Ny tena fitiavana anefa dia fandeferana, hehehehehe

61. Herimiafina ( 16/10/2005 17:04)
Eeeeh, fa maninn no tsy ampiasaina ry tonaka e, lozitra eo an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
62. hesham ( 16/10/2005 17:08)
Refa tena may ny endimboanjo vo ampiasaina ka .
63. Herimiafina ( 16/10/2005 17:11)
Tia manendy voanjo kah enao, zah kou, hehehehe:-D:-D
64. hesham ( 16/10/2005 17:15)
ie , tena tia manendy . fa le mamofy azy refa vohendy tena milay satria sady mihinana kely.
:-D:-D
65. Herimiafina ( 16/10/2005 17:16)
Hehehehe, de le misokitra le tainify amin'ny curedent iny koa favy an, hehehehe :-D:-D:-D:-D
66. hesham ( 16/10/2005 17:19)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D dainnnn
67. Herimiafina ( 16/10/2005 17:20)
De le somary averina atelina kely ze voasokitra, mbola favifavy kokoa, hehehehe:-D:-D
68. hesham ( 16/10/2005 17:22)
Ka iny efa otomatika averina atelina ka , sokirina de jerevana kely le tainify de averina any ambava hihihihihi:-D:-D:-D
69. Herimiafina ( 16/10/2005 17:23)
Ary efa hainao mihintsy an, efa fanaonao kou ngah io? hehehehehe:-D
70. hesham ( 16/10/2005 17:27)
Ka le izy sokirina de tsy hay hoe atsipy aiza .:-D:-D
71. Herimiafina ( 16/10/2005 17:28)
Tandemo sao lasa any anaty vilian'olona an. hehehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D

Raha tsy hoe vadinao angaha le olona.
72. hesham ( 16/10/2005 17:32)
Na lasa any ary dainn be mintsy . Tsy hoaniko na vadiko ary kle dainnn . Aleo sokirinao ao mbava de ao ihany izy atelina fa tsy mila jerena tsony .hihihihi
73. Herimiafina ( 16/10/2005 17:35)
Esy e ry ma très chere amie hesham, ny tena fitiavana nefa de fandeferana.
74. hesham ( 16/10/2005 17:39)
Za anie mety handefitra fa za kosa alohan`ny handeferako tsy maintsy mifanazava e.
75. Herimiafina ( 16/10/2005 17:44)
tena tsara be zany toetranao zany anaka, izay le izy.
Tsy leferina jamba be daholo zakory zao rehetra izao fa manajary mamosavy olona ianao. lasa tsy mivoatra itsony le olona fa zaka manjakazaka satria ianao mandefitra be.

Fa asiana fifanazavana be de zay vao mandefitra.


Ahoana moa izy izay?
Androany ny mpiasanao mangataka vola aminao, de omenao.
Rahampitso izy hindrana ny ordi-nao de omenao.
Rafak'ampitso izy hindrana ny akanjonao de menao.
Hindrana ny fiaranao njay izy avy eo de omenao,
Farany hindrana ny vadinao izy.
76. hesham ( 16/10/2005 17:48)
:-D:-D:-D:-D:-D dieny vo mangataka de efa tsy omena ka
77. Herimiafina ( 16/10/2005 17:51)
Ie misy koa izay, ny iantsoana an'izay de "tsy fitiavana" hehehehehe :-D:-D:-D:-D
78. hesham ( 16/10/2005 17:56)
Tsy fitiavana ilay mpiasa ve non kosa . Tsy zarina omena izy araka ny teninao fa manjary tiny azo daholo zao rehetra zao.
79. Herimiafina ( 16/10/2005 18:00)
Misy karazany koa ny mpiasa fa tsy le nangalatra ny akanjonao iny ihany kah, olona samihafa ireo fa tsy mitovy daholo ka tsy azo traitre-na mitovy.

Misy ny azo omena
Misy ny tsy azo omena

Fa isika noho ny tsy fitiavana dia tsy mahalala mandinika izy intsony hoe azo atokisana ve ity olona ity sa tsia.

Tsy vooatery fankahalana ny tsy fitiavana, fa ny tena tsy fitiavana de le tsy firaharahiana ka raha tsy hainao ny toetry ny mpiasanao dia tsy noraharahinao ho fantarina izany ilay toetrany.
80. hesham ( 16/10/2005 18:04)
Za anie manome fa tsy isaka izy mangataka dia omeko fona e . Ary na tsy mpiasako ary fa na olona manantona ahy ka mangataka zavatra ananako dia omeko fa tsy isaka izy mangataka dia omeko fona , mba mahay manao NON ihany za indraindray refa hitako fa hanimba ny zavatra mety hitranga @ manaraka .Ilay zavatra ananako akory sanatria tsy ny tenako na vadiko fa vola ohatra na akanjo sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1631