habibiana

1. xxx ( 30/10/2005 22:14)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/europe/4389920.stm fa tsy sahy miteny mihitsy ny gazety lehibe hoe silamo no nanao ireny fihetsika feno habibiana ireny! Vao maika azony ny aina :evil:
novalian'i bozimanga ny 09/11/2005 07:29
2. taratrakely ( 30/10/2005 23:38)
aza vendrana...silamo afa..ny mpino silamo afa.
silamo finoana,ary ny mpino silamo olona.
ka aza le finona no aratsiana ,misy anie silamo malagasy e..ary misy koa silamo comorianina.
misy koa silamo sinoa,karana sns...
fa mba mieritrereta aloany anoratana.
tsy zao tonga ao anatin'lohanareo rehetra zao de lazaina.
mandinihy tsara,vao manaratsy ny silamo.
3. taratrakely ( 30/10/2005 23:41)
mety reo jiosy reo no manao an'zao de ny silamo iany no ratsy..nga ze mpanapoaka rehetra dia voatery ho silamo no tenenina? fa maninona no tsy misy teny akotran'io silamo io?
4. xxx ( 31/10/2005 00:04)
taratrakely:

nga ze mpanapoaka rehetra dia voatery ho silamo no tenenina?
Tsy voatery, fa ny hita aloha dia silamo ny ankamaroany (95%). Sady manao fety hatramin' ireo "mody miseho pacifistes" isaky ny misy habibiana miseho. :twisted:

Ary iny habibiana niseho farany iny dia hita mibaribary ny karazan'olona nahavanona azy ka mbola sahinao ihany ve ny hilaza fa Jiosy ireny ry tsy vendrana? :twisted:

5. Herimiafina ( 31/10/2005 01:22)
Eeeeeh, mampanaelo daholo, mainona no mamono olona e?
6. hery ( 31/10/2005 05:46)
misy marina ihany le resak'i xxx
rehefa misy maty bedabe (na hatr@ fahavalo aza) dia mba mody mipitrapitra mampalahelo fa tsy mandihindihy mihitsy. mba samy olombel ihany. tsy haiko aloha raha heverin'ny sasany ho olona ihany ny olona sasany.
7. dadabe ( 31/10/2005 05:52)
:-@:-@:-@hummm
8. xxx ( 31/10/2005 06:31)
ka izao anie le fitaizana silamo mihintsy na finoana io na olona io na inn na inn no ratsy aiz ave ka misy hoe raha maiady ho an'ny taniundrazana de tonga any andanitra nga io lanitra io fandehanan'ny matoatoa fsa fandraisana ny mpamono olona ka tsy aleo mankany fa mijanona eto ihany izay anie no itezanareo ny zaza vao teraka hoe ady masina eady masina rehefa ady de satana daholo fa andriamanitra de hoy izy indro tsara indrindra izany .
9. xxx ( 31/10/2005 10:15)
manao ahoana daholo ...
xxx:
ka izao anie le fitaizana silamo mihintsy na finoana io na olona io na inn na inn no ratsy


tsy marina io teninao io.
marihiko aloha fa izaho dia tsy silamo an - katolika aho - ary iangaviko i hery hanala ity hevritra raha toa ka manohitra ny finoana katolika izay teneniko eto.

ny jihad (na ilay malaza hoe "holly war") dia ady mazava ho azy - fa ady misy antony. ny antony matetika dia rehefa misy manafika ny silamo dia TSY MAINTSY MIARO TENA izy (mazava ho azy). Ohatra - omentsika tsiny ve ireo malagasy namono olona noho ny ady tamin'ny mpanjanaka??? iarahantsika mahalala fa nanafika koa ny malagasy tamin'izany.

