Mitady olona aty Varna
21. Herimiafina
(
01/11/2005 01:02)
Ry Veloo kou de tena jamba mahintsiny klé, efa asian'i dadabe sonia io mbola tsy fantany ihany. I dadabe anie hoa na hiafina aza mifoka sigara foanae, hehehe:-D:-D:-D
25. fijo
(
03/11/2005 21:00)
raha tsy inona ve koa any amin'ny tany tsy misy devoly any no hitady bandy