tena biby :evil: mihitsy ireny e! Tokony tonga d tsoriny Sarkozy anazy mitsy ny resaka fa tsy aolakolana. aiza ka atrany aminy maosike ve no mitory teny feno herisetra :twisted::twisted::twisted:
aza ny silamo no tenenina raha mbola tsy hita porofo fa na ny gasy aza anie mahavita herisetra rehefa te hanao izany eh !
fa avelao aloha tratra vao miteny hianareo hoe hay tenna silamo marina ilay izy!
be ny karazan' olona fa tsy ny silamo ihany.