Ao anatin'io jihad io koa ny ady ataonao ao anatinao ao. Ohatra - maro be ny antsoin'ny silamo hoe harram: mifandray tanana ny lhl sy vhv, misotra taoka na divay, mijery vehivavy tsy misarona tsara ... ny harram raha adika tsotsotra dia hoe TSY AZO ATAO - ary rehefa te hisotro taoka ianao ohatra nefa izany harram dia manao jihad ao anatinao ao (miady amin'ny fakampanahy).

ny jihad dia tsy midika hoe vonoy izay tsy silamo!!!. rehefa misy "holly war" noho ny antony voalaza ery ambony, dia tokony hajanon'ny silamo ny ady raha vao manandrana mamitram-pihavanana ilay nanafika azy.

ny olana anefa dia izao. mitovy amin'ny sasany mitonona ho kristianina ihany: izay nolazain'i Kristy dia analana, na ovaina ny dikany ka avadika any amin'izay tombontsoan'ny tena - na izay mahamiramirana ny saina!!! dia misy ny silamo mandray ny jihad ho ady azy manokana, na ady atao amin'ireo tsy silamo na ...

ialako tsiny raha lava loatra.
10. xxx ( 31/10/2005 12:08)
ianareo de vendrana avokoa rehefa tsy maharaka vao2
dia aza miteny fa manalabaraka ary rehefa tapenan,ny
sisany ny masonareo ka ahatonga ny sainareo tsy handinika dia mitsangana aloha fa aza mitsapatsapa sao dia latsaka any anatiny hirijy manko.
ny antony dia izao:
rehefa nopotehina irak inona ny fiadiana maherivaika nihita tao ary inona no tsy hanambelana ny vahoaka irak ho libre mandraka ankehitriny???
fanotaniana faharoa:fanaona no avela maina toy izao ny mpitondra fanjakana americanina @ iny zavatra nataonini
fanotaniana faha 3:ny firenena matanjaka rehetra mamboatra bombe ary ny sisany manana mividy fa nahoana ny vahoaka iranianina no sakanana @ izany???
fahaefatra::: inona ny atony tsy hanakanana ny israel
@ vono olona ataony ao palestin moa ve tsy olombelona ireo olona ireo??? ary inona no tsy anomezany ny zonizireo mandraka androany ???

omeo valiny fa miandry zah
moa ve rariny ny sisany manary sakafo en tonne en tonne nefa ny firenena sisany ataony tsindri-hazolena akany ilay sakafo mahatra ny akamaroany fanaona no tsy ampiany izireo ra olombelona izy?
merci bye...
11. deghany ( 31/10/2005 13:26)
vendrana?????? hehehe
12. xxx ( 31/10/2005 14:27)
fa maninn kay no isika ato indray no lasa mifanebatebaka sy mifanabatibaty
taratrakely:
aza vendrana...silamo afa..ny mpino silamo afa.

xxx:
ianareo de vendrana avokoa rehefa tsy maharaka vao2
dia aza miteny fa manalabaraka ary rehefa tapenan,ny
sisany ny masonareo ka ahatonga ny sainareo tsy handinika dia mitsangana aloha fa aza mitsapatsapa sao dia latsaka any anatiny hirijy manko.

