Ny tena fitiavana anefa dia fandeferana, hehehehehe
81. Herimiafina
(
16/10/2005 18:06)
Izay mahintsiny no tena izy mon amie hesham.
Hono hoa, mba meo bisous kely any aminao any aloha fa tena maina be e. hehehehehe :-D
Hono hoa, mba meo bisous kely any aminao any aloha fa tena maina be e. hehehehehe :-D
86. Herimiafina
(
16/10/2005 18:28)
Mbola mankafy be anlé izy kah, hehehehe, fankafizana zany an, aminao le izy calin fa aminah le izy plis ke sa, hehehehe:*
87. hesham
(
16/10/2005 18:37)
Jerevo tsara le sariko sy ilay anao fa tsy mitovy kosa e . Tsy midika akory za tsy mankafy ka.
88. Herimiafina
(
16/10/2005 18:39)
Hay enao mankafy ihany? Maninn aza no tsy tonga de notsorina ny marina, inn zao ny mahamenatra amin,izany? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
89. hesham
(
16/10/2005 18:43)
Za anie mitsotra aminao ny marina hoe ankafiziko ny calin e , zay no nanomezako azy .
90. Herimiafina
(
16/10/2005 18:45)
De calin de mety lasa lavitra de lasa tsain tsain de laza zàzà. hehehehehe, za zany te hanana zaza sahady. hehehehehe :-D:-D:-D:-D
91. hesham
(
16/10/2005 18:49)
Calin fotsiny fa tsy tsain tsain ny ahy ka . Nenao angamba no tinao itariny fa ny ahy calin ihany . Tena te hi tsain tsain mafy mintsy anie nareo zany e .Za koa efa mananjanaka kay .
92. Herimiafina
(
16/10/2005 18:52)
Kay mahafatifaty be zany zao an, raha io fahitako ny tarehinao io no jerena tena mety tena jolie kely mitovy amin'ny mamany an. hehehehe :-D
93. hesham
(
16/10/2005 22:28)
Grave mintsy raha haminavina ianao an . Za nefa ratsy be .Saingy mahafatifaty tahaka ny rainy ilay zaza .
94. Herimiafina
(
16/10/2005 22:31)
Eeeeh, ratsy be ve enao? Eeeeeh, ratsy vitana zany razoky. lol. lainga kambony e. hehehehehe. :-D:-D
95. hesham
(
16/10/2005 22:33)
Ka tiana anie mitombo tare e , ny vadiko zao hitako bogosy be nefa mety tsy bogosy @ sasany , vome koa tsara amizay za rery no tompony fa tsy alain.
97. Herimiafina
(
16/10/2005 22:36)
De enao nefa mahita hoe enao ratsy be, tokony hijery kely le takelaka mitondra ny lohateny hoe :mahaiza mankasitraka ny tenanao, izay nosoratan'i herimiafina ary amin'ny fiaraha-monina ary enao.
Raha io toetranao io nefa no jeren'ny bandy mpakafy psycholojia otsanah izao de hita hoe mety favifavy enao, hehehehe :-D:-D:-D:-D
Raha io toetranao io nefa no jeren'ny bandy mpakafy psycholojia otsanah izao de hita hoe mety favifavy enao, hehehehe :-D:-D:-D:-D
99. Herimiafina
(
16/10/2005 22:43)
Zay no asako mpaminavina ary miteny zavatra mifanandrify amin'ny tena mety ho marina. :-D:-D:-D:-D
100. hesham
(
16/10/2005 22:47)
Kay moa hoe maminavina ary miteny zavatra mifanandrify @ tena METY marina . Mazava tompoko:-D:-D:-D:-D