Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
estine
(
18/10/2005 06:57)
Fanolanana, ara-moraly sa ara-siantifika?
Teo @fianan'ny malagasy dia mipetraka foana ilay hoe FADY io no miteraka thotra ka nahaizany nahatsiaro tena @izay aataony (tsiny /tody).Tsy misy nanohitra io teo @fiarahamoniana malagasy .Taty aorian...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/10/2005 07:27
xxx
(
18/10/2005 06:07)
Fitiavan-tena ny zanak'olombelona e!
hapetrako aminareo ny fanontaniana hatraiza ny fitiavan'ny olona iray vola misy manko atao hanakarena amin'ny tsy rariny satria mampanjanam-bola na dia havany izao aza no tsy manana fa mindrana any am...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/10/2005 17:56
Solitikabe
(
18/10/2005 04:56)
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko. Ka fitaovana inona no tena tsara atao fanomezana ho azy?
Solitika be...
tohiny
novalian'i jaira ny 15/11/2005 10:27
akamatiana
(
18/10/2005 04:44)
Serasera Mobile!
Houn waaa kay e!! ho anay tsy mbo mahita ordi mandritra ny semaine tony ,mitady fika mba ahafahana manokatra serasera e! amin'ny mobile io , ka zao afaka manokatra ny compte , mandefa hafatra fa [b]...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 20/10/2005 18:09
RIANTSOA
(
18/10/2005 01:57)
tano mafy izay anananao
"TANO MAFY IZAY ANANANAO MBA TSY HISY HAKA NY SATRO_BONINAHITRAO".Ho antsika rehetra izay lazaina fa kristianina.Aza dia mitsikera ny fiangonana na ny finoana satria tsy afaka miteny isika fa diso izy...
tohiny
novalian'i namanao ny 17/11/2005 15:02
RIANTSOA
(
18/10/2005 01:39)
informatique
Raha misy te-hanao concours @ENI ka atao oe ao tsara izy t@ terminale indrindra C dia ny logique no sarotra .Zay aloha ny t@ herintaona é sy izay efa fantatra.Ho anareo izay mikasa fa tsara ny mahay ...
tohiny
novalian'i miarina ny 20/10/2005 20:56
LazaRandri
(
18/10/2005 01:17)
Vady tokana
- raha manambady roa ianao dia izay ilay antsoina hoe [b]bigamy[/b]
- raha manambady maro dia izay ilay antsoina hoe [b]polygamy[/b]
- raha manambady tokana kosa indray hono dia ... [i]monotony[/i] ...
tohiny
novalian'i gasitiako ny 22/11/2005 10:50
LazaRandri
(
18/10/2005 00:47)
Loza noho i Mailhol koa ity Vo.inahitsy
Raha miresaka aminareo rangahy iny dia teneno azy fa [b]miteny ratsy ny Fanahy Masina[/b] izy ary feno "bitternes" ny fony.
[quote=La gazette]« Je vous donne deux semaines et ce régime sera disso...
tohiny
novalian'i Razouzou ny 06/11/2005 19:00
era
(
17/10/2005 19:36)
TEATRA GASY
jereo ao amin'ny radio vazo gasy ny andinindininy, fa tena toa sady mety ho fety no fihaonana ihany koa, ao amin'ny dokam-barotra efa misy resaka mandeha...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/10/2005 02:56
zefalah
(
17/10/2005 19:02)
fenarako
manaona o!
zaho dia mitady evitra aminareo.
mpianatra aho,ary teren'ny tsy fisina dia voatery miasa,zany hoe sady mianatra zao no miasa?
ka moa ve mety ampisy fiantrekany amin'ny fianarako io asa a...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 05/11/2005 21:55
zefalah
(
17/10/2005 17:46)
ho anareo kristianina havana
miarahaba anareo ny tenako.
refa namaky moa zaho dia nahita an'lay teny hoe: NY JALY SY MATY HO ASIKA JESOA KA NANALA NY FAOTASIKA.
fantanina..
de ra marina io teny io..dikan'zany na mpanao ratsy n...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/10/2005 21:47
boubounezy
(
17/10/2005 15:03)
tena fandeferana ny tena fitiavana
ho anareo lelah mahaiza mandefitra @ olotinareo fa tsy hoe akory ny lelah dé tsy maintsy somary tsy manisy hasina ny vevavy. tsy ahazo vady maharitra eo angé nareo e! satry ny vevavy madefitra kouko...
tohiny
novalian'i lapino ny 23/11/2005 19:27
mandrindra
(
17/10/2005 13:46)
Iza moa andriamanitra ?
Ho anareo mpino, mba hazavao hoe iza marina moa izy io !!
Inona ny heriny, ary hatraiza ny fetrany?
Izy marina ve no mahafehy izao tontolo izao, raha eny amin'ny fomba ahoana?
Inona no andrasany...
tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:42
Levy
(
17/10/2005 13:33)
Famakiana boky ...
Marina amin'izao fotoana izao fa maro sady mety ho lafatra ny "informations" sy ny hevitra azo trandrahana @ internet. Fa taranjam-pianarana sasany dia mbola ny vaky boky aloha no mbola manan-danja sy...
tohiny
novalian'i eucalyptus ny 02/11/2005 10:25
MOUSTE
(
17/10/2005 13:06)
Vazo milay
Tsara daholo
Za mba mitady ilay tonony hiran'Ny Ainga ilay hoe : RAFOTSY SARO-PIARO iny re raha mba mahita nareo
Dia misaotra mialoha
RAMOUSTE...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/10/2005 18:43
xxx
(
17/10/2005 07:52)
fanontaniana nanitikitika
aona kay ny hevitrareo ny momba ilay olona miaraka dia ilay ramatoa oatra efa niteraka 3 nefa ilay bandy mbola tsia dia nifankatia (hivady)...
amiko rehefa mifankatia ilay olona dia izay , kanefa...
tohiny
novalian'i lilbon ny 21/10/2005 12:21
LazaRandri
(
17/10/2005 02:48)
Jesoa sy ny fomban-drazana
Fomban-drazana ve sa Tenin'Andriamanitra no narahin'i Kristy? Ahoana ny fandraisanao ny tantara ao amin'i Marka 7 ?
5 Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: [b]Nahoana ny mpianatra...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/10/2005 03:43
facri
(
16/10/2005 21:47)
teny gasy
Fa angaha moa tsy teny gasy no antony hidirana ato @namana serasera!Tsy be kizitina akory fa rehefa mamaky ny ankamaroan'ny ny hafatra mantsy dia mialtsiny ny rehetra fa hoe tsy zatra manoratra teny g...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 25/10/2005 21:00
hps
(
16/10/2005 18:47)
talenta nomen'Atra
Anisan'ny endrin-javatra iray nanaitra ny fiangonana nivavahanay androany ny fandraisan-tanana an'i Tahiry Pazzapa sy Santatra coup de pousse izay samy nibata ny fandresena t@ fifaninana nataon'ny RTA...
tohiny
novalian'i hps ny 25/10/2005 18:29
Herimiafina
(
16/10/2005 15:06)
Mitady hiran'i Apost - Manantena.
Na tonony na inn mombamomba zy, misy CD ve? Toa tsy hitako ao amin'ny rvg mantsy nefa tiako atolotra be hoa anreo mainankavy, hehehehehe :-D:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 17/10/2005 04:03
