Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fiaritiana ( 25/10/2005 18:52)
Sean Paul Dago
nanao ahoana ry reto ny Sean Paul tany Dago? tena nitsiriritra fotsiny izay tsy afaka e!!... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2005 12:07
nanourand ( 25/10/2005 18:21)
Akamantatra
Nitsoraka tao anaty rano hono ny Karana dia lasa océan indien le rano Dia nitsoraka tao anaty rano indray ny afrikana dia lasa mer noir Dia notsoraka koa ny peau rouge dia lasa mer rouge Dia nitso... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 16:42
nanourand ( 25/10/2005 16:54)
Aminareo iza no mety ho candidat potentiel hifaninana @ ra8?
Aminareo iza no mety ho candidat potentiel hifaninana @ ra8? sa ny sala-pahavitrihana no ho kandida ifanandrina aminy? ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 01/11/2005 13:21
Naliy ( 25/10/2005 14:13)
aza mivady @ arabo ry zavavy a
Miarahaba anareo Handeha hihaino radio aho dia misy pub hoe [b][u]Arab sex Meet Tens of Thousands of Muslim Singles for Love or Friendship. www.MuslimFriends.com [/u] [/b]ao anatinilay pejy, na fah... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2005 22:58
jentilisa ( 25/10/2005 13:13)
fanarenana ny rova, demagozian-dRavalomanana
Milaza hanarina ny rova ny filoha. Izaho dia sahy miteny fa tsy ho tontosa mihitsy izany...tsy misy rahateo ny vola hanaovana izany fa natao hisintonana kil fotsiny io amiko. Tahaka ny hotel de ville... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:47
andrykely ( 25/10/2005 12:00)
aiza ary izy
Za ry zareo hatramin'izao dia mbola eoam-pitadiavana ilay tovovavytokan'ny foko a.Ilay "idealy"Izy dia sipa lavalava zarazara hoditra,tso tso-bolo,sariaka,tsotra,tia tsikitsiky.Raha vehivavy ianao io,... tohiny
novalian'i xxx ny 07/11/2005 15:16
pissoa ( 25/10/2005 06:54)
ankalazao ny Tompo
Miarahaba, mba mitady hiran'ny Ankalazao ny Tompo raha misy afaka mametraka ao @ tononkira ... tiko daholo, fa indrindra ilay hiran'ny tolona ireny raha misy mahay. [tanindrazako - andao ento miak... tohiny
novalian'i Mafitoto ny 09/11/2005 18:09
Aroniaina ( 25/10/2005 06:36)
Fiangonana nidina
Ahoana indray ry zareo ity fiangonana hambenana GIR sy police mitana fiarovana ity ao amin'ny FPVM atsy Antaninanandrano io an! Dia ahoana ny hevitrareo amin'io ry azy... tohiny
novalian'i vetsoko ny 25/12/2005 09:26
pika ( 25/10/2005 05:32)
tsy mbola fotoany izao hoy ny TIM
moa ve hampandroso an'ny dango ny tsy haneken'ny TIM fa mbola tsy ilaina ny famontsorankeloka t@ resaka politika teo, ny lalampifidianna izay notsikerainy fa tsy mety dia rehefa tonga teo @ fitondrany... tohiny
novalian'i gasmlay ny 29/10/2005 12:47
antso2005 ( 24/10/2005 20:46)
Aody ny aty NY - Misy afaka mampiatrano ve?
Manaona daholo indray nareo e! Fanotaniana tsotra kely. Misy afaka mampiatrano ve za 2 na 3 andro mandrapahita trano milay aty NY? Tsy vazivazy io an.... tohiny
novalian'i rabejo ny 15/11/2005 17:08
miarina ( 24/10/2005 15:46)
Mitady olona aty Varna
Za zany mba olona aty Varna indray no tadiaviko fa tsy ol ao dago sao de misy aza e... tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2005 22:41
diamondra27 ( 24/10/2005 14:58)
namana tsy mendrika
azo atao ve ny mi- denoncé namana eto @ serasera raha manana fihetsika tsy mety le olona? Tsy problème personnel fa ifandraisan'ny be sy ny maro toa ny fisolokoina ohatra... tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2005 22:27
zefalah ( 24/10/2005 14:08)
majamoro
miarahaba tompokilahy,miarahaba tompokivavy. mba te antany ny tena de mba manoratra. raha jerena de mirona any @ lay fitiavana doly doly ny tanora ankehitsiny,zaho koa ao anatiny. ka hoy aho hoe: M... tohiny
novalian'i maditra ny 26/10/2005 06:21
bichette ( 24/10/2005 13:16)
sakafo vegetarianina
salama tompoko ! raha misy olona tsy mihinana hena ato, mba azonao tantaraina ve ny fomba fisakafoananao ? repas equililbré... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:54
xxx ( 24/10/2005 11:16)
lehilahy mitady sipa
20 - 23 taona ny olona tadiaviko ,tsotra, tsara toetra,tsara tarehy ( tsy voatery ho tsara be ), lavalava fitia_virtual@yahoo.fr... tohiny
boubounezy ( 24/10/2005 11:09)
inn no atao hoe:hypocrity sy ny vatambatampiteny
gaga iany za réoul fa misy lé oul atao hoe hypocrite dé hoe malala fomba zany na misy tacte reo oula reo ra ny fijeriny maro. @ko nefa ny hypocrisie dé avy @ teny hoe mandainga. dé misy ohatra ny... tohiny
novalian'i vale ny 21/11/2005 19:16
majakely ( 24/10/2005 09:49)
manaratsy foana!
Misy olona iray izay ato amin'ny namana I X no pseudo -ny hahafantarako azy(tsy haiko marina hoe iza izy io ??),mametraka tsikera betsaka izy ao amin'ny sary rehetra !!!Tonga lafatra hono izy,manequin... tohiny
novalian'i kally ny 09/11/2005 11:36
ravatorano ( 24/10/2005 07:52)
feno zato taona ny rugby malagasy amin ity taona ity
Manomanana ny fahazato taonan'ny fisian'ny baolina lavalava na ny rugby idsika eto Madagasikara. Tany amin'ny taona 50-60 tany no tena nalaza ny rugby malagasy satria nanao fihaoana hatrany frantsa a... tohiny
hery ( 24/10/2005 07:24)
Ary raha homo ?
Tohin'ilay resaka sarimbavy sy sarindahy tatsy. Raha toa ka misy namanao tena namanao na ao amin'ny fianakavianao (rahalahy na anadahy na anabavy na rahavavy) na koa ny zanakao miteny aminao tampoka ... tohiny
hesham ( 24/10/2005 01:23)
Maninona raha tsy ...
Maninona kay ny vehivavy sasany tsy mety raha tsy manao makiazy .Misy dia tsy sahy mivoaka trano mihintsy raha tsy manao an`io , volomaso esorina , lokomena sns ... .... tohiny
novalian'i lilbon ny 17/11/2005 11:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5898