3 taona ihany hono ny fitiavana

1. hery ( 29/10/2005 12:32)
Nijery Savoir Plus Sciences tao amin'ny France 2? :-) 3 taona ihany noho no faharetan'ny fitiavana ... rehefa ara-tsiansa, naseho tao daholo ny kitikitika simika mahatonga ny fitiavana :-p. (tsy hifanome tsiny izany? :-))
Soa ihany fa misy ny fika hafa.
- Mila manao fitiavana matetika (mampitombo ilay 3 ans)
- Mila miteraka (mampitombo ny adidy ny zanaka)
novalian'i nippon ny 24/11/2005 08:13
2. majakely ( 29/10/2005 12:41)
8O¨de zay fotsiny ve hono ?
3. fiaritiana ( 29/10/2005 14:57)
raha in 2 isaky ny mandeha izany dia ataovy 2fois indray aloha, ampitomboy hatrany
4. xxx ( 29/10/2005 14:59)
tsy ny olombelona no mikirakira an io fa Andriamanitra no mahay an izany!
5. vale ( 29/10/2005 15:20)
ka ny lafiny ara-tsiansa no jerena eto re ry xxx à! ary ny fitiavana mila kolokoloina raha tiana hateza! zavatra mety lefy izy io! miombon-kevitra @ i hery!
6. fasaly ( 29/10/2005 17:03)
lay mampitombo ny isan'ny zaza alouha iny de tsy mino zà fa angamba vao maika blèm en plus satria mifanjàna amizay ny fitaizàna ny zazakely, mba samy te haka soufla ny andaniny sy ny ankilany nefa tsy afa-bela amin'ny adidy aman''andraikitra ny zaza de mifampila kisa sy gidragidra de tonga ihany ny fisarahana.
fa raha ilay fampitomboina ny fanaovana fitiavana de marina satria io an'isan'ny moteur mapandeha ny fiainan'ny couple.
7. vale ( 29/10/2005 18:39)
fasaly> marina tokoa izany aky! araky ny mahabe ny zaza toa tsy misy fotoana ho an'ilay couple intsony marina! hihi...fa raha vitsy angah mety hanamafy le fiarahana ihany?
8. Lalakely ( 29/10/2005 19:29)
fitaovana hampitomboina ny fe-potoan'ny fitiavana fotsiny izany ny hiterahana. hevitra vaovao indray izany. izaho koa anefa mahafantatra tanora maromaro (namako) efa niaraka tamin'ny olon-tiany aby izy ireo efa ho 10 taona izao, bola tsy mivady, nefa tena mifankatia marina. marihiko fa mbola mianatra izy ireo. dia aiza ilay 3 taona lazain'ny science sa tsy fitiavana io?
9. angelgirl ( 29/10/2005 20:57)
tsy miqy an zany ,zokinay ary 10 taona niaraka t@ sipany vao nivady zareo nefa zareo tsy nanao fitiavana raha tsy vita mariazy,deraiko manokana izy ireo
10. angelgirl ( 29/10/2005 20:58)
tsy miqy an zany ,zokinay ary 10 taona niaraka t@ sipany vao nivady zareo nefa zareo tsy nanao fitiavana raha tsy vita mariazy,deraiko manokana izy ireo
11. angelgirl ( 29/10/2005 20:58)
tsy miqy an zany ,zokinay ary 10 taona niaraka t@ sipany vao nivady zareo nefa zareo tsy nanao fitiavana raha tsy vita mariazy,deraiko manokana izy ireo
12. angelgirl ( 29/10/2005 20:59)
tsy miqy an zany ,zokinay ary 10 taona niaraka t@ sipany vao nivady zareo nefa zareo tsy nanao fitiavana raha tsy vita mariazy,deraiko manokana izy ireo
13. angelgirl ( 29/10/2005 21:00)
tsy miqy an zany ,zokinay ary 10 taona niaraka t@ sipany vao nivady zareo nefa zareo tsy nanao fitiavana raha tsy vita mariazy,deraiko manokana izy ireo
14. Veloo ( 30/10/2005 01:09)
angelgirl dia maniry sao an'izy mivady aky a tsara izany.

Za tsy mino zany telo taona zany . Io dia mi-dependre ny pivady hatramin'ny voalohany rehefa mahay mifanaraka tsara no sady miresaka sy mifampihaino.
15. narij ( 30/10/2005 06:07)
lay fitiavana anie isika no mamaritra ny @ olontiantsika ka io araka ny sandany ihany no vidiny;
izany hoe ny fikolokoloana no tena mamaritra ny fepotoana ny faharetan'izany;ilaina daholo rehefa mety hikolokoloina azy @ fomba rehetra ;na manao azy n'aiza n'aiza ;na zaza tsy de chargement raha toa ka efa mpivady ny olona
16. fasaly ( 30/10/2005 09:02)
Lalakely:

fitaovana hampitomboina ny fe-potoan'ny fitiavana fotsiny izany ny hiterahana. hevitra vaovao indray izany. izaho koa anefa mahafantatra tanora maromaro (namako) efa niaraka tamin'ny olon-tiany aby izy ireo efa ho 10 taona izao, bola tsy mivady, nefa tena mifankatia marina. marihiko fa mbola mianatra izy ireo. dia aiza ilay 3 taona lazain'ny science sa tsy fitiavana io?



he zany izy hoe efa folo taona niarahana nefa mbola tsy mivady, mazava ho azy fa tsy misy ilay telo taona , (telo taona ny mpivady angamba no voalaza eto amy sizé sa????....)
17. nikopol ( 30/10/2005 12:10)
ny an'i angelgirl angamba 3 taona x5 fa miverina in-dimy le message lol

ny ahy hatramizao eo amin'ny telo vola eo :lol: asa ze mahatonga zany

fa le telo aloha marina e! indraindray telo andro ; indraindray adiny telo..
18. fasaly ( 30/10/2005 13:22)
njzainjay 3 mn.....:roll:
19. pissoa ( 30/10/2005 13:41)
fasaly > mampime be njy, zany ve ky tsy vao avy mifandokandoka dia ndao hifampieka akihikely

vale:
fasaly> marina tokoa izany aky! araky ny mahabe ny zaza toa tsy misy fotoana ho an'ilay couple intsony marina! hihi...fa raha vitsy angah mety hanamafy le fiarahana ihany?


miankina aky io ah. raha efa samy naniry an'ilay zanaka ry zareo mampifanantona azy ny zaza - fa raha vao nisy hoe "nifamitaka" tamin'ilay calendrier :°) dia eo no mety misy olana.
20. bary90 ( 30/10/2005 14:10)
ahoana no mba hevitr'i Herimiafina amizany le annona?? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3582