3 taona ihany hono ny fitiavana

21. maharorado ( 30/10/2005 18:25)
ô letia ry hery an!fatatr'ialahy izaho!tsy mino izany aho é.Adalana ny an'i vazaha fa ny antsika dia lamban'akoha ny fitiavana faty vao misaraka é.Ny ahy aloha efa folo taona mahery fa tiako foana é
22. maharorado ( 30/10/2005 18:36)
fasaly:

njzainjay 3 mn.....:roll:



Ny zaza harena ry reto an,na folo io,na firy dia tsy mampiova fitiavana ,na fitiavana inona io dia lasa foana izao é
23. fasaly ( 30/10/2005 18:58)
pissoa!
matetika ange ky ny lehilahy maniry ny hanao zaza foana e! fa rehefa tonga eo izy de matetika mifanjàna amin'ny fitaizàna sns....de enao vehivavy no hitontonanan'ny rehetra de amin'ny no mety hampi craque e!
24. Herimiafina ( 31/10/2005 01:43)
hery:

Nijery Savoir Plus Sciences tao amin'ny France 2? :-) 3 taona ihany noho no faharetan'ny fitiavana ... rehefa ara-tsiansa, naseho tao daholo ny kitikitika simika mahatonga ny fitiavana :-p. (tsy hifanome tsiny izany? :-))
Soa ihany fa misy ny fika hafa.
- Mila manao fitiavana matetika (mampitombo ilay 3 ans)
- Mila miteraka (mampitombo ny adidy ny zanaka)



Non, tsy telo taona ihany kah, le olona no lany surprise matoia telo taona ihany, fa tokony hisy foana ny surprise de mihoatra ny teno taona io.

Ny tsy fisian,ny surprise intsony no mahatonga ny fitiavana vao, ny tia vao, mitady surprise.é

Dopamine sy testosterone daholo zany e, valio de hazavaiko. hehehe
25. jentilisa ( 31/10/2005 07:49)
Tsy azoko tsara! hoe telo taona tsy nihaona tsy niresaka ve sa na dia telo taona niarahana aza dia mety hisaraka ihany avy eo? ny simika mety ho eo ihany sa ilay tena ahazoana tsirony no lazainy?
Tahaka ny kely loatra raha izany k'ty!
26. bichette ( 31/10/2005 07:54)
arakaraka io fa mila kolokoloina ny fitiavana, mila tondrahana karakaraina asiana zezika otran'ny zavamaniry rehetra ihany.
27. isalo ( 31/10/2005 14:15)
dia ahoana ny fiaramipetrak'ireny mpivady efa mihoatran'ny telo taona ireny ?
izay tsy nisaraka no lazaiko eto
28. sipagasy ( 31/10/2005 15:36)
hery:

Nijery Savoir Plus Sciences tao amin'ny France 2? :-) 3 taona ihany noho no faharetan'ny fitiavana ... rehefa ara-tsiansa, naseho tao daholo ny kitikitika simika mahatonga ny fitiavana :-p. (tsy hifanome tsiny izany? :-))
Soa ihany fa misy ny fika hafa.
- Mila manao fitiavana matetika (mampitombo ilay 3 ans)
- Mila miteraka (mampitombo ny adidy ny zanaka)




marina kely e!!! fa hoy mantsy ny vazaha hoa 7 taona ny "age de raison" ary ohatran'ny marina ihany io taona io.
Dia hoy koa isika malagasy nefa hoe ny zaza 7 tsy mahafehy trano, ka na hiteraka eo foana aza ianao, marina fa ny adidy mitombo fa tsy hahatana ny 1 izany raha tia handeha izy.
29. nanourand ( 31/10/2005 16:07)
Réponse biologique : instinct de reproduction et amélioration de race. Marina sady voaporofo io, mitovy @ zava-manan'aina rehetra ihany ny olombelona, ny tena marina dia tafiditra ao anatin' zava-manan'aina ny tena marina. http://spaces.msn.com/members/nanourand/
Mety amaly ny fanotanian'ireo mino ny fitavana sur internet koa io satria ny fitiavana dia voaporofo ara-siantifika fa dia biologika ranoray.
30. Veloo ( 31/10/2005 17:11)
odray lety a za namaly an'ity size ity tsy ita intsony kle:twisted:
tsssssss ary to profy scientifika doly ty ataonareo eeeee. Tssss Andriamanitra no nanao ny mariazy ary matoa tsy mitazona ela dia satria satana no manimba azy ... ny ahy profo marina :P
31. boubounezy ( 31/10/2005 21:31)
enao zany zany fona no ataonao @ vadinao a! trara enao hery a!


hery:

Nijery Savoir Plus Sciences tao amin'ny France 2? :-) 3 taona ihany noho no faharetan'ny fitiavana ... rehefa ara-tsiansa, naseho tao daholo ny kitikitika simika mahatonga ny fitiavana :-p. (tsy hifanome tsiny izany? :-))
Soa ihany fa misy ny fika hafa.
- Mila manao fitiavana matetika (mampitombo ilay 3 ans)
- Mila miteraka (mampitombo ny adidy ny zanaka)




32. fasaly ( 01/11/2005 18:23)
zà kou efa naheno araka ny voalazan'i sipagasy hoe 7 taona, satria hitako mihintsy ny fa eo amy faha 7 taona eo foana no sedra zava-tsarotra ny mpifankatia ka matetika ny misaraka foana, na le hoe; ça^passe ou ça casse.......
33. Herimiafina ( 02/11/2005 04:14)
Eeeh, mampanaelo tokoa izany, ny tena fitiavana nefa de tsy misy fetrany sady tsy telo taona izany sady tsy bilojika izany fotsiny fa lasa lavitra be mahintsiny.

Izaho manokana aloha tsy mahafantatra na olona iray aza manana fitiavana izany araka ilay hieritreretako azy e.
Amin,izao fotoana izao dia toy ny mividy bômbô eny amin'ny mpivarotra ny manao fitiavana, il suffit d'être lahy sy vavy de fenoina principes bedabe fotsiny de zay.

Mila zava-baovao isika fa efa lany daty njay le fomba fitiavana hita hatreto.
34. mamzelkely ( 02/11/2005 08:44)
possible kosa alo le plus de 3ans fa mila entretien gravy be le izy knouu..:°)
35. lilbon ( 02/11/2005 08:58)
possible ahoana ?
zany we tia be foana ve mandritra ny 3 ans ! tena lainga e!
mety possible raha mifankahita 1jour par semaine fa tsy mivady!
fa refa mivady de mahita ny tsy mety rehetra de tsy maintsy mihena ny fitiavana fa zany hoe mba leferina daholo
36. mamzelkely ( 02/11/2005 09:28)
lilbon< ehhhhh de mbola ts tody an le tena tinao zany enao... ny anay efa plus de 3ans kosa alo e...:P:-D:°)
37. jajaf401 ( 02/11/2005 09:47)
Enim-bolana ihany ny maximum amin'io fa au delà d'efa mihena avy hatrany, de manomboka manangatra izy avy eo; :-D:-D
38. mamzelkely ( 02/11/2005 11:40)
sur amizany ve enao...ry jajafa401:roll:
39. menakely ( 02/11/2005 16:22)
salut!
@ko indray mazava ho azy raha miseho tsy kely2 ny toetra ratsy.Mazava ho azy anie fa olona 2 samy hafa no mihaona ka samy manana édication azony io,ary tsy misy koa anie olona tonga lafatra,fa rehefa hitanao zao no point faibleny de mba eviténa,de zao zavatra tena tiany dia atao,ilay izy koa mila mifamaly,
de hampamatotra tsara ny fitiavana dia zavatra 4:fifanajana+fampitokisana+fandeferana+mahay mifamela;
fa raha io no voafehy mety hisosa hoazy; asa aloha fa ny ahy zay no mba haiko.
40. pika ( 03/11/2005 04:41)
ny anton'io matetika dia mora taitaitra fotsiny ny olona ankehitriny tsy nahita afa tsy ny toetra tsara tety ivelany fa tsy nahita ilay faiblessekely madinika hitiavana azy
tandremo fa ny fahatongavan'ny zanaka koa indraindray mety mampihena ny fitiavana satria mety ho varina @ zaza sisa rafotsy fa adino ny mikarakara andrangahy ....
vahaolana izay fomba fanao t@ vao nifamofo dia hezao ho averimberina matetika mila kolokoloina ny fitiavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2699