Ny tena fitiavana anefa dia fandeferana, hehehehehe
121. Herimiafina
(
18/10/2005 02:56)
De izoa zany no voalohany, tsy maintsy misy voalohany ny zavadrehetra, somary marary kely fa fitiavana daholo de hiafio eo, hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
123. Herimiafina
(
18/10/2005 03:07)
Eny ary e, zah ary mba ampenaro e, misy zavatra bedabe mbola tsy haiko any aminao any. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
124. hesham
(
18/10/2005 03:20)
Mitadiava mpampianatra hafa fa tsy za sady tsy niofana ny ho mpampianatra aho .:-D:-D:-D
125. Herimiafina
(
18/10/2005 03:21)
Ka enao no tiako ho mpampianatra fa zah tsy hitady zany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
127. Herimiafina
(
18/10/2005 20:52)
Tena efa nofanina ny ho ratsy totra mintsy le hesham ty, inn daholo no niainanao mahatonga anao masika be dirandoza otran'izany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
128. hesham
(
19/10/2005 02:01)
hihihih te hiofana aty amiko anga . Ny nahatonga ahy niaina sy masika dirandoza dia noho ny fifanoratako @ olona dirandoza tahaka anao .:-D:-D:-D:-D
129. Herimiafina
(
19/10/2005 03:50)
Dirandoza zany enao, tena dirandoza be mahintsiny, fa manoratra avy de efa azondoza, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
130. hesham
(
19/10/2005 17:19)
:-D:-D:-D:-D samy dirandoza zany sady za mbola tsy nidiran`izany .:-D:-D:-D:-D:-D
131. Herimiafina
(
20/10/2005 03:48)
Fa inn zany no efa niditra tany aminao no nahatonga ano toy izao? hehehehhee:-D:-D:-D:-D
133. lilbon
(
22/10/2005 06:30)
hesham kosa be mpitia e!:):):)
sao de lasa aty njay le filaharana !
lasa filaharana hesham =))=))
za alou raha vao mahazo eo de tsiss ho an'lisany zany eo ry heri fa za tia tena be :-D:-D:-D:-D
sao de lasa aty njay le filaharana !
lasa filaharana hesham =))=))
za alou raha vao mahazo eo de tsiss ho an'lisany zany eo ry heri fa za tia tena be :-D:-D:-D:-D
134. Herimiafina
(
22/10/2005 13:55)
Ngah moa ialahy hanaraka azy foana, mety makany amin'ny douche izy mety makany ankaboné de zah nefa efa miandry any, hehehehhee:-D:-D:-D:-D