Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 02/11/2005 13:01)
Fandefasana SMS
Mba lasa ihany ny eritreritro, asa raha mba azo atao eto amin'ny serasera ny fandefasana sms amin'ny portable amin'ny alalan'ity site ity? Mety mbola ho sarotra angamba ô!... tohiny
hery ( 02/11/2005 11:23)
Miala any ny serasera finday (wap)
Ho an'ireo izay te hamaky hafatra amin'ny telephone portable dia azonareo andramana ny serasera wap. Ampidiro ao amin'ny finday fotsiny ny adiresy [b]http://wap.serasera.org[/b] Raha misy sosokevit... tohiny
RHTP ( 02/11/2005 06:11)
Ahoana ity fitsarana Baolina Kitra ity e!
Inona no tokony hatao mba hanatsarana ity fitsarana baolina kitra ity e! Amiko ny fitaovana aloha tena tsy ampy satria marihiko eto fa mianto-tena ireny mpitsara ireny eo amin'ny Equipements izay ilai... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 27/11/2005 14:34
booboo ( 01/11/2005 20:57)
mangataka toro-hevitra
Mba mila toro-hevitra avy @ ireo zay mifanerasera @ olona "en fin de vie" na voan'ny aretina dernier stade (cancer, sida, etc.)ny tenako. -Ahoana kay no ataonareo hihatrehanareo ny andavan'androna... tohiny
novalian'i namanao ny 20/12/2005 12:52
diamondra27 ( 01/11/2005 20:36)
MAIKA vahona:rhumatisme:arthrite
sao de misy olona efa nanandrana le vahona hanasitranana ny rhumatisme na arthrite de mba lazao anay hoe nanao ahoana ny vokany... tohiny
dadabe ( 01/11/2005 08:46)
aza be resaka fa tonga dia tohizo
..de nesoriko... ..de natsofoko... de...... tohiny
novalian'i xxx ny 24/11/2005 21:05
xxx ( 01/11/2005 07:18)
enga anie ka ...
enga anie ka ho nofiko ihany ireo firenena vaventy eran-tany miady hifandrombaka an'i Gasikara tsy ankihetsika isika, mitazana tsara enga anie ka ho nofiko fotsiny ireo miaramila avy ao an-dam... tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2005 22:56
jamal ( 01/11/2005 07:16)
Election:Ra8 sa Sylla sa Zazah sa Herizo sa Pierrot
Asa aloha ry zalahy sy zavavy fa ireo no hitako hifaninana e. Tadiditsinka anaefa fa zany ho filoha zany dia ataovy ao-tsaina fa HIFANARAHANA any an-tampony any ka noho izany ny fifidianana dia efa m... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:45
isalo ( 31/10/2005 14:10)
sipa mandreraka
hono aho ry zareo! nahoana ianareo sipa no mampifilafila be rehefa tena aseho anareo fa tena tiana ianareo nefa nge rehefa tsy vakiana loha dia mihaodiaody misintona indray é... tohiny
novalian'i lilbon ny 05/11/2005 04:58
hery ( 31/10/2005 13:22)
Must love dogs
Sarimihetsika mikasika indrindra ny fitadiavana namana amin'ny internet :-) Tsara ihany aloha sady ahitana ny tena fikafikan'ny vehivavy amin'itony site itony :-p rehefa avy nijery an'ilay film aho ... tohiny
novalian'i vale ny 22/12/2005 12:48
vale ( 31/10/2005 01:26)
TORIMASO
Marina ve fa ny tsy fahampian-torimaso mahangeda?(matavy)mba mangataka ny hevitrareo .... tohiny
novalian'i fijo ny 18/01/2006 19:37
xxx ( 30/10/2005 22:14)
habibiana
http://news.bbc.co.uk/2/hi/europe/4389920.stm fa tsy sahy miteny mihitsy ny gazety lehibe hoe [b]silamo no nanao ireny fihetsika feno habibiana ireny[/b]! Vao maika azony ny aina :evil:... tohiny
novalian'i bozimanga ny 09/11/2005 07:29
SOLTAKER ( 30/10/2005 14:59)
TSY MISY INTSONY NY VEHIVAVY RATSY
"Sady taviny no volony" , izany no fomba filaza matanjaka sady miverimberina eto @ tany sy ny fanjakana; tsy jijina amintsika intsony ny hevitra ambadika fa iaraha-mahalala. F'amizao d raha taviny d'... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 11/11/2005 04:38
xxx ( 30/10/2005 14:10)
Mampalahelo ahy ny fanakatonana ny FPVM
Malahelo mafy aho rey olona noho ny fanakatonana ny FPVM satria izao : Tamin' ny asabotsy alina nisy filma tiako izay t@ MBS, Bruce Willis ilay izy. Kanjo noho ny raharaha FPVM dia nisy fandaharana ma... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:26
DotMG ( 30/10/2005 14:06)
Mikoropaka Ambohitsorohitra
Malaza be indray izany hoe mi-birda filoha izany. Ary efa akaiky an' i Madagasikara hono fa efa nahatratrarana komando tailandé iray tatsy La Réunion. Dia mitady slip anti-viol izao ny Filohantsika ... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:27
xxx ( 29/10/2005 17:48)
Mitady an'i Erika JOERG!
Gasy tao @ "ESCALE" no mitady!!!namana tsy foy "parmis tous les namana"! ianao! Raha sendra mahita ity antso ity dia mba contacteo aho!tsy niova ny phone-ko, ny ville ipetrahako tsy niova koa !... tohiny
xxx ( 29/10/2005 14:45)
Tezitra mihitsy ny fo raha naheno hoe....
Tena inona mihitsy ny fisainan ny Mairen ny Tana sa tsy haiko ny tsy namelany an i Sean Paul hanao spect tao amin ny Palais des Sports, mpihira avy aty ivelany tokony hohajaina fa angaha rehefa manao ... tohiny
jentilisa ( 29/10/2005 13:41)
sondage tsy mampino!
Nisy sondage nivoaka nataon'ny Afrobarometre ka ny usaid no namatsy vola tamin'izany. Tsy mampino ny vokatra iray! inona hoy ianareo? 67%n'ny olona nanaovana sondage no mbola matoky ny Filoha ravalom... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:47
jentilisa ( 29/10/2005 13:32)
ny finoana sy ny nofy!
Anisan'ny olana eo amin'ny Fjkm sy ny Fpvm ihany koa ny filazana ny dikan'ny nofy ataon'ny Prezidan'ny Fpvm. Araka ny hevitrareo misy dikany ihany ve ny nofy sa tena tsy misy ilAna azy mihitsy? nanamb... tohiny
novalian'i hertix ny 07/01/2006 06:57
hery ( 29/10/2005 12:32)
3 taona ihany hono ny fitiavana
Nijery Savoir Plus Sciences tao amin'ny France 2? :-) 3 taona ihany noho no faharetan'ny fitiavana ... rehefa ara-tsiansa, naseho tao daholo ny kitikitika simika mahatonga ny fitiavana :-p. (tsy hifan... tohiny
novalian'i nippon ny 24/11/2005 08:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8833