TORIMASO

1. vale ( 31/10/2005 01:26)
Marina ve fa ny tsy fahampian-torimaso mahangeda?(matavy)mba mangataka ny hevitrareo .
novalian'i fijo ny 18/01/2006 19:37
2. Herimiafina ( 31/10/2005 01:36)
Ie, marina kah, refa midodo njy de mamorona zavatra bedabe ny vatan-jy. Manamboatsa rezerva zany izy e. manamboatsa tavikena sy ny karazany, dia mampatavy zany.

hainjy moa fa ny bibilava ohatra dia mihinankanina refa fahavaratra fa mi-hiberner refa ririnina na mihiboka matory zany e.

Manao anabolisme izy amin'iny, mamorona ny nofony rehetra.
3. cutie ( 31/10/2005 04:19)
ny ours kou
ary toa tsy ny contraire ndray ve zany lazain'i herimiafina zany :-D
4. watafon ( 31/10/2005 04:58)
mety tsy marina kosa zany k ! refa matory ny olona izany hoe au repos ny organisme d ny glucide tokony hampiasaina zany dia lasa lipida daolo ! dia miha-matavy ilay olona fa raha tsy matory kosa ilay olona d brulé ireo glucide d tsy mivadika tavy e! zany hoe tsy mampatavy zany ny tsy fahampian'ny torimaso !
5. cutie ( 31/10/2005 05:14)
zay anie wa ry watafon e 8)
6. noriah ( 31/10/2005 13:45)
vale:

Marina ve fa ny tsy fahampian-torimaso mahangeda?(matavy)mba mangataka ny hevitrareo .

7. vale ( 31/10/2005 15:38)
Herimiafina:

Ie, marina kah, refa midodo njy de mamorona zavatra bedabe ny vatan-jy. Manamboatsa rezerva zany izy e. manamboatsa tavikena sy ny karazany, dia mampatavy zany.

hainjy moa fa ny bibilava ohatra dia mihinankanina refa fahavaratra fa mi-hiberner refa ririnina na mihiboka matory zany e.

Manao anabolisme izy amin'iny, mamorona ny nofony rehetra.

hery>tsy mampatavy zany ny tsy fahampiana torimaso!merci!
8. vale ( 31/10/2005 15:39)
watafon:

mety tsy marina kosa zany k ! refa matory ny olona izany hoe au repos ny organisme d ny glucide tokony hampiasaina zany dia lasa lipida daolo ! dia miha-matavy ilay olona fa raha tsy matory kosa ilay olona d brulé ireo glucide d tsy mivadika tavy e! zany hoe tsy mampatavy zany ny tsy fahampian'ny torimaso !

merci wattafon!
9. nanourand ( 31/10/2005 15:56)
Ny tena marina dia mampitombo ny appetit fotsiny ny tsy fampiana torimaso : biologiquement prouvé.
zany hoe mety mampatavy zany ny tsy fampiana torimaso satria, mitombo mihoatra ny tokony ho izy ny sakafo hoaninao na ny appetit anananao (tsy voatery hatavy foana nefa satria ny atavezana dia miankina @ métabolisme an'i tsrairay : zah zao mahalala olona tentankanina be nefa tsy mitombo mitsy :°) ).
Par contre mbola tsy prouvé ny hoe raha matory tsara ianao dia homahia.
10. nanourand ( 31/10/2005 15:58)

11. xxx ( 31/10/2005 16:43)
Studies have also shown that losing sleep could affect metabolism by making you feel hungry, even if you're not. The reason? Sleep deprivation may affect the secretion of cortisol, one of the hormones that regulates appetite. If that's not enough, losing sleep may even increase fat storage.
Getting enough sleep is crucial if you're trying to lose weight, not just because of how it affects you physically, but mentally as well. Sleep deprivation makes you cranky, confused and can even make you feel depressed or angry.

Make sleep a priority by trying to get to bed at the same time each night, shooting for about 8 hours, if you can manage it. Having some bedtime rituals can help you unwind before bed.

12. Veloo ( 31/10/2005 16:57)
inn ty teny ty kay?
Za be toromaso nefa tsy tsy matavy mihitsy lainga zany.:P
13. watafon ( 31/10/2005 17:12)
nanourand : marina ny voalazanao
fa ny tiako lazaina kely fotsiny d hoe: raha misy oul manao regime ireny zany ka mi-sauter repas ozizy ny fitenenana d aleo ny hariva no tsy minana fa tsy ny maraina e!
14. Veloo ( 31/10/2005 18:30)
ie satria andeha hatory ko mbola hisakafo be ndray? zay no tena mampatavy:wink:
15. diamondra27 ( 31/10/2005 19:05)
inona lou le dikanteny angilsy nataon'ny xxx e!miresaka torimaso, fandriana, adiny valo sao de misy afaka manao interprète
16. Veloo ( 31/10/2005 20:08)
za tsy mahay :P
17. boubounezy ( 31/10/2005 20:47)
marina mintsy kia zany vale fa ra matory matetika dé lasa matavy fa ra tsy ampy torimaso ndray dé mé mahia

vale:

Marina ve fa ny tsy fahampian-torimaso mahangeda?(matavy)mba mangataka ny hevitrareo .

18. Veloo ( 31/10/2005 21:40)
boubounezy a, pas forcement aky a
19. cutie ( 31/10/2005 23:20)
arakaraky ny olona tsirairay ngamba io , misy ny matavy refa matory loatra , misy njay ny matavy refa tsy ampy torimaso.
20. Herimiafina ( 01/11/2005 00:19)
cutie:

ny ours kou
ary toa tsy ny contraire ndray ve zany lazain'i herimiafina zany :-D

Rehefa mifoha ny olona dia manomboka ny antsoina hoe catabolisme na ny fandorana ny glucide, ny lipide, mba hivadika hery enti-miasa , sns. Misy ihany anefa io catabolisme io refa matory fa kely (metabolisme basal).

Inona ilay catabolisme? izy io dia famadihana ny reserve ho lasa hery na (Adénosine Tri-Phosphate). Ireto avy ireo karazana hery ilain'ny vatana entiny miasa, sns:
-Hozatra rehetra: hery avy amin'ny fandorana ny glucide.
-Atidoha sy ny nerfs: hery avy amin'ny fandorana ny tavy na ny matière gras (alcool+acide gras) satria ny atidoha dia ny acides gras no tena manome hery azy.

Toy ny fiarakodia dia asiana lasantsy kalongany vao afaka mandeha, ny olombelona dia mi-constituer reserva kalongany vao afaka miasa.
Ka ilaina izany ny fialana sasatra mba ho reconstituée ny reserve rehetra hodorana refa hanetsika hozatra avy eo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7723