Mitady olona aty Varna
1. miarina
(
24/10/2005 15:46)
Za zany mba olona aty Varna indray no tadiaviko fa tsy ol ao dago sao de misy aza e
novalian'i fijo ny 04/11/2005 22:41
7. miarina
(
25/10/2005 18:38)
Maninona aza raha tsy manotanitany foana tahakizany. Jereo ny google refa tsy hay koa lol Merci herimiafina a
11. miarina
(
26/10/2005 07:57)
Hey indrisy nga fidiny ho ahy ny monina rery aty.
Tany Paris za taloha fa miavona daolo ny gasy tany de aleoko mankaty sady aty no misy ny tiana e
Tany Paris za taloha fa miavona daolo ny gasy tany de aleoko mankaty sady aty no misy ny tiana e
12. xxx
(
26/10/2005 09:06)
Hay koas tsy irery ianao izany koa
Aza atao hoe "miavona daolo" izany kosa e, raha nifanena isika dia hitanao fa izaho tsy tao anatin'ilay "daolo" ... marina e
Aza atao hoe "miavona daolo" izany kosa e, raha nifanena isika dia hitanao fa izaho tsy tao anatin'ilay "daolo" ... marina e
13. mandrindra
(
26/10/2005 13:11)
fa maninona no ataon'i miarina hoe miavona daholo ? efa nifanena tamiko ve i miarina?
14. vahiny2004
(
27/10/2005 08:36)
dadabe:
karakarao ao izy e
film efa nandeha zany hoe gasy any paris miavona izany:°)
hita ho aho
20. Veloo
(
31/10/2005 21:33)
xxx a betsaka ny resaka vofafa tato kle. Tadidiko tsara i miarina niteny oe any samoa izy.
zany xxx mba manao malala zany ko tsssss mba asivo anarana lety a:roll:
zany xxx mba manao malala zany ko tsssss mba asivo anarana lety a:roll: