoka rongony?
ALLAH OUAKBAR!!! aiz'Ialà!!!
2. Herimiafina ( 15/10/2005 02:28)
Odryiii, toa otran'ny efa hitako zany kou ty size ty zany marina. :-D:-D:-D:-D
3. boubounezy ( 16/10/2005 16:36)
ie fa diso za nanao azy lasa tany @ atseka atrany bira dé nafindrako dé lasa aty 2x, fa tsy olan'e!


Herimiafina:

Odryiii, toa otran'ny efa hitako zany kou ty size ty zany marina. :-D:-D:-D:-D



4. Herimiafina ( 16/10/2005 16:45)
Tsy olana kah, raha le siap tiko be izay nefa tsy tia ahy moa no azo adika indroa otsan'izao an, de ataoko tia be ahy njay le copie anakiray, hehehehe:-D:-D:-D:-D
5. hps ( 16/10/2005 18:56)
tsy dia misy olana firy amiko ny momba ny hoe: gasy musul.fa ny zvt tsapako dia ity ao ihany ireo manana but @ izy io zany hoe:mba hahatonga ilay namna gasy mankany hahay teny ARABO satria @ teny arabo ny fivavah.atao ao;anisan'ny condition notakiako tao mantsy izy io nandritra ny 2ans niainako tao saingy tsy nahitam-bokatsoa t@ izany misy koa risoriso ataon-dry zalahy hifidianana ireo gasy omena ilay fahalalana ka ny sisa manaraka ambokony fontsiny^:^
6. routa ( 17/10/2005 14:53)
hps>tsy azoko ny teninaofa azavao hoe azafady
7. boubounezy ( 17/10/2005 14:54)
ka otrany fahitako azy lé gasy mafiady sy mora fetsena reny mintsy no alaindry zareo an! fa ny teny arabo ndray @ko dé teny mila ianarana fa mety ry zareo no hanjaka erany zao totolozao ra ny fandiniako azy, ary no ho fiteny international afaka tona maro2 tsy haiko alou e! fa efa manomboka tena midomine erantany mintsy ngé ry zareo e!


hps:

tsy dia misy olana firy amiko ny momba ny hoe: gasy musul.fa ny zvt tsapako dia ity ao ihany ireo manana but @ izy io zany hoe:mba hahatonga ilay namna gasy mankany hahay teny ARABO satria @ teny arabo ny fivavah.atao ao;anisan'ny condition notakiako tao mantsy izy io nandritra ny 2ans niainako tao saingy tsy nahitam-bokatsoa t@ izany misy koa risoriso ataon-dry zalahy hifidianana ireo gasy omena ilay fahalalana ka ny sisa manaraka ambokony fontsiny^:^



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3882