Ny tena fitiavana anefa dia fandeferana, hehehehehe
102. hesham
(
16/10/2005 22:55)
Mba faly re za mahita ny asanao . Nga tsy tokony himeme refa mba falifaly ny ao ampo .Maha ela velona anie ozy mamanay ny mitsikitsiky lava e.aleo njai za ho tezitra e
105. Herimiafina
(
17/10/2005 01:26)
Ie, fomba fitenin'ireo olona tezidava ireny io fiteninao io, hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
106. hesham
(
17/10/2005 11:54)
eeeeee , indrisy mantsy ry mpaminavina trop . Hatramin`ny fiteniko avy moa imaginenao kou.:-D:-D
107. lilbon
(
17/10/2005 12:30)
ary reto olona reto indray mou zany no tena ato amity dinika ity an :):)8O
ahoana mou zany ry herimiafina enao tia fa izy tsy tia de avelanao andeha izy ? toa tsiss tanatara:^) zany !?tsy raikittra koa!??:?::roll:
ahoana mou zany ry herimiafina enao tia fa izy tsy tia de avelanao andeha izy ? toa tsiss tanatara:^) zany !?tsy raikittra koa!??:?::roll:
108. lilbon
(
17/10/2005 12:31)
fa izao no tantara !
za tia , izy tsy tia , fa zahay nifankatia, de avy eo izy navelako nisafidy !:^):^):^)
za tia , izy tsy tia , fa zahay nifankatia, de avy eo izy navelako nisafidy !:^):^):^)
110. Herimiafina
(
17/10/2005 19:30)
Zany lty ry lilbon an, tia anlah hono izy, hehehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
111. boubounezy
(
17/10/2005 20:09)
mahaiza mandanjalanja tsara ary fa refa diso mametra kou dé tsy misy zavatra anjary eo
zefalah:
ilaina le fandeferana,fa rehefa tafaotra de tsy mety.
zavatra rehetra misy fetra,na ny fofonaina aza misy fetra ko...maika fa ny fitiavana?
113. Herimiafina
(
18/10/2005 01:49)
An3, zah sy lilbon afaka mizara anao tsara mihintsy kah, tsisy olana, hehehehe:-D:-D
114. hesham
(
18/10/2005 02:01)
Inao ve aloha mahay teny gasy e , IANAO HOY AHO TSY TIAKO mbola mi insiste ihany . :-D:-D:-D:-D
115. Herimiafina
(
18/10/2005 02:03)
Inn dikan'izany "tsy tiako" izany, mbola tsy naheno izany teny izany mintsy zah hatry ze niainako, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
116. hesham
(
18/10/2005 02:20)
Anga ianao afaka mihaino ahy , nga tsy mijery sy mamaky fotsiny .:-D:-D:-D:-D:-D
117. Herimiafina
(
18/10/2005 02:24)
Tena enaranao mintsy mantsy ny frapiko ry hesham an, tsara kah, fa raha te-hanaraka ahy enao de tokony ilaozanao daholo ny fianakavianao sy ny fanananao rehetra, fa moramora ho an'ny fanjaitra ny miditra ny vodindrameva noho ny enao miditra ny anah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
118. hesham
(
18/10/2005 02:34)
Innnnnn annnn , ianao irery anga no manampahalalana , sa ianao irery no nandalo sekoly .:-D:-D:-D:-D:-D
120. hesham
(
18/10/2005 02:53)
Tsy mbola nanana mpampianatra manana anarana herimiafina aloha za e .:-D:-D:-D