Ny tena fitiavana anefa dia fandeferana, hehehehehe

21. cutie ( 12/10/2005 22:46)
de lefero miadana ao e lol
ary nagalatahaka i herimiafina zany
22. Herimiafina ( 13/10/2005 00:51)
Fombako io tany ampianarana, fa ny ahy mbola nampiako misimisy kokoa hatrany mba ho tsaratsara kokoa hatrany de saika nahazo vingt sur vingt tamin'izay.

Halatahaka nohatsaraina no tena talentako, hehehehe:-D
23. cutie ( 13/10/2005 03:56)
le lol zany nolazaiko zany we mangala tahaka :-D
24. Herimiafina ( 13/10/2005 04:28)
Hehe de ny ahy nataoko hoe "lol be" de 20/20 fa ny anao "lol" fotsiny de 15/20. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
25. estine ( 13/10/2005 06:30)
fiandeferana koa ny fitiavana 'zany hoe reciproque fona ny fitianana na@inona*2 .
io no idealy @fitiavana
26. xxx ( 13/10/2005 08:22)
Tena azo lazaina fa "sacrifice" izany ary tena mendrim-piderana tokoa.
Izany tokoa no tena atao hoe FITIAVANA....satria tsy misy fanerena fa tena mampisaina sy mampieritreritra lalina !
27. Herimiafina ( 13/10/2005 11:40)
Ountsoooo, hendry, hehehehhee:-D
28. xxx ( 13/10/2005 12:49)
za koa izany mba te hitia fa mbola tsy nitia:-D
29. Herimiafina ( 14/10/2005 00:09)
Zany ngah no betsaka any, enao aza efa mahay miafina aminlé anarana hoe xxx kou tsy mahay mitia tsy mahy mitia. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
30. cutie ( 14/10/2005 03:19)
tsy mbola nitia hono koa , fa tsy we tsy mahay mitia :roll:
31. Herimiafina ( 14/10/2005 03:26)
Inn mahasamihafa an'izany ry cutie? Mba hazavao anah hoe hahitako ny halalin'ny eksperiansa hanananao?:-D
32. cutie ( 14/10/2005 03:34)
andraso eo paoly :-D
33. Herimiafina ( 14/10/2005 03:36)
C ki paoly? Un copin à toi?
34. cutie ( 14/10/2005 12:44)
efa haiko mitsy fa zay no ho valiny :-D
35. Herimiafina ( 15/10/2005 00:16)
Hay ve e, kou tsy tonga de tenenina hoe coopin-ko i paoly fa tenitenenina en l'air fotsiny otsan'izany eo.:-D:-D:-D:-D
36. hesham ( 15/10/2005 00:57)
Herimiafina , cutie :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. cutie ( 15/10/2005 03:30)
hesham, mampime be e :-D
38. Herimiafina ( 15/10/2005 03:34)
hesham, cutie :-D:-D:-D:-D:-D
39. cutie ( 15/10/2005 03:39)
tena vo maika mampime niampy an'i herimiafina lol
40. Herimiafina ( 15/10/2005 03:41)
mampimé be ngah ny pôziko?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2474