TORIMASO

21. xxx ( 01/11/2005 20:14)
Ny tsy fahampian'ny torimaso mety manimba ny metabolism anao, de manjary noana foana ianao rehefa avy eo, tiko tenenina de hoe: raha vao tsy ampy ny torimaso de lasa tendakanina be le ol,na de tsy tokony hihinana ary de lasa ho azy ny tenda. Ny tsy fahampian'ny torimaso ihany koa de mety manimba ny secretion de cortisol, hormorne iray mi-balance ny sakafo. Rehefa tsy ampy izay, ary tsy ampy koa ny torimaso de zay le mampatongatsika mampatavy.
Andramo farahafaharatsiny matory mandritra ny 8hrs isan'andro.
22. Veloo ( 01/11/2005 22:57)
zay i valo ora ihany ny ady eo e
23. Herimiafina ( 02/11/2005 01:04)
xxx:

Ny tsy fahampian'ny torimaso mety manimba ny metabolism anao, de manjary noana foana ianao rehefa avy eo, tiko tenenina de hoe: raha vao tsy ampy ny torimaso de lasa tendakanina be le ol,na de tsy tokony hihinana ary de lasa ho azy ny tenda. Ny tsy fahampian'ny torimaso ihany koa de mety manimba ny secretion de cortisol, hormorne iray mi-balance ny sakafo. Rehefa tsy ampy izay, ary tsy ampy koa ny torimaso de zay le mampatongatsika mampatavy.
Andramo farahafaharatsiny matory mandritra ny 8hrs isan'andro.



Izany mahintsy, marina mihintsy. Lasa manao compensation ny vatana raha tsy ampy torimaso. Lasa avo roa heny mihintsy ny laniny.
Eo koa ny olana sasany, rehefa misy blem dia lasa mihinankanina be.
De eo koa ilay boulimie sy anorexie, olana ara-hormonaly daholo, fa le hormone cortisol tsy mbola haiko fa secretion corticoïdal no fantatro.
24. xxx ( 02/11/2005 01:35)
Tena azafady fa marina ny @ Herimiafina, secretion corticoidal le izy, fa diso filaza koa za etsy ambony etsy.
25. pika ( 02/11/2005 05:10)
amiko aloha matoa natao ao antin'ny didy folon'ny fahasalamna ny ilaina ny torimaso ho ampy tsara dia ilaina izy
noho izany raha tsy ampy dia mety hisy fiantraikany eo @ fahasalamana mety ho midekalisifie, mety harary vavony, mety hihakatra na hidina ny tosindra,....
noho izany raha ny mijery ireo olona tsy ampy torimaso dia tsy misy matavy izany fa manifinify
matoa koa tsy mahita tory dia mety misy mampiasa saina koa aiza no hampatavy @zany
za zao oh niharitory foana nifaly,nihira,; nandihy,... nikaly be fa tsy matavy izany
ao koa angamba ny mety hoe efa vahana mihitsy ny matavy ka na ampy torimaso na tsia dia ngeda foana
26. fisher ( 02/11/2005 11:41)
:Daaa k!rhf matory fona sy tsara enao k tsy miasa saina firy, fa lasa any @ torimaso ny herinao, d lasa matavy enao @ iny. Rhf tsy anmpy torimaso sy rhf miasa saina d lasa mahia kôzatra.:-D
27. Veloo ( 02/11/2005 18:49)
fisher a zany ve?
28. fijo ( 03/11/2005 21:53)
sady aza matory no mihetseha ,fa izay mampahia
29. Veloo ( 03/11/2005 22:19)
30. fijo ( 03/11/2005 22:25)
sady maha be maso
31. cutie ( 04/11/2005 04:00)
veloo laingany zany :D
32. Veloo ( 04/11/2005 20:55)
cutie a zany ve? 8O
33. fijo ( 04/11/2005 23:06)
io fa be maso ko
34. vale ( 04/12/2005 01:41)
xxx:

Ny tsy fahampian'ny torimaso mety manimba ny metabolism anao, de manjary noana foana ianao rehefa avy eo, tiko tenenina de hoe: raha vao tsy ampy ny torimaso de lasa tendakanina be le ol,na de tsy tokony hihinana ary de lasa ho azy ny tenda. Ny tsy fahampian'ny torimaso ihany koa de mety manimba ny secretion de cortisol, hormorne iray mi-balance ny sakafo. Rehefa tsy ampy izay, ary tsy ampy koa ny torimaso de zay le mampatongatsika mampatavy.
Andramo farahafaharatsiny matory mandritra ny 8hrs isan'andro.


XXX à dia inona ihany ary izany eeee???

35. namanao ( 13/12/2005 14:46)
tsy ampy torimaso = tsy mampatavy satria miasa be ny vatana.
vatana miasa = mihitsana ny tavy.
tavy mihitsana = nofotra mitombo na olona mihamahia.
de raha fintinina zany de = mampahia ny miari-tory.

:-D :-D :-D
36. vale ( 21/12/2005 00:34)
saotra anareo retraretra e, na dia tsy dia hitako intsony zay arahina aza:wink: aleo manao ampy tory indray aloha izany dia ho hita eo e! bizou daoly nareo namako retraretra namaly!:-*(l)(l)(l)
37. harry5 ( 30/12/2005 15:42)
tu peux etre devenir obEse si tu ne dors pas beaucoup ,prouvé scientifique il y a pas longtemp mais si tu dors pas du tous pendand la nuit,plusieur mois,(souvan) la ta vie est en danger desiquilibre metabolism ,y peux y avoir des consequances dramatique au niveau mental nervosité ,agressivité , a maigri aussi ,phyqu.faible ...................
38. fijo ( 30/12/2005 19:01)
matoria antoandro indray e
39. sousou ( 18/01/2006 06:29)
Slt,

Dia inona ary no hatao mba hahazoana torimaso?
Izahomantsy dia izay mihitsy no problème-ko!!! tsy ampy tory lava, tsy oe be raharaha de tara vao matory fa na dia am 8 aza no miditra eo ampandriana dia am 11 any ho any vao mahita faran'ny haingana a!! de am 5 indray dia taitra, ohatr'izay foana isan'andro. De tena marina mihitsy io oe mampahia ny tsy fahampian'ny torimaso io, fa na mazoto misakafo sy mihinana betsaka aza dia kely eny foana.

Mba omeo soso-kevitra, ahoana no hatao hampahita tory haingana sy hampateza io torimaso io, misaotra anao!!
40. fijo ( 18/01/2006 19:37)
sousou an,za eto hatramin'ny iray maraina,amin'ny 6h maraina aho efa mifoha,nefa za somary botabota ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6881