rehefa voazava ny hevitra - ary tafita ny vaovao dia mba ataovy ampy [raha azo atao]. enjehintsika [na enjehin'ny sasany] ery ny silamo fa mahery fihetsika nefa jereo isika ... ato amin'ny internet aza otran'zany ny toetra - MAY VAVA IRAY TRANO - maika fa mifankahita tava ... mba tony rehefa miady hevitra :lol:
13. Veloo ( 31/10/2005 21:45)
8O8O
14. xxx ( 01/11/2005 06:36)
xxx > ny ankamaroan'ny valimpanontanianao dia satria ny American no nandray anjara mivantana - na naohana tao ambadika ny tantara!!! :twisted:
15. taratrakely ( 01/11/2005 18:11)
mahagaga ianareo .
moa ve tsy ainareo ny manavaka ny razana sy ny finoana? ary moa ve tsy ainareo ny mijery akaiky ny momban'zavatra mandalo .
moa ve ao palestine misy maty isan'andro io? tsy mahery fietsika? tsy abibina io aminareo ?
ny silamo tsy manira an'oul anapoaka..fa kosa manira ny oul hitady ny zo-any.
ra ainareo ny manavaka ny finoana sy ny foko? dia tsy ho sahirana ianareo....misy anie silamo @ anaran e..mohamed nenarany nefa izy tsy mivavaka tsy mufehy,tsy manao an'zay zavatra nodidin'Andriamanitra anazy...ka hoy aho hoe.
vakio tsara ny atao hoe terroriste,de vakio tsara ny atao hoe silamo..fa ho ainareo ny farany..hoe aiza ny marina?
tsy ny silamo velively no naniraka an'reny fanapoana reny,fa ny oul no efa mamorona zavatra tsy misy.
ary rehefa misy zavatra tohitony..maninona no silamo foana no voaroy roy?
tsisy criminel akotran'ny silamo nga?
mahagaga..ianareo.
16. xxx ( 02/11/2005 01:47)
taratrakely:
moa ve ao palestine misy maty isan'andro io? tsy mahery fietsika? tsy abibina io aminareo ?
tena habibiana mihitsy io!!! Tsy vitan'ny hoe habibiana ataony amin'ny olon-tsotra ankahalainy fa habibiana ataony amin'ireo zanany ampitondrainy bombe koa (tereny hanao suicide)

taratrakely:
ary rehefa misy zavatra tohitony..maninona no silamo foana no voaroy roy?

1) Satria silamo foana no tratra (jereo ny atontanisa)
2) Satria silamo foana no milaza fa tompon'antoka
3) Satria silamo foana no mandindihy isaky ny misy habibiana miseho.

17. xxx ( 02/11/2005 03:42)
Tension Mounts in Troubled Suburbs of Paris After Five Nights of Rioting by Muslim :twisted: Youths:
http://www.foxnews.com/printer_friendly_story/0,3566,174109,00.html

18. APOKY ( 02/11/2005 10:55)
NA AHOANA NA AHOANA DIA TSY MAINTSY MIROTSAKA HO PREZIDA AHO, TSY MAINTSY MBA MIFIDY AHY IANAREO NAMANA AN, isika samy namana mantsy io ka aza atao hoe raharahantokatranon'ny APOKALYPSY fa tena momba ny fiainam-pirenena mihitsy eh.
Amin'ny 2013 koa aho mbola hirotsaka ka dia aza manahy eh, hisy namana ho PREZIDA ihany na inona hitranga na hisy faty olona aza.
APOKY
19. xxx ( 02/11/2005 12:24)
zah hifidy an\'i APOKY na dia diso adiresy aza ny hafatrany =))=))=))

xxx:

1) Satria silamo foana no tratra (jereo ny atontanisa)
2) Satria silamo foana no milaza fa tompon\'antoka
3) Satria silamo foana no mandindihy isaky ny misy habibiana miseho.

raha sarontsaronako eto ve ny lohako dia hiteny aho hoe zah silamo ka handeha hanapoaka bomba ato amin\'ny serasera --- dia hoy ianao hoe silamo aho???

ianareo mbola pro-americain ireo ... nisy nametraka fanontaniana tery ambony:

inona no tsy hanambelana ny vahoaka irak ho libre mandraka ankehitriny???
fanaona no avela maina toy izao ny mpitondra fanjakana americanina @ iny zavatra nataonini
ny firenena matanjaka rehetra mamboatra bombe ary ny sisany manana mividy fa nahoana ny vahoaka iranianina no sakanana @ izany???
inona ny atony tsy hanakanana ny israel

jereo ny fijaliana misy any amintsika rehefa miakatra ny vidin\'ny solika! izay mpitantana ny petrol no mitantana izao tontolo izao. ary satria iraq (moyen orient) sy ny Amerikanina no manana petrol be indrindra dia lasa hoe izay mitantana an\'irak no mitantana an\'izao tontolo izao
dia fantatrareo hoe maninona i israely no tsy sakanana - mbola i EU ihany no antony!
20. Veloo ( 02/11/2005 19:28)
inn ary reto XXX reto kle tssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3135