Election:Ra8 sa Sylla sa Zazah sa Herizo sa Pierrot
1. jamal
(
01/11/2005 07:16)
Asa aloha ry zalahy sy zavavy fa ireo no hitako hifaninana e.
Tadiditsinka anaefa fa zany ho filoha zany dia ataovy ao-tsaina fa HIFANARAHANA any an-tampony any ka noho izany ny fifidianana dia efa mandeha any Paris,Washington,New-york,genève,bonn,oslo,londres,...Formalités ihany ny eto.
Ra8 anie nanao raha samy filoha e:lalana indrindra indrindra.Fa ireny olana t@ vary,delestage,vidin-tsolika ary sandambola ambany ireny anie ka misy antony daholo e.Ny détaxation kosa aloha dia erreur total ( intérêt perso mihitsy iny).
Ny vary aloha dia y fanakanana ny fanadiovambola ndry karana sy ratsira no namerana ny orinasa hanafatra vary (ocean trade,rakotoson G.,...)kanefa avy eo nozarain'ny magro sy Rama daholo ny marché.
Ny delestage ndray dia ny frantsay mihitsy no manery ny filoha mba hanomezana azy any edf fa bky mondilay dia mpanelanelana ihany.
Anisan'ny asan'ny bky mondilay anie ny mpanelanelana entre firenena vizana sy ny mpandraharaha ana firenena voky e.TADIDIO IO.
Ny solika kosa aloha dia ilay bush tsy vanona mihitsy no ao aoriana e.Resaka lavitra b io raha ho resahina.
Ny sandam-bola ambany dia ny fototra voalohany dia tsy mamokatra tsika.Ny bky mondilay dia tsy hiraraha n'io satria zay hampahantra anao hatrany no tadiaviny.Raha misy hoatran'ny tiko io 20 anie eto tsy tana e!Tiko anie ry deba,ry bky modilay no namoron'azy e

répondu par fijo le 23/11/2005 21:45
2. jajaf401
(
01/11/2005 09:39)
tsy dia tarehin'olo loatra no tokony hiantefana na hasongadina fa ny fomba vaovao hamadihana ty firenena ty mahantra mba handroso fotsiny eh, na in-30 lany eo i Ra-8 izy koa vonona dia zay,
ny blem angeh izy tsy miheno ny feon'ny mpanohitra sao de mba mahasoa eh;
Tezitra amizay ny opposition de mivadika tampoka @ ady seza indray ilay zv ( samy adala zany)!

3. jentilisa
(
01/11/2005 13:01)
NY an'ny mpanohitra kosa aloha dia izao tetezamita izao no mba teniny sy ny hoe mialA koa aiza no hohenoiny?
5. pika
(
02/11/2005 05:02)
fa angaha moa efa fanaovana fampihekezankevitra izao e :roll:
vinavina:?:
tsy lokona politika na tarehy no ho fidiana fa izay afaka ny hihaino ny vahoaka ka mba hanopy maso azy sy hanala azy ao anaty hantsana
efa nomena 3taona izay ra8 :roll::roll:de inona ny vokany sy nataony :roll:
ny lalana misy @ireny anie efa projet taloha dia nanatanteraka koa izy
ary raha hitania izay vita moa ve tsy mba manana ho tanisaina koa i deba na tsiranana ny route nationaly,ny lampan'ny kolontsaina,...............
fa ilay ain'ny vahoka no jerena

6. rachid
(
02/11/2005 10:13)
za tena momba tanteraka an'i pika amin'zay , raha resaka lalana ny tombotsoany no tena antony hiazakazahany amin'io mba hamoahana ny vokatry ny tiko e, zay no tena marina mbola maro ny zavatra tokony harenina ao mada ao , nefa toa zavtra hafa hatrany no hiazakazahana,
7. jentilisa
(
02/11/2005 10:50)
Io indray ily fialonana. Na iza na iza dia samy miaiky fa maty ny ankamaroan'ny lalana teto Dago ka tsy maintsy miainga amin'izany na tiana na tsy tiana. Lojika io fa tsy tombotsoan'olo-tokana!
8. jamal
(
02/11/2005 14:14)
Io hoa ry zalahy zay tian'ny olombitsy hapetraka ihany io.Ny tena mifidy dia ny Palais de l'élysée,maison blanche,bky modilay sy ny FiMaIlo,ny franc-maçon,ny rainiboto,sns...
Aza mba naîf @zany hoe "zay mitondra zavatsoa ho an'ny vahoaka" zany tsony ho'a!
Tsy hoe za no frustré fa lé pays no SANS ISSUE.

9. ravatorano
(
02/11/2005 15:13)
raha zany letsy innn no handaniako andro any amin'ny birao pifidianana satria efa ry zalah any ho any zany no manao azy :twisted::^):-P:oops::evil:
11. pika
(
03/11/2005 07:40)
koa raha dinihina anie ny fifidianana nisy teto dango dia maha tsy te hifidy e:
lazaina fa misy ny alabato
ao hono ny olona nifidy in2 fkt samihafa resaka io a
ny efa maty mbola voasoratra ao @ lisitra ...
raha nifidy nangarahara indray dia kay ilay olona natokisana kay :twisted: tena tsy mampite hifidy e
nefa tsy manala ny adidy mba handry ny eritreritra e

12. ds
(
05/11/2005 11:38)
Ny mahagaga kanefa toa tsy mahagaga ihany, dia nisy fomba/lalàna napetraky ny mpitondra teo aloha (saika an-tsokosoko) izay noheverina tamin'ny 2001 fa tena miteraka olana goavana eo amin'ny fifidianana (fangalaram-bato, fanaparam-pahefana sns...) kanefa tsy MBOLA novain'ireo izay nahatsapa azy hatramin'izao. Ny mpikambana tao amin'ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ihany no novaina. Raha tsy ovaina ireo, isan'ny rangory fototry ny afo tamin'ny 2001/2002, dia mety hiverina ny zava-nitranga tamin'ireny fotoana ireny.
pika:
koa raha dinihina anie ny fifidianana nisy teto dango dia maha tsy te hifidy e:
lazaina fa misy ny alabato
ao hono ny olona nifidy in2 fkt samihafa resaka io a
ny efa maty mbola voasoratra ao @ lisitra ...
raha nifidy nangarahara indray dia kay ilay olona natokisana kay :twisted: tena tsy mampite hifidy e
nefa tsy manala ny adidy mba handry ny eritreritra e
13. jefra
(
05/11/2005 12:43)
Dia toa mahagaga marina ilay resaka ds. Kanefa tsy mahagaga, satria "l'appetit vient en mangeant".
Na ny fitsipi-dalao, na ny lalampanorenana dia samy nokianina be daholo hoe nataon-dRatsiraka sady hiarovany seza no hananany fahefana be dia be, no tsy hahazoan'ny andrim-panjakana mitikikitika ny lohany.
Dia rehefa voaongana i lery, dia toa lasa antonona an'ilay vaovao ny akanjo napetrany rehetra. Ka raha ny rivotra politika misy no jerena, dia aleon'ny eo ambony seza apetraka @ hoe: ny fahantran'ny vahoaka no maika. Politika, polifika.

14. razakatiana
(
23/11/2005 21:36)
i Pierrot angamba aloha esorina.
Satria ny zavatra mahagaga ahy dia ny hoe; avy aiza moa izany ny vola milliard an'i Pierrot ireo, nefa izy tsy mpandraharaha.
Corruption tao @ douanes izany ireo, ka tokony gadraina nge izany ilery e.