Ny tena fitiavana anefa dia fandeferana, hehehehehe

1. Herimiafina ( 12/10/2005 04:45)
Fa saingy tsy fantatsika tsara le atao hoe mandefitra fa lazaintsika fa fandeferana daholo izao rehetra ataotsika amin'ny olontiantsika izao.

Tantara iray momba ny fandeferana:
Tiako ilay olona nefa fantatro aho fa tsy tiany sady tsy hahasambatra azy velively.
Avelako mandeha izy izany any amin,izay mahasambatra azy any, izay no mariky ny fitiavako azy.
Izay nefa le fandeferana.

Fa tsy le hoe, "tiako iny ka tsy maintsy azoko, tsy ankijery ze mba tian'ilay olona".
novalian'i hesham ny 07/11/2005 19:26
2. xxx ( 12/10/2005 06:40)
kou tsy mampalahelo be ilay mitia raha izany?
marina alou ny anao eh. izay tia mahafoy eh.

ahoana mou ilay fitenin'toi azy ...
"za zany lasa te handefitra be mahita io nosoratanao io" :°)
3. xxx ( 12/10/2005 08:37)
ny fandeferana ve hoe zavatra iray tsy tianao na tsy tantinao nefa tsy maintsy ataonao na zakainao na iaretana koa? de misy fetrany ihany io rehefa ela ny ela...
4. Herimiafina ( 12/10/2005 12:11)
Ny fandeferana? Tsy tena izay fa "la compréhension" izao dia anisany. Tsy haiko ny mandika an'io amin'ny teny malagasy.:-D:-D:-D:-D
5. ravakamalala ( 12/10/2005 12:33)
Vero notaingenampody,tsy folaka fa milefitra.
6. Herimiafina ( 12/10/2005 12:37)
Tsy tena izay kou fa "Vero notaingenampody, nanontany anlé fody alou hoe firy kilao enao vao nanaiky notaingenany". hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Iza no mahalala raha fody iray kilao no te-hitaingina eo. Folaka ihany ny farany. hehehhee

7. ako ( 12/10/2005 15:59)
ilaina ny fandeferana fa tokony ny andaniny 2 kosa fa raha tsiy izany mandringa e!bonn daholo:idea::idea::idea:
8. zefalah ( 12/10/2005 18:02)
ilaina le fandeferana,fa rehefa tafaotra de tsy mety.
zavatra rehetra misy fetra,na ny fofonaina aza misy fetra ko...maika fa ny fitiavana?
9. cutie ( 12/10/2005 18:16)
fa in aza ny antony andeferena ??
10. Herimiafina ( 12/10/2005 18:16)
Zany hoe zany misy fetra ny fitiavana ry zefalah an?
11. cutie ( 12/10/2005 18:26)
toa misy fetra daholo ny zava-drehetra , sa tzy zany ??
12. Herimiafina ( 12/10/2005 18:30)
Mrivo kely ne zany fitiavanao zany ry cutie e? hehehehehe:-D:-D:-D
13. cutie ( 12/10/2005 18:41)
fiainana daholo zany ka ahona lol
14. Herimiafina ( 12/10/2005 18:44)
Tsy aleonao miaina bebe kokoa ? Manao fitiavana tena izy sady laina be no tsisy fetrany. hehehehehe Kroi-moi, c bien. hehehee:-D:-D:-D:-D
15. cutie ( 12/10/2005 18:48)
fa za nga heverinao fa tsy miaina??
le fandeferana anie no resaka eto e .lol
16. Herimiafina ( 12/10/2005 18:50)
Cutie, fiainana daholo zany hozy enao ary ko.

Nefa fiainana = fitiavana.

De raha misy fetrany ny fitiavana de misy fetrany ny fiaianana.

De hoy zah hoe, tsy aleonao miaiana bebe kokoa, anle fiainana tsy misy fetra, fitiavana tsy misy fetra,
17. cutie ( 12/10/2005 18:54)
tsy vita moramora @ fitiavana fotsiny kou anie ny fiainana e
18. Herimiafina ( 12/10/2005 18:55)
Eny ary e, mandefitra njay zah e, heehhehehehe:-D:-D:-D
19. cutie ( 12/10/2005 18:57)
zay mitsy kou no tena tokony ataonao lol
20. Herimiafina ( 12/10/2005 19:04)
Otran'ny mampandefitra be na ny anaranao fotsiny aza, hehehehehehe lol lol. :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2093